Mampalaelo za fa mba vonjeo
21. fahamarinana
(
02/05/2009 15:13)
:arrow: ni : :-D naika zay aby no nolazaiko fa sao rihatan'ilay olona amin'ny kalaza aketo niany ity an ! :-P (l)
22. ni81
(
02/05/2009 15:27)
Aza matahotra njy fa ampiako e! :lol: :lol: anaovantsika roa angaredona raha mitondra kalaza eo :-D :-D
23. kalazagasy
(
02/05/2009 16:30)
Tsy eo aminareo mantsy ilay toerana rireto! Matory a dia birigity ihany no ao antsaiko, any apiasana dia mbola izy ihany, ny fiainako manontolo dia fena azy sy ny anarany.
Mbola fisaorana an'i fitiatantely ihany aloha e, enga ane ka tsy hiovahevitra mihitsy enao any aoriana any.
Inona kay ny fihetsika na fiteny tena mora mahasarika anareo vehivavy ireo? Mba ampio mo a eh.
Mbola fisaorana an'i fitiatantely ihany aloha e, enga ane ka tsy hiovahevitra mihitsy enao any aoriana any.
Inona kay ny fihetsika na fiteny tena mora mahasarika anareo vehivavy ireo? Mba ampio mo a eh.
25. ni81
(
03/05/2009 08:38)
Maninona no tsy tonga de resahina izy e,tiako ianao de vita.Tena tsotra sy mazava io ry kalaza a :-D
28. simplex
(
03/05/2009 19:23)
dain
toa analan'lisany fotsiny izy kanefa mampalaelo be mila vonjy :)
zao e,
anotanio izy hoe @ firy enao no mirava na hoe mikatona ny fivarotanao?
dia raha manotany izy hoe fa ahoana/manin? dia valio tsotra hoe mba te hiresaka/hahalala anao aho... mafinaritra be enao. Na hoe manja be enao/ tiako be ny fitsikinao... ze mety ee
Tsy dia mila mitady excuse be zany tsony refa tsy eny @ lycee tsony le sipa, efa mazava ny tanjona tsin. Na izy koa aza mety hoe faly (na dia mody tsy mampiseho aza) hoe misy mikoty... ra tsy hoe efa manana sipa nga izy na hoe mbola tsisy nikoty mintsy na hoe tsy nanao sipa mintsy hatr@ zay... ra zay ndray aloha dia midofotra avy hatrany ee mais bon... mila mi-insiste koa indraindray, indrindra ra sipa milay :)
enfin, afaka mampiresaka ihany alou ee. Tokony izay aza no nataon'i toi voalohany fa tsy haiko nanin no tsy nampiresahana izy. Aza menatra izany fa ze sahy maty no mifono lamba mena rakoto a. Mody anotanio hoe in avy kay ny @ ity compose ity? dia tohizo @ ze valiny teneniny eo... ny tanjona: @ firy no mirava na hoe miaraka misotro cafe rariva :P
Tsy koi na tsy manaiky aza izy @ voalohany na hoe miavonavona kely fa ataovy isan'andro... babonao ny foko hoe... mila manao sakrifisy kely aloha toi mividy compose isan'andro ee. Tsy voatery compose koa fa na zavatra hafa aza, sady mety mankaleo be ra compose isan'andro no kaly...
ra mamonjy manjavona izy refa tonga toi, dia @ manaraka itondray vonikazo na zavatra otr'zany, dia teneno hoe omena an'i kala xxx...
ra vao tsy poinsa ao anatin'ny herin'andro dia ipitsio @ zay fa tssssssssssssss mampifila loatra sady lafo be ny compose hahaha
bedabe ny sipa fa tsy voatery mifikitra @ mpivarotra compose refa tsy mety ee...
;-)
30. ni81
(
03/05/2009 19:56)
dain:-D :-D :-D
toa analan'lisany fotsiny izy kanefa mampalaelo be mila vonjy
31. Tazana
(
03/05/2009 22:56)
Za koa aloha mba somary nanontany tena hoe tena izy ve sa mananihany ary...Fa raha tena izy dia ilay an'i simplex io no tena izy: manao avance ianao dia mijery izay valiny. Mi-insiste kely fa rehefa tena tsy mety koa dia marina ilay hoe aleo hajanona fa raharaha efa tsy hanjary ny anao (na mety tsy mbola fotoana).
