kilalaon'ny ankizy ankehitriny
1. julianna
(
21/04/2009 10:46)
manaona dol o
ity misy eritreritra mandalo kely e, mba mila ny fijery sy ny hevintsika ary ny fahafantarantsika tsirairay : na ankizy na ray aman-dreny na mbola mpitovo.
inona amin'izao no tena kilalao tian'ny ankizivavikely, mbola tia saribakoly ve ny ankizivavy malagasy (le nalaza : barbie na le poupée taizana ireny) ?
sa inona indray no malaza ?
ny anay "taloha" manko dia ireny
zay fa dia bonne continuation daholo tsika e!!! courag dol am fiainana e! aza kivy

novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:38
2. ari.malala
(
21/04/2009 11:02)
ny amizao fotoana izao toa ny playstation no tena mahavariana ny ankizy ko! eny e, fa mbola misy ankizivavy tia saribakoly sy dinety iany alou e
3. ni81
(
21/04/2009 11:17)
ny amizao fotoana izao toa ny playstation no tena mahavariana ny ankizy ko! eny e, fa mbola misy ankizivavy tia saribakoly sy dinety iany alou eny vavy lehibe zao milalao ordi :lol: ry ari sy ny tariny rehetra ao ambadika ao
4. julianna
(
22/04/2009 10:04)
marina dol zany e
bienvenue ze mbol manan-kevtra haf
f ny akizlah n tena tia playstation kosa e, s aon?
bienvenue ze mbol manan-kevtra haf
f ny akizlah n tena tia playstation kosa e, s aon?
5. ikaretsaka
(
22/04/2009 13:10)
arakarak'ilay toerana koa io an...
tsy haiko ny ankizivavy fa ny ankizilahy tena misy mbola mankafy kiombiomby tanimanga sy mitifi-borona sns ohatran'ny kilalaonay fahiny ihany raha le somary ambanimbany vohitra.. fa raha andrenivohitra de lasan'ity jeux jeux ity aby..
hitako @ ireo cousins kely fa tena misy fahasamihafana be

6. fahamarinana
(
22/04/2009 13:16)
:arrow: Ny hitako aloha raha ny nieces dia toa mbola jeux video ihany na tsy playst aza fa wii sns..ireny koa anie misy jeux barbie sy kilakozia sns... Na izany aza mbola misy milalao saribakoly ihany nefa !
Ny hitako aza dia toa vaiavy lehibe mihintsy no milalao saribakoly sy manao collections.Asa raha nisy nahita reportages ianareo fa nahatalanjona tanteraka :dia tezaina dia resahana dia karakaraina manoatra noho ny zaza nateraka e! :) (l)

7. Ratoa
(
22/04/2009 13:21)
ny any indray (3 taona sy 5 taona) dia camions be isankarazany no mahaliana azy (vavy kely ireo an!). Ao ny benne, ny citerne ets...
8. fahamarinana
(
22/04/2009 13:30)
:arrow: Ratoa : samy manana ny tiany tokoa an !Ilay vavy kely milalao bibil ohatrany tsy dia maninona fa efa nahita bandy kely nilalao saribakoly ve nareo ? (l)
10. tywa68
(
22/04/2009 14:42)
Rah ny milalao mampiresaka vato kosa aloh d ny vavy foana no hitako na tany dago na aty e !
F'ilay poupée sy dinety d misy mihitsy ny lahy kely miara-milalao eo, maninn moa :lol: fa tsy atakalony playstation sy jeux eto @pc na boules kosa aloha e :-D
F'ilay poupée sy dinety d misy mihitsy ny lahy kely miara-milalao eo, maninn moa :lol: fa tsy atakalony playstation sy jeux eto @pc na boules kosa aloha e :-D
11. diamondra27
(
22/04/2009 15:59)
nena ny zanako nilalao tantara tantara sur ordi ireny fa tsy toy le nataonay fahiny am vato ireny
virtuel le izy fa mahaliana be sady tsy izy irery no ao fa olona maro
tsy tadidiko le site fa misy hoe tranobe anankiray zay de ny anakiray dada sy mama de manaraka ny zanaka de manaraka ny dadatoa sy nenitoa sns de manao histoire eo ry zareo e! sady afaka mitsaty milaza le zavatra atao

