A toi militaire, compatriote, mari, père, frère et fils

1. Noue ( 07/04/2009 13:56)
HONTE et TRISTESSE… voilà les sentiments qui m’animent en ce jour et durant ces deux derniers mois, car au lieu de RESPONSABILITE, Vous avez opté pour DEMISSION.
http://www.topmada.com/2009/04/07/lettre-ouverte-a-vous-forces-armees/

Fanambarana avy amin'ireo miaramila miaro ny ara-dalana

http://malagasyaho.blogspot.com/

Noho izany:

Tsy ekenay ireo fihetsika mamoafady nataon’ireo andiana miaramila voalaza etsy ambony ireo, ka voatery haka fepetra henjana izahay raha mbola misy mihoa – pefy tsy manaraka ny fitsipika sy ny lalàna.


soahiany fa tena mbola misy ny miaramila azo antoka sy manara-dalàna fa mahamenatra ny zavatra toy izao !

novalian'i milamm ny 09/04/2009 04:06
2. Noue ( 07/04/2009 14:00)
firy ny officiers mbola voatazon'capsat hatramizao ?

Des officiers encore retenus au CAPSAT ? (06 Avril 2009)
Des officiers supérieurs de l’armée seraient encore bloqués à la base du CAPSAT à Soanierana. Dans un communiqué une partie des militaires qui préfèrent encore restés anonymes, déclare qu’un grand nombre de militaire est prêt à travailler avec les forces étrangères pour rétablir l’ordre dans le pays. Aucune mesure n’a été entreprise pour le moment par cette force, qui se déclare majoritaire au niveau de l’armée, à cause de répressions et de menaces qui pèsent sur leur famille.


http://malagasyaho.blogspot.com/
3. xxx ( 07/04/2009 14:04)
Nous sommes prêts à accueillir les forces armées extérieures, et ainsi à travailler avec elles afin de rétablir l’ordre à Madagascar.
Nous ne sommes pour aucun parti, mais nous rejetons la tournure défavorable pour le futur de Madagascar qui est en train de se réaliser.
Nous avons déjà informé la communauté internationale, l’Union Africaine, l’ONU et les instances diplomatiques de notre prise de position.
4. Mirananirina ( 07/04/2009 14:06)
Izay no efa nidradradradraiko foana teto fa tsy ny miaramila rehetra no mpamono olona fa ny sasany.5% raha be indrindra dia ny rehetra no mahazo tsiny.
5. Oay ( 07/04/2009 14:24)
Mirananirina:

Izay no efa nidradradradraiko foana teto fa tsy ny miaramila rehetra no mpamono olona fa ny sasany.5% raha be indrindra dia ny rehetra no mahazo tsiny.


Ty resaka miaramila ity d efa ny nilazako anazy teto fa:
_Mpankatoa fanjakana ny miaramila Malagasy fa ny olana d tsy nanana fahatokisana t@ izy ireo i Ravalomanana ataoko angamba fa tsy d mila azavaina ny amin'iny!
_Ny maro an'isa d mpanaradala, jereo ohatra ny fanomezambononahitra nataon'ny miaramila an'i Andry Rajoelina @ izao fitsidihamparitra ataony izao.
_Ny olana d ilay vava feno avonavona nataon'i Ravalomanana ireny no tsy zakan'ny maro an'isa fa tsy nisy sahy nihetsika d vao nisy sahy d izao zava-misy izao.
Ka raha hiteny isika hoe ny miaramila Malagasy no hanampy ny mpananimbohitra d amiko zavatra sarotra izany. Jereo fotsiny fa raha tao afrika anie ireny fakana lapampanjakana ireny ka feno fatin'olona jereo anefa fa na ny garde présidentielle aza d niala moramora mba hisorohana ny ady teo anivon'ny miaramila.
Mazava ho azy fa misy @ ireo miaramila no tsy faly @ izao zavamisy izao fa tsy maro ary tsy hisy mpanaraka raha mbola tifidanitra no entina mandrava ny korontana, fa ny mety hahatonga ny fivadihana d misy fatin'olona bdb izany hoe raha mahasahy hanao provocation ny TIM ka hoe voafandrika ny miaramila miaraka @ HAT d mitifitra d @ izay na ny fampidirana tafika avy any ivelany aza azo atao.Fa mbola sarotra izany é!



