Inona no mba qualite hitanao amin'i tgv?

1. nancy ( 23/03/2009 23:48)
Ny zavatra rehetra nataon'i tgv mihitsy no tsy mbola nisy nahitako qualite na iray aza hatramin'ny nanombohany ilay tolony iny ka hatramin'izao. Ny zavatra hitako dia resaka sy fihetsika jiolahim-boto daholo ny nataony rehetra; izao aza moa dia ny jiolahy efa hita fa tena nampitondra faisana ny olona maro no navoaka indray. Izany ve no olona mendrika hitondra firenena?
novalian'i moi ny 27/03/2009 11:16
2. ndenn ( 24/03/2009 00:04)
Amiko aloha na dia mbola tanora aza izy dia tsy maninona mihintsy izany , mbola vao eo ampiandohana ny tantarany ka tsy hita ho faritana be ihany .Fa ny nanapahany ny contrat t@ Daewoo aloha dia efa tsara , manana fintsinjovana lavitra izy ,qualité voalohany izay ho an ' ny mpanao politika manokana .
3. sitlo ( 24/03/2009 00:08)
Peine de mort leiny raha tany amin'ny firenena arabo.
4. ndenn ( 24/03/2009 00:10)
Ohatra mivandravandra be ny Palestine sy Israel .
5. nancy ( 24/03/2009 00:28)
Fitsinjovana lavitra tokoa ny namoahana an'i coutiti a? ireny manko no eritreretiny indray asaina hamono sy handripaka izay olona mety hanozongozona ny fitondrany...mbola fihetsika jiolahim-boto ihany.

ndenn:

Amiko aloha na dia mbola tanora aza izy dia tsy maninona mihintsy izany , mbola vao eo ampiandohana ny tantarany ka tsy hita ho faritana be ihany .Fa ny nanapahany ny contrat t@ Daewoo aloha dia efa tsara , manana fintsinjovana lavitra izy ,qualité voalohany izay ho an ' ny mpanao politika manokana .



6. pikatti ( 24/03/2009 00:45)
tsara be le fanontaniana ;valiny koa @ zay mba fohy

que des défauts

soa ihany fa raha hoe inona ny maharatsy azy dia feno ty serasera ty, ary mety hi bug klé =)) =)) =))
na dj ary mbola verezin-dry dina ,lova tsy mbola nanao t@ soirée gasy zany iny teto frantsa ,tsy mahazaka,:-D
7. zandikely ( 24/03/2009 00:55)
IL EST JEUNE, IL EST INTELLIGENT, IL EST PRAGMATIQUE,
IL A TOUTES LES QUALITÉS POUR GOUVERNER MADAGASCAR

SADY EFA TSY MILA IRENY ANTITRA TSY MEMELY IRENY INTSONY E. ALEO MBA NY TANORA INDRAY HITONDRA NY BAOLINA E.





8. diana ( 24/03/2009 00:58)
De aôna zany le maty 5 sy le 300 cas diarrhée an Vangaindrano? Sao de filohan Tana ary Rajoelina fa tsy an Mada?
9. pikatti ( 24/03/2009 01:04)
ka efa soira be io ary mbola mahavita mivatravatra kou ,tandremo ihany fa sao gly eo,efa hoe feno hoa ty serasera ty raha défaut no nanontaniana,tsy mazava @ ve ny dikany é,d mbola milaza zavatra tsy mitombona ,sa nareo pelaka tsy vatana akory rangah ty no anontaniana sa atao prezidà dolly koa ny manekin,mba aza paiso ihany :-D :-D :-D :-D
10. nancy ( 24/03/2009 01:07)
Porofoy fa intelligent izy e. Porofoy izany pragmatique. Porofoy izany qualites pour gouverner Mcar izany.

Ny zavatra hitanay aloha dia tsy intelligent mihitsy fa violent.
Ho hitanay eto tokoa moa ko...gouverner Mcar angaha? Anontanio tsotsotra fotsiny izy hoe firy ny isan'ny foko eto Mcar raha voavaliny. Na mbola anontaniana aza hoe firy ny isan'ny filoha nitondra teto hatramin'izay tsy mahita lazaina izy.

zandikely:

IL EST JEUNE, IL EST INTELLIGENT, IL EST PRAGMATIQUE,
IL A TOUTES LES QUALITÉS POUR GOUVERNER MADAGASCAR

SADY EFA TSY MILA IRENY ANTITRA TSY MEMELY IRENY INTSONY E. ALEO MBA NY TANORA INDRAY HITONDRA NY BAOLINA E.









