Le Secret commun de Ravalo et Andry TGV

1. mion ( 20/03/2009 10:38)
Andry TGV:

- on le surnommait TGV satria izy mahita an'io fika ratsy rehetra io fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!!

- 19 ans, nahabevoka zanak'olona ka nomena vola ny Reniny hanalana ilay zaza

- niala tao amin'ny école satria afa baraka, niady tamin'ny frères rénel ka nodoran-dry zareo ny zandrin'io farany io. Crime étoufée satria deba no prézidà t@ zany

- deux ans tato aoriana, accident teny Alarobia fa nifoka sy nihinana amphetamine (ilay namany nandeha fiara teo aloha no maty fa izy sy ekipa hafa nanenjika avy tato afara dia avy eo nitsooka) : Nasaina nesorina ny rond point fa ilay ilot satria io no diso tam izay fa tsy ny excès de vitesse...

- Nanambady an i Mialy par intérêt satria efa niha faillite ny fianakaviana: novidian'i rafoza ny domapub ka navadika injet

- t@ andron'i deba, naka vola natao fond tany @ pierrot+facilitation fampidirana imprimante grand format. takalony: sarin'i ratsiraka ngôôda b teo ampefiloha lay nankandou b iny, teo am station lasantsy

- nanao afera niaraka t@ concept izay nangalatra ny volan'i ratsiraka taorian'ny naha exiler an'i lery: nisasahanana ny sôsy ka i concept nanao afera singapour ary lery niketrika ny ho lasa panao pôlitika

- maire: tapitra ny sôsy ka nanao levée de fonds tetsy sy teroa, sous pretexte hoe reconstruction hotel de ville: aiza lé sôsy reny zao? (4 milliards teo ho eo)

- farany teo : ni debloquer vola indray i rafoza nividianana ny rasil CAPSAT izay tsy iza fa ex resep daholo ka mora ny firesahana: takalony, fiverenan'i Ratsiraka izay tokana henoi'ny CAPSAT teny.

Quant à Ravalo
Ravalo n'a rien fait de tout çà
novalian'i mion ny 20/03/2009 13:00
2. xxx ( 20/03/2009 11:03)
f'angaha tsy hoe niece ny ra le mialy e
3. xxx ( 20/03/2009 11:09)
Adinon'i Mion fa zanak'i TGV t@ i Sarah Ra8 ilay Maika ra-8 :°)

4. mion ( 20/03/2009 11:18)
dinon'i Mion fa zanak'i TGV t@ i Sarah Ra8 ilay Maika ra-8

inn no porofo, misy extrait d'ADN angà any aminao sa oe "ozy ny olona" fotsiny

:-D :-D :-D
5. xxx ( 20/03/2009 11:20)
nareo nge anirahin'i prezida ny capsat eo e, ary tandremo fa misy lilisy mitsy ato a, sa aona ranaritsimba ????
6. xxx ( 20/03/2009 11:28)
zahay koa milisy mpamono oul
7. kelly13 ( 20/03/2009 11:29)
tsy nodorana ilay oe zandrin'i renel fa no-scalper-na. ny oe tafiditra t@ io afera io alou i andry tsy haiko fa ankizy hafa klou no fantatra t@ reny ary d resaka basket (kiraro) no nahatonga ilay kidnapping
8. xxx ( 20/03/2009 11:36)
kelly13:
fa ankizy hafa klou no fantatra t@ reny


Iza ?????????
9. kelly13 ( 20/03/2009 11:40)
xxx>miala tsiny aminao fa tsy afaka holazaiko anao eto akory izany.
10. mion ( 20/03/2009 11:41)
i Andry nirina rajoelina
11. xxx ( 20/03/2009 11:43)
Fa maninona??? namany zandriny renel aho sao dia matahotra anà enao! fa mba te hahalala fotsiny fa nampalahelo anà mihitsy iny zava-nitranga iny.
12. xxx ( 20/03/2009 11:45)
vao jerena @ endriny fotsiny izy d'efa fantantra hoe olona mpisetrasetra sy devoly² saina izany! beurkkkkkkk!
13. kelly13 ( 20/03/2009 11:50)
xxx10>aiza no hahalalako fa marina izany? lolll, sao d mba enao no ni scalper azy? :-P :-P

mion>za alou tsy nahare ny momba izany donc tsy afaka confirmer-ko io, ny fantatro d ankizy namandry zareo iany ni kidnapper azy sy ni scalper azy ary namela azy tary ambohimpotsy ambohimijimbina
14. xxx ( 20/03/2009 11:52)
mangina daholo nareo soa ataon'ny capsat mihinana ny amininy eo fa :-D :-D :-D :-D
15. kelly13 ( 20/03/2009 11:55)
xxx11>hahaha mampimé kou enao, nolazan'i bfm nefa oe "avec son visage poupin" saika nilatsaka ny .maniko, mdrrrrrrrrrrrr
16. xxx ( 20/03/2009 11:56)
Enao koa toa lalina ry kelly13. Dia raha iza ve no nahavita izany, sanatria, dia mbola hanontany anao eto indray za??? sa tianao hiresaka manokana isika hamalianao anà??? Tena akama hoa za matoa mi-insiste ohatr'izao!!! Sady misy loza hafa ohatry ny iny koa mantsy ka hitako ohatry ny mitovitovy ilay methode.
17. mion ( 20/03/2009 12:07)
za koa naman'i Haritiana, ary na bandy aza ny tena latsa-dranomaso t@ ireny fotoana ireny noho ny nanaovan'i TGV an leri
18. kelly13 ( 20/03/2009 12:11)
xxx15>lalina nga? ka aiza oa no hahalalako fa marina oe tena namy enao? alefaso afatra d valiko (ra mazoto za, hihihi)

mion>aoka re! nampalahelo tkou alou e
19. rasobakobako ( 20/03/2009 12:40)
zaho naman'i Renel tamin'izany, niara nianatra tao amin'ny bahut zahay, fa toa mpianatra tao aminay ilay hoe Dina izay ihany aloha ny fantatro nandray anjara tamin'ny famonoana an'i haritina fa izay hoe namporisika tsy haiko, dia ho sanatria tokoa ve i tgv ?
20. mion ( 20/03/2009 12:50)
Bien sûr, resaka maloto be ny namonoana io bandy akama io, ny commanditaire io itantsika hanao imposture rapitso eo Mahamasina io.
iray ecole t@ filoha FozaOrana i Haritiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.267