Dia mbola mitohy ihany ny asan'ny JIOLAHY TGV

21. Noue ( 17/03/2009 18:11)
gasmlay:

le noue ary mivazavaza mitsy ko olo-mangina ahoana :-D :-D ,marary le resy oh! :@ :-D
ny fandresena lazain'lahy io ve dia norme ?? eissyy eee ! tsisy mankarary ahy leisy zany aa ! fantatro fotsiny fa misy fetrany avokoa ny atao rehetra ! mahaiza mi-savouré ny androany aloha fa mbola ho avy ny anay ee


22. gasmlay ( 17/03/2009 18:31)
:-P :-P :-D :-D =)) =))
23. vale ( 17/03/2009 19:18)
xxx:

ha ha ha !! mapalaelo ny finainainan'ilereto ato !! atao akory ary e!! fomban'ny lalan'ny fiainana zany ko !! ndrai2 midina ndray2 miakatra , ndray2 mikodiadia miakatra mihitsy !! ha ha ha ha !!


=D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D>

pfffffffff, imbécile heureux!!!

:^) :^) :^)
malahelo amin'ny ahoana fa resaka pression sy violence ve no nahatonga ny filoha hi-démissioner dia halahelo izahay eee??? angaha an'ny TGV moa ny fahefana?? Ny oul manaja tena fa tsy tia gidra ohatran'ny TGVendrana akory!!
Miataka manaoloana ny gidra sy ny pression fa tsy hanen-jan-tsandry aminareo eo!! mbà menatra!! mpidongy toerana hita be mihintsy oe MITADY SEZA!! TSY MENATRA de mbola nareo TGVendrana ireo indray no be vava eo, mbà menatra moa eee!! :^) :-D :^) :-D
24. vale ( 17/03/2009 19:24)
Efa niala Ravalo mbola tsy manaiky ihany ty filohakelinareo raha tsy azony ny seza!!
efa ataon'ny oul resaka aty ivelany ny hadalàn'ity ancien Disque Jokey de 34ans ity, mbola tsy menatra ihany nareo TGV mpanaraka azy ireo fa nareo indray no toa be resaka eto, coup d'état en douceur tsotra izao ny ataon'ny TGvendrana tokony hangina anie nareo rehefa niala i RAVALO fa tsy hi-wawawa eto eee? hita mintsy izao fa le SEZA no mahamaika fa mody resaka be ftsn ny hoe ny fialan-dRavalo no ilainay!! ^^
25. aloalo ( 17/03/2009 19:56)
i R8 kosa alou tsy nitsoka toa i Deba e !
fa nareo miaro sy malahelo b azy v mba hitanareo ny zvtra nataony e ! sa mahazo taolana kely tsetsafina nareo dia mifikitra @ hevitrareo ?

Manantena aho fa tsy ho lany andro i Président Andry Rajoelina ex DJ moa (lol), ka sao dia miafara toa an'dRatsimandrava, mitandrema ihany leiro a !
reo Ramaroson mianaka (André sy Ranadine) ireo tsy matiko lolo !!!
26. vale ( 17/03/2009 20:56)
Aloalo: ex DJ, izay mihintsy ko marina izany koh!! ny frantsay aza miantso anazy toa izany koh!! :lol:
27. vale ( 17/03/2009 21:03)
Aloalo: tsy hoe nahazo tombony avy t@ i Ravalo akory ny tenanay, fa ny zavatra vitany nisongadina, nanome asa ho an'ny vahoaka izy, ny lalana, ny trosa, sns, izay vitany tanatin'ny fotona vitsy fa tsy toa ilay raika lahy taloha iry!! :evil: , ary ny zavatra tsy nety vita saika nanao dol izay tonga teo, fa ny zava-bitany ny ahy no jereko raha samy hitsara ihany ka!! 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2379