Hivady izy roa lahy
21. ari.malala
(
21/04/2009 05:16)
Mandehana ,mitoria ny filazantsara ka ataovy mpianatro ny firenena rehetra hoy ny tompo. Tsy mahalala isika fa afaka mizara ny tenin'Atra ary mitia ny rehetra na inona izy na inona ary anjarantsika no mizara ny tenin'Atra amin'ny fahamarinana ,sarotra kanefa ,mila mivavaka sy hoentina mora izy ,omena azy ny tenin'Atra ,toy ny fizarana ny tenin'Atra ny rehetra ihany io fa tsy misy hoe manga ,maintsy ,volomparasy,izay rehetra mandray dia afaka mandray avokoa ary toy ny fahotana rehetra ihany io hoy aho fa tsy misy hoe ny an'ingahy roa toa izao ,ny an'ingahy roa tahakan'ity ta tsy mitovy ny ahyd rehefa vita ny fitoriana d tapitra eo ny anjaranao fa ts hoe iny enao fa lasa ndray kou hi harceler anle oul satria ts nanaraka izay nolazainao izy! anazy sy ny Tompo zany! otranao namafy vary tam tany io, d namafy ny anjaranao fa Andriamanitra no mandatsaka ny orana sns s manao izay ampitsimoka ny voa! sa i niryna mahay mampitsimoka voa nafafy? hoe iny le voa fa nalatsaka tao anaty tany d afaka ts haiko 2 semaines ts nis vokan d iny fa lasa nosokafan'i niryna le graine nalatsaka tao iny d lavoaka tao le tsaikiny kely iny? :roll:
23. tywa68
(
22/04/2009 07:27)
Hoy i Niryna :
Ity nisy tantaraka kely niseho
Nanangan-jaza ireo lehilahy roa mpifankatia:
papa sy dada hoy ilay zaza natsangan'ireto lehilahy ireto no hiantsoany azy ireo ary rehefa nanao fanontaniana ny olona hoe nampifantariranareo azy ireo ve ny fiarahanareo dia hoy izy roa lahy hoe tsia ,tsy ho azon'izy ireo an-tsaina velively hoy izy ireo fa rehefa vita kosa ny fampatoriana azy ireo sy ny fikarakarana ny enti-mody dia mandrehitra labozia izahay manao fiainana kely e
Mahavariana marina ny hanafenany ny momba azy ireo @ankizy, zany hoe tsapany zany fa TSY MAZAVA ny ataony ka d miandry ankizy matory d MANDREHATRA LABOZIA HANAO FIAINANA :-D :-D tsy mora e !

24. rakapy
(
22/04/2009 20:07)

Ilay fiarahana matory ve no fanotaniana eto sa fiarahana hafa?
Raha ilay fiarahana matory( relation sexuelle) aloha dia angamba na isika mpivady hetero aza vitsy ny mampahafantatra ny zanatsika fa hanao na nanao RS isika ray aman-dreny. Indrindra moa raha mbola tsy ampy taona tokony hianatra izany ilay zaza. Ary mitovy @ izany koa ny couple homo. Ka tsy hitako izay mahagaga ny @ izany?
Ary ny ankamaroan'ireny homo ireny rehefa manangana zaza dia milaza @ ilay zaza izy rehefa vory saina ilay zaza fa natsangan'izy ireo ilay zaza.
Ary rehefa maka ohatra toy izao ry Nyrina dia mba ohatra manana fototra mba alaina fa tsy ilay iray naningana no hitsarana ny firenena manotolo.
25. fahamarinana
(
23/04/2009 03:03)
:arrow: Misy fahamarinany ny lazain'ny Rakapy ! Mitombina tanteraka fa tsy hoe satria homo dia lasa hafa ny fandraisana azy ! Marina na atao hoe zaza efa vory saina aza ve ndeha hampahafatarina inona koa ?... (l)
26. ari.malala
(
23/04/2009 05:40)
Fa tena tsy azoko mintsy anie hatramizao aloha ny tena antony sy fototr'ilay dinika e! hi blâmer ny homo v sa hoe inona? Iza moa no ts mahalala fa ts ankasitrahan'Andriamanitra ny homosexualité, isan'ny nandoroany an'i Sodoma sy Gomora izany raha tsy diso aho. Saingy efa voalazako ao ambonimbony ao hoe mampahafantatra no anjaranao, d mijanona eo fa tsy harcelena le olona. Raha ohatra moa izy manam-paniriana te hiova d arahaba soa arahaba tsara, sanatria moa mijanona amizao iz d zay zan ny safidiny ko! nga ny olona azo terena!
27. niryna
(
30/04/2009 03:41)
ari.malala:

:roll: =)) =)) =))
28. niryna
(
30/04/2009 03:45)
tywa68:
Hoy i Niryna :
Ity nisy tantaraka kely niseho
Nanangan-jaza ireo lehilahy roa mpifankatia:
papa sy dada hoy ilay zaza natsangan'ireto lehilahy ireto no hiantsoany azy ireo ary rehefa nanao fanontaniana ny olona hoe nampifantariranareo azy ireo ve ny fiarahanareo dia hoy izy roa lahy hoe tsia ,tsy ho azon'izy ireo an-tsaina velively hoy izy ireo fa rehefa vita kosa ny fampatoriana azy ireo sy ny fikarakarana ny enti-mody dia mandrehitra labozia izahay manao fiainana kely e
Mahavariana marina ny hanafenany ny momba azy ireo @ankizy, zany hoe tsapany zany fa TSY MAZAVA ny ataony ka d miandry ankizy matory d MANDREHATRA LABOZIA HANAO FIAINANA :-D :-D tsy mora e !
dia tsy fantatro aky izay tao an-tsain'izy roa lahy dada ireo fa dia toy ny olona rehetra avy nampiana-janaka izy dia matory ny ankizy dia mba maka aina amin'izay . Tsy fantatro aloha raha mahafantatra ny ankizy na tsia fa mbola tsy ampahafantariny hoy izy roa lahy mpifankatia fa rehefa lehibe izy ireo mety ahalala ihany.Mety tsy mifanoroka eo imason'ny ankizy toy ny mpivady lahy sy vavy angamba izy e dia tsy fantatro fa mizara vaovao kely fotsiny no ataoko
:D
30. niryna
(
05/05/2009 15:53)
tywa68:
R'izareo hanao "fiainana kely" d njy mampita "vaovao kely" :-D :-D
:D
misy fanontaniana maro manitikitika ny olona maro koa aza fa andraso ho alefako ho valiantsika eto an :D