contre attaquen'i ra8 sera bientot

1. xxx ( 22/03/2009 11:50)
mbola aty tana i ra8 ary manomana mafy ny contre attaque,ary anisan'izany ny GP miaramila fidele ao anatin'ny 1er rfi ary bani et commando marine dirigé par le vice amiral any diego,efa misy plan maty paika satria na i Rakotonandrasana noel chef du mutin aza efa voaroka tao @ RFI,efa nanomeha toky ny militaire pro legaliste fa hoaverina @ fitondrana i ra8 saingy reglement entre militaire amin'ity indray mitoraka,na dia nanao dementi officiel aza ny bani sy rfi dia ao anatiny discret tanteraka no hirosoan'ny plan,mba tsy hisian'ny hotakotaka be loatra.
novalian'i mion ny 23/03/2009 07:56
2. xxx ( 22/03/2009 11:56)
tena sure io souce io,ary ireo GP sy ny fitaovana arifomba teny iavoloha dia efa naverina eny ivato,marihana eto fa efa betsaka ny officiers sy sous officies no efa tsy manaiky an'ity coup etat ity saingy i ra8 no nitsipaka ny tsy hisian'ny ra mandriaka.Tadidio ny 1er journé ny mutinerie teny @ capsat dia efa saika hanafika ny capsat ny GP nefa mbola i ra8 ihany no nanda hisorohana ny ra mandriaka
3. ifiona ( 22/03/2009 11:59)
merci nampitandrina fa dia ho hita eo zany e
4. xxx ( 22/03/2009 12:03)
Ary le fanambarana nalefan'ny RFI sy ny BANI dia diso iny mba hanaovana diversion nentiny ry Ndrianarijaona Andre sy ry Rakotonandrasana izay samy colonel ao @ capsat.Jusqu'a maintenant tsy mety hisy hitondra ny ministere de la defense
5. xxx ( 22/03/2009 12:05)
hoe omena ny an'ireo miaramila pro legaliste ny ministere ny defense efa mandeha ny fifampraharahana.
6. tsinjo ( 22/03/2009 12:47)
ka iza ary zany no namoka ilay fanambarana tao aminy orange momba io rfi sy bani io e
7. xxx ( 22/03/2009 14:51)
tsinjo:

ka iza ary zany no namoka ilay fanambarana tao aminy orange momba io rfi sy bani io e

ry lerony tao @ capsat no nanao an'iny fanambarana iny

8. ifiona ( 22/03/2009 16:40)
inn no andrasana? ilay fe-potoana une semaine ve sa?
9. xxx ( 22/03/2009 16:48)
raha raikitra io fanafihana ataon'ny bani sy rfi io tsy ho @ semaine izany mihitsy fa atony surprise,sady commando anie ireo fa tsy simple soldat donc efa pres foana,ary le dementie iny diversion na dia efa mailo aza ny capsat
10. xxx ( 22/03/2009 16:51)
tadidio fa matoa ra8 tsy mbola niala tana dia efa sure t@ promessen'ireo officiers tao GP fa hiady sy andray ny andraikiny,averiko ihany fa ra8 no nisakana an'ireo GP tsy hanafika ny capsat fony nanomboka ny mutinerie capsat.
11. xxx ( 22/03/2009 16:57)
manana havana akaiky GP teny iavoloha izahay,jereo ny tohiny tantara fa ahita surprise isika
12. vilambava ( 22/03/2009 17:07)
Dia efa lasa nahazo fampianarana amin'ny fampielezana vaovao maro isan-karazany isika. Ny mpanao gazety tamin'ny haino aman-jery sasany no nanomboka azy io ary dia lasa fomba mahazatra.
Ny tiako lazaina dia hoe: aoka hajanona ilay vaovao raha toa ka mbola tsy tena marim-pototra fa manjary mifamitaka eto isika: aleo hono mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga hozy ny razana malagasy. Ataoko fa mifono hevitra sy fahendrena lalina io teny io ka tokony hotandremantsika rehetra.
13. xxx ( 22/03/2009 17:22)
tsy fanaovana gazety io ry filambava fa mba analyse kely madinidinika ,ary natao koa ireny mba hanentanana ny vahoaka fa mbola vonona i ra8 hipoitra tampoka ary ahazo ny fahefana dia mba tsy ho gaga isika,efa eo hampikarakarana ny radio mada mahazo eran'ny madagasikara,efa vonona daholo ny logistika rehetra,ny anjarantsika dia ny manohitra an'i tgv sy ny coup d'etat ny
14. ifiona ( 22/03/2009 18:11)
raha mba marina tokoa moa zany...
enga anie mba tsy ho ela loatra raha toa ka tokony ho hisy
15. patrick2002 ( 22/03/2009 18:21)
ka tsy analyse izao fa confirmation gratuite ,ahoana no hilazanao fa hanafika ny BANI sy ny RFI ,raha analyse dia ity .
Ny fandinihako azy ,tsy tongatonga ho azy akory izao hetsika nataony CAPSAT ,izao fa efa vay nikotrika hatry ny ela teo @ fianakaviam-ben'i tafika malagasy ,marihana fa nataony Ravalomanana ankilabao ny voninahitry ny tafika ,nandritry ny fitondrany, tsy mamokatra hono ,anisany izany ny tsy fanomezana avancement anireo tafika tokony hiakatra jeneraly ,satria be loatra ny jeneraly ao @ tafika malagasy. Ny fanendrena vehivavy teo @ toerana minisitra .Ary farany dia ny fampidirana instructeur vazaha (mercenaire hoy ny afa ) hanafongana ny hetsika teo @ 13 mai tarihiny Andry TGV .
Vokatrireo dia nandray ny andraikiny ny CAPSAT ary dia nahazo fanohanana t@ ireo manamboninahitry ny tafika maro an'isa , diniho tsara fa naninona no tsy hita intsony ny EMMONAT raha vao nijoro ny CAPSAT ,raha tena mafy fototra ny EMMONAT fa maninona no tsy hita intsony ,raha vao nijoro ny CAPSAT .
Amin'izao fotoana izao dia hahely ny tsaho fa hoe misy miaramil;a ao @ BANI sy RFI ,hanongana an'i TGV ,mety ho marina izany satria efa fomba fiadiny Ravalo no mampisara-bazana ireo adverssaire-ny nefa mino izaho fa mety jeneraly 2 miaraka @ miaramila 20 lahy voakaraman'i Ravalo ireto.Ny zavatra azo antoka dia tsy ny maro an'isa ao @ tafika mihintsy no hanohana an'ireto tafika hanongana an'i TGV ireto.
16. ifiona ( 22/03/2009 18:23)
mihetse aingana ry BANI sy rfi fa mitady hovaivain'i tgv daholo zao parlement, sy hcc ary constitution zao aaaaa


