Resaka kapoty/ fanabeazana aizana- hatraiza ny fetrany.
21. soanja
(
07/03/2009 11:40)
ikaretsaka:
halaliniko:
raha hoe samy mpivady na mpisipa tena mpisipa amiko ka efa miaraka ela kosa de efa mba tokony kopy hoe eto de possible mananona rehefa manann (tsy mahazo manao resaka mamoafady fa miala tsiny da code-ko) de .... tsy mananona fotsiny rehefa tsy te hananona... moa raha te de...
na hoe misy aretina seksoaly le iray .... na hoe sakaizan'aretina mainka hamparary azy (raha marary tranon-jaza ohatra ka raha misy mipetraka any de afaka foana, na manome infection fa tsy maintsy atao in vitro rehefa hi concevoir de... )
fa raha le hoe misy protector plisy any ampaosy sy any anaty kopetsa de handeha hanao akoholahimbohitra... e e e
Raha mpisipa zany aloha amiko dia kapoty foana no tokony ho ady eo na efa ela niarahana na vao nanomboka ny fiarahana.
Ny antony amiko dia tsy fantatra anie ny fotoana fitsaihana satria indraindray mety miova tampoka ny fadim-bolana. Aza hitako aza mahita ahy anefa raha sanatria ka bevohoka tampoka eo!!!! Asa anefa. Ny tena ratsy anie Ika dia ilay olona voatery hanambady anao noho ny fisian'ny zaza e. Moa le ray aman-dreny roa tonta mbola tsy vonona ny ho ray aman-dreny. Asa anefa hevitra ny ahy iny .
22. soanja
(
07/03/2009 11:44)
rakaroka:
Amiko ny fimailo dia fitaovana tahaka ny "rehetra" ihany; dia ny "fahaizana mampiasa na tsy nampiasa no "mitsara avy hatrany" .
Hatraiza ny fetrany?...Arakaraka...
Ny tiako itarihana ny saina fotsiny tsy izaho no mi-determine hoe tsy maintsy izao na izao na Atra akory no
karazana "omena micro" hivolana?...
Fa ny tsotra indrindra dia hoe "à tes risques et périls!"...
Ny maro ohatra mitoraka plonge @ "chéri(e)..., hoe 'ndrao tsy matoky tena, vady,sns Dia efa safidy iray iny, dia izao mihanaka izao ny sida,sns
Ny hafa miaro ny tenany @ aretina , marina indrindra koa ny azy satria "tempolin'Atra koa hono ny vatana izay mila "arovana", rahateo aleo misoroka toa izay mitsabo hono!
Marina io! Fimailo= fisorohana, fiarovana ary fitsinjovana.
:-* :-* :-*
23. soanja
(
07/03/2009 11:46)
Mirananirina:
Amiko aloha dia tsara ny fanabeazana aizana ,indrindra ho antsika gasy.Fa lasa manao teraboalavo isika na manjary manala zaza.
Ny fiainana sarotra,tsy haraka intsony ny fananana zaza maro.
Mety efa tsy mitombina tsony ve zany le hoe "Miteraha ary mamenoa ny tany?"
24. soanja
(
07/03/2009 11:49)
fijo:
hummmm ari sy mion an de ahoana izany hoy zampoly??????bedy eo nareo.hihih
amiko dia mila jerena tsara eto ny fivavahana sy ny fiainana hiainana;raha ny fivavahana dia tsy manaiky an'io,nefa amiko dia tsy manaraka ny toetrandro izay fivavahana izay.satria ny mpino tsirairay ,dia miaina ary mandinika io fiainany an davanandro io.rehefa avy niady hevitra irery teo ny mpino ka nandanja ny finoany sy ny fiainany,dia io voalazan'i ari malala sy mion io no fahendrena.arahan any finoana,fa tandrovanakoa ny tena sy ny hoavy
Mitombina tanteraka ny hevitrao ka!
Mila ampifandanjana foana ireo roa ireo ary tsy tokony hifanipaka. Ny finoana sy ny fianana satria no mahaFanahy! Ny fanahy no mahaolona!
25. xxx
(
08/03/2009 03:42)
Raha araka ny Tenin'Andriamanitra izay arahin'ny fiangonana sy ny mpino Kristianina dia "mendrika fahafatesana izay manao izany".
http://www.catholic-legate.com/articles/sexual_idolatry.html
Marihiko tsara fa ho an'ny olona mino sy miaina ny Tenin'Andriamanitra io. Ny tsy mpino kosa na ireo misafidy ny tsy hino dia tompon'Andraikitra amin'ny zavatra ataony izy rehefa tonga ny fitsarana azy.

