mpivady vao!!!! ty manao anle .................

21. carmene ( 29/04/2009 09:27)
in kosa mo tokony ho fahotan'izy mivady e.ko tsy zay ve no tadiavina rehefa hoe manambady e? Sdy zay hoe mpivady vao izy roa kely; Moa ve tsy eo no
mba fanararaotana e!.Sady efa tsis tsony ny sakana fa efa samy malalaka e.Nefa ny tena ratsy raha toa ka efa nanararaotra nangala-pinana tany aloha d ty d misy tsirony firy tsony fa mba atao fotsiny any. Ary rehefa mifankazatrabe ne dia tsy d misy fihiny tsony e.
22. carmene ( 29/04/2009 09:28)

23. gaspetaka ( 20/06/2009 14:31)
Norma be zan ko zan iz oe pvad vao.fa ref kelkel met ho leo ihan anef ra atao b lotra njay.tsy hita ihan oe in n ten marn s met r reto a!
24. rurale ( 11/08/2009 10:43)
Ka mety ho zao ko nge! mety kere be fôna le lelah taloha de vô nahazo de ny andao fôna, hihihi, saingy ts'isy tsiny zany fa izy aza ef ampivady koh! sady aleo aza izy mba manara-po @ ao an-trano toy izay mitady any ivelany ndray. saaa ahôna ouz nareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3336