12. fahamarinana
(
22/04/2009 16:06)
:arrow: Diamondra : efa moderne marina ilay kindrindrina aty o !..tsaroako fahiny ny fangalarana ireny tavoahangy fanao sisina-vonikazo ireny dia vakiana atao tomabil .... :-D :-D ! (l)
13. rakaroka
(
22/04/2009 20:08)
fahamarinana:
:arrow: Ratoa : samy manana ny tiany tokoa an !Ilay vavy kely milalao bibil ohatrany tsy dia maninona fa efa nahita bandy kely nilalao saribakoly ve nareo ? (l)
Si, milalao sakibakoly akia ny zazalahy kely an. Tsy hitan-dry angaha ireny
"figurine" sanguku , Batman , ary ny zanako dia ireo catcher sy diva @ catch no tena mahafatifaty azy : Egg , Vicky , Remnisterio, sns hainy daholo ! :-D :-D :-D
14. fahamarinana
(
23/04/2009 02:52)
:arrow: Rakaroka : :-D :-D za ve akia nahalala hoe saribakoly koa izy ireny,kay tokoa leaza ! Marina tokotrany ! :wink: (l)
15. julianna
(
23/04/2009 09:58)
Misaotra @fandraisan anjar an! Ten b n zvt azo tsoahona av amzany resak reetr zan
Tsara n fandrosoana, fa le virtuel mankarary maso n ankiz
Nef ren n ten lamaody!
Tsara n fandrosoana, fa le virtuel mankarary maso n ankiz
Nef ren n ten lamaody!
16. diamondra27
(
23/04/2009 13:19)
asiana fetrany ny devant ny ecran fa tsy avela eo foana izy
rakaroka: eny toa akia a, de misy le figurine ny kinder surpriz reny koa na ny lego mety am bandy kely
faha : tadidiko tsara mitsy retsy ireny a, hahaha hafa ihany wa tam ireny e
rakaroka: eny toa akia a, de misy le figurine ny kinder surpriz reny koa na ny lego mety am bandy kely
faha : tadidiko tsara mitsy retsy ireny a, hahaha hafa ihany wa tam ireny e
17. soanja
(
24/04/2009 05:04)
julianna:
manaona dol o
ity misy eritreritra mandalo kely e, mba mila ny fijery sy ny hevintsika ary ny fahafantarantsika tsirairay : na ankizy na ray aman-dreny na mbola mpitovo.
inona amin'izao no tena kilalao tian'ny ankizivavikely, mbola tia saribakoly ve ny ankizivavy malagasy (le nalaza : barbie na le poupée taizana ireny) ?
sa inona indray no malaza ?
ny anay "taloha" manko dia ireny
zay fa dia bonne continuation daholo tsika e!!! courag dol am fiainana e! aza kivy
Miankina amin'ny taonan'ny zaza ny kilalao ataony satria miankina tokoa amin'ny zavatra fivoaran'ny/ takian'ny sainy ny kilalao manaitra sy mahaliana azy. Miankina indrindra koa amin'ny fiarahamonina iainan'ilay zaza ny zavatra tiany lalaovina.
Firy taona ny zanakao??? Ary aiza ny toerana misy azy? Tianao hilalao toy ny zaza Gasy izy sa zaza vazaha? milalao eo daholo izany rehetra izany. Hatraiza ny tianao atao hoe fetran'ny kilalao na lalao, isan-karazany tokoa mantsy ny atao hoe lalao.
Zavatra iray mba tiako tenenina fotsiny raha mety sy manam-potoana isika dia maka fotoana mandinika ny zavatra ataon'ilay zaza. Dia avy amin'iny zavatra ketrehany iny (asa) no anamboarana kilalao ho azy. Tsy misy tsara nohon'ny kilalao amboarin'i Neny/ Dada ho an'ny zanany. Ianareo mianaka no miaramikonona azy.
:-* :-* :-*
18. xxx
(
24/04/2009 13:34)
Miankina @ toerana ihany koa , raha toa ka mipetraka @ appartement sy tanan-dehibe ianao, dia tendance playstation - ordinateur- Ninetendo DS
Raha mipetraka @ maison, na mifanerasera be @ manodidina dia afaka manano lalao en plein air : vélo, foot, nady sy rôle ... etc
Raha mipetraka @ maison, na mifanerasera be @ manodidina dia afaka manano lalao en plein air : vélo, foot, nady sy rôle ... etc
19. ari.malala
(
24/04/2009 14:27)
ni81:
ny amizao fotoana izao toa ny playstation no tena mahavariana ny ankizy ko! eny e, fa mbola misy ankizivavy tia saribakoly sy dinety iany alou eny vavy lehibe zao milalao ordi :lol: ry ari sy ny tariny rehetra ao ambadika ao
:lol: :-D :-D fa nareo miresaka hoe manao tantara vato fa nisy fotoana teo alohaloha teo iny Ambinintsoa sy ny vatokely bedabe eraky ny tanana niditra avy any de hoe ampiim 'eto vato 'eto neny fa anaova tata'a (hanaovana tantara hono) fa naika tapaka ny tsinaiko tamizay! avy eo moa adinony hoazy teny ilay izy fa tsy noraràna akory izy. Ny ray tanàna aminay presk bandikely daolo, zareo tsmilalao afatsy tôbil kely, ra ts zany d le misangisangy manao catch fa ts haiko hoe taiza no nahitany hoe hanao tantara!
20. ikaretsaka
(
24/04/2009 15:11)
diamondra27:
asiana fetrany ny devant ny ecran fa tsy avela eo foana izy
rakaroka: eny toa akia a, de misy le figurine ny kinder surpriz reny koa na ny lego mety am bandy kely
faha : tadidiko tsara mitsy retsy ireny a, hahaha hafa ihany wa tam ireny e
le momban'ny ecran hono ry diams soloy projecteur hoy ny doko an..
tsy haiko @ ankizy fa za tsy mahatanty ilay ecran mbola mibontsina ireny fa fanina raha mijanona elaela eo, dia nasain'ny doko hoe mampiasa le ecran ohatran'ny manao presentation ireny dia eo no miasa sady mahafinaritra fa ngoooozabe
za koa moa @ le CAD CAD ity de misy ora maro2 eo foana