Resaka kapoty/ fanabeazana aizana- hatraiza ny fetrany.
61. mia
(
11/03/2009 19:47)
Nisy pastera izay nilaza hoe: Dieu a créé les lois de la nature, et celles de la reproduction, mais il nous a aussi donné une intelligence pour les gérer. ary miombon-kevitra aminy aho!!
Ny resaka contraception angamba aloha dia mazava ho azy fa ao anaty fanambadiana no tokony hipetrahan'ny fanontaniana!!ary tokony hisy discussion mazava mihitsy entre mpivady momba an'io resaka io!misy responsabilité ny mpivady tsirairay mihitsy izany
Raha ny hevitro manokana dia rehefa tsy misy resaka avortements dia milamina ny saiko, izany hoe mbola tsy nisy rencontre entre les deux gamètes males et femelles dia izay, satra izay no début de la vie.
Ny préservatif izany amiko dia tsy mitovy @ stérilets ohatra na ny pilules na patchs!
Mila fantarin'ny tsirairay mihitsy hoe inona avy moa ny tena action ataon'ilay contraception nosafidiny, ary Tsy misalasala mihitsy manontany ny dokotera manome ordonnance
Fa ny tena zava-dehibe angamba dia ny fametrahana ny momba ny tena rehetra @ TOMPO alohan'ny décision rehetra

62. ari.malala
(
12/03/2009 05:55)
Ny préservatif izany amiko dia tsy mitovy @ stérilets ohatra na ny pilules na patchs!ka izay mantsy! ny preservatif dia tena manakana tanteraka ny fihaonan'ny tsirin'aina roa tsy hihaona!
63. mia
(
12/03/2009 18:13)
Hazavaiko ny tiako ho tenenina @ ilay hoe tsy misy resaka avortements raha mbola tsy nisy rencontre entre les deux gamètes males et femelles !
Raha ny preservatif anie dia mbola tsy nisy rencontre des gamètes (tsirin'aina et ovule) mihitsy e! contrairement aux autres contraceptions
Raha tsy nifanena ireo tsy misy début de vie!! hevitro manokana io fa mety hisy tsy hitovy hevitro amiko mihitsy hoe rehefa mbola tsy formé ilay cellule-oeuf qui sera à l'origine du futur bébé, dia tsy misy avortement

65. coopsal
(
13/03/2009 12:09)
ari.malala:
aleo aloha hazava fa za ts ho ondrinao na rovina na rovina donc ts hanaraka ny feonao mandrakizay za na holazainao fa mpanohitra aza :-D :-D
==> Zah ngah manana ondry. Fa ny fitiavana an'i KRISTY, araka izay nolazaiNy t@ Piera dia "fahano ny ondriko". Ka izay ondrin'i KRISTY no fahanako sy andrasako sy karakaraiko koa, izay no namerenako ilay tenin'i KRISTY, ho an'izay ondriny.
ari.malala:
Aza mampiteny izay tsy nolazain'i Jesoa re e! tsy niteny mintsy izy hoe eny fa na de am vadinao aza! ko maninona no tsofindrano ny mariazy rinao a! fijangajangana anie zany ny firaisan'ny mpivady raha izany e! satria tsy maitnsy misy faniriana vao tonga any @ firaisana! faniriana = désirs, d ao anatin'izany nefa misy ny fantasmes sa nareo sanatria toy ny biby ka samy en chaleur tampoka teo de iny fa raikitra? (azafady amle langage otran'ny vulgaire fa tsitako izay anazavan azy ^:^ )
==> Fa tsy nisy teo hoe "afa-tsy @ vadiny ihany".
ari.malala:
fa iza mitns kay enao no hahalala izay inoan'ny olona na izay feo henoin'ny olona?
==> Ka KRisty anie efa nilaza fa izay mino Azy, ny asa ataoNy no hataony koa e! KRISTY no nanome famantarana hoe ny olona toy izao sy toy izao no mino. Ny Apostoly nilaza fa izay fanahy milaza an'izao sy izao dia fanahin'ny fitaka ... Ny fanahy fa tsy ny mot. Ny mots dia fitaovana entina mamoaka ny ao am-po. Ka mot anakiray mety hampiasain'ny fanahy mpamitaka hamonoana, na ampiasain'ny fanahin' Andriamanitra hamonjena. Tahaka ny antsy izay afaka ampiasain'ny mpamono olona sy mpahandro sakafo hikarakarana sakafo mahavelona.
66. coopsal
(
13/03/2009 12:38)
mia:
... ary Tsy misalasala mihitsy manontany ny dokotera manome ordonnance
==> ordonnance : c'est l'écrit qui contient les prescriptions du médecin.
Raha resaka problema ara-nofo, hoe tokony hampiasaina ve ny fimailo sa stérilets sa pilplan sa méthode contraceptifs sasany, sa tsy tokony hampiasa mihitsy dia marina tokoa ny tokony hanatonana dokotera. Ary ny dokotera no manome ny fampahafantarana sy ny torolalana tokony harahina rehetra. An'ny olona avy teo no misafidy na hanaraka ny torolalana na tsia.
Ny fanontaniana eto raha ny fahafantarako azy dia resaka problema ara-panahy,hoe fahotana ve sa tsy fahotana ny fanabeazana aizana. na hoe, inona no moyens de contraception azo ekena mba tsy ho meloka eo anatrehan' Andriamanitra (?).
Raha vao domaine ara-panahy toy ny fahotana, moa ve tsy mila ordonnance ara-panahy avy amin'ny dokotera ara-panahy ?
Toa tafiditra anatin'ny resaka eto hoe "famonoana olona rehefa manomboka eo @ stade toy izao", na koa hoe "fijangajangana raha toa ka izao", ...
Ny ambaran' i KRISTY dia izao :
"Efa renareo fa voalaza t@ Ntaolo hoe : `aza mamono olona`, fa izaho milaza aminareo, fa izay tezitra amin'ny rahalahiny dia mitovy fahamelohana amin'izay namono olona ...
Efa renareo fa voalaza hoe `aza mijangajanga`, fa izaho milaza aminareo, fa raha misy lehilahy mijery vehivavy ka mila azy, dia meloka nijangajanga taminy tao am-po ...".
Ka hoy aho hoe, tena siora ve fa mbola any ihany no tokony hipetrahan'ny fanontaniana ? Sao ianao mitandrina mba tsy hamono olona @ zavatra sasany fa mamono olona @ fomba hafa, ary ataonao isanandor isanandro ? Sao ianao mba tsy mijangajanga tahaka ny mpivarotena sy ny gigolo, fa mijangajanga @ fomba hafa isanandro isanandro ?
FAHOTANA VE ? Hoy KRISTY :
"Ary rehefa tonga ny Mpananatra, dia hampiaiky izao tontolo izao fa diso hevitra izy ny amin'ny fahotana, ny fahamarinana ary ny fitsarana.
Ny amin'ny fahotana satria tsy mino ahy izy"
Voaresaka tato ny hoe "iza ihany no manana ny fahamarinana ?" sy ny hoe "aza mitsaratsara olona". Fa sao isika ka naman'izao tontolo izao (= diso hevitra momba ny fahamarinana sy ny fitsarana)?
Raha ny fahotana dia io nolazain'ny Tompo io : "ny fahotana, satria tsy mino ahy izy", ny fahotana rehetra dia ahazoana famelan-keloka (na famonoana olona, na fijangajangana), fa raha misy izay tsy ahazoan'ny olona famelàna ny helony dia ny tsy finoana an'i KRISTY. Aleoko considérena ho fahotana tokana (izay mahafaty = very any @ afobe) ny tsifinoana an'i KRISTY.
67. mia
(
15/03/2009 21:26)
coopsal:

