Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.

21. rakaroka ( 29/03/2009 17:44)
ka "justement", mbola tsy " hary le zaza" mbola "phase"-ny atody no esorina ka,
tsy le lasa lamokany anie no teneniko fa ilay atao gateau sy omelette,
anefa ianao faly ery mihinanana ireny :wink:
22. ikaretsaka ( 29/03/2009 19:27)
Non rakaroka: Tsy phasen'ny atody itsony izy eto ka.... efa atody ao anaty couveuse izy eto
Le atody dia le raha arianao isambolana eo ambony pelia na tampax na always iny... iny no afaka oharina @ omelettes sns lazainao eto @ ity metaphore ity
23. rakaroka ( 29/03/2009 20:09)
Iny very iny anie tsy feconde, donc tsy atody!
:-w :-w :-w :-$
fa ny tena "antony" manahirana, dia eo @ principe de basen´ny
"hónnetete d´esprit" : ary olana goavana mpianjady ny vhv izy ity satria
fiheverana azy ireny dia superwomen ka afaka hanandronana ny fitadiavana, ny asa ao an-trano, fisahanana ny ankizy sns ....
=> Vokany Dispersion !
Tehafana sy dokaina na tsy reconnaisse-vana akory ´zay tsy an´erany
nozakainy, dia inoana fa natao hizaka ny toa izany? Non tsy natao hi-subir
fotsiny rizareo, du moins ny toa ahy fa "manana koa ny antsoina hoe"
existence, ary responsable @ fanajariana izany.
Donc ilaiko ny fibanjinana ny fanajariana izay "existence" izay, tsy afaka ny hampirafy izany @ zavatra "imprevu" sy tsy nosainiko akory aho ka dia
hosaziana tsy fidiko fa hoe tsy maintsy tokony atrehiko ny tsy safidiko akory : Non !

24. ikaretsaka ( 29/03/2009 22:19)
ka le atody ataonao omelette kao ange tsy nandalo incubation e.. fa le saika foy (tsy lamokany efa ni percer) ka sanatria nakapokao t@ rindrina dia iny no mifandraika @ hoe no aborter-na...
toy izany koa ny foetus : efa nokotrehina tao anaty tranonjaza (ao ny lieu d'incubation-ny)

(izay ny maha sambihafa ny miteraka sy manatody aloha entre pa)

fa amiko izay no naha vehivavy azy: natao hahazaka izany, ary fantatr'ilay Nahary fa zakany izany matoa nohariany ho izany izy ireny!
dia io no mahagaga hoe ny olona izay manan-tsaina lavitra nohon'ny biby manana ny accessoire avpo lenta nohon'ny biby.. nefa miala andraikitra lavitra noho izy
25. rtcflora ( 29/03/2009 22:59)
amiko! kristiane a fa ra mbola tsy ampy 3 volana mbola tsy zaza izany mbola tsy aina tanteraka, ka safidiny tompony fotsinio amiko .anjaranao ny mandinika ary afaka manotany dokotera spesialist ianao tompony ra tinao hazava bebe kokoa . satri any andafy ange efa misy ny klonazy ary natao hitsabona lay marary fotsiny iny de vonoina avy eo.ok diniho tsara e mba tsy hanenina.
26. xxx ( 30/03/2009 08:10)
Izaho manaiky fa tsy misy tompon'ny aina na iza na iza, fa raha izaho no anontaniana, dia ny safidin'ilay vehivavy bevohoka tsy fidiny noho ny herisetra nahazo azy no raisiko ambony kokoa! Tsy eken'ny saiko mihintsy ny hoe terena izy hilanja hazo fijaliana tsy tokony ho azy! satria efa voaolana izy aloha, efa nohosena ny aminy manontolo, ny hasin'ny maha olona azy, tsy noheverina ny ainy... mbola nitoe-jaza koa avy eo... dia mbola ho terena iany koa hitondra an'iny mandritra ny 9 volana! Vitsiana nefa izany hoe bevohoka ka tsy mijaly (mandoa sy misy malaises) @ ilay vao mitoe-jaza iny.. Ka mba alaivo sary an-tsaina ny fijaliana iaretany, sady efa voaratra ny vatany, ny sainy mbola mijalijaly koa izy eo am-pitondrana izany aina noterena hisy tao anatiny izany! Tsy tsapan'izay tsy mbola voaolana mintsy ny iainanay :cry: fa na firy taona aty aoriana na firy taona aty aoriana, rehefa mitsingerina iny andro nitrangan'ilay fanolanana iny dia mitamberina toy ny vao nitranga hatrany ilay zavatra :snif: tsy vitan'ny hoe avadika ny pejy akory fa mafy ary tena mapijaly saina!!! Mora hoan'ny sasany mantsy ny miteny hoe avadio ny pejy satria tsy niharany... Ary tsy @ ilay andro iny iany fa isanandro isanandro isan'ora dia mahatsiaro marary sy mangirifiry anaty ny tena noho ilay herisetra nihatra t@ tena!
27. rakaroka ( 30/03/2009 14:10)
[quote=ikaretsaka]


