A toi militaire, compatriote, mari, père, frère et fils

21. milamm ( 07/04/2009 17:40)
Mitotongana ve ny rafitra?
1-Ny gadra no mibaiko mpitsara sy minisitry ny fitsarana
2-Ny Caporal no mibaiko General
3-Ny tsy manara-dalàna no ara-dalàna
sa ahoana ? manome tsiny and-Ravalomanana nefa mamela an'i andry TGV handetika an'i Madagascar sy handefona ivoho ny fanjakana misy lalàna sy nanosihosy ny andrim-panjakana sy ny lalàm-panorenana, tsy nanankevitra angamba ,na tsy nisy azo natao na koa tsy hadisoan'ny tena fa an'ny hafa izany…tsia dia tsia satria tsy naneho ny heviny @ fandraisany andraikitra ireo na ireo tafika sy miaramila fa nihonona an'ireo vola nasisika nay am-paosiny ny lehibe ,ao ireo ireo izay mamporisika izao tsy fanarahan-dalàna izao ka dia mampidina pataloha fotsiny milaza hoe aleteho hatrany @ taolam..y fa azony tsara ny ainy !dia izany ve no ho tantarainareo ny zanaka aman-jafy any aoriana ry Oay sy rabingo.Manohitra tanteraka izany ny tenanay satria tsy ny hambom-po maha-malagasy tsy tia ny herisetra hatrizay nataon'ny frantsay sy ireto farasisan'ny padesm ireto ry deba sns ,ary i andry ho tapi-dalakaleha fotoana fohy sisa
22. xxx ( 07/04/2009 17:40)
hay tokoa moa ry reto ny asan'i Noue io hono ozy Oay oe mpametaka afisy amreny video reny a,
23. Noue ( 07/04/2009 17:56)
xxx:

hay tokoa moa ry reto ny asan'i Noue io hono ozy Oay oe mpametaka afisy amreny video reny a,
dia maninona hono eee ??? ianareo oa tsss


:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
24. Noue ( 07/04/2009 18:49)
milamm:

Mitotongana ve ny rafitra?
1-Ny gadra no mibaiko mpitsara sy minisitry ny fitsarana
2-Ny Caporal no mibaiko General
3-Ny tsy manara-dalàna no ara-dalàna
sa ahoana ?
sao dia zao kosa aza no lazainy ho demokrasia ???


:^) :^) :^) :^) :^)
25. sadeky ( 07/04/2009 19:43)
rabingogilabanga:

Mba fantatrareo moa ve, izany hoe miaramila samy miaramila miady izany?

Congo (ex zaire), guerre de Biafra,Chine Taiwan sy chine populaire, FARC sy militaire colombie, etc...

ka aoka re ry NOUe, aoka marina e!!!

Raha nampiasa ny GP RAVALO t@ 07/02/09, sy ny EMMONAT contre ny manifestant teny @ 13 Mai dia hoy aho hoe:

"La faiblesse de la force est de ne croire qu'à la force". Paul Valéry

Hitantsika iny ny niafaran-DRAVALO


Ny momban'ny CAPSAT indray na rariny na tsy rariny ny zava-misy ankehitriny dia tsotra ny ahy:

"J'aime mieux une injustice qu'un désordre."
Johann Wolfgang Von Goethe



aza be safara eo ialahy ra bingo an,ny capsat lahy ireo tsy maintsy saziana,ary isika eto dago fa tsy colombie na RDC.Tsy maintsy hamboarina ny capsat ,ary efa any daholo ny video sy ny sary manameloka azy ireo ,ary ny momba ny 7fevrier koa tsy maintsy ho fantatra.


:evil: :evil: :evil: :evil:
26. Noue ( 07/04/2009 20:06)
tena misy zavatra tsy mazava mahintsiny kosa aloha eee ! diniho kely anie ity e


Somary sahirana ihany ity tomponandraikitra ambony ao amin'ny tafika malagasy ity raha tratran'ny fanontaniana nataon'ny mpanao gazety. Mikasika ny zava-misy eo anivon'ny Capsat dia nanambara izy fa “diso lalana ireo zandry ireo satria tetika efa nomanina ela izao mba hampisarahana ny tafika malagasy. Mbola tokana ny fibaikoana misy ary miantso ny miaramila mba tsy handray baiko hafa raha tsy avy amin'ny lehibeny avy. Tsy ny Capsat no mibaiko fa ny Etamazaoro. Maro ireo voalemy saina satria misy mampihorohoro ny fianakaviany ary sahirana izy ireo amin'ny fiainam-piarahamonina vokatry ny teny atao amin'ny haino aman-jery” , hoy izy. Mikasika ny fidiran'ireo hery hafa ao anatin'ny tafika dia nilaza izy fa “miaramila nohafarana avy any amin'ny faritany ireny nanao tenisy ireny izay be loatra izy ireo ka tsy vita fanaraha-maso intsony. Ny fisian'ireo miaramila vahiny izay nibaiko teny amin'ny 13 mey indray, dia miaramila manampahaizana manokana izy ireny hijery ny fomba fahaizana mampiasa ireo fitaovana vaovao”. Raha ny fanambarana nataony ihany dia “tsy anjara asan'ny miaramila ny manao Emmo fa ny famerenana ny filaminana no tena andraikitr'izy ireo”, hoy ihany ny fanambarany. Na dia izany rehetra izany aza no zava-miseho dia tsy mbola manana eritreritra ny hametra-pialana ity tomponandraikitra ity.
27. fijo ( 07/04/2009 21:42)
amiko kosa aloh adia fopla daholo ireo mila fa miaramil amanaradalan anef amatahotra e.efa ita ve ny ataon'ny capsat,ra atena miaramila iahaly tsy sahy mijoro???matahotra izany amik odia tokony hangina,fa tsy hanome fanantenan apoakaty ny olona
28. Oay ( 08/04/2009 06:02)
Noue:

