Fahotana ve ny manendrikendrika? ny vhvvy nomenao ahy no ...
21. niryna
(
14/04/2009 15:01)
niryna:
Inona ary no tokony ataontsika mba hiarovana ny tena tsy hanameloka ny hafa na anome tsiny ny hafa amin'ny zavatra ataontsika na manome fahadisoana ny hafa amin'izay ataontsika ?
:-*
satana dia mihelimpatrana eran-tany satria Atra manana ny anjeliny ,Satana koa manana ny anjeliny.
Ny fahafatesana izay efa noreseny dia fandresena ho antsika kristiana rehetra,fandresena ho an'izay mitady azy,mangetaheta ny fahamarinana,mitady mpamonjy hanafaka ny fatotr'ilay satana.
Heb 2:16-18 Fa hita marina fa tsy anjely no vonjeny, fa ny taranak'i Abrahama no vonjeny.
17 Koa amin'izany dia miendrika mba hatao tahaka ny rahalahiny amin'ny zavatra rehetra Izy, mba ho Mpisoronabe mamindra fo sy mahatoky ny amin'Andriamanitra, mba hanaovany fanavotana noho ny heloky ny olona.
18 Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin'ny fahoriana nentiny, dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy.
Inona ary izany no tokony ataontsika mba ho blameless isika :mba tsy homena tsiny,mba tsy anome tsiny na mba tsy andainga na tsy manaiky ho resy lahatra fa tsy mety ny ataontsika?
Ny tenin'Atra no mampianatra antsika satria tsy misy afaka ny anao izany irery raha tsy misy ny fanahy masina mampianatra sy mitarika antsika andeha amin'ny fahamarinana ary hoy indrindra Izy manambara antsika hoe : I kor 1:7-9 ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra hianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika,
Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny hianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika
^:^ ^:^
22. soanja
(
14/04/2009 15:07)
niryna:
soanja:
Tsy manendrikendrika ny fiteny an'io fa manilika hadisoana mba tsy ho an'ny tena noho izany dia afendraka amin'ny hafa. Io matetika no antsoin'ny gasy hoe MANOME TSINY ny hafa.
Satria miala ammin'ny fahamarinana. Ny asa na andraikitra atao dia zakain'izay nanao azy sy izay miadidy na mandraharaha ny momba ilay asa.
Eto dia isan-karazany no tokony ho fisehon'ny hadisoana ary samy manana ny tandrify azy avy: misy filazana azy avokoa ireo fahadisoana ireo fa raha tsorina maimaika sy mitambatra dia NY TSY FAHATOKISANA AN'ANDRIAMANITRA!
misaotra anao ,efa nahitsiko tery ambony tery ny tiako ho lazaina.
Adama anie niaiky fa nihinana ny paoma e.Nilaza ny marina izy izany e,dia nampiany hoe eny e nihinana ny paoma aho satria ilay vehivavy nomenao ahy ( tsy mety raha irery rahalehilahy koa dia nanamboaran'Atra vady sahaza ho azy) io no antsoin'ny kristiana eran-tany ho Adama sy Eva fa tsy Adama sy Perline na Anjelica na asa ....
:D izay zavatra tenenin'ny boky hafa akoatran'ny baibolin'ny kristiana,raha ny jiosy mantsy dia manaraka ny testamenta taloha ka mbola miandry an'ilay Mesia hatramin'izao.
Isaorana anefa Atra fa efa maro ireo Jiosy no tonga saina,na ny marina ny fanahy masina no manokatra ny masom-panahin'izy ireo ary dia efa misy Rabbi mitorinteny amin'ny Testamenta vaovao. New Jersey izao dia misy iray,henoy ny radio AM fa mitorinteny isan'andro ilay Pasitera Jiosy na Rabbi .
Hors sujet kely io fa fampatsiahivana ho an'i kristiana fotsiny .
:D :D
soanja:
Rehafa tsy manana fahatsapan-tena nanao diso ny olona iray nefa nanao diso tokoa dia izay no antsoina hoe ota.
misaotra anao ,izay no nahatonga ahy hiteny hoe matetika isika rehefa misy zavatra mitranga dia tsy miaiky iny hoe antsika ny fahadisoana fa ahilika amin'ny hafa foana kanefa Atra efa mahalala fa antsika io fahadisoana io.
Toy ny olona efa zavatra mandainga ohatra ka maheno vaovao dia lazainy ny marina antsany ary ampitomboiny ilay izy ,hi,hi.Izany hoe ny valala nisy fa ny mpilaza koa nahay nilaza e
:D
Ny teny dia manan-kasina tokoa ary milaza ny ao am-po.
Rehefa zavatra tahak'io dia mila mandinika tsara sy mamakafaka tsara vao lazaina. Amiko rehefa ara-pinoana dia tsy misy afaka handiso ny hafa hoe Mpamosavy ianao, mpamafy lainga ianao, ianao tena devoly, ireto ny mpanendrikendrika, ireo ny mpanilika hadisoana sns... satria tsy anjarantsika no manao izany fa Andriamanitra ihany.