26. Koditra
(
08/03/2009 20:23)
soanja:Menatsa be za amaly anlé resaka. Za kalou efa napiasa indray mipakala fa tsy tantaraiko lé antony napesako azy eh! aleo ijanona entre-nay sy lé olotiko iany. Fantatro fotsiny oe ilaina lé izy. Azonareo antsaina iany na zany aza. :lol:
Na mbola tsy vita aza ilay resaka Etanizia dia aleo jerena indray ny hevintsika momba ity iraika lahy ity:Ny fimailo. Ilaintsika ve io sa tsia???
Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko?
Omeo ny hevitrao? omeo izay heverinao fa hevitr'Andriamanitra?
Tokony haka tsirony ve ny olombelona amin'ny firaisana sa dia natao fanamboaran-jaza ny fitaovam-pananahantsika? Hatraiza ny fetra? Miala tsiny indrindra raha sanatria ka misy olona tohina. Miangavy indrindra tsy hampiditra resaka mamoafady fa ny resaka mendrika no mba angatahiko raha mety. Misaotra.
27. soanja
(
08/03/2009 21:09)
Koditra:

Tsy voatery azonay le izy rah tsy i Koditra no manazava ka. Fa raha menatra i Koditra dia tsy manahy koa. Msaotra niteny.
:-* :-* :-*
28. ikaretsaka
(
08/03/2009 22:14)
soanja.. ny ahy izao fotsiny ny momban'io.. if you think you can't feed'em don't breed em.
29. soanja
(
09/03/2009 01:55)
ikaretsaka:
soanja.. ny ahy izao fotsiny ny momban'io.. if you think you can't feed'em don't breed em.
Ika o, tsy ny fanana sakafo fotsiny no tokony hanamboaran-jaza fa ny fitafiana azy fitiavana sy fikarakarana ary fanabeazana feno azy.
Amiko raha tsy vonona amin'ireo ny ray aman-dreny dia tsara aminy ny tsy manan-janaka satria mampalahelo fotsiny ilay/ireo zaza.
30. coopsal
(
09/03/2009 09:16)
soanja:
Inona izany no mahatonga an'i Coopsal hanao firaisana ara-nofo amin'ny vady? satria te hiteraka fotsiny ve? Inona no mibaiko anao amin'io fotoana io?
==> Ahy ihany izany, ary na dia holazaiko eto aza, tsy izany velively no hampino anao ny fahamarinan'izay nolazaiko tery ambony.
Fanoharana no ilazako aminao an'ity zavatra ity :
I zokinay hono tamin'ny mbola kely dia saiky maty satria nihinana optalidon (ts haiko na izao no fanoratra azy) b dia be. Nilalao ry zalahy d nahita fanafody tao @ fitoeram-panafody, nanandrana iray izy ka rehefa tsapany fa mamy dia nohaniny daholo.
Ny fanontaniana ho anao ary dia ity : ratsy ve ny optalidon ? Sa kosa ny tsifahafantaran'ireo ankizy kely hoe rehefa inona vao azo hanina izany fanafody izany no namparary ka saika maty azy ? Ho azy tsy nahalala na inona na inona dia satria mamy ilay izy dia nihinana izy.
Andriamanitra no namorona ny olona ary inoanao izany. Koa Andriamanitra ihany no afaka hanome anao ny valiny marina, na dia momba ny fananahana sy ny fahafinaretana aza.
Kanefa ataon'ny olona ahoana no fandre an' Andriamanitra raha tsy ny fo mihitsy no mitady Azy aloha?
31. coopsal
(
09/03/2009 09:21)
ikaretsaka:
(tsy mahazo manao resaka mamoafady fa miala tsiny da code-ko) de .... tsy mananona fotsiny rehefa tsy te hananona... moa raha te de...
==> Mety tsy mampiasa voambolana mamoafady ianao, fa ny resakao dia resakao foana. Moa ve Andriamanitra azo andaharana tahaka izany ? Na izaho olombelona aza mahatakatra avy hatrany (satria izany rahateo no niainako sy nitaizan'izao tontolo izao ny saiko), mainka fa Andriamanitra izay mpandinika ny fo sy ny voa ?
32. soanja
(
09/03/2009 15:23)
coopsal:
soanja:
Inona izany no mahatonga an'i Coopsal hanao firaisana ara-nofo amin'ny vady? satria te hiteraka fotsiny ve? Inona no mibaiko anao amin'io fotoana io?
==> Ahy ihany izany, ary na dia holazaiko eto aza, tsy izany velively no hampino anao ny fahamarinan'izay nolazaiko tery ambony.
Fanoharana no ilazako aminao an'ity zavatra ity :
I zokinay hono tamin'ny mbola kely dia saiky maty satria nihinana optalidon (ts haiko na izao no fanoratra azy) b dia be. Nilalao ry zalahy d nahita fanafody tao @ fitoeram-panafody, nanandrana iray izy ka rehefa tsapany fa mamy dia nohaniny daholo.
Ny fanontaniana ho anao ary dia ity : ratsy ve ny optalidon ? Sa kosa ny tsifahafantaran'ireo ankizy kely hoe rehefa inona vao azo hanina izany fanafody izany no namparary ka saika maty azy ? Ho azy tsy nahalala na inona na inona dia satria mamy ilay izy dia nihinana izy.
Andriamanitra no namorona ny olona ary inoanao izany. Koa Andriamanitra ihany no afaka hanome anao ny valiny marina, na dia momba ny fananahana sy ny fahafinaretana aza.
Kanefa ataon'ny olona ahoana no fandre an' Andriamanitra raha tsy ny fo mihitsy no mitady Azy aloha?
Izay mantsy Andriamanitra ihany no afaka manome ny valiny marina. Ary izy nanome izany amin'ny alalan'ny fahaizana ananantsika hitadiavantsika vahaolona amin'ny olana isan-karazany. Tsy any anaty boky na soratra no ahitana ny valiny fa amin'ny lalan'ny zava=misy sy ny traikefa efa hita ary ny vokatsoa azo amin'izany.
Ny firaisana ara-nofo akory tsy ratsy fa ny saina mitondra manoloana azy no mety misy olana. Matoa manome fofona ny sakafo matsiro dia satria nataon'Andriamanitra hanimbolo ny zavamanan'aina ary izany no mitarika azy hisakafo sy hanatsara ny fiainany. Matoa ny olombelona mahatsiro misy filana dia satria vojanahary izany fa tsy noforonin'izy tompony akory. Ny fandanjalanjana no zava-dehibe. Ny tafahoatra dia tsy mifanaraka amin'ny rehetra rehetra na zavatra io na hevitra io na asa n'inona n'inona.
Mazotoa mikaroka ny tenin'Andriamanitra amin'ny manodidina anao!
34. ikaretsaka
(
09/03/2009 16:28)

namaste
36. fahamarinana
(
10/03/2009 04:58)
Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko?
:arrow:Za manokana aloha manaiky .
Omeo ny hevitrao?
:arrow: tsy resaka fimailo fontsiny ihany fa na resaka contraception hafa koa aza satria ilaina izany indrindra amin'izao vanin'andro izao. Aleo misoroka satria moramora ery ilay manenjin-dresy avy eo....
Za manokana aloha tsy hamporisika olona mihintsy ny tsy hampiasa satria samy manana ny fiainany sy ny fitondrany azy.Iaraha-mahalala fa vitsiana ny ahavita manatanteraka ny abstinence totale ka raha ahavotra olona 100 au lieu de ringan'ny aretina,na hanala zaza sns...aretina misy atsy sy eroA ankehitriny.
Raha manapa-kevitra aho dia ny tenako no ataoko concernée 1er,ny hafa toro-hvtr no omeko sy ny possibilités misy rehetra.
omeo izay heverinao fa hevitr'Andriamanitra?
:arrow: Eto ndray moa ,isan'ny nanontany tena ihany koa aho hoe ahoana tokoa izy ireny ho an'ny Xna...isan'ny nanantona Mpitandrina ny amin'ny mety ho azo atao na tsia.Rehefa nanao izany aho dia karazany roa ny valiteny azoko nefa samy Mpitandrina daholo ireo : ny iray NON ,ny iray OUI dia io farany io no nekeko .Tsy haiko na mifandray amin'ny maha-Xna ahy fa ny fantatro dia isan'ny mbola adidiko ihany koa amin'iretsy zanako ny hiresaka izany..Ny banalisation ilay acte no hitandremako,izany hoe raha mbola azo eviter-na dia tokony ho tandremana satria acte sarobidy fa tsy atao fahatany amin'izao...
Ankehitriny manko (raha ny fahitako azy fa mety diso aho ) dia toa lasa zary zvtr tsy maintsy andalovana sy tsy maintsy atao sanatria ,tsy misy antony intsony fa tahaka ny miborosy nify....AMIKO zay fa mety ho diso tanteraka aho
Ny fanontaniana farany indray...tahaka ny namana sasany dia tsy voavaliko. :oops: (l)
37. ari.malala
(
10/03/2009 07:20)
coopsal:
Inoako fa tsy zavatra alaina na tadiavina ny fahafinaretana amin\'ny firaisana ara-nofo fa misy fotsiny izany! Ny fitadiavana izany dia fahotana toy ny fijangajangana ihany. Izao tenin\'i KRISTY izao no ilazako an\'izany :
\"Raha misy lehilahy mijery vehivavy ka mila azy, dia meloka nijangajanga taminy tao am-po izy\". Tsy namaritra mihitsy kristy hoe \"vehivavy tsy vadiny\", donc na dia ny vadin\'ny tena aza no hi fantasmena dia fijangajangana koa izany.