fa amiko izay no naha vehivavy azy: natao hahazaka izany


NON!......Tsy nohariana hiaritra ny maaafy ny vhv, dia ny lhl hitsingalamboangidina sanatria! Ny rafi-phm noho ny tsy fahatsapa-tenan´ny lhl, no maniteraka fanararaotana ny vhv! dia mody lazaina fa
"natao ho amin´izany".

Ary d´ailleurs anie maaaro aza ny vhv tsy mahazaka akory ny onjam-piainana, maty niteraka sns, dia lazaina fstn fa anjarany izany, sitraky ny mpahary koa , blablabla,sns... Ka le Atra inoanareo @ izay dia manao marim-bilana,

,
ary fantatr'ilay Nahary fa zakany izany matoa nohariany ho izany izy ireny!

´za aloha tsy afaka hisolovava ny mpahary,rahateo @ maha-realiste ahy,dia ny etude du moyen de bordn´ny realite no banjiniko e, raha
tsy kitay tsy vari-maina aho, no efa ni-investir des annees iatrika ny
"fanadinako" ka mifanindry @ ny fotoana hiterahana, dia "na tezitra amiko aza le Atra: TSY Maninn mihitsy ka! sady tsy tokony ho tezitra
anie izy matoa nanome ahz nz safidy, sinon dia tsy hitako izay maha-´za ahy fa lasa Atra no fihevitro ny tenako! ´za koa anefa tsy anjely fa..."Rakaroka" . Ka raha manembatsebana ny tsy "ahavitako ny maha-Rakaroka"ahy, dia tsy lasa ka. Ny "aina" aza amiko dia io "raison d´´
etre io"
dia io no mahagaga hoe ny olona izay manan-tsaina lavitra nohon'ny biby manana ny accessoire avpo lenta nohon'ny biby.. nefa miala andraikitra lavitra noho izy

Ka ny anao andraikitra vao novolena vonjy tavan´andro kou, tsy hary hahasahana ´zao rehetra izao fa tsy maintsy manao "option", driiiiy koa ny Ray Bbbe Fitiavana indrindra aza voalaza fa "NAHAFOY ny zanany
ho faty!". Donc ne fais pas trop avec une pauvre mere,ts´isy fitiavana toa ahy an


:wink:
28. ikaretsaka ( 30/03/2009 14:39)
Dia mainka io rakaroka tonga manamarina le eritreritray sy ry rakapy hoe mahagaga fa ny humain no mahavita zavatra inhumain.
Le vavim biby ary ...tsy tongotra tsy tanana... velony ny zanany qui sait na voa rape koa izy t@ iny? Fa dia iny .... no questioons asked.
Fa raolombelona manambony tena,intelligent hono ,superior hono,manana ny atout rehetra hono...tsy mahavelona ka esory any...

De hoy aho hoe tsssslelike ambaka nohonl
29. gabidemony ( 30/03/2009 15:35)
Eny hoy nareo! Ataotsika hoe teraka izany ilay zaza.
1- Raha ao anaty fahasairanana ianao,aòna no hamelomanao an'iny zaza iny?
2- Raha lehibe iny zaza iny aòna no hanazavanao an'iny zaza iny hoe iza no rainy ohatra ? de mba voavinavinanao ve ny toetra haseony raha mahalala izany?
3- Ary zakanao ve ny mijery an'iny zaza iny, tsy mamerina ny nofiratsinao ve isaky ny mahita ilay zaza ?