Isika dia fanarahana ny teniny sy izay tsapantsika fa mandaitra amintsika no zava-dehibe. Amiko ny Xtianina , izaho tafiditra ao anatiny dia mila mandinika ny tenako foana izay vao afaka hanala ny fotaka eo amin'nhy tarehin'ny hafa.
Ny finoana koa mantsy amiko tsy misy hoe tsy maintsy izao sy izao satria izay no voalaza fa arakaraky ny fahitan'ny tsirairay azy ihany. Izaho izao raha hitady an'i Jesoa dia tsy handeha lavitra fa hifampiresaka amin'ny ao anatikosatria fantatro fa tempoly mihazona azy ny tenako. Ny an'ny hafa anefa mety hitodika any an-danitra izy rehefa hiresaka amin'Andriamanitra. Tsy afaka ny hadiso an'ireo aho satria samy manana ny fahitany ny finoany ny olona .
Raha mamaky ny boky hafa tsy noraisina ho isan'ny baiboly ianao nefa niara nosoratana tamin'izany fotoana izany ary mpianatr'i Jesoa ireo olona ireo dia ny iray amin'ireo teny niteny mihitsy hoe nidina tany amin'i Helo i Jesoa nony maty tao anaty telo andro nahafaty azy alohan'ny hitsanganany ary novotsorany tao ireo olony dia isan'izany i Adama. Afaka alalinina tsara io fa izy izany tsy nanameloka an'i Adama velively.
Ny Helo dia tsy inona no fanazavany fa toerana alehan'i maty rehetra mandrapahatongan'ny fitsarana.
24. niryna
(
14/04/2009 15:54)
ikaretsaka:aoka re woa tsy reraka aho manazava aminao satria mety misy olona mitovy fisainana aminao ihany koa araka ny nampianarana azy ary dia iny ihany no ataony sesi-boletra ..
Niryna>jereo ny finika ao ambadika momban'ny hoe iza no noharin'atra taloha..dia vakio tsara ny baibolinao...
Ary efa averiko foana fa tsy ny baiboly ny source fa Atra
Dia averiko indray ,izay mitady dia ahita fa izay miziriziry ny sainy ka izay heveriny fa ho marina azy fa tsy marina araka ny teny izay nomeny dia izay ihany koa no hitondran'Atra azy ..
20 Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo;
21 fa na dia nahalala an'Andriamanitra aza izy, dia tsy mba nankalaza Azy toy izay miendrika ho an'Andriamanitra, na nisaotra Azy, fa tonga zava-poana izy tamin'ny fisainany, ary tonga maizina ny fony donto.
22 Nandoka tena ho hendry izy ka tonga adala,
23 koa ny voninahitr'Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lo sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka.
24 Ary izany no nanoloran'Andriamanitra azy tamin'ny filan'ny fony ho amin'ny fahalotoana, dia ny nifanalany voninahitra tamin'ny tenany avy;
Romana 1
porofoy ary fa mahita loharano velona hafa hianao e
Eritrereto hoe loharano sy rano 1 siny nantsakaina tao @ io loharano io...
Avy @ loharano ny rano ao anaty siny: marina izany...fa tsy io akory de ampy ahalalanao ny momban'ny loharano.
Koa aza mitsahatra ny mivavaka,mangataka ny fanahy masina hanazava sy hitari-dalana antsika mba ahalala ny marina satria izay mangataka dia ahazo,izay mangetaheta ny tenin'Atra dia omeny rano tsy mety ritra ,rano velona ,ataovy ny fanandramana hoy aho mantsy anao,fa raha miziriziry eo ika dia e,e, izay saimpatantsika,izaho,hianao sy izay mifanandrify ny ato antsai-ko/nao ihany no lazai/ko-nao /ary tsy ho azo-ko/ahnao mihitsy ny tenin'ATra na dia atao hoe manana fahaizana faran'izay ambony aza aho/hianao raha tsy tena manolotena ka mino fa kristy no Atra,kristy no manafaka amin'ny herin'i satana
Ny teny dia omeny ho an'izay mino izany ary dia ny fanahy masina no itari-dalana azy hizara izany teny mamy izany ho an'ireo izay mahalala ka hamoy be be kokoa,ho an'ireo izay mbola tsy nahalala ny Teny ary ho an'ireo izay nahalala kanefa nandositra tamiNy ,tsy misy fahaizana io fa fahendrena no nomeny ho an'izay rehetra mino Azy.
