Hivady izy roa lahy
1. niryna
(
07/04/2009 20:38)
Teo am-pianarana sekoly alahady dia nisy mpivady niaraka taminay tonga nianatra tao ihany koa ka dia nivadika kely ny resaka raha nanontany ity mpampianatra izy ireo fa raha misy olona te hivady ato amintsika hoy izy ka efa mpikambana tato nandritra ny taona maro,ahoana no fipetrak'izany,anaiky ve ny fiangonana? Tsy fantatray moa ny niafarany fa izaho andeha hianatra hira moa ny vadiko koa andeha anao zavatra hafa.
Inona no eritrareo amin'izany?
alefako ihany ny sary avy eo
(l) niryna
Inona no eritrareo amin'izany?
alefako ihany ny sary avy eo
(l) niryna
répondu par niryna le 05/05/2009 15:53
2. niryna
(
08/04/2009 03:53)
Ireto aza misy fanontaniana
Misy mahadiso azy ve ny homosexuality ?
Moa ve misy olona teraka ho homo ?
Raha atao hoe tsy teraka ho homo izy ireo dia avy aiza ary no nahatonga ilay feeling hoe tsy tia lehilahy izy fa vehivavy mitovy azy no tiany na hoe tsy tia vehivavy izy fa lehilahy mitovy azy no tiany ?

3. coopsal
(
09/04/2009 10:47)
Mamelà ahy hanampy fanontaniana iray :
hahazo ny fanjakàn'ny lanitra ve ny homo ?
hahazo ny fanjakàn'ny lanitra ve ny homo ?
6. ikaretsaka
(
10/04/2009 21:01)
misy tenin'i st Augustin izay sendra voavakiko androany zomna masina manao hoe .. mankahala ny fahotana fa tsy mankahala ny mpanota..
hate the sins , not the sinners
hate the sins , not the sinners
7. niryna
(
13/04/2009 03:51)
coopsal:
Mamel� ahy hanampy fanontaniana iray :
hahazo ny fanjak�n'ny lanitra ve ny homo ?
ahoana no fahafantaranao azy araka ny tenin'Atra izay voasoratra ?
Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy; fa
fahavetavetana izany. Lev 18:22
Inona no hevitra tian'Atra resahina eto ?
Dia toy ny fahotana rehetra ihany io ka tsy arahina famelankeloka sy fifonana satria ny tenin'Atra no manambara mazava amintsika fa
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana 20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra. Galatiana 5:19-21
8. niryna
(
13/04/2009 04:22)
ikaretsaka:
Zanak'atra ny homo sa tsy zanany?
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. Jaona 3:16-17
Tian'Atra avokoa isika na inona finoantsika na inona volon-koditsika ,fa ny fanontaniana dia hoe mino ilay zanaka nirahiny ve isika? Atra no nahary izao rehetra izao ary noharian'Atra koa ny olombelona izay avy amin'i Adama sy Eva no nipoirany ,raha tsy misy mahita volana alohan'ny biby angaha ka milaza izay teny tsy nomen'Atra azy .
Dia andao indray hiverina tany amin'ny tantara e
Genesisy 2:6-8- Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy.
Gen 3: 4-6
4 Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory hianareo;
5 fa fantatr'Andriamanitra fa na amin'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an'Andriamanitra hianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.
6 Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.
17 Ary hoy koa Izy tamin'i Adama: Satria efa nihaino ny feon'ny vadinao hianao,
ka nihinananao ny hazo, izay nandrarako anao hoe: Aza ihinananao izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinanao ny vokany amin'ny andro rehetra hiainanao.
20 Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva satria izy no renin'ny olombelona rehetra.
10. niryna
(
14/04/2009 04:34)
fijo:
safidiny ve ny ho homo sa efa izay ny toebatany????
Moa ve ny olona dia efa teraka ho homo ?
Ary raha tsy teraka ho izay izy ,dia avy aiza ilay feeling tonga ao anatiny no nipoitra ?
Na dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra araka ny voasoratra ao anatin'ny Gal 5 aza izy ireny dia afaka mamela ny fahotany toy ny fahotana rehetra koa Atra raha mibebaka sy miaiky izy ary ho dioviny toy ny oram-panala mino an'izany ve i fijo?
11. ikaretsaka
(
14/04/2009 05:06)
Misy porofo hoe genetika ny homo ry niryna an...
Raha homo nga tsy mahazo mino an'i jesoa
Toa misy hoe izay mino sy natao batemy..... ka raha mino izy sy natao batemy...nefa homo de ahoana? Aiza ho aiza no soratra misy lalanam-pamonjena tsy maha voavonjy azy?
