Dia mbola mitohy ihany ny asan'ny JIOLAHY TGV

1. Noue ( 17/03/2009 16:38)


Le pasteur Rasendrahasina (président du FJKM) + Généraux + Contre-Amiral Hyppolite capturés par les mutins.


RFI : Des sous-officiers ont arrêté 4 généraux à qui le président

Ravalomanana a conféré le pouvoir, et les ont obligés à signer une

déclaration reconnaissant Andry Rajoelina comme le nouveau leader.
novalian'i vale ny 17/03/2009 21:03
2. Oay ( 17/03/2009 16:52)
Noue est-ce-que tu peux nous éclairer un peu parce que si tu ne fais que nous rapporter ce qu'on trouve déjà sur le net ca ne nous fait pas avancer hein!
3. xxx ( 17/03/2009 16:57)
Izahay tsy nahalala koa, tsara kambony
4. Noue ( 17/03/2009 17:02)
zao kosa ve dia tsy mazava ee ??? dia mbola mitohy hatrany ny asan'ny jiolahimboto tgvendrana @ fanerena sy horohoro ataony @ olona mba hanaiky eee! dia oatran'io ihany ny nataony t@ minisitrin'ny la defense eee ! dia io indray fa mitohy !!! nosamborina aloha ny generaux 4 manam-pahefana @ directoire militaire, avieo dia noterena indray hanao declaration sy hanisy sonia hanome ny fahefena zay nomen'Ravalomanana azy ireo ho an'i tgvendrana tsss :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. xxx ( 17/03/2009 17:03)
io anie no efa nolazaiko wa ny olona manome vola tsy hanome ny volany fotsiny, d manao ny loham-botony tgv fa tsy maintsy izy no mitantana ny rehetra! ary d tsy maintsy tambazany @ 'io vola io ry capsat d manaraka ny baikony rehetra!
6. Oay ( 17/03/2009 17:13)
Noue:

jiolahimboto tgvendrana... nomen'Ravalomanana azy ireo ho an'i tgvendrana tsss :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:



Ka na tiantsika na tsia aloha d izy izao no nampitsaoka ny tsy vendrana, d raha izao no mitohy d mbola izy koa no hitondra ny tsy vendrana, ka inn intsony moa izany fa ny tsy vendrana aza efa nitsoaka fa efa natahotra an'ilay lazainao hoe vendrana.Mampalahelo fa ny tsy vendrana indray ity no tsy mahatanty ny vendrana.
7. litika ( 17/03/2009 17:20)
Tsy hitanareo mitovy lasitra ve Ra8 sy TGV, affairiste opportuniste. Tsy tokony ela i TGV mitondra eo dia aroso ny élection présidentielle, afaka milatsaka ra8, TGV, Ny Hasina, Roland Ratsiraka,fa @ fitsipi-dalao mazava (code électoral révisé, constitution révisé ho an'na iza na iza mitondra eo) Amin'izay mihatsara ny domkrasia eto Madagasikara
8. sitlo ( 17/03/2009 17:20)
Inona ary ity mampikotata, "celui qui gagne par le sabre périra par le sabre". Tsy hijanona ela eo izany Ratsirahonana sy ry Monja...
9. diana ( 17/03/2009 17:21)
Investi du pouvoir de directeurs militaires, les 4 généraux récemment nommés par Ravalomanana étaient allés donc rencontrer le FFKM à l’épiscopat d’Antanimena, les corps diplomatiques, et l’opposition. Sur place il n’y avait qu’eux, Lala Rasendrahasina du FJKM et un membre du corps diplomatiques. Quand ils étaient arrivés sur place, le président de la HAT n’y était pas encore et quelques minutes après il était arrivé avec Norbert Lala Ratsirahonana. Une fois ces derniers arrivés, le président nouvellement investi à Ambohitsoritra a manifesté son mécontentement qu’il a déversé sur ces 4 généraux. Sentant mal traité, l’un d’eux a donc pointé son arme sur Andry, il a failli pris prendre une balle. Sur le coup, les tirs en l’air ont commencé et les militaires ont donc recommandé les membres du corps diplomatiques à quitter les lieux, de même pour les membres de la presse qui attendaient dehors. Le règlement de l’affaire doit donc se faire entre Malgache et les militaires sous ordre de Andry après instruction/ ont reçu l’ordre d’arrêter les généraux.
10. Noue ( 17/03/2009 17:23)
ka zay ilay asan'ny jiolahimboto sy ny democratie-ny eee!!!
11. sitlo ( 17/03/2009 17:26)
un membre du corps diplomatiques