Tandremo sao avadika indray hoe dia ahoana izany ireo pasitera sy ireo olona mitondra fiangonana? fanomezam-pahasoavana toy ny rehetra ireny ary fantany ny ahavita izany ary dia nomeny azy :D fa isika rehetra kosa dia afaka mizara izay teny nomeny antsika,afaka mandray izay teny nomen'ny hafa ary mahalala koa fa fanahy masina no miaraka izay mizara eto na tsia satria nomeny fanomezam-pahasoavana ahalala izany ny mpino Azy...Tsy ratsy e :D Tadiavo amin'izay ary Izy fa omeny spirit of discernement koa hianao ka ahay hanavaka ny fanahy maloto na fanahy madio miaraka ireo mizara eto ireo ...oops dia ihiratra ny maso ka ahafantatra fa lalankafa no taritin'ireo tsy mihaino sy tsy manaraka ny tenin'Atra ka na dia milaza abobo aza dia hihomehezana fotsiny .Saingy izao no mahasamihafa ny mpino amin'ny tsy mpino an'i kristy.Mivavaka ho azy ireny fa tsy fantany izay ataony ary tsy mitsahatra ny mangataka ny fanahy masina mba ampahiratra ny masony amin'izay,mety ho ela kanefa dia manana faharetana no endrika iray ilazaina fa kristiana koa ny olona ,mianatra fa tsy tonga ho azy io an
:roll: :oops:
25. niryna
(
14/04/2009 16:18)
ikaretsaka:
Ary efa averiko foana fa tsy ny baiboly ny source fa Atra.
II Tim 3
16 Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,
17 mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.
Isa 40
8 Maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay
Na dia efa ela aza ny tenin'Atra dia mbola manankery foana mandraka androany amin'ny fiainantsika rehetra
Averiko indray misy fampianarana manazava ny tenin'Atra ve ka nalaina tany anebekebatany tany fa tsy tao anatin'ny baiboly ?
mitady fampahereza isika :arrow: ny baiboly no mampahery antsika araka ny teny izay nomeny ao
tsy te hamela heloka ny hafa ? :arrow: ny baiboly no mampianatra antsika fa izay tsy ho voavela ny helontsika raha tsy mamela ny heloky ny hafa isika
tena tsy fantatro raha voavela izay heloko nolazaiko tamin'Atra izay na tsia :arrow ny baiboly no manambara fa tsy ho tsaroaNy intsony izany raha toa ka mibebaka sy mangataka famelankeloka amin'Atra isika
dia omeo porofo ary aho fa maro izay porofo nangatahiko aminao izay fa toa tsy misy valiny :roll: :roll:
Ho anay kristiana dia tsotsa ny valiny:mitady fanantenana ? hope ?
Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, mba harahinao.Deot 30:14
Ny lalàn'Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.
Sal 37:31
Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.
Sal 119:11
Dia omeo porofo ary aho fa mahita hafa ika
26. Mirananirina
(
14/04/2009 16:20)
hi,hi mety tsy mazava angamba ny tena tiako ho tenenina e?
andao ary atao hoe manome tsiny e .na manome fahadisoana ny hafa na hoe manameloka ny hafa e
Jereo anie Adama e,raha nomen''ny vadiny paona izy dia tsy nanda fa nihinana kanefa dia nanome tsiny izy hoe ilay vehivavy nomenao ahy no nanome ahy dia nihinana aho nanaiky izy fa nihinana saingy tsy niaky ny tenany kosa izy fa fahadisoany izany
izay ahay e
27. niryna
(
14/04/2009 16:21)
ikaretsaka:
Dinika fa tsy finika..
Momban'i Adama sy hoe miala pas:
Ataoko fa efa tratran'ny situation hoe samihafa tanteraka ny zavatranolazain'i dadabeanareo sy I dadanareo sy nasainy notanterahinao.dia ny 1 no nataonao (le nolazain'i dada)
De rehefa manontany I dadabenao hoe toa tsy nataon'i niryna ny nasainy nampanaovina anao.. de ho'zy enao hoe ka I dada nilaza hoe....
Na ny sefonareo 2 samihafa ao ampiasanareo aza... de ahoana ny avalin'i niryna?
Tonga de reaction naturel be le hoe ka ho'zy ranona hoe...
Sady tsy mandainga enao eo no tsy manendrikendrika no tsy manota...
Inona ary no handeha hoteneninao ? Hamorona?
e,e mivona be ny resakao fa tsy misy hidiran'ny sujet-ko mihitsy, aza atao HS fa manjary tsy tonga ny hafatra e. Manana zo hiteny iteny tokoa ny olona an
28. niryna
(
14/04/2009 16:47)
soanja:
Amiko dia tsotra be izany. Raha tianao ny zanakao tsy fandrihanao zany mihitsy. Nahoana no nasiana izany hazo mamoafady izany ny saha nefa ianao afaka nanamboatra hazo tsara sns...
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
Jaona 3
nahoana no nomen'Atra antsika ny Zanany lahitokana? Satria nataony izany mba ho tanteraka ny zavatra rehetra izay nokasainy.