Amiko masina ny aina raha toa ka tonga @'ilay nirina ilay zaza.
Fa kosa ra hoe hanimba sy hanamaloka ny fiainana any aorina kosa, na ho ahy na ho azy de aleo asorina satry tsy ireo olona mikritika akory no hamelona ilay zaza na miaina ialay tantara ratsy fa ianao sy izy ihany.
Ny masina amiko de hoe sarobidy
30. rakaroka ( 30/03/2009 16:23)
[quote=ikaretsaka]
Dia mainka io rakaroka tonga manamarina le eritreritray sy ry rakapy hoe mahagaga fa ny humain no mahavita zavatra inhumain.
Le vavim biby ary ...tsy tongotra tsy tanana... velony ny zanany qui sait na voa rape koa izy t@ iny? Fa dia iny .... no questioons asked.

Ny fameloman-janaka tsy tokony hoe "vozonana", na ailika amin-Ramatoa irery e! Izay tsy rariny izay mihitsy no tsy ekeko fa afaka eken´ny biby rehetra!
Ka tsy hoe rehefa mitsaoka le iray dia afa-maina izy sy ny andraikiny!fa ilay iray dia natao hi-consomme ny acte vitany!
Fa raolombelona manambony tena,intelligent hono ,superior hono,manana ny atout rehetra hono...tsy mahavelona ka esory any...

Io tompony izy hitondra azy, tsy anao ny lelo dia ainao haintsina an

[quote]De hoy aho hoe tsssslelike ambaka nohonl
31. ikaretsaka ( 30/03/2009 16:40)
Tsy resaka superman sy feminisme io madama fa resaka fi consciencisena ny fananana gut ambony nohoon'ny biby vavy mandray ze andraikitra omena azy quelque soit le andraikitra an: na safidy io na tsy safidy...
Fa tsy vitan'ny hoe tssssslelike ko raha tsy inona zahay ko....

Amiko manokana matoa ny curcumstances mitranga de ao raha fa tsy mitrangatranga @ na pas. Io fanaovana "tsssslelike ko raha tsy inona" io de miala andraikitra no mitondra ny desctruction ho antsika satria de hifanilaka samy ho irensponsible eo aby...
Amiko de raisiko ny anjarako de izorako ny lalako no vahaolana tsotra fa tsy ny ouin ouin hifanebaka @ nareo lelahy sy nareo vehivavy eo de eo de eo.
Rehefa izay no nahariana anao de izay no lalana nolalovanao de lalovy tsara fa tsy eo no miraviravy tanana eo
32. rakaroka ( 30/03/2009 16:53)

Rehefa izay no nahariana anao de izay no lalana nolalovanao de lalovy tsara fa tsy eo no miraviravy tanana eo

Ka ´za "justement" de concept de base "tsapako hoe "dia tsy izay mihitsy le nahariana ahy!




33. ikaretsaka ( 30/03/2009 17:13)
de sanatria ve izany ianao dia rehefa tsy faly @ zaza ary tsy fidiny sy nanaryt izay, de hanary koa ny maha viavy anao.. 8O
34. rakaroka ( 30/03/2009 17:42)
Non, satria raha namorona ny olona Atra, dia izay nongononin´ny sainy no no-realise-ny zary nisiam-piainana!
J´ímagine mal hoe "hanatanteraka ny plan´í Satana imprevu taminy Izy.
Ary isika noforoniny tahaka Azy, dia mbo "concepteur"
coeur-ame-esprit fa tsy hoe misamaka le "esprit-nao zavatra hafa no medite-nao" dia zavatra hafa anefa no ataon´ny vatanao! Ka amiko le Unite izay mihitsy no maniteraka aina, fa "azo heverina ho "fahafatesana aza ny vatana tsy mifanaraka @ le saina sy fanahy. Ka eo indrindra le
"blem". Raha manao "meditation" dia ilaina ny concentration ka tsy tokony ho votsembatsemban´ny zavatra ivelany, izany anefa no mitarika @ processus d´harmonisation sy realisation.
Ka izay no ataoko hoe raha eo am-pandrafetana ny hoaviny ny tanora iray, on laisse pas quand meme hoe ho "emporte´ny imprevu ny efa nimatimatesany rehetra! Tsia