6. locl ( 07/04/2009 14:36)
Na firy na firy ny miaramila, dia ny hita aloha dia nanao pôlitika ny miaramila e! ary voavidy vola.
Ny hany azony hatao dia ny mamerina ny confiance'ny Malagasy aminy, kanefa raha izao zava-misy izao dia sarotra be izany. Mafy loatra le acte nanaovany ny olona ary tena lasa profond le ratram-po.
Za manokana aloha dia tsy mila an'ireo fa aleo force extérieur no hasolo azy e!
7. Oay ( 07/04/2009 14:50)
locl:


Za manokana aloha dia tsy mila an'ireo fa aleo force extérieur no hasolo azy e!



Izao fomba fijery izao izany d manamafy ilay resaka mandeha manao hoe "Raha izao no atao ny réferendum manontany ny vahoaka Malagasy hisafidy na hijanona hizaka ny zoampirenena Malagasy na hizaka ny zoampirenena Frantsay" d ny valiny 95% ny Malagasy d aleony mizaka ny zompirenena frantsay.Mampalahelo fa efa atao valalan'amboa ka na ny tompony aza tsy tia.
Mbola averiko fa marina fa misy tafiditra ao @ politika ny sasany @ tafika fa ny ankamaroany d tsy miandany @ atsy na ny aroa fa manaraka ny aradalana.Ary ireo maro an'isa ireo d vonona ny hiaro ny Malagasy ka tsy tokony ny vitsy anisa no handoto ny maro an'isa na d "NY fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka"




8. Mirananirina ( 07/04/2009 14:53)
Na firy na firy ny miaramila, dia ny hita aloha dia nanao pôlitika ny miaramila e! ary voavidy vola.

lock,zanaka miaramila aho no miteny aminao fa tsy ny rehetra hoa,tsy manao politika ny raiko sy ireo iray promotion aminy.5%ny miaramla ny chiffre farany ,ireo mpanao politika
9. rabingogilabanga ( 07/04/2009 14:57)
Mba fantatrareo moa ve, izany hoe miaramila samy miaramila miady izany?

Congo (ex zaire), guerre de Biafra,Chine Taiwan sy chine populaire, FARC sy militaire colombie, etc...

ka aoka re ry NOUe, aoka marina e!!!

Raha nampiasa ny GP RAVALO t@ 07/02/09, sy ny EMMONAT contre ny manifestant teny @ 13 Mai dia hoy aho hoe:

"La faiblesse de la force est de ne croire qu'à la force". Paul Valéry

Hitantsika iny ny niafaran-DRAVALO


Ny momban'ny CAPSAT indray na rariny na tsy rariny ny zava-misy ankehitriny dia tsotra ny ahy:

"J'aime mieux une injustice qu'un désordre."
Johann Wolfgang Von Goethe

10. Noue ( 07/04/2009 15:04)
rabingogilabanga:
ka aoka re ry NOUe, aoka marina e!!!
izaho moa ve haninona eo fa ny zava-misy no hiarahana mahita eto ee ! ny tena mampalahelo fotsiny dia asa re ve oe tena mba tonga saina ireo voavidim-bola? sahy mamadika noho ny vola !! dia tena vitan'zareo mahintsiny ny mitazona ireo namany, fa firy no mbola voatazon'capsat @ zao fotoana izao ee ?? aza hodiana tsy hita ireo fa tena misy dia misy !!!


11. Oay ( 07/04/2009 15:09)
Rabingongilabanga a: "Ny hery tsy mahaleo ny fanahy" hoy ny fahendrena Malagasy.
Ary ny hisavorovorona hilantoana ka amiko tsy misy atahorana ny @ firarina ady satria mbola betsaka ny hendry eto Madagasikara.
Mbola averiko wa fa raha ireny fakana lapampanjakana ireny no tao afrika d faty olona nikararana fa satria hendry ny folohalindahy Malagasy ka d nandeha ampilaminana ireny.
12. Noue ( 07/04/2009 15:15)
[URL=http://img520.imageshack.us/my.php?image=militairescore040409.jpg][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/6730/militairescore040409.jpg[/IMG][/URL]

tena mahavariana be ny mijery an'zareo mandeha miantsena ee ! en tenue ve dia milanja basy, dia manao kapa kely sy basikety :^) :^) :^) :^)
13. rabingogilabanga ( 07/04/2009 15:26)

tsy milaza inona mihintsy izao sary izao.

