mpivady vao!!!! ty manao anle .................

1. manitinah ( 16/03/2009 10:40)
otrny ahona???? ^^
novalian'i rurale ny 11/08/2009 10:43
2. ratavao ( 16/03/2009 11:36)
Inona no tiany atao?
3. manitinah ( 16/03/2009 13:19)
FIRAISANE!!!! de lasa mtera_bitro!!!!!!!!!!!
4. rohy ( 16/03/2009 13:39)
inn no olana e? izany mitsy ny mpivady vao kah.Maraina ,atoandro,hariva otran'ny fanafody. :-D
5. kelly13 ( 16/03/2009 17:29)
nga tsy hanao fanabeazana aizana no d oe tera-bitro kosa e?
6. ikaretsaka ( 16/03/2009 18:57)
hihinana bitso njay le
7. soanja ( 17/03/2009 04:42)
manitinah:

FIRAISANE!!!! de lasa mtera_bitro!!!!!!!!!!!


Fa angaha moa tsy mba efa nifankahalala elaela ireo mpivady vao vao nivady. Mahagaga tokoa izany fandehany izany. Asa anefa tokoa.


8. Papoose ( 17/03/2009 17:52)
nisy cousine nay zay vao roa volana taorian'ny nifankalalany t@ vadiny izy de natao mariazy nakotsoka
9. sipagasy ( 17/03/2009 18:13)
arakarak'ilay olona koa anie io e!!!!!!! misy ny miandry ny andro J vao mikatroka, nefa asa anefa e!!!!
10. mimioa ( 18/03/2009 06:17)
matoa izy mitsam manao firaisana matetika maraina, atoandro, hariva refa avy nivady : de tsy de nanao firy zany tam mbola mpisipa na mety hoe tsy mbola nanao mintsy!! satria mety hoe tsy de afaka nivelatra firy tam zay lafiny zay talou ka refa vita ilay fanambadina de azy roa ny laka !! tsy misy ny sakasakana !!
miankina am tsirairay kou io e !!
11. mmmhh ( 19/03/2009 08:25)
papoose:
nisy cousine nay zay vao roa volana taorian'ny nifankalalany t@ vadiny izy de natao mariazy nakotsoka

nisy cousin-nay zay koa nifankahalala roa volana T@ sipa iray izay de natao mariazy nakotroka dia efa niterak izy mitsam, dia efa nisaraka koa anefa ry zareo zao. :( HS kely

mimioa:
matoa izy mitsam manao firaisana matetika maraina, atoandro, hariva refa avy nivady : de tsy de nanao firy zany tam mbola mpisipa na mety hoe tsy mbola nanao mintsy!! satria mety hoe tsy de afaka nivelatra firy tam zay lafiny zay talou ka refa vita ilay fanambadina de azy roa ny laka !! tsy misy ny sakasakana !!
miankina am tsirairay kou io e !!

Fa misy koa ny contraire n'izany an, le @ mpisipa ireny anie izy no tena fy na maraina atondro hariva dia ndao foana, le mangalatra manao e
fa reefa ao anaty faambadiana de otran'ny tsy de miraika firy intsony satria efa azy roa ny laka araka ny teninao, tsisy bedy,
12. Mirananirina ( 20/03/2009 18:14)
Izay no maham-pivady vao azy ko.Mbola tsy misy ny manakatsakana fa malalaka .
13. xxx ( 21/03/2009 09:19)
:lol: ka natao ampiasaina ange io e fa tsy natao ho haingon'akanjo fotsiny kosa
14. manitinah ( 21/03/2009 16:45)
lol :-D
15. xxx ( 24/03/2009 14:21)
tsy haingon'akanjo fa haingo tsilipy ! de rehef manao az d ampidiro mora2 de tsohy tao mora2 ndray de ampidiro mora2 de otrizay fon fa matsiro b ry ret a! de ref ela2 vao tairn mafy amzay de avern ndray le mora2 d tsoahin tao mora2 de ampidirn mor2 de otrizay fon
16. xxx ( 24/03/2009 14:36)
xxx >>> hita mitsy elah fa efa tena expert à la matière !! :-D :-D :-D :-D
17. mpaoly ( 30/03/2009 14:06)
efa vita talohan'ny fanambadina ny fanaovana nagalarina, d ao @zay manara-po. sady efa mitady zàzà koa é. ny hanambadina hiterahana ozy ny fiteny zay. fa tsy @zao fotoana zao kosa, mbola hisy mpivady tanora hitera-bitro zany é. mety 1% ngamba, raha hisy.
18. Djhamhal ( 03/04/2009 13:59)
nisy olona akaiky ahy zay vao vita mariazy ry zareo , fa ny ampitson'iny defa tsy mamoha trano ra tsy @10h30 maraina de manidy trano ndray @13h30 ary tsy misokatra intsony io trano io ra tsy rampitso ndray , nandritra ny 1 mois teo angamba ; fa nahazo congé koa moa rangahy fa ramatoa tsy miasa ; de inona hoy ianao après n'io?? ra atao oe 60kgs ramose vao nivady de tsy nisy afatsy 45 kg angamba sisa sady ôtran'ny fotsy hatsatra kely zany fa madama kosa mivoraboraka hafahafa zany !! fehiny: lanjalanjao ihany refa manao an'io fa sao de ny aina no manefa !! sady ny dobo tsy ita ihany anie no mahamanina fa refa leo hanasana tongotra ihany ê!! :roll:
19. xxx ( 04/04/2009 09:54)
lol mapmé kou zany mpivady vao lazain'i Djhamhal zany!!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
20. mbaliana ( 17/04/2009 07:03)
marina fa misy fiafarany ihany fa raha mbola samy tia be ve ry zareo aleo aloha hiaina ami'izany e, ny aina tsy mifametra rehefa tonga ilay ora na nanao na tsy nanao tsy maintsy lasa ihany, sady raha tsy ataony amin'zao fotoana izao zany rahoviana indray izy vao hanao an'izany, dia rehefa tonga koa ny zaza anga ho libre be intsony... vive l'amour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6076