Rehefa ataonao am-panajana na mivantana aza tsy maninona fa aza matahotra. Aleo mahay zay mba heviny toy izay marary fo nefa tsy mbola hay izay mba fihetseham-po dragirity ry toi a. Dia mirary soa handeha amin'izay fanirianao e. Lazao vaovao ihany ny namana!
Rehefa ataonao am-panajana na mivantana aza tsy maninona fa aza matahotra. Aleo mahay zay mba heviny toy izay marary fo nefa tsy mbola hay izay mba fihetseham-po dragirity ry toi a. Dia mirary soa handeha amin'izay fanirianao e. Lazao vaovao ihany ny namana!
32. fahamarinana
(
04/05/2009 02:41)
simplex:
Tsy dia mila mitady excuse be zany tsony refa tsy eny @ lycee tsony le sipa, efa mazava ny tanjona tsin.
:arrow: :-D :-D zany koa moa izy io ? :) (l)
33. fitiatantely
(
04/05/2009 09:46)
tsssssss, za kosa alo refa elab eo enao manapakevitra de tsy ivarotra compose ntsony za fa mba hamahako anle blèmenao ftsiny no nivarotako compose fa refa tsy tapakevitra enao de iverina @ asako taloha ihany za fa otran tsy mande mintsy le composeako ato kooo
34. kalazagasy
(
04/05/2009 16:11)
Mirananirina:
Maninona no tsy tonga de resahina izy e,tiako ianao de vita
Ni81:
Tena tsotra sy mazava io ry kalaza a
Fahamarinana:Mety ve izany tonga dia seka be zany ry reto? Raha Mirananirina ve no teneniko hoe tiako ianao dia hanaiky avy hatrany? Ka raha sanatria tapatsinay @fihomehezana eo ianao dia tsy ho hitako h@ làlana ivoahana angamba. Asa aloha e, rehefa tena hialanenina farany ve tsy ho hatao seka be ohatran'io marina dia izay hiafarany any hiafarany. Misaotra e.
ary mirananirina manana vaha-olana mahoby an !
35. fahamarinana
(
04/05/2009 16:25)
:arrow: kalaza nama saro-tiavana lé !tsy tia sec ,tsy tia miandry,dia tia inona ndray ! :�) (l)
36. kalazagasy
(
04/05/2009 16:29)
Simplex >> Merci bcp letsy fa tena ilay fanombohandresaka ohatran'io mihitsy no tena tadiaviko eto sady masaka be ilay torohevitra. Aleo andramana avy hatrany @ sabotsy.
37. ni81
(
04/05/2009 16:32)
Faha ange efa nilazako fa hilaozan'ny omby miraoka eo i kalaza io fa be fikenona e! Aiza ve ka mahita izao fialan-tsiny rehetra izao! :-P
Hangatsiaka eo ihany ilay VY fa ataovy.
Hangatsiaka eo ihany ilay VY fa ataovy.
38. kalazagasy
(
04/05/2009 16:35)
papoose:300 ny composé dia ampiana henabaolina 2 fa izany no fanaon'ny olona ao.
kalazagasy, nga dimandrato zao vao mahazo popozé leee!!
Tazana > Misaotra e. Otateriko eto ihany ny fahombiazako enga anie.
Fitiatantely > Andraso kely fa efa nahazo hevitra tsara be aho io nomen'ny simplex io. Ianao koa ary sao dia mba mananiany ahy fotsiny fa aiza koa no misy hoe noho izaho no nivarotanao composé?
39. kalazagasy
(
04/05/2009 16:39)
Fahamarinana sy Ni81 > Aleo kosa aloha aho mba hialanenina kely @ birigity e, favy be anie izany sipa izany e, tsy holazaiko eto ilay toerana fivarotany fa sao dia sosohan'ny hafa eo aho.
40. ni81
(
04/05/2009 16:45)
Tahaka izany ihany t@ Berta! Lazaina fa toy izao i Berta e! toy itsy e! Nefa aiza? :lol: :lol: