Resaka kapoty/ fanabeazana aizana- hatraiza ny fetrany.
41. coopsal
(
10/03/2009 13:21)
soanja:
Izay mantsy Andriamanitra ihany no afaka manome ny valiny marina. Ary izy nanome izany amin\'ny alalan\'ny fahaizana ananantsika hitadiavantsika vahaolona amin\'ny olana isan-karazany. Tsy any anaty boky na soratra no ahitana ny valiny fa amin\'ny lalan\'ny zava=misy sy ny traikefa efa hita ary ny vokatsoa azo amin\'izany.
==> Ity teninao farany eto ity raha tsy anomezanao porofo dia affirmation gratuite.
Andriamanitra rehefa nilaza fa :
- Jesoa Kristy no zanaNy malalaNy izay sitraNy, dia nanome porofo tamin\'ny alalan\'ny fahagagana maro.
- Nijaly ary maty noho ny fahotana i Jesoa KRISTY teo amin\'ny toeran\'ireo rehetra tokony hijaly, ka izay mino Azy no manana fiainana mandrakizay. NoporofoiNy izany tamin\'ny nitsanganan\'i Kristy tamin\'ny maty.
Ny mpianatra raha nilaza fa tena marina ireo voalaza etsy aloha ireo, dia noporofoiny tamin\'ny fijoroana vavolombelona, nitantarany izay niainan\'izy ireo niaraka tamin\'i Jesoa KRISTY.
soanja:
Ny firaisana ara-nofo akory tsy ratsy fa ny saina mitondra manoloana azy no mety misy olana. Matoa manome fofona ny sakafo matsiro dia satria nataon\'Andriamanitra hanimbolo ny zavamanan\'aina ary izany no mitarika azy hisakafo sy hanatsara ny fiainany. Matoa ny olombelona mahatsiro misy filana dia satria vojanahary izany fa tsy noforonin\'izy tompony akory. Ny fandanjalanjana no zava-dehibe. Ny tafahoatra dia tsy mifanaraka amin\'ny rehetra rehetra na zavatra io na hevitra io na asa n\'inona n\'inona.
==> Izay ilay izy.
Ny auto-medication dia pratique tena hita betsaka teto Madagasikara. Dangereux anefa ireny hoy ny dokotera satria arakaraka ny toe-batana sy ny tena fototr\'aretina sy paramètres maro hafa no andraisana fanafody.
Raha dangereux ho an\'ny nofo ny auto-médication @ nofo. Toy ny ahoana ny danger @ auto-médication ho an\'ny fanahy ? Na dia nomena saina handinika aza ?
Raha vao resaka fahotana dia fanahy izany, ka moa ve ny sain\'ny olona mandinika sy mamakafaka dia ampy tokoa hahalala fa fahotana izao sy izao na tsia ? Sao dia mba misy paramètres hafa maro tsy fantatsika ka izany no hanontaniana an\' Andriamanitra hoe aiza ho aiza tokoa ny bornes, inona marina no atao hoe fijangajangana, ary rahanijagajanga, inona no tokony hatao ?
Mila ny tenin\' Andriamanitra izany. Andriamanitra miteny amin\'ny alalan\'ny teniNy izay nirahiNy tety ambonin\'ny tany, ka tsy niverina raha tsy efa nahatanteraka izay nanirahaNy Azy.
42. coopsal
(
10/03/2009 13:34)
fahamarinana:
...isan'ny nanantona Mpitandrina ny amin'ny mety ho azo atao na tsia.Rehefa nanao izany aho dia karazany roa ny valiteny azoko nefa samy Mpitandrina daholo ireo : ny iray NON ,ny iray OUI dia io farany io no nekeko .
==> Inona no critères nanekenao an'io "OUI" io au lieu de "NON" (satria hoe samy mpitandrina izy ireo) ?
Izaho efa sendra zava-nanahirana ahy toy izany, ary tsy vitsy : Sabata, batisa, anaran' Andriamanitra (Jehovah/ Yaveh/ Jesoa/ Jesosy), trinité, ... Samy nanana arguments plus ou moins bien fondés ireo nanohana hevitra (mifanohitra), ka rehefa manokatra ny foko hijery tsy miangatra aho amin'ireo roa dia vaky loha satria toa samy marina. Farany dia KRISTY no nanontaniako hoe "inona marina ry TOMPO".
Ary dia toy izany no mahatonga ny olona tsy hitovy hevitra sy tsy hiray nefa samy kristiana, satria samy manana ny position misy azy ary mitompo teny fantatra amin'izay hitan'ny tenany. Nefa anie ka izay hitanao fa boribory, mety ho rectangle no hitan'ny hafa, ... satria fisaka ny fijerintsika. Ny fijerin' Andriamanitra no mahita ny coin rehetra ary manome description feno ny zava-drehetra. Hoy ny Apostoly Paoly izay hoe "ho anao mahalala dia mbola tsy tena mahalala araka izay tokony ho izy ianao. Ny fahalalana mampieboebo, fa ny fitiavana mampandroso".
KRISTY no mitondra amin'ny olombelona ny fijerin' Andriamanitra, koa izay lazaiNy no azo antoka fa marina, na dia manana apparence na lainga aza.
fahamarinana:
Tsy haiko na mifandray amin'ny maha-Xna ahy fa ny fantatro dia isan'ny mbola adidiko ihany koa amin'iretsy zanako ny hiresaka izany..Ny banalisation ilay acte no hitandremako,izany hoe raha mbola azo eviter-na dia tokony ho tandremana satria acte sarobidy fa tsy atao fahatany amin'izao...
Ankehitriny manko (raha ny fahitako azy fa mety diso aho ) dia toa lasa zary zvtr tsy maintsy andalovana sy tsy maintsy atao sanatria ,tsy misy antony intsony fa tahaka ny miborosy nify....AMIKO zay fa mety ho diso tanteraka aho
Ny fanontaniana farany indray...tahaka ny namana sasany dia tsy voavaliko. :oops: (l)
==> Tena miombona aminao aho fa ilaina mihitsy ny mampahafantatra ny marina amin'ny taranaka, satria ny tsifisian'izany ihany no anton'izao fahadisoankevitra na aiza na aiza izao.
Tsy misy afa-tsy KRISTY no afaka hampi raisonne olona iray ho ao amin' Andriamanitra marina. Koa ataovy izay faraherinao hahafantaran'ny zanakao an'i KRISTY. "Izay mahafoy ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara no mendrika ny atao hoe mpianatro"
43. fahamarinana
(
10/03/2009 14:33)
coopsal:
Inona no critères nanekenao an'io "OUI" io au lieu de "NON"
:arrow:ny tena marina izay tao am-po tsy niloaka talohan'ny nametrahako ilay fanontaniana dia efa oui avy hatrany.Satria nila fanampim-panazavana aho dia nanantona olona.Ary tonga amin'izay hoe samy marina izay.Tsy afaka hilaza kosa aho hoe rakoto na rabe no mitompo teny fatratra satria lasa mitsara,ny tenako rahateo tsy mahay fa samy manana ny fahamarinany eo anatrehako izy 2 aby fa araka ny tsi11 manoloana io.Amiko izay! (l)
44. ikaretsaka
(
10/03/2009 15:01)
Faha....tsy te hisangisangy anao ato aho fa misy zavatra mampime be tonga anto an-tsaiko @ le resaka miborosy nify
45. soanja
(
10/03/2009 16:27)
coopsal:
soanja:
Izay mantsy Andriamanitra ihany no afaka manome ny valiny marina. Ary izy nanome izany amin\'ny alalan\'ny fahaizana ananantsika hitadiavantsika vahaolona amin\'ny olana isan-karazany. Tsy any anaty boky na soratra no ahitana ny valiny fa amin\'ny lalan\'ny zava=misy sy ny traikefa efa hita ary ny vokatsoa azo amin\'izany.
==> Ity teninao farany eto ity raha tsy anomezanao porofo dia affirmation gratuite.
Andriamanitra rehefa nilaza fa :
- Jesoa Kristy no zanaNy malalaNy izay sitraNy, dia nanome porofo tamin\'ny alalan\'ny fahagagana maro.
- Nijaly ary maty noho ny fahotana i Jesoa KRISTY teo amin\'ny toeran\'ireo rehetra tokony hijaly, ka izay mino Azy no manana fiainana mandrakizay. NoporofoiNy izany tamin\'ny nitsanganan\'i Kristy tamin\'ny maty.
Ny mpianatra raha nilaza fa tena marina ireo voalaza etsy aloha ireo, dia noporofoiny tamin\'ny fijoroana vavolombelona, nitantarany izay niainan\'izy ireo niaraka tamin\'i Jesoa KRISTY.
soanja:
Ny firaisana ara-nofo akory tsy ratsy fa ny saina mitondra manoloana azy no mety misy olana. Matoa manome fofona ny sakafo matsiro dia satria nataon\'Andriamanitra hanimbolo ny zavamanan\'aina ary izany no mitarika azy hisakafo sy hanatsara ny fiainany. Matoa ny olombelona mahatsiro misy filana dia satria vojanahary izany fa tsy noforonin\'izy tompony akory. Ny fandanjalanjana no zava-dehibe. Ny tafahoatra dia tsy mifanaraka amin\'ny rehetra rehetra na zavatra io na hevitra io na asa n\'inona n\'inona.
==> Izay ilay izy.
Ny auto-medication dia pratique tena hita betsaka teto Madagasikara. Dangereux anefa ireny hoy ny dokotera satria arakaraka ny toe-batana sy ny tena fototr\'aretina sy paramètres maro hafa no andraisana fanafody.
Raha dangereux ho an\'ny nofo ny auto-médication @ nofo. Toy ny ahoana ny danger @ auto-médication ho an\'ny fanahy ? Na dia nomena saina handinika aza ?
Raha vao resaka fahotana dia fanahy izany, ka moa ve ny sain\'ny olona mandinika sy mamakafaka dia ampy tokoa hahalala fa fahotana izao sy izao na tsia ? Sao dia mba misy paramètres hafa maro tsy fantatsika ka izany no hanontaniana an\' Andriamanitra hoe aiza ho aiza tokoa ny bornes, inona marina no atao hoe fijangajangana, ary rahanijagajanga, inona no tokony hatao ?
Mila ny tenin\' Andriamanitra izany. Andriamanitra miteny amin\'ny alalan\'ny teniNy izay nirahiNy tety ambonin\'ny tany, ka tsy niverina raha tsy efa nahatanteraka izay nanirahaNy Azy.
Ianao ihany ry Coopsal no niteny an'ireto hevitra ireto atsy ambadika:
Hoy i Coopsal: "Ny Andriamanitra izay nanao izao tontolo izao ... no manome an'izao rehetra izao ny aina ... ary izy ihany no nametra ... mba hitady an'Andriamanitra ny olombelona, raha tàhiny hahatsapa ka hahita azy, na dia tsy lavitra antsika rehetra aza izy; " [Asan'ny Apostoly 17:24-27]
Amiko dia samy nomena finoana an' Andriamanitra daholo ny olona, fa tsy nisy tsy nomena finoana izany. Finoana no andaraisan'ny olona ny zavatra rehetra. Ary finoana no andraisana ny famonjena.
Tsy finoana fotsiny no nomen' Andriamanitra ny olona fa safidy koa. Ary ny olonano nisafidy tsy hino ny famonjena.
Ohatra iray, ny zaza minono dia tsy mba andrasan'ny reniny hanao asa akory na omeny sotro izay vao omeny sakafo. Efa vonona ny sakafo omena ilay zaza ary omen'ilay reny izany amin'ny fotoana tokony ho izy, fa raha ilay zaza no tsy mety hampiditra ny nonon-dreniny ao am-bava, ataoko fa tsy hadisoan'ilay reny velively ny tsy ihinanan'io zaza io. Ary izay ilay finoana, fanokafana ny vava handray ny mahavelona."
Ka hoy aho Soanja hoe jerevo ny ohatra omenao fa io ihany dia afaka hanolotra ho anao na affirmation gratuite ny zavatra teneniko na ny safidiko hanaraka izay inoako no tiako tenenina eo. Tsy ianao Coopsal no manana ny fahamarinana tanteraka, tsy izaho Soanja no manana ny fahamarinana tanteraka fa izy Andriamanitra ihany no mahalala izay fahamarinana nomeny sy novelariny ho antsika. Anjarantsika ny miezaka mamantatra azy amin'ny fiainana. Izy Andriamanitra tsy hiteny sy hivolana aminao direkta mihitsy aloha hatramin'izao fa dia anjarantsika ny mamantatra izany amin'ny alalan'ny fahamantarana. Inona avy moa ireo taova entina handraisana ny famantarana ???? Dia apetrako aminao ny fanontaniana. Raha manao siansa ianao dia izany antsoina hoe POROFO dia zavatra mivaingana fa tsy hoe resaka ambony hoe iananina niteny hoe izao sy izao??? Ny fahagagana dia mila hita maso mivaingana vao azo atao hoe nanao fahagagana i ann na iann
46. ikaretsaka
(
10/03/2009 18:22)
Raha manao siansa ianao dia izany antsoina hoe POROFO dia zavatra mivaingana fa tsy hoe resaka ambony hoe iananina niteny hoe izao sy izao??? Ny fahagagana dia mila hita maso mivaingana vao azo atao hoe nanao fahagagana i ann na iann
marina!
47. ari.malala
(
11/03/2009 05:56)
coopsal, mbola miandry ny fanazavanao ilay hoe mijangajanga na dia maniry ny vadin'ny tena aza anie izahay rehetra e! ts mazava!
48. fahamarinana
(
11/03/2009 06:48)
:arrow: za koa miandry tahaka any ari.malala ranadahy o ! ndrao adino an ? :) (l)
49. coopsal
(
11/03/2009 07:09)
fahamarinana:
:arrow:Azon'ny coopsal omena ahy ve hoe aiza ho aiza ilay andininy nosoratanao io azafady fa toa mahaliana ahy ihany koa.Misaotra mialoha !
Na izany aza dia tena maha- :-w loha fa tiako ho hita ilay toko sy andininy ndrao za koa no nandray hafa tanteraka sy diso . (l)
==> [Matio 7:27-28]
50. fahamarinana
(
11/03/2009 07:12)
:arrow: Iny izy fa tonga ! Misaotra betsaka coopsal an ! Ndraso aloha vakiako tsara dia hiverenako rahatoa ka misy tsy azoko na tsy mazava. :) (l)
51. fahamarinana
(
11/03/2009 07:17)
:arrow: hummm tsary zay no ao fa sao dia diso ise ry coopsal ,sa za koa va re rey olona no tsy mahay mamaky ity Boky ity ?... :? ( l)
52. coopsal
(
11/03/2009 07:28)
ari.malala:
:roll: lalina koa ilay fandraisana an-tendrony kle! ko efa vadinao izao ko mbola mijangajanga ahoana iany aza! :roll:
==> Tsy maninona raha atao hoe an-tendrony izany. Fa ho ahy, rehefa izay no nolazain'i KRISTY dia izay izany no izy.
Ny hatendan-kanina ve fahotana sa tsia ? Raha eny, fahotana koa ve raha sakafoko ihany no maha tenda ahy ? Ohatra hoe zah efa voky nefa matsiro le izy d mbola iny aho mihinana, sakafoko ihany io fa tsy sakafon'ny hafa an.
53. fahamarinana
(
11/03/2009 07:41)
coopsal:
Ny hatendan-kanina ve fahotana sa tsia ? Raha eny, fahotana koa ve raha sakafoko ihany no maha tenda ahy ?
coopsal:
Ohatra hoe zah efa voky nefa matsiro le izy d mbola iny aho mihinana, sakafoko ihany io fa tsy sakafon'ny hafa an.
:arrow: Ny fahatendan-kanina ratsy rahatoa efa voky mbola misesika ihany ohatra mety hamparary,mety hampando,mety hampa-monamonaina tanteraka koa ,fa rahatoa ka mankafy eo am-pihinana ve mbola fahotana : hoe tsara izy zany,matsiro,mahay mahandro ilay olona,tsara deco ilay sakafo.Faly be aho mihinana azy ,Sakafo nomena ahy am-pitiavana iny fa tsy raha nangalariko tarokatra.
Tsy mora ho ahy manazava ilay izy fa hevitro moa ireo,raha diso tanteraka aho dia aleo hiverina amiko e. (l)
54. ari.malala
(
11/03/2009 10:12)
coopsal:
==> Tsy maninona raha atao hoe an-tendrony izany. Fa ho ahy, rehefa izay no nolazain'i KRISTY dia izay izany no izy.
Ny hatendan-kanina ve fahotana sa tsia ? Raha eny, fahotana koa ve raha sakafoko ihany no maha tenda ahy ? Ohatra hoe zah efa voky nefa matsiro le izy d mbola iny aho mihinana, sakafoko ihany io fa tsy sakafon'ny hafa an.
aiza hoaiza ao anatin'io teny nolazainao io aza i Kristy no niteny hoe eny fa na de ny vadinao aza e! mba omeo ahy kely ny reference exacte sy ny teny exacte noteneniny hoe eny fa na dia ny vadinareo aza! raha izay d mino ah!