Nomena an'i Adama sy Eva ho tantanany avokoa ny zavatra rehetra .Nananatra azy ireo Atra tao amin'ny sahin'Edena,moa ve izy ireo nihaino Azy? naninona no niafina rehefa tsy nihaino Azy?
satria nahafantatra fa tsy nihaino an'Atra i,nandika ny lalaNy izy ireo (did not obey God'word,God's law)
Toy izany koa isika raha ny zavatra heverintsika fa mahasoa,filan'ny
nofintsika na tombotsoantsika no voahetsiketsika dia miady mafy isika ka tsy mihevitra ny tenin'Atra ho manan-kery intsony satria tsy mihaino ny teniny isika fa ny tenintsika sy izay mety mahasoa ny filan'ny nofintsika no arahintsika. dia eo no mipoitra ilay heloka na fahotana satria efa nanazava izy kanefa isika tsy nihaino
.Soa ihany fa nomeny ny Zanany malalany hanavotra ny fanahintsika
Nahoana no nanamboatra izany menrana izany raha fantatrao fa biby afaka manimba izany?dia mitovy ny zavatra mitranga amintsika isan'andro ihany io fa maninona aho no omenao ity entambe tsy zakako ity,fa maninona aho no ampijalianao,fa maninona no nalainao ny zanako tokana,fa maninona,fa maninona ? why ,why .
dia tsotra ny valiny ny fialonana,ny tsy fanarahana ny teniny,ny tsy finoana fa marina ny teniny,ny tsy finoana fa misy izy,ny tsy finoana fa Atra izy ka mahavita zavatra tsy vitan'ny atra hafa,Satana dia nitady hitovy amin'Atra ka dia naka ny endriky ny menarana izy ary niditra tao anatin'ny tsy fahainoana ny tenin'Atra izy mivady ,
Toy izany koa isika ny karazam-pahotana no nampisaraka antsika tamin'Atra ,toy izany koa ny menarana .
izay zavatra rehetra nataon'ATra dia tsara avokoa hoy izy ,voalaza ao anatin'ny baibolinay kristiana izany ary toy ny te ahalala vaovao ,mijery ,mihaino ,mamaky gazety dia toy izany koa izahay kristiana ,mivavaka mba ho fanahiny no ampianatra anay ahalala ny marina,mamaky ny teniny dia baibolfy izany satria ao daholo ny lakle -ny fiainana ary rehefa mitady azy tokoa dia ho sokafany ny masompanahintsika ary dia ho fantatsika ny tiany ho tenenina.
Menarana? izay faran'izay natsilo saina tokoa,maninona no namboariny? io dia Izy nanao ny tany sy ny lanitra ,nanao ahy/hianao/ny rehetra no nahalala izany satria ny zavatra nataony rehetra dia nisy antony avokoa ary tsara avokoa
.Eny fa na dia isika tonga izao aza dia tsy tongatonga foana akory fa nataony mba hizara ny vaovao mahafaly ho an'ireo izay mbola tsy mahalala.Dia hiteny ve isika hoe fa maninona aho no tonga ety an-tany ?
Izay no antony hianarana ny tenin'ATra ,hamakiana ny baiboly satria tsy tonga tonga ho azy ny fahalalana azy raha tsy manatona azy isika ary mino ny teny izay nomeny
29. niryna
(
14/04/2009 16:55)
[quote=soanja]
Hanagana trano ve ianao dia asianao lavaka mangitsokistoka eo ampovoan-trano dia takonanao ilay lavaka dia hoy ianao hoe aza manitsaka an'io fa latsaka ianao raha manitsaka an'io? Sanatria tokoa anie izany. [//quote]tsy mazava ny fanoharanao
sanatria anie izany,ny ona ao anatin'ny maizina ka mitady mazava dia ahita ny mazava,ary raha misy namana tonga ao aminao na alina be aza ka mandom-baravarana ao aminao ,na tsy te hamaha aza hianao dia manenjika ny eritreritra ary dia mamoha ilay trano ihany satria fantatrao ilay olona.
Atra dia tsy nanome antsika zavatra tsy ho zakantsika hoy izy eny raha manome aza izy dia ny fanahy masina izay miaraka amin'ireo kristiana no hanampy azy ireo ahazaka izany fahoriana izany,tsy ratsy
tonga tao anain'ny maizina izy fa ny maizina tsy nandray azy.
Raha misy jiro ao aminao/amiko na dia kely aza dia misy tara-pahazavana kely ao ary dia anatona izany tara-pahazavana izany izay mitady jiro,izay tsy mitady kosa dia ho faly hiliba ao amin'ny maizina ao na dia omena azy aza ny fahazavana dia tsy mety mandray izy satria fantany ilay Atra fa tsy mino izay teny nomena azy izy ary dia izay no tadiaviny dia izay no omen'Atra azy koa
Hanagana trano ve ianao dia asianao lavaka mangitsokistoka eo ampovoan-trano dia takonanao ilay lavaka dia hoy ianao hoe aza manitsaka an'io fa latsaka ianao raha manitsaka an'io? Sanatria tokoa anie izany. [//quote]tsy mazava ny fanoharanao
sanatria anie izany,ny ona ao anatin'ny maizina ka mitady mazava dia ahita ny mazava,ary raha misy namana tonga ao aminao na alina be aza ka mandom-baravarana ao aminao ,na tsy te hamaha aza hianao dia manenjika ny eritreritra ary dia mamoha ilay trano ihany satria fantatrao ilay olona.
Atra dia tsy nanome antsika zavatra tsy ho zakantsika hoy izy eny raha manome aza izy dia ny fanahy masina izay miaraka amin'ireo kristiana no hanampy azy ireo ahazaka izany fahoriana izany,tsy ratsy
tonga tao anain'ny maizina izy fa ny maizina tsy nandray azy.
