Inona no mba qualite hitanao amin'i tgv?
21. xxx
(
24/03/2009 11:16)
Amiko dia tsy manana ilay qualité maha-filoham-pirenena izy! tsika gasy otrany mora manaiky zany foana hoe io aloha no misy de aleo miafy amin'io e! tsika koa otrany tia vao foana hany ka manao ariary zato am-pandriana. Raha ny fahitako an'i andry tgv de tsotra:
- Nisy ny nanakarama ka mamita ny contrat no tsy maintsy atao na dia asina mitomany kely aza refa enjehin'ny eritreritra.
- Tsy manana politika mazava,
- tsy manana fahaizana entina hitondrana ny firenena
- eritreritra no betsaka hany ka manaonao foana
- Za sûre fa ny ao an-tsainy amin'izao de hoe: efa prezida za ty ka aiza no misy azo hidirana mba hafahana mihinana haingana fa tsy aharitra ela eto aho akory.

22. kalovavy
(
24/03/2009 15:07)
Manao ahoana daholo?, amin'izao hono ka , mba hiza mety ho candindat ho latsaka ho fidina indray afaka rotaona ?, mba valio leretsy fa tena tsy mahalala vaovao ny aty
23. xxx
(
24/03/2009 15:40)
izany olona DJ izany ny fahalalako azy dia mahay mixé hira , hananany izany ny melodies rehetra na korontana na milanto ary nasehony taminareo izany .Nokorontaniny aloha ilay fitondrana dia avy amin'izay izy handamina azy. Qualité izany amiko
nampahalala ny vahoaka ny tsy mety teo amin'ny fitondrana
tsy matahotra na inona na inona fa manatratra ny tanjona hatramin'ny farany
tia ny paix satria izany no dradradrainy foana sy aseho hoe foulard orange = pacifique
te-hampiseho amin'ny malagasy fa afaka mijoro tsara i madagasikara na tsy manana mpanampy aza saria manana harena be ia be: ny vat, ny huile essentielle, ny rano koa atsy ho atsy azo haonraa a afrika., ny hazo sns sns
Manana olo-manga be dia be
Tsy miandry ela fa haingana dia haingana ny résultat
Ny défauts dia:
mbola kely taona hono
nanao ankeriny ny fakana ny fitondrana, malaza hoe fitondra-tena jiolahimboto nea azo adiakoa midongy satria key taona dia mihanta amin' dada

24. moi
(
27/03/2009 11:16)
Miankina amin\'ny solomaso anaovanao ihany io ! rehefa tsy tia TGV tsy mahita mangirana aminy, ary rehefa tia dia ... Izay tia adala e !