momba ilay hoe tendan-kanina, fa ngà refa maka tsirony d voatery ho tendan-kanina? tsy azoko mitnsy ilay logique nao... :roll:matoa nisy ny fahafinaretana azo eo am-piraisana dia natao ho profitena izany, ary tsy iza no hi profitenao izany fahafinaretana izany fa ny vadinao na ny olon-tianao... ary tia tena ianao raha hoe ianao iany no hany tokony hahatsapa ilay fahafinaretana fa ilay olon-tianao tsy ataonao mahatsapa izany. D apetrako ny fanontaniana hoe aiza hoaiza ny fanataterahana ilay hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao? aiza hoaiza ny fanataterahana ilay hoe ianareo lehilahy tiava ny vadinareo fa ny olona tsy misy mankahala ny nofony?
55. coopsal
(
11/03/2009 11:19)
soanja:
Ka hoy aho Soanja hoe jerevo ny ohatra omenao fa io ihany dia afaka hanolotra ho anao na affirmation gratuite ny zavatra teneniko na ny safidiko hanaraka izay inoako no tiako tenenina eo.
==> Ekeko fa izay lazaiko dia izay inoako. Ary mba toy izany koa ianao.
Tsy mitovy eto anefa ilay inoantsika fa tena mifanohitra. Ho ahy manokana, ny feon'i KRISTY no henoiko, ary na inona na inona ambarako dia izay feoNy reko no ampitaiko eto. Izay ondrin'i KRISTY mihaino ny feoNy, fa izay tsy Azy tsy mihaino ny feoNy.
soanja:
Tsy ianao Coopsal no manana ny fahamarinana tanteraka, tsy izaho Soanja no manana ny fahamarinana tanteraka fa izy Andriamanitra ihany no mahalala izay fahamarinana nomeny sy novelariny ho antsika. Anjarantsika ny miezaka mamantatra azy amin'ny fiainana.
==> KRISTY no FAHAMARINANA, KRISTY no tanteraka. Izay manana an'i KRISTY no manana ny fiainana, fa i KRISTY koa no FIAINANA.
soanja:
Izy Andriamanitra tsy hiteny sy hivolana aminao direkta mihitsy aloha hatramin'izao fa dia anjarantsika ny mamantatra izany amin'ny alalan'ny fahamantarana.
==> KRISTY no tenin' Andriamanitra velona. Nonina tety ambonin'ny tany ary efa niakatra ho any amin'ny Ray, kanefa mbola eto ihany koa amin'ny alalan'ny Fanahiny. KRISTY sy ny Ray dia iray ihany.
56. coopsal
(
11/03/2009 11:27)
ari.malala & fahamarinana:
aiza hoaiza ao anatin'io teny nolazainao io aza i Kristy no niteny hoe eny fa na de ny vadinao aza e! mba omeo ahy kely ny reference exacte sy ny teny exacte noteneniny hoe eny fa na dia ny vadinareo aza! raha izay d mino ah!
==> Aiza ho aiza ao kosa ary i KRISTY no nilaza hoe "afa-tsy ny vadiny ihany" ?
Tary amin'ilay iray anefa Izy dia niteny mihitsy hoe "raha misy lehilahy misao-bady, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany" ... nametraka exception Izy teto hoe, tsy meloka mampijangajanga ny vavy ny lahy raha toa ka efa nijangajanga ilay viavy no nisaotra azy izy.
Koa amiko rehefa tsy mametraka exception KRISTY dia tsy misy exception zany :
na manambady aho na tsia, na manambady ilay vehivavy na tsia, na vadiko io na vehivavy hafa. Tsy nametraka exception Jesoa, donc tsy misy exception fa vao mi fantasme @ vehivavy, na iza na iza, dia meloka nijangajanga taminy tao am-po.
Amiko, KRISTY tsy niteny na inona na inona au hasard, fa chaque mot, chaque phrase, l'arrangement, dia voafidy tsara daholo. Précis izay zavatra nolazaiNy, na ireo nolazaiNy directement na ireo nolazaiNy t@ fanoharana, na ireo nolazaiNy misy déduction.
"Ny ondriko mihaino ny feoko ka manaraka ahy. ".