Raha misy jiro ao aminao/amiko na dia kely aza dia misy tara-pahazavana kely ao ary dia anatona izany tara-pahazavana izany izay mitady jiro,izay tsy mitady kosa dia ho faly hiliba ao amin'ny maizina ao na dia omena azy aza ny fahazavana dia tsy mety mandray izy satria fantany ilay Atra fa tsy mino izay teny nomena azy izy ary dia izay no tadiaviny dia izay no omen'Atra azy koa
30. ikaretsaka
(
14/04/2009 17:10)
nefa ry niryna de io voalazan'i soanja io mihitsy no tranga miseho eto
31. niryna
(
15/04/2009 02:05)
soanja:
Ny Helo dia tsy inona no fanazavany fa toerana alehan'i maty rehetra mandrapahatongan'ny fitsarana.
:roll: :roll: taiza indray re soanja no naheno sy nolazain'ny olona fa ny helo dia toerana alehan'ny maty rehetra e ..Ny maty rehetra ? an?
Dia gaga sy talanjona indray aho amin'izany.
Aleo ary akako teny ao amin'ny bnaiboly hianao satria ao ihany no azoko porofo,raha teny na boky hafa dia sarotra ahy ny ana-porofo an'izany .
Ny tantaran'i Lazarosy sy ilay lehilahy mpanan-karena no ho lazaiko eto
Naninona izy no nitaraina tamin'i kristy hoe mba hafara ireo rahalahiko mba hibebaka fa tsy tiany ho any amin'ny helo izay misy azy izy?
Dia ahoana hoy kristy taminy.Efa nomena azy ireo olona masina nizara ny tenin'Atra koa anjaran'izy ireo no hino na tsy hino .
Ilay Lazarosy ,izay mahantra kosa dia tazan'ity mpanan-karena niakatra any an-danitra.aoka re hoy aho e,aza miteniteny foana hoy aho fa mahandiso fanantenana olona isika raha izay tena nalaina tao amin'ny karazana boky izao no toriana eto,mifanipaka ny tenin'Atra foana ,tsy misy ny devoly e,izao indray lazaina fa ho any amin'ny helo avokoa rehetra ,eny ho any tokoa ireo izay tsy mino ny anaran'izay naniraka azy raha izay no teneninao dia raisiko an-tanan-droa ny hevitrao.
'
32. rakapy
(
15/04/2009 05:17)
Hoy i Soanja
Io dia fanotaniana nipetraka tato an-tsaiko efa fony aho vao 14 taona ary anisan'ny nampiady ahy sy ny fianakaviako ka nahatonga ahy tsy hiiditra fiangonana intsony mandrak'ity ny androany.
Amiko mantsy ,amin'ny maha olombelona ahy dia tsy hanamboatra zavatra mety hanimba ny olon-tiako na ny zavatra mamiko mihintsy aho. Nefa dia voalaza fa dia A/tra dia fitiavana ary tia antsika rehetra sy mikatsaka izay hahafaly sy hahasambatra antsika indrindra fa ara-panahy ary izy no nanamboatra izao tontolo izao na ny hita maso na ny tsy hita fa tsy mba nolazaina hoe na ny tsara na ny ratsy anefa?.
Ka eo no mipetraka ny fanotaniako hoe ,inona izany no tena antony namoronany ilay ratsy (devoly hoy ny sasany) hanimba atsika nefa lazaina ao @ baiboly fa izy dia fitiavana?
Hanagana trano ve ianao dia asianao lavaka mangitsokistoka eo ampovoan-trano dia takonanao ilay lavaka dia hoy ianao hoe aza manitsaka an'io fa latsaka ianao raha manitsaka an'io? Sanatria tokoa anie izany.
Ilay Andriamanitra tia antsika dia tsy hamitaka antsika. Tsy hamboatra voary hanimba antsika sy hanapotika antsika ary hanorina toerana hamelezana sy hampijaliana antsika. Izy ilay Fitiavana. Tsy misy fetra ny fitiavany
Io dia fanotaniana nipetraka tato an-tsaiko efa fony aho vao 14 taona ary anisan'ny nampiady ahy sy ny fianakaviako ka nahatonga ahy tsy hiiditra fiangonana intsony mandrak'ity ny androany.
Amiko mantsy ,amin'ny maha olombelona ahy dia tsy hanamboatra zavatra mety hanimba ny olon-tiako na ny zavatra mamiko mihintsy aho. Nefa dia voalaza fa dia A/tra dia fitiavana ary tia antsika rehetra sy mikatsaka izay hahafaly sy hahasambatra antsika indrindra fa ara-panahy ary izy no nanamboatra izao tontolo izao na ny hita maso na ny tsy hita fa tsy mba nolazaina hoe na ny tsara na ny ratsy anefa?.
Ka eo no mipetraka ny fanotaniako hoe ,inona izany no tena antony namoronany ilay ratsy (devoly hoy ny sasany) hanimba atsika nefa lazaina ao @ baiboly fa izy dia fitiavana?