Averiko foana: tsy isika no mahalala izany fa Izy Tompo irery ihany

12. tywa68
(
14/04/2009 08:15)
niryna:
Teo am-pianarana sekoly alahady dia nisy mpivady niaraka taminay tonga nianatra tao ihany koa ka dia nivadika kely ny resaka raha nanontany ity mpampianatra izy ireo fa raha misy olona te hivady ato amintsika hoy izy ka efa mpikambana tato nandritra ny taona maro,ahoana no fipetrak'izany,anaiky ve ny fiangonana? Tsy fantatray moa ny niafarany fa izaho andeha hianatra hira moa ny vadiko koa andeha anao zavatra hafa.
Inona no eritrareo amin'izany?
alefako ihany ny sary avy eo
(l) niryna
Nyrina > naleonareo mivady niala tsy nihaino an...
Hiaraha-mahalala fa misy tendances vavy sy lahy daholo ny olombelona rehetra ary ny fomba nitaizàna azy, na ny vécu-ny no mahatonga azy ho homosexuel ACTIF na CHASTE.
Zany hoe misy mahafehy tena tsy hanao izany satria voasoratra anaty baiboly fa fahotàna ny manao izany firaisana tsy mifandray @ sitrak'Atra zany. Raha toa moa ka efa nandika ilay lalàna izy, ka raha mifòna sy manova ny fanaony satria tsapany fa diso izy, d zay no tena important.
Zanak'Atra aby ny olona na jamba na homo na malemy na maninn, satria samy manana ny hajo fijaliany zay entiny... :wink:
Ilay mivady aloha amiko tsy mety satria mivady zany mba ahafahana miteraka de façon naturelle avy eo ... mety diso v ny eritreritro ??
13. Nandra1
(
14/04/2009 10:20)
Ny fihevitr'Andriamanitra tsy fihevitr'olombelona fa be famindram-po Izy, ary Andriamanitra dia tsy miova, ilay omaly sy anio ary mandrakizay, ary raha nisy fahavetavetana toy izany no antony nandravany an'ii Sodoma sy Gomora de anahoana ny Générationtsika @ izao fotoana izao? asa?!!!!!!!!!!!!!
14. fahamarinana
(
14/04/2009 11:49)
:arrow: Hevitro monja ity an !..
Na hatrany an-kibondreniny aza tsy misy avy hatrany hoe tendance homo na hetero ity olona iray ity : satria na mbola kely aza ataoko fa tsy dia avy dia nanana envie ny tsirairay ka ahitana taratra sahady fa izao na izao !
Ny resaka genetique ambaran'Ika tsy haiko fa miandry fanazavana hafa aho aloha !
Manarak'izay !! Raha lazaintsika mpanota izy ireo dia mpanota tahaka ny tenantsika ihany koa :tsy misy degré-ny fa samby fahotana na ny azy na ahy na ny antsika manoloana ny Tompontsika !Amiko tsy dia misy dikany ny hanononana azy manokana !Izaho,Ianao ,Isika izao mety nahavita na ahavita mihoatra lavitra noho ny azy !
:arrow: Na isika izao aza na homo na hetero tsy voatery mandrakariva ahazo ny fanjakan'ny lanitra satria miankina amin'ny zvtr betsaka e!...
Tsy haiko ry zareo fa za aloha dia nahalala homo ,mahalala olona niova taova fananahana ,fa lazaiko anareo fa tsy resaka fitiavany manokana (ho an'ny sasany angamba ,asa mety hoe style sns !..ve ? ) fa tena fijaliana na ho azy aza ,olombelona tahaka antsika koa anie ireny e ! Ny mitondra am-bavaka ny fiainany ny ahy no ataoko tsy havesatra ho azy ary tsy hanaovany zvtr hafa !...indrindra moa rehefa Xna izy dia be tokoa ny mpitora-bato azy !Ireo tsy Xna no hitanao miaina ara-dalana ,safidiny ihany koa moa iny !.
Araka ny voalazan'ny Ika ery ambony hoe :Ny Tompo no mahalala izay momba azy ireny !..Ny momba antsika aza mbola manahirana !Ny ahy aloha no tena tsindriko ,hatreto !!
Fa ahy hatrany moa izay an (l)

15. ari.malala
(
17/04/2009 09:59)
Fanontaniana, inona moa no tena antony lehibe itoraham-bato ireo homo? Mety hoe tena mahay tsy an-jery ny andinin-tsoratra masina manakana ny pratique homo ngamba ny nanokatra ny lohahevitra, saingy, antony itorahana vato ireo tsy mitovy firehana @ tena ve izany? Andriamanitra irery no hany mahalala izay hanaovany ny zanany tsirairay, fa Izy no efa niteny fa manana ny hevitra iheverany ny tsirairay. Noho izany, ts anjarako, tsy anjaran'izan'iza mintsy no mitsara hoe hahazo ny fanjakan'ny lanitra izy ireny na tsia. Momba ny hoe teraka ho homo v ny olona iray, tsy haiko aloha, fa io hono tsindriako tsara hoe hono miankina bedia be @ psychologie an'ilay reny teo am-pitondrana vohoka ilay zaza (amafisiko hatrany fa tsy haiko ny fahamarinany) izany hoe raha niriana ho vavy ilay zaza kinanjo lasa vavy, ary ny fitaizana azy dia atao toy ny fitaizana zazavavy dia betsaka kokoa ny tendance haha vavivavy toetra azy. Na inona nefa ny antony na inona dia averiko hatrany fa tsy manana zo hitsara na hitora-bato azy ireny isika raha tena milaza tena fa kristianina sy mino an'i Kristy satria zanak'Andriamanitra, mitovy endrika @ Andriamanitra iany koa izy ireny.
