contre attaquen'i ra8 sera bientot

21. xxx ( 22/03/2009 19:39)
ny resep sy GP mitovy ihany soldat d'elite saingy ny resep nosoloina ny GP t@ andron'ny ra8,ny hanavotra ny vahoaka ve misy ny ireo vondrona sous officiers marenarana an'i madagasikara ao anatiny atao hoe cosofam izay efa nitsipka ny coup d'etat sy ny tsy hidiran'ny miaramila ao anatiny politika.
NB Ny rfi ve commando d'elite (force d'intervation rapide)izay tena nampiasain'i ra8 t@ 2002 nangalana ny province
22. Samoana ( 22/03/2009 19:40)
patrick2002:

... ny voninahitry ny tafika ...


Raha resaka capsat fotsiny mbola azo antsoina hoe misy voninahitra tokony hanajana azy ve ny tafika?


23. xxx ( 22/03/2009 19:42)
ity le fanambarana nataon'i cosofam t@ 14 mars

Vue la honte et les rumeurs qui circulent, et l’impression que certains essayent de manipuler les revendications que nous, sous officiers, avons émis à Antananarivo, nous répétons à nouveau à la population et aux amis sous officiers que :


- Les sous officiers ne sont pas des moyens politiques pour prendre le pouvoir,
- Les sous officiers restent en tant que force de l’ordre,
- Les sous officiers respectent la discipline qui gouverne l’Etat Major Malagasy


Ainsi, un appel est lancé aux amis au sein du COSOFAM de toute l’île :


- De respecter ce qui a été énoncé plus haut, suivant notre devise et pour notre honneur,
- De respecter notre unité et de ne pas décevoir notre patrie
- Nous n’allons pas accepter et notre conscience, ne nous le permettra pas, que ce soit nous qui soyons utiliser pour tuer nos compatriotes


NB fony ra8 mbola president io message io
24. Noue ( 22/03/2009 20:47)

manomboka rahampitso eee
25. Andribe ( 22/03/2009 20:58)
raikitra ndray de mitohy ny tantara fa za arbitre an i noue sy ra wiwi :-D :-D :-D :-D :-D
26. Noue ( 22/03/2009 21:06)
:idea:
27. Andribe ( 22/03/2009 21:20)
lasa zao raha tsy miboridana =)) =)) =)) =)) =)) =))
28. xxx ( 22/03/2009 21:22)
i Androbe kosa e :-D :-D :-D saro piaro an tara @ noue mihitsy ela dia mody fanina
29. pikatti ( 22/03/2009 21:37)
aza mialona elah xxx fa mbola betsaka lesy ao a =)) =)) =))
30. xxx ( 22/03/2009 21:44)
tena pokatti marina ela ty ry zandry kely ndana mimasta kely soa miakatra any @ ati doha le fika sa hijery an le akitifitifitra be indray :-D :-D :-D
31. pikatti ( 22/03/2009 21:54)
raha ao ny bavin'elah de alefaso :-D :-D :-D
32. xxx ( 22/03/2009 22:02)
toizana ve ity akitifitifitra be ity sa ahoana e
33. tsiafoi1 ( 23/03/2009 07:18)
Rehefa manao amboletra be La France , de ireny nataon'i Filoha Ravalomanana ireny no tonga @'ny hiran'i Samoela hoe PASY TOLAKA BE MANAROTAKA...

Vita ny 1er round, miditra 2nd round indray ny tantara, ...

Ny tantara de mbola mitohy, ary hitsimbadika ao anatin'ny fotoana fohy.
34. mion ( 23/03/2009 07:56)
Ozy samoela oe "UN CONARD AU POUVOIR"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.042