33. ari.malala
(
15/04/2009 05:41)
Fahotana ve ny manendrikendrika?Mbola tokony ipetraka iany ve ilay fanontaniana? Sa aizahoaiza no tian'ny mpanolotra lohahevitra hiaviana? Ataoko ity ao anaty didy 10 misy mintsy ny hoe aza mitsangana ho vavolombelona tsy marina hiampanga ny namanao. Miampanga lainga izany mitovy tsy misy valaka @ manendrikendrika, noho izany mandika ny didin'Andriamanitra izany manota ny dikan'izany.
34. ikaretsaka
(
15/04/2009 05:49)
rakapy: gerorge carlin invisible man
Think about it. Religion has actually convinced people that there's an invisible man living in the sky who watches everything you do, every minute of every day. And the invisible man has a special list of ten things he does not want you to do. And if you do any of these ten things, he has a special place, full of fire and smoke and burning and torture and anguish, where he will send you to live and suffer and burn and choke and scream and cry forever and ever 'til the end of time!
But He loves you. He loves you, and He needs money! He always needs money! He's all-powerful, all-perfect, all-knowing, and all-wise, somehow just can't handle money! Religion takes in billions of dollars, they pay no taxes, and they always need a little more. Now, you talk about a good bullshit story. Holy Shit!
Think about it. Religion has actually convinced people that there's an invisible man living in the sky who watches everything you do, every minute of every day. And the invisible man has a special list of ten things he does not want you to do. And if you do any of these ten things, he has a special place, full of fire and smoke and burning and torture and anguish, where he will send you to live and suffer and burn and choke and scream and cry forever and ever 'til the end of time!
But He loves you. He loves you, and He needs money! He always needs money! He's all-powerful, all-perfect, all-knowing, and all-wise, somehow just can't handle money! Religion takes in billions of dollars, they pay no taxes, and they always need a little more. Now, you talk about a good bullshit story. Holy Shit!
35. rakapy
(
15/04/2009 06:17)
Is that right? so is that means that religion is a machine for you to be able to more make money.I gonna joint that shit men! I am tired of gambling... just for the money :-D :-D :-D :-D
36. niryna
(
15/04/2009 22:00)
Soanja:iza no niteny taminao fa nanao lavaka mangitsoka izy raha ny fanoharanao io ? Ahoana hoy ny tenin'Atra raha nareo aza izay olona manantsiny(evil doer) manome zavatra ho an'ny zanakareo ka maika ve fa Atra izay rainareo any an-danitra ,gasiko ilay izy a,fa mitovy io no tiany ho tenenina.Tsara aminao ,mahasoa anao ,tsy tsara eo imason'Atra koa aza manome tsiny an'Atra foana woa ...indrisy mantsy raha mba fantatrao ny lavaka mangitsoka miandry anao raha izao no mitohy dia tsy ho sahy hiteniteny foana hianao,fahasoavana no nomeny ho an'ireo rehetra mangetaheta ny teniny fa raha toa ka anohitra ny teniny foana kosa dia miandry tokoa ny fitsarana ...dia aza lazaina hoe samy manana ny finoany ,eny e,fitoriana an'i kristy no toriko eto ,zo-nao no manohitra izany fa mizara ihany aho fa ho tsaraina amin'izay vava avoakantsika avokoa isika na marina izany na fitaka na lainga tsara lahatra satria ny marina fisaka ary ny marina mitavozavoza tsy maharesy lahatra ny lainga tsara lahatra ,saingy Atra ao ambony no atahoran'izay mizara ny tenin'Atra eto
Hanagana trano ve ianao dia asianao lavaka mangitsokistoka eo ampovoan-trano dia takonanao ilay lavaka dia hoy ianao hoe aza manitsaka an'io fa latsaka ianao raha manitsaka an'io? Sanatria tokoa anie izany.
Raha mizara ny hafa ka tsy fantatro iny dia ny mihaino azy no atao eny e,afaka mitory tokoa rehefa mino ny anaran'ny Tompo izay torian'ny hafa reherra eto.Safidy tokoa io ka aleo hangina fa araka ny teninao izay hoe samy mbola ho tsaraina ....oya, ny kristiana koa tompoko dia tsy ho tsaraina intsony satria efa voavidin'ny ran'i Jesosy izahay,ny rehetra izay tena mino an'i kristy sy manaraka ny hafany fa tsy izay rehetra manonontena ho kristiana kanefa manohitra ny tenin'Atra foana no hafafiny,fantaNy izany ary izay manana ny fanahiny dia mahalala koa izay fanahy miresaka eto na avy amiNy na tsia(spirit of discernement ..( no more condemnation for all the Christians to those who are truly believe in Christ,live in Christ ,die for Christ and follow Christ's word.)
soanja:
Ilay Andriamanitra tia antsika dia tsy hamitaka antsika. Tsy hamboatra voary hanimba antsika sy hanapotika antsika ary hanorina toerana hamelezana sy hampijaliana antsika. Izy ilay Fitiavana. Tsy misy fetra ny fitiavany
Atra no nanome fa balita no tsy nambinina ,satria nahoana nitompo teny fatratra tamin'ny fampianarana poakaty ka manilika sy mamafy izany amin'ireo kristiana hafa amin'ny teny mandangolango ka voafitaka sy manaraka izay tsy manana an'ilay fanahy masina.
