kilalaon'ny ankizy ankehitriny
21. kotobekibo
(
24/04/2009 21:24)
tena hafa ny kilalaon'ny ankizy ankehitriny an!
aiza taloha izany ny manao vitsiliha , rakafina , kas kas kapoaka , tosika pneu , tsobato , zoera , kapsily , tatara tatara @ vato , ... fafinaretana ery na ny zazalahy nany zazavavy .
@ izao fotoana ny ankizy vavy lasa mialalao tomobila kely ( barbie... ) , ny ankizy lahy lasa mialalao saribakoly ( action man , dragon ball , tortues ninja ...)
Miova dôly :D

22. RATOVOARY
(
28/04/2009 12:57)
Ny ahy aloha izao mbola lahikely no mahay milalao fa vao manomboka ny fitaizana ny vavikely. Tsy dia hitako hoe inn no ena mahavariana azy fa izay kilalao hitany dia dongiany, rehefa azo any antrano dia roa na telo andro ihany dia hadino. Fa ny tena hitako fahafinaretany dia arak ilay lazain'i Soanja hoe ianao RAD mihitsy no mamorona kilalao ho lalaoviny na koa mandaha-tena ny hiara-hilalao aminy kely eo aloha. Satriny ery ho eo foana. Tsy foiny hiala eo ndray aza , indrindra moa zany hoe hisôma baolina zany e!.
23. soanja
(
28/04/2009 16:41)
Misy fiantraikany be dia be tokoa amin'ny fahasalamana ara-tsaina , ara-tsosialy ary ara-pihetsempo ny zaza ny fanokanana fotoana hikolokoloina azy ka indrindra raha fantany fa misahirana tokoa ianao Rad-niny hanana izany fotoana sarobidy ilainy izany.
Ny olan'ankizy be dia be tokoa mantsy aty an-dafy amin'izao dia fantany fa totofana kilalao izy satria tsy manam-potoana hilalao hiaraka aminy ny Rad-niny. De lasa mivadika olana ilay izy rehefa lehibe.
Mila fandanjalanjana foana koa anefa ny zava-drehetra fa tsy tsara koa raha ampihantaina ny zaza ka ny fisianao eo isa-tsengodra eo aminy dia mety hampitombo filana hafa aminy koa any aoriana. Miankina amin'ny taonany ny zavadrehetra.

24. mmmhh
(
29/04/2009 08:38)
manao tantara (mampiteny vato ) ny ahy no tena tiako t@ mpola kely
fa rah vao ratsy naoty tonde arian'i mamanay daholo ny vato de mitomany be,
satria hafa ihany le vato efa voakapokapoka tsara, mbola hanavao ndray zany