vonjeo ny tanintsika eeeee
17. patrick2002 ( 22/03/2009 18:29)
tsy resaka tafika mihintsy no hampiala an'i TGV eo fa aza manofy antoandro ,mraha hisy izany dia adilahy politika eo @ mpiara-dia an'i Ravalo t@ 2002, sy ny AREMA ,ary ny CRN Zafy Albert, ary tokony ho mailo i TGV amin'ireo ankolafin-kery 3 ireo ,iza marina moa no hiravaka ny vangy amin'izao ? ry Norbert Lala Ratsirahonana sa ry Zafy Albert ,sa ny ekipany Pierrot Rajaonarivelo. :roll: :roll:
18. ifiona ( 22/03/2009 18:34)
patrick2002 matoa annulé ilay parade militaire prévue @ sabotsy dia mbola tsy milamina ny ao @ tafika ao.

Zay dia efa ampy hilazana fa tokony manisa ny androny eo @ fitondrana i tgv.
19. xxx ( 22/03/2009 19:02)
patrick2002:

ka tsy analyse izao fa confirmation gratuite ,ahoana no hilazanao fa hanafika ny BANI sy ny RFI ,raha analyse dia ity .
Ny fandinihako azy ,tsy tongatonga ho azy akory izao hetsika nataony CAPSAT ,izao fa efa vay nikotrika hatry ny ela teo @ fianakaviam-ben'i tafika malagasy ,marihana fa nataony Ravalomanana ankilabao ny voninahitry ny tafika ,nandritry ny fitondrany, tsy mamokatra hono ,anisany izany ny tsy fanomezana avancement anireo tafika tokony hiakatra jeneraly ,satria be loatra ny jeneraly ao @ tafika malagasy. Ny fanendrena vehivavy teo @ toerana minisitra .Ary farany dia ny fampidirana instructeur vazaha (mercenaire hoy ny afa ) hanafongana ny hetsika teo @ 13 mai tarihiny Andry TGV .
Vokatrireo dia nandray ny andraikiny ny CAPSAT ary dia nahazo fanohanana t@ ireo manamboninahitry ny tafika maro an'isa , diniho tsara fa naninona no tsy hita intsony ny EMMONAT raha vao nijoro ny CAPSAT ,raha tena mafy fototra ny EMMONAT fa maninona no tsy hita intsony ,raha vao nijoro ny CAPSAT .
Amin'izao fotoana izao dia hahely ny tsaho fa hoe misy miaramil;a ao @ BANI sy RFI ,hanongana an'i TGV ,mety ho marina izany satria efa fomba fiadiny Ravalo no mampisara-bazana ireo adverssaire-ny nefa mino izaho fa mety jeneraly 2 miaraka @ miaramila 20 lahy voakaraman'i Ravalo ireto.Ny zavatra azo antoka dia tsy ny maro an'isa ao @ tafika mihintsy no hanohana an'ireto tafika hanongana an'i TGV ireto.


misy GP IZAY MIHISA 5OO MAHERY TENY IAVOLOHA NEFA IHANY KOA NY ROTATION,donc mbola misy miaramila tsy manaiky an'izao,ary aza adino fa ny ankabeazany capsat ireo ex resep daholo,tsy mahagaga
20. ifiona ( 22/03/2009 19:26)
o ry xxx a! mba hazavao hoe ny tena fandehany, iza lé capsat, iza lé resep, iza lé rfi, dia iza no hanavotra ny firenena? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1077