Ka inona izany no tena hevitrao concrètement satria voalaza koa hoe Tsy Izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?
Fa ny zavatra eo anatiny no aoka homenareo ho fiantrana,dia indro, madio ho anareo ny zavatra rehetra
68. ari.malala
(
16/03/2009 07:20)
coopsal, mamizana b ny miady hevitra aminao! ekeko fa tsy niteny Jesoa hoe afatsy ny vadiny iany, fa enao no mi forcer anazy iteny anizany! donc tazony hoanao ny hevitrao de aza manao firaisana @ vadinao zany fa mijangajanga enao ko :-D :-D
69. ikaretsaka
(
16/03/2009 11:00)
Le tsimpona koa ry copsal aza forcvena hifandraika fa mainka mampivoana a... mpivady ao anaty tokatrano mazava tsara ve de....
Raha tsy hoe hanao ilay pasitera sy gourou ana sekta ireny angaha I coops ka hanambady maro

70. fahamarinana
(
16/03/2009 16:51)
:arrow: za koa miha-ketraka koa fa za koa angamba no tsy mahazo resaka tahaka ny mahazatra e ! :( (l)
71. soanja
(
17/03/2009 04:37)
Ny hiafaran'ity resaka ity dia hoe :" AOKA IZAY TE HAMPIASA FIMAILO HAMPIASA IZANY AMIN'NY FOMBA MENDRIKA EO ANOLOAN'ANDRIAMANITRA MOA IZAY TSY TE DIA AZA TOKOA FA DIA MITERAHA ARY MAMENOA NY TANY! " :-* :-* :-* (l) (l) (l)
72. ari.malala
(
17/03/2009 06:31)
ika, ka izay mantsy! izay no antony nanontaniako hoe ko maninona no tsofina rano ny mariazy? :-D :-D
Fahamarinana, aza ketraka akia a! :) ao mitehena @ soroko raha ketraka aza e :-D
Soanja, hihih! @ izao fiainana efa manahirana b izao ve no mbola hihevitra hameno ny tany? sao ho zary heloka indray hoy aho ny tsy fahafahana mandray andraikitra feno @ ireo zaza e!
Ho ahy aloha averiko ihany na dia katolika aza ny tenako dia manaiky ny fampiasana fimailo (tsy ireo fanabeazana aizana hafa an fa ny fimailo iany)

73. fijo
(
17/03/2009 21:31)
hoanay krispijo aloha di aio no teny filamatra e"miteraha ka mameno a ny tany"saingy izahay koa dia manampy hoe "maka fahafinaretan ahoanao,fa zoanao izany"