ary hono oà klou é, aona ko ary lé ra8 efa nigadra. iny zao tena nisy mintsy lay didy nampigadra azy. ka naninn no notiavinareo foana. satria TGV tsy tiana, d avoka eto doly ny tsy nety nataony (raha nisy tokoa??!!), zavatra angano sy arira rehetra zao no foronina eto. aiza zao ny fipetrak'lay "lojikan'ny fifandonana" iny, sy ny hafa maro efa nandé teto sy t@ mailaka rehtra ireny??? aiza???
inn kay hatahoranareo an'i TGV é, io ngé tsy ho filohan'ny repoblika zany é. nareo ihany no nidradradra an'zany teto. fa oé reo dinozoro reo no hiverina, ka maninn izy rah mitondra zao tetezamita zao.
resaka dinozoro, sika ngé samy mbola ho dinozoro daolo koa é. sao mihevitra ny ho tanora mandrakizay eo (henri ratsimbazafy).
zao ihany tadidina é:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY GASY
ry hono oà klou é, aona ko ary lé ra8 efa nigadra. iny zao tena nisy mintsy lay didy nampigadra azy. ka naninn no notiavinareo foana. satria TGV tsy tiana, d avoka eto doly ny tsy nety nataony (raha nisy tokoa??!!), zavatra angano sy arira rehetra zao no foronina eto. aiza zao ny fipetrak'lay "lojikan'ny fifandonana" iny, sy ny hafa maro efa nandé teto sy t@ mailaka rehtra ireny??? aiza???