Atra dia be fitiavana ,tsy misy ratsy ny zavatra nataony tompoko araka ny teny ao anatin'ny baibolinay,izay ny anareo any no tsy fantatro ka sarotra ahy ny anaiky izay teninao hoe ho mpamitaka izy.
Iza no niteny anao fa nanao voary hanimba antsika izy? aha,,, satana tompoko dia afaka miseho amin'ny endriny maro hoanay mino ny fisiany, ho an'izay tsy mino kosa dia avelan'Atra anaraka ny lainga hafafiny satria izay no tiany ? dia izay koa no omenAtra azy.
Aiza koa no misy an'izany ?Raha tsy mino dia alalino ny baibolin'ny kristiana fa voasoratra ao izany,
Satana 'koa dia afaka manova ny tenany ho anjelin'izao tontolo izao mpandainga,mpamitaka,mpandroba ny fifalian'ny hafa,mamingana ireo kely finoana sy mihevaheva ,saingy na dia mitady hamotraka ny kristiana aza izy dia tsy tafiditra ny baolina satria ny fanahin'Atra no efa ao anatin'ireo tena kristiana
rehefa tsy mandaitra indray iny dia mivoaka eo amin'ny masony eo ilay fanahy maloto ao aminy ..Raha mbola tsy nahita hoy aho dia mila mianatra ny tenin'Atra isika ary mila mivavaka mba ho ny fanahy masina no hirotsaka ao amintsika,izay no antony hitoriana lava eto ,raha tsy mahalala moa izy dia mba ho ao aminy amin'izay izany fanahy izany.
Ny tenin'Atra dia manindrona ,marary,mafy kanefa raha raisina amin'ny fitiavana ilay izy dia izay mandray azy no ahazo famindrampo sy famonjena ..Koa aza manamafy ny fo fa izay rehetra nangataka dia tsy mbola nisy na iray aza natosi-borotanaNy fa nampiaNy sy novonjeNy avokoa.
Tandremo indray aza fa sao lazaina eto hoe aza ampitahorina ny olona na Atra akory tsy biby fampitahorana .Fo madio no tadiaviny amintsika,tiavo ny mpanota fa ankahalao ny ota ,,,love the sinners but hate the sin hoy ny soratra masina ary notsongoin'ny rehetra koa io teny io fa sao (lazain'ika )eto indray hoe io fa mangalatahaka niryna an :D:D
rakapy:io koa fa voa rakapy,safidinao no te hiverina amin'Atra na tsy te-hiverina fa tsy ny fianakavianao akory no itondra anao any am-piangonana ..io anie no resahiko eto e,moa ve ny fahotako dia ny hafa no ailiko nahatonga izany? Ny famonjena dia ho an'ny tsi11 izay mandray an'i kristy ,tsy te ho voavonjy hianao ? dia aza ahilika any amin'ny hafa ny fahadisoanao/na ny ahy.Tsy te hiangona ny zanako na ny anao ?Dia ampahafantaro azy fa ho an'i tsi11 io ka safidiny io fa tsy afaka iteny izy hoe ka i dada na i neny tsy nitondra ahy,hafafy fotsiny ny teny dia tsy miverina aty amiko .amin'izay nitory azy
Io dia fanotaniana nipetraka tato an-tsaiko efa fony aho vao 14 taona ary anisan'ny nampiady ahy sy ny fianakaviako ka nahatonga ahy tsy hiiditra fiangonana intsony mandrak'ity ny androany.
Raha mbola tsy nahita experiences izany fitiavan'Atra izany hianao dia manontania tena hoe ,avy taiza ny rivotra hiainako isan'andro io?
Manandrama mivavaka ary antsoy ao amin'ny hefitra mangina Atra ,tongava ato am-poko ,asehoy ahy izany voninahitrao izany raha tena misy tokoa hianao .. Ataovy ny fanandramana ka miverena aty amiko raha toa ka tsy mahita fihovana amin'ny fiainanao hianao,na tsy misy fanahy mibitsika aminao ,raha toa ka tena vonona ny andray Azy tokoa hianao a?
rakapy:
Amiko mantsy ,amin'ny maha olombelona ahy dia tsy hanamboatra zavatra mety hanimba ny olon-tiako na ny zavatra mamiko mihintsy aho.