57. ari.malala
(
11/03/2009 12:10)
aleo aloha hazava fa za ts ho ondrinao na rovina na rovina donc ts hanaraka ny feonao mandrakizay za na holazainao fa mpanohitra aza :-D :-D
Aza mampiteny izay tsy nolazain'i Jesoa re e! tsy niteny mintsy izy hoe eny fa na de am vadinao aza! ko maninona no tsofindrano ny mariazy rinao a! fijangajangana anie zany ny firaisan'ny mpivady raha izany e! satria tsy maitnsy misy faniriana vao tonga any @ firaisana! faniriana = désirs, d ao anatin'izany nefa misy ny fantasmes sa nareo sanatria toy ny biby ka samy en chaleur tampoka teo de iny fa raikitra? (azafady amle langage otran'ny vulgaire fa tsitako izay anazavan azy ^:^ )
fa iza mitns kay enao no hahalala izay inoan'ny olona na izay feo henoin'ny olona? :-w :-w te hanora-tena hoe enao irery no mihaino ny feony de zahay rehetra mijery sy manaraka ny dinika eto tokony sa tsy maintsy manaraka izay lazainao fa enao irery no nitenenany? :-D :-D aza mampime hoa! manin ts milaza kou hoe enao mitns le zanak'adriamanitra teraka tany betilehema ho haingana? :-D :-D :-D :-D
Aza mampiteny izay tsy nolazain'i Jesoa re e! tsy niteny mintsy izy hoe eny fa na de am vadinao aza! ko maninona no tsofindrano ny mariazy rinao a! fijangajangana anie zany ny firaisan'ny mpivady raha izany e! satria tsy maitnsy misy faniriana vao tonga any @ firaisana! faniriana = désirs, d ao anatin'izany nefa misy ny fantasmes sa nareo sanatria toy ny biby ka samy en chaleur tampoka teo de iny fa raikitra? (azafady amle langage otran'ny vulgaire fa tsitako izay anazavan azy ^:^ )
Tsy mitovy eto anefa ilay inoantsika fa tena mifanohitra. Ho ahy manokana, ny feon'i KRISTY no henoiko, ary na inona na inona ambarako dia izay feoNy reko no ampitaiko eto. Izay ondrin'i KRISTY mihaino ny feoNy, fa izay tsy Azy tsy mihaino ny feoNy.
fa iza mitns kay enao no hahalala izay inoan'ny olona na izay feo henoin'ny olona? :-w :-w te hanora-tena hoe enao irery no mihaino ny feony de zahay rehetra mijery sy manaraka ny dinika eto tokony sa tsy maintsy manaraka izay lazainao fa enao irery no nitenenany? :-D :-D aza mampime hoa! manin ts milaza kou hoe enao mitns le zanak'adriamanitra teraka tany betilehema ho haingana? :-D :-D :-D :-D
58. soanja
(
11/03/2009 14:15)
coopsal:
soanja:
Ka hoy aho Soanja hoe jerevo ny ohatra omenao fa io ihany dia afaka hanolotra ho anao na affirmation gratuite ny zavatra teneniko na ny safidiko hanaraka izay inoako no tiako tenenina eo.
==> Ekeko fa izay lazaiko dia izay inoako. Ary mba toy izany koa ianao.
Tsy mitovy eto anefa ilay inoantsika fa tena mifanohitra. Ho ahy manokana, ny feon'i KRISTY no henoiko, ary na inona na inona ambarako dia izay feoNy reko no ampitaiko eto. Izay ondrin'i KRISTY mihaino ny feoNy, fa izay tsy Azy tsy mihaino ny feoNy.
soanja:
Tsy ianao Coopsal no manana ny fahamarinana tanteraka, tsy izaho Soanja no manana ny fahamarinana tanteraka fa izy Andriamanitra ihany no mahalala izay fahamarinana nomeny sy novelariny ho antsika. Anjarantsika ny miezaka mamantatra azy amin'ny fiainana.
==> KRISTY no FAHAMARINANA, KRISTY no tanteraka. Izay manana an'i KRISTY no manana ny fiainana, fa i KRISTY koa no FIAINANA.
soanja:
Izy Andriamanitra tsy hiteny sy hivolana aminao direkta mihitsy aloha hatramin'izao fa dia anjarantsika ny mamantatra izany amin'ny alalan'ny fahamantarana.
==> KRISTY no tenin' Andriamanitra velona. Nonina tety ambonin'ny tany ary efa niakatra ho any amin'ny Ray, kanefa mbola eto ihany koa amin'ny alalan'ny Fanahiny. KRISTY sy ny Ray dia iray ihany.
Mampihomehy ahy ianao Coopsal ka!! Marina e!
:-* :-* :-* (l) (l) (l)