:roll: lalina koa ilay fandraisana an-tendrony kle! ko efa vadinao izao ko mbola mijangajanga ahoana iany aza! :roll:
38. fahamarinana
(
10/03/2009 08:57)
:arrow: ari : za koa somary talanjona fa tsy mahay loatra sy tsy niezaka ny nandalina ny momba izay eo amin'ny lafiny ara-pivavahana moa dia tsy mana-kambara loatra....:?
:arrow:Azon'ny coopsal omena ahy ve hoe aiza ho aiza ilay andininy nosoratanao io azafady fa toa mahaliana ahy ihany koa.Misaotra mialoha !
Na izany aza dia tena maha- :-w loha fa tiako ho hita ilay toko sy andininy ndrao za koa no nandray hafa tanteraka sy diso . (l)
coopsal:
"Raha misy lehilahy mijery vehivavy ka mila azy, dia meloka nijangajanga taminy tao am-po izy". Tsy namaritra mihitsy kristy hoe "vehivavy tsy vadiny", donc na dia ny vadin'ny tena aza no hi fantasmena dia fijangajangana koa izany.
:arrow:Azon'ny coopsal omena ahy ve hoe aiza ho aiza ilay andininy nosoratanao io azafady fa toa mahaliana ahy ihany koa.Misaotra mialoha !
Na izany aza dia tena maha- :-w loha fa tiako ho hita ilay toko sy andininy ndrao za koa no nandray hafa tanteraka sy diso . (l)
39. soanja
(
10/03/2009 10:59)
fahamarinana:
Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko?
:arrow:Za manokana aloha manaiky .
Omeo ny hevitrao?
:arrow: tsy resaka fimailo fontsiny ihany fa na resaka contraception hafa koa aza satria ilaina izany indrindra amin'izao vanin'andro izao. Aleo misoroka satria moramora ery ilay manenjin-dresy avy eo....
Za manokana aloha tsy hamporisika olona mihintsy ny tsy hampiasa satria samy manana ny fiainany sy ny fitondrany azy.Iaraha-mahalala fa vitsiana ny ahavita manatanteraka ny abstinence totale ka raha ahavotra olona 100 au lieu de ringan'ny aretina,na hanala zaza sns...aretina misy atsy sy eroA ankehitriny.
Raha manapa-kevitra aho dia ny tenako no ataoko concernée 1er,ny hafa toro-hvtr no omeko sy ny possibilités misy rehetra.
omeo izay heverinao fa hevitr'Andriamanitra?
:arrow: Eto ndray moa ,isan'ny nanontany tena ihany koa aho hoe ahoana tokoa izy ireny ho an'ny Xna...isan'ny nanantona Mpitandrina ny amin'ny mety ho azo atao na tsia.Rehefa nanao izany aho dia karazany roa ny valiteny azoko nefa samy Mpitandrina daholo ireo : ny iray NON ,ny iray OUI dia io farany io no nekeko .Tsy haiko na mifandray amin'ny maha-Xna ahy fa ny fantatro dia isan'ny mbola adidiko ihany koa amin'iretsy zanako ny hiresaka izany..Ny banalisation ilay acte no hitandremako,izany hoe raha mbola azo eviter-na dia tokony ho tandremana satria acte sarobidy fa tsy atao fahatany amin'izao...
Ankehitriny manko (raha ny fahitako azy fa mety diso aho ) dia toa lasa zary zvtr tsy maintsy andalovana sy tsy maintsy atao sanatria ,tsy misy antony intsony fa tahaka ny miborosy nify....AMIKO zay fa mety ho diso tanteraka aho
Ny fanontaniana farany indray...tahaka ny namana sasany dia tsy voavaliko. :oops: (l)
Misaotra Faha. nizara.
:-* :-* :-* :-* (l) (l)
40. fahamarinana
(
10/03/2009 11:41)
:arrow: soanja : tsy misy fisaorana akia.
Nisalasala ihany aho hamaly satria manahirana nefa koa na ny fiheverako ireto zanako sy ny choix noraisiko amin'ny maha-mpino ahy dia ,amiko ,tsy tokony hafangaroko fa ny zava-misy koa iainana ary misy azo raisina.
Ny tiako lazaina hoe io tsy fanaovana banalisation ilay raha io (miala tsiny tanteraka re rey olona fa tsy haiko ny milaza azy ) mihintsy no tsara atao fototra sy imasona manomboka izao raha ho an-janako aloha no resahako araka ny voalazako etsy ambony ,ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny Finoako ( na mety tsy araka Azy aza noho ny tsy fahaizako na fanamafisan-dohako ))...
Ataoko fa tsy ny mampahatahotra sanatria no ahatafita ny tiana ho lazaina sy anarina ary tsindrina.
Hevitro monja moa izay fa mety ho diso tanteraka.(l)