Manana zo hiantsena ny miaramila na mitondra tenue aza. sa ilay super Marché no tsy mendrika azy ireo.

kapakely sy bassikety hoy ianao???

raha mari, pere, fils, frere marina no fiantsonao ny miaramila, dia tsy ho nanao izao methode barbare mampiseho sary hafakely izao ianao, satria tsy misy tarehy fatantra io sary io, fa ny fantatra fotsiny dia hoe miantsena any @ super marché ny miaramila.

14. Oay ( 07/04/2009 15:40)
Tsy mahazatra an'i Noue ny mahita miaramila toa ireny any @ toerana misy anazy any!
izay no tena marina ry rabingo a! ka aza omena tsiny izy!
farany aza adino ry rabingo fa manao ny asany i Noue d raha mbola tsy fantatrao d mpametaka afisy ny asany ka tsy mba manana citation an'i Paul Valéry zany izy fa sary manentanentana no tiany raha fitinina d efa zatra mametaka afisy @ trano fijerena vidéo ireny izy d tia gidragidra.
15. xxx ( 07/04/2009 15:52)
modia ny vatan-dehilahy hamonjy ny firenena e,izay no mzty sy mendrika :arrow:
16. antiosymaint ( 07/04/2009 15:53)
Nareo mpanohana an'i dada reo hoa mba mieritrereta.
Raha ordre no narahina à la lettre teto efa pire noho ny tany Rwanda ny faty olona teto. Ny hery tsy mahaleo ny fanahy,
Exitena foana le miaramila efa mipetraka tsara de Honte à honte.
Ataovy tafiditra eo anie ny SADEC nareo io fa ho hitanareo zany centaine de milliers de mort zany, de zay no tianareo.
Milaminà hoa fa Ra8 :evil: tsy mitondra eo zany ntsony.
17. Noue ( 07/04/2009 16:00)
Oay:

farany aza adino ry rabingo fa manao ny asany i Noue d raha mbola tsy fantatrao d mpametaka afisy ny asany ka tsy mba manana citation an'i Paul Valéry zany izy fa sary manentanentana no tiany raha fitinina d efa zatra mametaka afisy @ trano fijerena vidéo ireny izy d tia gidragidra.
rehefa tsy mahita lazaina intsony ry Oay dia mangiana fa aza miteniteny foana eo aaa !! ny anareo manko tsy mba ny zavatra réel no jerevanareo ee!!


:^) :^) :^) :^)
18. KALACK ( 07/04/2009 16:40)
message


mbola ravalo no nahatonga ireo miaramila manao kiraro kely kapa kely ireo e! mbol ts tafaharina tam fitondran'ny tim ireo
19. Noue ( 07/04/2009 16:46)
:( :( :( :(

http://www.youtube.com/watch?v=Ob9DdSmDKsg
20. rabingogilabanga ( 07/04/2009 17:09)
OAY:
Ty resaka miaramila ity d efa ny nilazako anazy teto fa:
_Mpankatoa fanjakana ny miaramila Malagasy fa ny olana d tsy nanana fahatokisana t@ izy ireo i Ravalomanana ataoko angamba fa tsy d mila azavaina ny amin'iny!
_Ny maro an'isa d mpanaradala, jereo ohatra ny fanomezambononahitra nataon'ny miaramila an'i Andry Rajoelina @ izao fitsidihamparitra ataony izao.
_Ny olana d ilay vava feno avonavona nataon'i Ravalomanana ireny no tsy zakan'ny maro an'isa fa tsy nisy sahy nihetsika d vao nisy sahy d izao zava-misy izao.


Miombokevitra aminao aho ry Oay, ary dia sûr aho fa manana namana miaramila na fianakaviana miaramila angamba ianao, fa dia io lazainao io mihintsy ny esprit ny miaramila rehetra.

Sur le fond d'accord tanteraka tamin'ny desobeissance ny CAPSAT ny miaramila rehetra. Sur la forme angamba no tsy itovizana

Tohizo ranamana Oay ny analyse, objectif sy tony tsy manainky ho latsaka ao anatin'ny fandrikin'ny provocateur ataonao

maromaroa ny toa anao eto gasikara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081