Marina izany satria amin'ny maha olombelona antsika no diniantsika fa amin'Atra dia nataony ahatsara ny fiarahana aminy,fahalalana Azy sy ny voninahiny ny fiderana azy amin'ny zavatra rehetra mitranga amin'ny fiainantsika,tsy fantantsika ny antony fa mino sy mahatoky isika fa misy antony.Misaora anie Azy amin'ny zavatra rehetra mitranga amin'ny fiainanao e,ho maivana izany enta-mavesatra izany ary dia anontany tena hianao fa ahoana
Nefa dia voalaza fa dia A/tra dia fitiavana ary tia antsika rehetra sy mikatsaka izay hahafaly sy hahasambatra antsika indrindra fa ara-panahy ary izy no nanamboatra izao tontolo izao na ny hita maso na ny tsy hita fa tsy mba nolazaina hoe na ny tsara na ny ratsy anefa?.dia ahoana ? kanefa hoy koa izy moa ve ny soa ihany va no raisinareo amiko fa tsy ny ratsy koa,ratsy eo anatrehantsika izany fa nataony hanova ny fontsika halefako ,hifona,handefitra asa ,marobe ny antony ary maro no nijoro vavolombelona fa tao anatin'ny fahoriana mangitsoka aho hoy izy ireo no namaly ahy hianao ,izao no anisan'izany raha tianao ho fantatra ka nahatonga ahy nizara ny teni n'Atra eto ..
Atra dia nanao izao rehetra izao ho voninahiny,satria nomena safidy isika ary dia tafiditra amin'izany koa ilay Anjelin'izao tontolo izao izay nitsiriritra ny fanjakan'Atra ka rehefa tsy nahazo izay tadiaviny izy dia nivadika tamin'Atra.Toa izany koa isika indraindry,misy tsy mahazaka ny fahoriana mahazo azy ary dia lasa manalavitra an'Atra.misy ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra ,tsy fohintsika ilay ratsy mahazatra nataontsika,ka na dia mihery aza isika dia fantany izany saingy misy mifona dia voavela ny helony,ary izay no tadiaviny ho antsika rehetra , misy ny manana pride na mitady voninahitra,mihevitra ny fahaizany ho ambony noho ny herin'Atra ka mihevitra fa tsy misy Atra fa izy daholo no nahatonga azy ho mahay ohatra ,na manana na asa ,raha mbola ao amintsika ny fitiavantena ,ny fiafonafonana,ny fialonana ,ny fandikana ny teniny,ny fiziriziriana sns izay toetra ratsy manasaraka antsika amn'Atra dia ho hanome tsiny azy foana isika
Ka eo no mipetraka ny fanotaniako hoe ,inona izany no tena antony namoronany ilay ratsy (devoly hoy ny sasany) hanimba atsika nefa lazaina ao @ baiboly fa izy dia fitiavana?
Soa ihany anefa nomeny ny Zanany isika izay nahita ny fahoriana rehetra andalovantsika ary dia nanaiky ny rany ho fanavotana antsika rehetra raha mino azy isika,tsy mora ry rakapy a,tsy mbola tara koa fa soa ihany fa misy ity sera ity izarana sy ijoroana vovolombelona fa noho ny fitiavany ahy,anao ,antsika rehetra noho nahatonga antsika toa izao,Dia diniho foana ny soa azontsika avy amiNy fa tsy ny zavatra heverintsika fa ratsy mahazo antsika
Ny fahasoavan'Atra anie homba anao,ho antsika rehetra
(l)niryna
37. niryna
(
15/04/2009 22:01)
ari.malala:
Fahotana ve ny manendrikendrika?Mbola tokony ipetraka iany ve ilay fanontaniana? Sa aizahoaiza no tian'ny mpanolotra lohahevitra hiaviana? Ataoko ity ao anaty didy 10 misy mintsy ny hoe aza mitsangana ho vavolombelona tsy marina hiampanga ny namanao. Miampanga lainga izany mitovy tsy misy valaka @ manendrikendrika, noho izany mandika ny didin'Andriamanitra izany manota ny dikan'izany.
=D> =D> :-* :-*
38. niryna
(
15/04/2009 22:02)
ikaretsaka:
rakapy: gerorge carlin invisible man
Think about it. Religion has actually convinced people that there's an invisible man living in the sky who watches everything you do, every minute of every day. And the invisible man has a special list of ten things he does not want you to do. And if you do any of these ten things, he has a special place, full of fire and smoke and burning and torture and anguish, where he will send you to live and suffer and burn and choke and scream and cry forever and ever 'til the end of time!
But He loves you. He loves you, and He needs money! He always needs money! He's all-powerful, all-perfect, all-knowing, and all-wise, somehow just can't handle money! Religion takes in billions of dollars, they pay no taxes, and they always need a little more. Now, you talk about a good bullshit story. Holy Shit!
Tsara ny maka sopapa etsy sy eroa fa angamba fahalalam-pomba ny manazava izany amin'ny namana eto amin'ny teny gasy.misaotra tompoko
39. niryna
(
15/04/2009 22:04)
rakapy:
Is that right? so is that means that religion is a machine for you to be able to more make money.I gonna joint that shit men! I am tired of gambling... just for the money :-D :-D :-D :-D
averiko indray raha tsy mahadiso ,mba azavao amin'ny teny gasy kely azafady e ,misaotra tompoko .Tsary mahay teny angilisy daholo akory ny jiaby eto e :-*
40. ikaretsaka
(
15/04/2009 22:12)
tsy ny teny no mody aolakolana @ gasy sy tsy gasy eo ry niryna fa ny arguments anao atao tsara ze hampitombina azy aloha