11. pikatti ( 24/03/2009 01:20)
ndàna elah zandikely matory ary fa manao resak'olona mamo sy manao revin-gadra fotsiny ery, hay tokoa efa mba nisy notanterahin'i tgv kosa ny revin-gadra hoe raha mivoaka ato aho dia dorako madagasikara iray manontolo ,oh quelle qualité, efa hoe aza mba paiso ihany hoa
12. andraso ( 24/03/2009 05:24)
rehefa tsy tiana ny olona de tsisy qualité na de misy aza, ny qualité ananany aza heverina ho toetra ratsy, fa rehefa tsy tiana kosa de izay tiana mitombo tarehy na hita zao ary fa efa toetra ratsy faran'izay rehetra rehetra misy eto ambonin'ny tany

13. taralila09 ( 24/03/2009 07:12)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.
14. xxx ( 24/03/2009 07:48)
izy no nahafantarako fa tsy nadoa hetra mihitsy le ra8, nefa za vao tsy manoda hetra de lamandy, izy no nahafantarako fa mampiasa ody ra8, be dia be e, reo no tena loza!
15. yvonKEL ( 24/03/2009 07:57)
za kosa aloha de misy toetra itiavako azy de le fonceur moa hozy ny vozaha fa ny ankoatr'izay dia tsy matotra fa manao tery vay manta. Fantatro fa raha ela indrindra io HAT io de 3 volana ihany mitovy @ lamodyn'ny live sns...
tsy maharitra fa mora lefy
16. ari.malala ( 24/03/2009 09:06)
Ankoatranireo lazainareo fa qualité reo de mba mitenena hafa hoe jerena azafady? Toa ny défauts iany marina mantsy no tena hita misongadina hatreto aloha.
17. xxx ( 24/03/2009 09:11)
mahay mikasoka kapila mangirana
=D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^
18. mion ( 24/03/2009 09:23)
QUALITES TGV OZY JEAN BA


Andry TGV est certes un DJ, il l'est toujours.
Mais... c'est un mauvais DJ, un des plus médiocres. Il a pas eu de succés à mada, et jamais en France. Même au cours des soirée Gasy.

Il a commandité le meurtre de son camarade d'école déjà vers l'âge de 17 ans (si je m'en souviens). mais à l'époque Deba a étouffé l'affaire car TGV est un zanaka deba à l'epoque.

Il a confirmer au cours de ces 2 derniers mois son expériences: le terrorisme et le meurtre. Il a prôné la democratie et il instaure la dictature dès les premières 48h de son avènement à la présidence.
Il est trop experimenté pour çà, oui... je l'avoue. Il est trop experimenté pour donner à bouffer de la me-rde aux Malgaches comme 70% du bugdet national qui devraient provenir des autres nations sont supprimé.

Il est très doué de chialer qu'il n'aurait pas peur de commettre un coup d'Etat car la France met à sa disposition déjà 50 millions de dollars .

Il est très doué en Maths: avec ce 50 millions de $ chaque tête de Malgache toucherait une seule cheque de 3 $ chacun en attenndant passé les 24 mois à venir.
Il est trop intelligent, malheureusement, il l'est dans le mauvais sens !!!

et maintenant , il se proclame président des terroristes en graciant les criminels les plus dangéreux de l'histoire de Madagascar. C'est lui même (TGV) le Ben Laden de la capital , non? sinon, comment expliquer la liberation de Coutiti qui a coupé les bras & jambes des Merina en mille morceaux à Diego pour en donner aux chiens?

Et tout ce qu'il a fait jsquà mainnant, il n'a fait que creuser le trou dans lequel il va tomber. il semme la zizanie et le bordel, le temps de la moisson arrivera pour très bientôt.

Avec le coup d'Etat du 17 mars, on a pu entendre des gens crier "Hourra !!! la dictature est mort, vive la DICTATURE"


19. andrywui ( 24/03/2009 10:03)
hi hi hi ih !! mahay mamily masinina mirifatra be !! dia i Madagascar izany tompoko !! hainy tsara io !!

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
20. ralevazou ( 24/03/2009 10:08)
kalité koù nge ry zandkely le izy mivarotra tanindrazana am RENIKELY MALALA é! de ny taranak tsika nefa miara lafony ao daôly !
antira pà aloha: FA ZANDIKELY VE LOUH MIFOKA RONGONY BE LOATRA Ë? =D> ^:^ =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2824