Firy indray no maty androany ry tgvendrana???
1. Noue
(
24/04/2009 11:49)
11H45 : Coups de feux de 11H20 à Ambohijatovo, un mort. Un mort selon des témoins.
12:00 - Une vendeuse de livres entrain de fermer son kiosque a été atteinte d’une balle à la téte suite à la poursuite entre le 4×4 et les manifestants à Ambohijatovo. Elle est morte sur le coup
tena democratie marina ve zao ee????
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:40
2. bozyboleta
(
24/04/2009 11:53)
Ao @ morgue ao @ HJRA ilay fatin'ilay vehivavy maty io.
Mahonena ny mijery azy.
Efa miparitaka any @ tranokala any ny sariny fa tena mampihoron-koditra.
Mitohy hatrany ny habibiana asehon'ireto tsy mataho-tody ireto.
Mahonena ny mijery azy.
Efa miparitaka any @ tranokala any ny sariny fa tena mampihoron-koditra.
Mitohy hatrany ny habibiana asehon'ireto tsy mataho-tody ireto.
3. tafondro
(
24/04/2009 11:59)
Dia mampalahelo tokoa izany , mila atao refonte tanteraka koa ve ny corps de l' armée ' malagasy sa ahoana é !! ny civil tsy manantsiny foana no atao lasibatra n' iza n' iza mpiandraikitra ao ? Tokony hanao recyclage pédagogique sy remise à niveau psychologique mihintsy angamba ny officiers malagasy rehetra fa tsy lasa intsony izany famonoan' olona maimaimpoana izany .Tokony hajanona akoa aloha ny recrutement sy ny incorporations militaires rehetra fa manala baraka eo anatrehan' ny firenena vahiny rehetra . :idea: :idea:
4. njara2007
(
24/04/2009 12:06)
Tena tokony asiana ecole de politique mihitsy eto Dago eh!!! aiza ve d niala le raika lahy teo aloha d tonga indray l raika lahy ity........ :/
5. Mandefitra
(
24/04/2009 12:13)
Ny mahagaga dia voatifitra eo @ lohany daholo ireo maty. Zany hoe habibiana tanteraka ny an'ny capsat.
Tsy tokony ho ny tongotra ve no kendrena? sa le mamono olona mitsy no fahafinaretana? Mbola miara-paly @ zao ve ry oay, essera, soanja ...?
Ary maninona no mangiana ry Datoa Odon?
Tsy tokony ho ny tongotra ve no kendrena? sa le mamono olona mitsy no fahafinaretana? Mbola miara-paly @ zao ve ry oay, essera, soanja ...?
Ary maninona no mangiana ry Datoa Odon?
7. majakely
(
24/04/2009 12:32)
TANDREMO AZA MIJERY ITY RAHA SENSIBLE !
Tao am site ny tim akia misy azy ah!Nitresaka roa mihitsy no lohan'ilay vehivavy ,ary Haja hono no anarany e!!!mampatahoatra ny mijery azy ka aza mijery azy!Ray fotsiny ity fa ratsy loatra le sary hafa!
http://moe.mabul.org/up/moe/2009/04/24/img-125910p3oyj.jpg
PS:horrible ,âme sensible s'abstenir
9. sitlo
(
24/04/2009 12:35)
Mandefitra:
Ny mahagaga dia voatifitra eo @ lohany daholo ireo maty. Zany hoe habibiana tanteraka ny an'ny capsat.
Tsy tokony ho ny tongotra ve no kendrena? sa le mamono olona mitsy no fahafinaretana? Mbola miara-paly @ zao ve ry oay, essera, soanja ...?
Ary maninona no mangiana ry Datoa Odon?
Dia asa re?
10. xxx
(
24/04/2009 12:38)
majakely:
TANDREMO AZA MIJERY ITY RAHA SENSIBLE !
Tao am site ny tim akia misy azy ah!Nitresaka roa mihitsy no lohan'ilay vehivavy ,ary Haja hono no anarany e!!!mampatahoatra ny mijery azy ka aza mijery azy!Ray fotsiny ity fa ratsy loatra le sary hafa!
http://moe.mabul.org/up/moe/2009/04/24/img-125910p3oyj.jpg
PS:horrible ,âme sensible s'abstenir
12. locl
(
24/04/2009 12:44)
dia inona no hatao mba hijanonan'izao fatiolona izao e? Mila manao action mafimafy isika mba hanaitra ny mason'ny communauté internationale
14. majakely
(
24/04/2009 12:50)
Tsy hita izay hatao ...tsy hita izay hatao...raha tsy te ho afty de mijànona any antrano de aza miasa sy aza mihinankanina satria io Haja io zao tsy nitolona fa nivarotra ny boky famidiny isan'andro fotsiny izy io ,ka eo ampanidiana ny mangazainy izy no nisy bala very ka nahavoa any lohany,ny asasny moa naratra ary indrisy fa be ny zazamadinika maratra amin'izany!!!Voilà!!
15. xxx
(
24/04/2009 12:51)
manjakely misaotra akia nizara a! jesosy o olombelona ihany ve ry reto no mahavita zao
17. Noue
(
24/04/2009 12:53)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
:( :( :( :( ontsa eeeeee
:( :( :( :( ontsa eeeeee
18. xxx
(
24/04/2009 12:57)
tsy aiko intsony rehefa tsy hihetsika @ zao ka tokony dorana velona oa ny fianakaviany capsat reo
19. Noue
(
24/04/2009 12:58)
tokony mahintsiny ee!!! dia zao ve dia mbola misy sahy manohana an'io tgvendrana io foana eto????
20. sitlo
(
24/04/2009 12:58)
Biby tsy manan-doha hono tsy mandeha.
Izay no antony isamboran'ny CAPSAT ny depute isakarazany io.
Ny antony hitifirany vahoaka indray amiko dia fampitahorana ihany.
Raha dinihina izany ny tena antony dia ny fiarovana seza. (Izay tsy mipetraka akory fa terena fotsiny izao).
Inona anefa no ilàny ilay seza?
Ny ankalazana:
- demokrasia (feon'ny vahoaka - izay tifirina ihany)
- fanalana amin'ny fahantrana (tsy misy programan'asa na kely aza fa ny an-dRavalo ihany no mody aholakolana)
- tsy haiko koa fa anontaniko an'i soanja sy Oay
Ny hita:
- famakiana reserve nationale
- famonoana sy fisamborana olona (tsy Ambohijatovo ihany fa hatramin'ny faritany)
- tsy haiko koa izay antsokosoko any