Mampalaelo za fa mba vonjeo

1. kalazagasy ( 01/05/2009 22:05)
kofiboay a. Ny blem-ko zany dia tara be @lay sipa mpivarotra composé zay aho, tena reviko be zany rey olona a ,isaky ny mba miditra ao atsenany nefa za tsy topazany maso akory ,za tsy manambola inànana composé isanandro ao aminy. Ndraypande zay a efa h@ 9 alina mba niandry anazy ivoaka refavy manidy tsena iny fa tonga dia natory ngamba zareo, tsitako tsony zay atao nefefa marary mitsy ny foko @ fitiavana azy.
atoroy evitra a ry namana serasera isany a. Misaotra betsaka.
2. fahamarinana ( 02/05/2009 04:46)
:arrow: dia mpiasa birao ndray tiavina fa ireny mirava amin'ny 6 mazana sa tsy vaha-olana ve zay ry kalaza !! :) (l)
3. ni81 ( 02/05/2009 05:44)
Ary maninona raha mametraka demande dia mba miasa ao aminy na dia hanao mpanasa vilany fotsiny aza :lol:
4. fahamarinana ( 02/05/2009 06:06)
:arrow: ni :koa hisy vilia voadio ve ? tsy mahita azy aza izy efa marary mihintsy hono ny fony amin'ny fitiavany azy maika ka hitany isan'andro ? tsy ho giravy mihoatra izay ? :) (l)
5. diamondra27 ( 02/05/2009 07:13)
ni81,faha : ny ahy ndray de oe maninona ra mba mody manontany oe misy sakafo livre-na mora sao de intéressée izy
mody atao oe zao ny karaoty sy ovy ny kilaony aty aminay ka sao de mahasoa anao tompoko
6. ni81 ( 02/05/2009 07:55)
ni :koa hisy vilia voadio ve ? tsy mahita azy aza izy efa marary mihintsy hono ny fony amin'ny fitiavany azy maika ka hitany isan'andro ? tsy ho giravy mihoatra izay ?
mety hitolefika eo am-pijerena ilay sipa eo fotsiny marina izy raha izany e! :-D :-D
ni81,faha : ny ahy ndray de oe maninona ra mba mody manontany oe misy sakafo livre-na mora sao de intéressée izy
mody atao oe zao ny karaoty sy ovy ny kilaony aty aminay ka sao de mahasoa anao tompoko
tsy ratsy koa io hevitr'i diams io ry kalaza a! :lol:
7. kalazagasy ( 02/05/2009 08:19)
Fahamarinana:
dia mpiasa birao ndray tiavina fa ireny mirava amin'ny 6 mazana sa tsy vaha-olana ve zay ry kalaza !!
Sarotra be izany ry Fahamarinana fa mbola Birigity ihany aloha no mbola masaka andoako.
8. kalazagasy ( 02/05/2009 08:22)
Ni81:
Ary maninona raha mametraka demande dia mba miasa ao aminy na dia hanao mpanasa vilany fotsiny aza
tsara ilay evitra fa za miasa @ garidian dia tsy afaka manao asa 2
9. kalazagasy ( 02/05/2009 08:30)
diamondra27:
ni81,faha : ny ahy ndray de oe maninona ra mba mody manontany oe misy sakafo livre-na mora sao de intéressée izy
mody atao oe zao ny karaoty sy ovy ny kilaony aty aminay ka sao de mahasoa anao tompoko
misaotra anareo rehetra aloha nanome evitra e . Tena mety azaona miresaka aminy marina io fika io ry diamondra27 , mapataotrana fotsiny raha sanatria manaiky eo toko izy d aiza no aitako ovy sy karaoty be dia be sady morabe omenanazy ? tsy vaomaika ve mety otsitiny maizina eo a fa pandainga ?
10. ni81 ( 02/05/2009 08:32)
tsara ilay evitra fa za miasa @ garidian dia tsy afaka manao asa 2
dia manaova safidy ry anaka! :lol: :lol:
11. fitiatantely ( 02/05/2009 08:37)
aza miasa saina amzany fa avy aty amko fa za ko nge mpivarotra compose e! :lol:
12. fahamarinana ( 02/05/2009 08:39)
:arrow:
ni81:
dia manaova safidy ry anaka!

:arrow: :-D :-D tonga dia vaha-olana direct be ny anjy !! :-w mety ho vitany kalazagasy ve io hono !!! (l)
13. fahamarinana ( 02/05/2009 08:45)
fitiatantely:

aza miasa saina amzany fa avy aty amko fa za ko nge mpivarotra compose e! :lol:

:arrow: kalazagasy : io efa misy azo atao solony hono an! efa nanolo-tena i fitiatantely ! :) (l)
14. ni81 ( 02/05/2009 08:59)
aza miasa saina amzany fa avy aty amko fa za ko nge mpivarotra compose e!
izany hono ry kalaza a! velezo ny vy dia ny mafana! :D
15. kalazagasy ( 02/05/2009 09:57)
Ni81:
dia manaova safidy ry anaka!
ilay miasa @ garidian anie tsaratsara koko ny karama no ilay manasa lovia e. Mba ijereo evitra afa moa e. Vao avininana composé tao a zao dia tsy tazako tao izy, very fotsiny ny dimandratoko ninanana composé sy henabaolina tao nefa tsy nahitanazy akory.
16. kalazagasy ( 02/05/2009 10:03)
fitiatantely:
aza miasa saina amzany fa avy aty amko fa za ko nge mpivarotra compose e!

Fahamarinana:
kalazagasy : io efa misy azo atao solony hono an! efa nanolo-tena i fitiatantely !

Ni81:
izany hono ry kalaza a! velezo ny vy dia ny mafana!
Misaotranareo e.
fitiatantely : mbola tena birigity aloha no tsy maty ao atsaiko, misaotra betsaka fa rehefa tena tsy misy azo atao ve tsy itodidoha any aminao ihany, enga anie ka mbola mafana fotsiny ny vy @ izay fotoana izay.
17. ni81 ( 02/05/2009 10:50)
Izany kosa no mahavoa anao ange e! I Birizity tsy hita sady tsy fantatra na hanaiky anao na tsia no tadiavina sy andrasana nefa i fitiatantely efa miandry TOP fotsiny dia lasa izao :lol: :lol:
18. endrika01 ( 02/05/2009 11:05)
Manaova gardien ao am Birigity e :wink:
19. fahamarinana ( 02/05/2009 13:00)
:arrow: Tsa misy hevitra hafa fa raha za aloha tsa mahita fa dia ny sisa azo ambara dia iafio sy iareto ao hatramin'ny faran'ny tsy taty ! Rehefa tsy tafa be ra-birg tsy hifantoka amin'ny fitatantely ve ?? ,raha mbola vonona koa izy sy mbola mafana moa ilay vy ? :D (l)
20. ni81 ( 02/05/2009 14:42)
Rehefa mangatsiaka ny vy dia aleo ho hitan'ny havany eo :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3543