Sendotra lava
41. soanja
(
10/03/2009 23:35)
ikaretsaka:
kiii nen la niakatra fa ny ahy nidina ..... :-P
Koditra sy Ika> Ntssss aza mieritreri-poana eo ianareo roalahy! Sao de siriahako eo le lapoaly de any amin'y tsy izy ny mitotona.
:-* :-* :-*
42. kotobekibo
(
10/03/2009 23:49)
ny loza anie ry soanja , njy mitetika ny hisarika ny tahon'ny lapoaly kanefa zvt hafa no voaray e! :-D :-D :-D
45. RATOVOARY
(
11/03/2009 07:23)
Lapoaly-tavy mofo- KongoFo.. :-D :-D :-D Aiza ho aiza amin'ireo le hoe sendotra lava?
Ary izy mitsamy mahay mamoronkira a! maka tahaka Mahaleo :
Aiza ry Kala no asiako tsipindy
Eo @ tratra sa eo @ kibo
...........
Koditra:
Ika : Mbô eritreritra nandalo ko nenà ty, ny mety ho tohin'lé kongoFo dé mety kongoTratra, kongoTenda, kongoVava sns...
Ikaretsaka:
kiii nen la niakatra fa ny ahy nidina .....
Ary izy mitsamy mahay mamoronkira a! maka tahaka Mahaleo :
Aiza ry Kala no asiako tsipindy
Eo @ tratra sa eo @ kibo
...........
46. soanja
(
11/03/2009 13:41)
RATOVOARY:
Lapoaly-tavy mofo- KongoFo.. :-D :-D :-D Aiza ho aiza amin'ireo le hoe sendotra lava?Koditra:
Ika : Mbô eritreritra nandalo ko nenà ty, ny mety ho tohin'lé kongoFo dé mety kongoTratra, kongoTenda, kongoVava sns...Ikaretsaka:
kiii nen la niakatra fa ny ahy nidina .....
Ary izy mitsamy mahay mamoronkira a! maka tahaka Mahaleo :
Aiza ry Kala no asiako tsipindy
Eo @ tratra sa eo @ kibo
...........
Eto zany le hoe Sendotra Lava nivadika Tsena Rava!!! Ntsssssshhhhh
:-D :-D :-D
47. soanja
(
11/03/2009 14:00)
kotobekibo:
ny loza anie ry soanja , njy mitetika ny hisarika ny tahon'ny lapoaly kanefa zvt hafa no voaray e! :-D :-D :-D
Arakaraky ny zava-boaray ao ihany ka!!!!
:-D :-D :-D :-D rehefa mahasolo lapoaly ve iny tsy hosintomiko ihany! Nareo hoa an... mitady hivadi-dela eto ndray!!! Tohizo ny baolina fa efa tafiditra ny goalina!!! :-* :-* :-*
48. Koditra
(
11/03/2009 22:07)
soanja:Ika : Zay mitsy no tsy nahasahiako nidina fa sò dé sendaotra eo Soanja :-D :-D
Koditra sy Ika> Ntssss aza mieritreri-poana eo ianareo roalahy! Sao de siriahako eo le lapoaly de any amin'y tsy izy ny mitotona.
Soanja : :-* :-* :-*
49. Koditra
(
11/03/2009 22:13)
Soanja:Tsy dakòro @zany a! Sò dé miSendotra eo zà! :-D :-D
rehefa mahasolo lapoaly ve iny tsy hosintomiko ihany!
51. Koditra
(
12/03/2009 22:45)
ô ry Soanja a, sarotra be zao no mitady mpanotra fa mbola variana migrevy sy manao andrimasopokonolona ry zareo, anahirana iany raha ho folaka voasintonao eo ny ankihibe tànako mbô marina mo.
Soa fa tsy mora sendotra zany tsika eh! :-* :-*
Soa fa tsy mora sendotra zany tsika eh! :-* :-*
52. soanja
(
13/03/2009 14:57)
Koditra:
ô ry Soanja a, sarotra be zao no mitady mpanotra fa mbola variana migrevy sy manao andrimasopokonolona ry zareo, anahirana iany raha ho folaka voasintonao eo ny ankihibe tànako mbô marina mo.
Soa fa tsy mora sendotra zany tsika eh! :-* :-*
Ka hadinonao fa zah mpanotra danza be, manana diploma an'io mihitsy an! Tongavako any amizay misy anao ianao na dia mila mandalo an'i tetezan'ny bekiraro maneno sahona aza aho raha sanatria ka tanako no nahafolaka anao.
Tsika tsy mba sendotra fa mivoatra!
:-* :-* :-* :-*