tena misy zavatra tsy mazava mahintsiny kosa aloha eee ! diniho kely anie ity e


Somary sahirana ihany ity tomponandraikitra ambony ao amin'ny tafika malagasy ity raha tratran'ny fanontaniana nataon'ny mpanao gazety. Mikasika ny zava-misy eo anivon'ny Capsat dia nanambara izy fa “diso lalana ireo zandry ireo satria tetika efa nomanina ela izao mba hampisarahana ny tafika malagasy. Mbola tokana ny fibaikoana misy ary miantso ny miaramila mba tsy handray baiko hafa raha tsy avy amin'ny lehibeny avy. Tsy ny Capsat no mibaiko fa ny Etamazaoro. Maro ireo voalemy saina satria misy mampihorohoro ny fianakaviany ary sahirana izy ireo amin'ny fiainam-piarahamonina vokatry ny teny atao amin'ny haino aman-jery” , hoy izy. Mikasika ny fidiran'ireo hery hafa ao anatin'ny tafika dia nilaza izy fa “miaramila nohafarana avy any amin'ny faritany ireny nanao tenisy ireny izay be loatra izy ireo ka tsy vita fanaraha-maso intsony. Ny fisian'ireo miaramila vahiny izay nibaiko teny amin'ny 13 mey indray, dia miaramila manampahaizana manokana izy ireny hijery ny fomba fahaizana mampiasa ireo fitaovana vaovao”. Raha ny fanambarana nataony ihany dia “tsy anjara asan'ny miaramila ny manao Emmo fa ny famerenana ny filaminana no tena andraikitr'izy ireo”, hoy ihany ny fanambarany. Na dia izany rehetra izany aza no zava-miseho dia tsy mbola manana eritreritra ny hametra-pialana ity tomponandraikitra ity.


IO ARY NY POROFO FA MPAMETAKA AFISY NO ASAN'I NOUE SATRIA ISAKIN'NY MANDEHA D ASAINA MAMAKY ZAVATRA IZAY TSY IZY NO NANORATRA FA IZY NO NAMETAKA NY OLONA.JEREO NY LOHAHEVITRA APETRAK'I NOUE RAHA TSY ZAVATRA APETAKA FONA NA MISY HOE JETREO ETO.

Hamaly ary i Oay rehefa avy namaky an'ilay afisy:
1°Momba ny hoe misarabazana ny tafika d tsotra raha nisarambazana marina ny tafika maninn no tsy raikitra ny ady antrano t@ ireny fanonganana an-dRavalomanana ireny, raha nisy ny tsy faly d tokony t@ ireny fotoana ireny no nanehoany ny tsy hafaliany ka tokony horaikitra ny ady fa tsy moramora toa ireny ny fakana lapampanjakana ary tsy tokony homoramora toa ireny ny nanalana an'i dadanay.
Ny tena marina d fandrangitana io afisy (trakita) apetrak'i Noue io, mbola lazaiko fa raha tsy manao provocation gaigy be ny TIM tsy misy mihetsika ny miaramila hafa satria mbola manaradalana ny mpitarika anazy @ izao fotoana izao.
2°Momba an'ireo lazaina hoe expert en arme d izao ny fanontaniana efa nahita ve ianareo hoe eny ampanaovana fanadinana ny mpianatra no atoro hoe izao no fomba fampiasana an'ity fitaovana ity.Valiny aza mihevitra ny olona ho dondrona fa mandreraka!
Ny marina momba ny mersa d izao "voaten'ireo tao @ CEMGAM mafy t@ izany andro izany i Ravalomanana fa raha mihevitra ny ampiasa mersa izy d hivadika ny tantara ka hivadika @ fanjakana ny miaramila ary io d nohamafisin'ilay minisitrin'ny raharahambahiny sy ny filohan'ny antenimierampirenena t@ i Ravalomanana d izay no nampihembotra an'i Ravalomanana.
3°Lazaina fona fa tratran'ny otage ny vady amanjanakin'ny miaramila tehihetsika, tsy marina izany satria lazaiko ary mbola averiko fa ny miaramila Malagasy d anisan'ny modely @ fanarahandalana ary mifanaja ry zareo ka na samy manana ny fomba fijeriny politika aza d raha misy manao tsinotsinona ny miaramila mitovy aminy ny miaramila mpitondra d tsy maharitra izany satria tsy maintsy misy ny mananatra ary tsy maintsy matahotra ireo mpitondra ka manaraka.
Ka zao ry Noue, enao any @ ambasady any (araka ny voalazan'i Pat) fa izahay no miaina ny fiainanay eto Madagasikara ka izao aza rangitina ny miaramila fa lazaiko anao fa raha efa nandeha tany @ ireny tany misy ady antrano ireny ianao d lazaiko fa hiteny ianao hanao hoe "AVELAO I DADA HIJANONA ANY ANDAPA ANY FA ALEO NY MALAGASY HILAM!"