35. ikaretsaka ( 30/03/2009 18:08)
amiko aloha tsisy satana izany... moa rana nisy tsy inoako iznay hoe zavatra nohariany tsy no anticipe-ny izany raha mbola Atra izy!
fa le concepteur aloha tsy inoako loatra na tahak'Azy aza hono no nahariany antsika, on est concu et realise pour realiser et concevoir autre chose que nous meme ho'zy ilay rangahy architecte malaza izay... nampiany hoe tsisy trano nanao trano!
36. rakaroka ( 30/03/2009 20:28)
[quote=ikaretsaka]
amiko aloha tsisy satana izany...
fomba fiteny ihany io!

tsy inoako iznay hoe zavatra nohariany tsy no anticipe-ny izany raha mbola Atra izy!

Ka izay indrindra justement , mila fikotrehana sy fiomanana ny zavatra atao fa tsy alasafay, mainka moa fa ny "zaza" izany ?
fa le concepteur aloha tsy inoako loatra na tahak'Azy aza hono no nahariany antsika, on est concu et realise pour realiser et concevoir autre chose que nous meme ho'zy ilay rangahy architecte malaza izay... nampiany hoe tsisy trano nanao trano!

Dia eo @ "conception" misy processus ,ary differentes phases fa tsy tonga dia mitsambikina...Ary izay no manome : "AINA"!


37. ikaretsaka ( 30/03/2009 20:59)
efa fomba fiteniko hatr@ izay io hoe ianao no manamboatra ny sainao hoe misy ny devoly sns de misy ho azy
38. rakaroka ( 30/03/2009 21:43)
Raha tian`i Ika , Exemple d´illustration no nitenenako Satana, tsy hoe mino na tsia aho fa ´zao , tsapako manana "pulsation Bbbe" amiko ny
"FAHARIANA".
Misy sari-na processus izany,
Mikotrika tsara an`eritreritra aloha vao miroso @ manaraka hatrany!

Ka raha niomana ny hiteraka aho, izany hoe "dispose" ny saiko, dia misy ny tohiny.
Ny "fahavelomana" amiko, unite saina-vatana-fanahy, ka raha tsy ao le saina satria tsy niomana t@ izany, tsy terena mihitsy izy, satria izany no mamono! Ahoana no mampitrotraka azy ny tsy anérany tsy ampoiziny ianao, ary tsy maintsy maka fanapahan-kevitra @ tokona ho atrehiny izy satria on ne peit pas tout faire, dia tsy maintsy misy sacrifice.
Ny ahy aloha aleoko tsy terahina toa izay tsy veloko le zaza,
mbola any an-kibo tsy mbola hary saina koa! mety tsy mahalala hirifiry akory! Izay no mahatonga azy soloiní Ika vava,

sady tena tsy afaka handefa azy any an-kafa aho, tena tsy afaka aho rehefa teraka knou!
39. ikaretsaka ( 30/03/2009 22:34)
ka enao eto izao dia hoe sainao vatanao fanahinao sns...
ka raha tsy ianao tampoka no nampisy le raha de ahoana?
sa "je aloha vao tu" koa ny fahariana eto (ianao aloha vao le zaza ary)?
40. ari.malala ( 31/03/2009 06:21)
ika:
Amiko manokana matoa ny curcumstances mitranga de ao raha fa tsy mitrangatranga @ na pas.
d raha atao hoe ny viol no mitranga d in no tena but nitrangàn'iny sa hoe in no tian'ika tenenina @ io? Resaka zazakely mipetraka foana mou zan no resaka, fa atao ndray hoe maty teo am-panolanana ilay vevavy d in ndray no ambaran'i mr l'avocat défenseur des violeurs ndray aza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665