19. niryna
(
21/04/2009 03:36)
niryna:
Teo am-pianarana sekoly alahady dia nisy mpivady niaraka taminay tonga nianatra tao ihany koa ka dia nivadika kely ny resaka raha nanontany ity mpampianatra izy ireo fa raha misy olona te hivady ato amintsika hoy izy ka efa mpikambana tato nandritra ny taona maro,ahoana no fipetrak'izany,anaiky ve ny fiangonana?
Inona no eritrareo amin'izany?
alefako ihany ny sary avy eo
(l) niryna
tywa68:efa io no teneniko io ny antony nandehananay ka :D
Nyrina > naleonareo mivady niala tsy nihaino an...
niryna:
Tsy fantatray moa ny niafarany fa izaho andeha hianatra hira moa ny vadiko koa andeha anao zavatra hafa.
Hiaraha-mahalala fa misy tendances vavy sy lahy daholo ny olombelona rehetra ary ny fomba nitaizàna azy, na ny vécu-ny no mahatonga azy ho homosexuel ACTIF na CHASTE.
Zany hoe misy mahafehy tena tsy hanao izany satria voasoratra anaty baiboly fa fahotàna ny manao izany firaisana tsy mifandray @ sitrak'Atra zany. Raha toa moa ka efa nandika ilay lalàna izy, ka raha mifòna sy manova ny fanaony satria tsapany fa diso izy, d zay no tena important.
Zanak'Atra aby ny olona na jamba na homo na malemy na maninn, satria samy manana ny hajo fijaliany zay entiny... :wink:
marina izany ary izay no antony nahatonga ny famonjen'i kristy ka,nasehon'Atra tamintsika rehetra izany fitiavany izany ,tiany ny olona rehetra satria samy mpanota avokoa fa ny ota no tsy tiany ataontsika.
Ilay mivady aloha amiko tsy mety satria mivady zany mba ahafahana miteraka de façon naturelle avy eo ... mety diso v ny eritreritro ??
Ity nisy tantaraka kely niseho
Nanangan-jaza ireo lehilahy roa mpifankatia:
papa sy dada hoy ilay zaza natsangan'ireto lehilahy ireto no hiantsoany azy ireo ary rehefa nanao fanontaniana ny olona hoe nampifantariranareo azy ireo ve ny fiarahanareo dia hoy izy roa lahy hoe tsia ,tsy ho azon'izy ireo an-tsaina velively hoy izy ireo fa rehefa vita kosa ny fampatoriana azy ireo sy ny fikarakarana ny enti-mody dia mandrehitra labozia izahay manao fiainana kely e
20. niryna
(
21/04/2009 03:43)
ikaretsaka:.hay va re e
Misy porofo hoe genetika ny homo ry niryna an..
io indray ika ,izaho angaha niteny hoe mino na tsy mino an'i Jesoa izy.
Raha homo nga tsy mahazo mino an'i jesoa
Tsy efa feno fiangonany ve any e .
izaho tsy miady varotra amin'izany satria izay mino sy atao batisa tokoa no ho vonjena fa na iza isika na iza ka manohitra ny tenin'Atra dia tsy ho voavonjy ka ,indrindra moa fa manao an'Atra ho hafa sy ny blasphemy, tsy misy famonjena ,voasoratra ao anatin'ny soratra masina io fa mandehana amin'izay ymamaky baiboly ,hi,hi
Toa misy hoe izay mino sy natao batemy..... ka raha mino izy sy natao batemy...nefa homo de ahoana? Aiza ho aiza no soratra misy lalanam-pamonjena tsy maha voavonjy azy?
Averiko foana: tsy isika no mahalala izany fa Izy Tompo irery ihany
Mandehana ,mitoria ny filazantsara ka ataovy mpianatro ny firenena rehetra hoy ny tompo. Tsy mahalala isika fa afaka mizara ny tenin'Atra ary mitia ny rehetra na inona izy na inona ary anjarantsika no mizara ny tenin'Atra amin'ny fahamarinana ,sarotra kanefa ,mila mivavaka sy hoentina mora izy ,omena azy ny tenin'Atra ,toy ny fizarana ny tenin'Atra ny rehetra ihany io fa tsy misy hoe manga ,maintsy ,volomparasy,izay rehetra mandray dia afaka mandray avokoa ary toy ny fahotana rehetra ihany io hoy aho fa tsy misy hoe ny an'ingahy roa toa izao ,ny an'ingahy roa tahakan'ity ta tsy mitovy ny ahy :D