29. Noue ( 08/04/2009 19:24)
mandreraka ny miady hevitra @ Oay :^) :^) :^) :^)
30. fijo ( 08/04/2009 21:38)
tsy raikitra ny ady an trano ,satria ny miaramil asasany koditra.izay no marina
31. pitchou ( 08/04/2009 23:18)
tsy resaka we koditra ny miaramila sasany. betsaka marina ireo lazain'i Oay ireo nefa moa tsy misy marenina noho izay tsy te-handre sy tsy te-hahalala! fa raha tena nisy adala ireo miaramila ireo d maro d maro no maty teto! ary na inona na inona lazainareo, le zava-nitranga teny antaninarenina ny 7 fevrier iny, d tsy gasy no nanomana an'iny ary angamba tsy gasy koa no nanatanteraka an'iny! tsy manala na mandetika an'iza n'iza za fa tsy normal mintsy le natao t@ iny! le filma be teny anosy koa .... betsaka ny firenena tany afrika no nanao toy ireny d anjarantsika ny mieritreritra we gasy ve zany sa tsia? za zao aza moa maka baomba mintsy refa hamono moka 1 ko!
ary iny mbola menaka natobaka teo ambony afo nanampy trotraka koa! fa refa tsy tia gasy ra8 fa aleony vazaha sahala azy d nialan'ny gasy ko ka atao aona moa? za klo d fihetsika iray tena efa ela no nanakianako an-dra8 zay e!
Ary tena sur le fond mety tena nanohana ara-tsaina daholo ny miaramila rehetra! teo aloha d sorona ny capsat satria azo lazaina we mutins ! fa refa vita iny d miantso ny fiverenana @ normal ny miaramila! f zao ko: tsy ze manao treillis rehetra d miaramila ka sao d miaramila fopla ireny manao zavatra hafahafa ireny?
fa na izany na tsy izany: sô d mba tokony antsoin'i dada ndray ny zana-dambo d mba gasy samy gasy no miady fa tsy gena sy gasy?
32. milamm ( 09/04/2009 04:06)
ka ny zana-dambo aloha efa nodian'i lery fanina 2007 niakatra nitady saosy teny Ambotsirohitra,tsy azo antoka ny tafika sy ny miaramila fa motiver-ny vola fotsiny androany tolorany deba mangina,rahapitso tambazan'i A.toa Ravalomanana koa dia mipetraka ,ireny vazaha teny andalam-be ireny tafiditra teny place 13 mai niaraka t@ andry dia ilay aferan'ny falcone 900 miverina nanomana ny tetika hanatanterahany CAPSAT ny fanonganam-panjakana,fandorana ireo dossier mafana any @ RNM,TVM ary koa famatsiana fitaovam-piadina hari-fomba ho azy ireo raha sendra fanafihana ny tafiky ny mpanohana ny ara-dalàna ,tsy fomba mihaja akory no analàna ireto mpikomy sy mpanitsakitsaka ny safidim-bahoaka ireto fa @kery ihany satria io ihany no fiteny azo ifandraisana aminy .
Tsy hanao raha ireto tafika ireto fehiny nefa efa misy maherin'ny zato ireo jeneraly sns(chef de bureau de salon daholo,fa mbola tsy nisy niaro sy niady hoa an'ny tafika sy ny vahoaka ary ny fanjakana malagasy akory)),izao koa no ora hanehoana izany felahan'ny kapisaty na ex-resep teha-maina hatrizay dia miala tsiny @ hoe tsy te hiditra @ ady an-trano nefa ny vahoaka atao vono-moka sy matin'ny horohoro miaina amin-tahotra,ary anjarany raha ny lalàna manan-kery izay nosokajiana toy ny lalam-panorenana no miaro sy mitandro ny taratry ny firaisam-pirenena dia i A.toa Ravalomanana am-perin'asa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0671