Un seul temoin, on ne donne meme pas son nom.

Sentant mal traité

Jeneraly amin'ny tsy antony ny olona iray. Raha izay resaka mal-traitance tsy hamoaka basy izany. Na izaho adala ity aza.


-> fampandrina adrisa
12. sitlo ( 17/03/2009 17:28)
Tsy jeneraly amin'ny tsy antony ny olona iray
13. Oay ( 17/03/2009 17:35)
sitlo:

Inona ary ity mampikotata, "celui qui gagne par le sabre périra par le sabre". Tsy hijanona ela eo izany Ratsirahonana sy ry Monja...



Ataoko angamba fa hatreto aloha d tsy misy ady hevitra fa marina io aleo ataoko @ teny Malagasy "Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" d mbola averiko ilay tenin'i Marc Ravalomanana t@ 2002 é!" .... ianareo ireo tsarovy fa tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary tadidio fa ianareo ireo d manana taranaka ka hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao" d hohitantsika eo ny tohiny an!
14. xxx ( 17/03/2009 17:39)
ha ha ha !! mapalaelo ny finainainan'ilereto ato !! atao akory ary e!! fomban'ny lalan'ny fiainana zany ko !! ndrai2 midina ndray2 miakatra , ndray2 mikodiadia miakatra mihitsy !! ha ha ha ha !!


=D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D>
15. xxx ( 17/03/2009 17:41)
Tsy te hamoaka PS ato mitsy ah aloh ato ho ato fa misy hitako te hamely be ahy mihitsy ny sasany !!! otran'ny oe za reny ery no nanongana an'i Prezida ramosé be teo !!!! ha ha ha !!!! nefa za mba mihomehy fotsiny !! ha ha ha


:-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D
16. gasmlay ( 17/03/2009 17:47)
alao mihintsy aloha ny fon'i le noue eh! asio rano mangatsiaka foana eo akaiky eo sao mivika tampoka eo :-D :-D :-D ! na hidradradradra eo aza enao ra8 efa vita eh! :-D :-D
17. Noue ( 17/03/2009 18:01)
ianao mahintsiny angamba no hivika eto fa tsy izaho velively eee ! ny marina marina ihany ary tsy resy tsiakory ny olomangiana eee !
i XXX 13-14 fantatra eny ihany anie ialahy ry wiwi eee ! na dia miafina aza ! tsy hitako oe inona no antony ihafenana ?? nga moa tsy ialahy ihany no nanao ilay dinika oe samy mampiseho ny ps-ny ? :^) :^) :^) :^)
18. gasmlay ( 17/03/2009 18:04)
le noue ary mivazavaza mitsy ko olo-mangina ahoana :-D :-D ,marary le resy oh! :@ :-D
19. xxx ( 17/03/2009 18:05)
Kay mamely ivoho ialahy ry Noue a!! ka oe misy tsy mlam ry zalah tezitr be reo de aleo ilery tsy hisehoseho eo ra izy io e:!
20. Noue ( 17/03/2009 18:07)
hitanao aiza aho oe mivazavaza eee ?? sa zany ny fombanao tsy mahay midinika fa mivazavaza ?? izaho kosa aloha dia tsy taitra tsy maika oa eee ! hisy fetrany avokoa ny atao rehetra ! vondron'olona kely mihisa 3000 ve dia atao oe vahoaka ? mbola ho avy eee ! sérieux !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049