Sendotra lava

21. rakapy ( 06/03/2009 19:27)
Ka t@ iny anie le esapma ny volan-ndry zalahy no simba e! de nolazain-dry zalahy hoe ny rezrvoaran'ny trasmisio hono no mipotsaka.
22. ikaretsaka ( 06/03/2009 19:50)
de eto ve ry zalahy no mimenomenona hoe nipotsaka lokida ny pneu?
23. soanja ( 07/03/2009 10:51)
rakapy:

D
Ny ahy indray aloha dia tsy ataoko mampisendaotra ahy ireny e! petahako izy eto fa aty ambadiky ny ecran kosa aho dia mitsivanivany be mihitsy.



Tena atao ohatra n le milalao jeu ordi ireny ihany ve? Asina no sady tsy mahavoa??? Otra ny hiteko ery Rakapy miteny hoe masaka iny izay he he he!!!
Sarotra tokoa aloha indraindray ilay mangina volamena sy ny tsy mihontsona, satria isika olombelona tsinona afaka manao hetsik'androngo (sady manaikitra no lasa) izay ihany ary mety voajanahary koa io hetsika io fa tsy ifanomezantsiny. Nefa na dia izany aza dia ny miaina miadana rehefa mamaky azy ireo na manao hoe " soa fa internet fotsiny ity" hitako tena manampy ankoatry ny hetsika hafa. Ao koa moa ireo izay manao hoe "mivavaka ho anao aho!" izay hitako fa manampy koa satria sady mandio ny fo ao anaty ilay olona no mamela ny heloka.

Fa misaotra indrindra antsika manao ezaka.



:-* :-* :-* :-* (l)
24. soanja ( 07/03/2009 11:02)
Samoana:

Mody misendoatra mafy mihintsy izy ary mitrerona mafy. Hany ka adinony ny manazava ny tena fototra mahasoa sy mahafinaritra maha-kristiana ny tena. Vokany: miha-kamo mamonjy lamesa ny olona satria leo mihaino azy manaratsy ny hafa hatrany. Tsy falifaly ianao mivoaka ny fiangonana fa toy ireny akoho voakapoka ireny :-D


Ntsssohhh mampalahelo be tokoa mieritreritra hoe nisy nanao karavasy ny saina no mivoaka ny fiangonana e.
Ny toriteny tokoa aloha amiko tokony tsy atao mihoatra ny 15 minitra sady ao anatin'io tokony tsy hisy afa tsy teny fampaherezana sy fametrahana ny hasoavan'ny fifandraisana eo amin'ny samy mpianakavy ara-panahy ka fifaliana manoloana izany no setriny. Ny fivoriana isaky ny asabotsy no tokony fametrahana ireny tandremo, tandremo sy ny hoe tambin'ny ota sns.. ireny! satria any manko tokony ho fampianarana sy fampitandrena ary fanamafisam-pinoana no hevi-dehibe. Nefa asa samy manana ny fomba fanaposahana ny heviny tokoa ny olona.

Misaotra Samoana nizara!


:-* :-* :-* (l)
25. soanja ( 07/03/2009 11:07)
ikaretsaka:

izay le izy ra samoana... raha vao mifantoka sy mihidy @ le hoe ny an'ny tena ihany no tsara de ratsy ny sasany .. ary variana manaratsy an'io tsy an'ny tena io.. de adino ny an'ny tena


Namaste! Izay mihitsy.

Ny zavamisy dia entin'ilay fihetsempo miodina sy mitambolombolona ilay olona dia lasa hadino mbamin'ny hoe inona moa no tena anton' izao resaka izao. Mova tsy toy ny zaza 2-5 taona ireny ihany, tomany be ny ranomaso havozona, midradradra sy mitsipatsipaka dia hadinony hoe inona moa no antony nitomaniako teo!


26. fahamarinana ( 08/03/2009 12:44)
:arrow: Tsy voavakiko tsara hatrany am-boalohany aloha an ,fa amiko indray ry zareo ilay misendoatra tsy dia olana loatra,samy manana ny fihetsem-pony ny tsi11 izay no mahasamihafa ny olombelona : misy mety aminao,tsy mety amiko nefa mety amin'ny rakoto sy rabe ihany koa..
Fa ny olona tsy tonga lafatra ihany koa,ny hitako tena tokony sy mety ahatsara ny fifandraisana dia na entim-po aza dia mba mahatsiaro miala tsiny na manao azafady na manao remise en question kely ary indrindra mampahafantara izany ny olona voakasika na tohina sy nalahelo tamin'izay voalazan'ny tena....Fa averiko ihany,hevitro izay ary mora lazaina fa sarotra tanterahana...mety ho revirevy fontsiny ihany ve ? :? (l)
27. Koditra ( 08/03/2009 13:45)
Ny hevitra voizina ato anatin\'itony forum itony dia ny hoe \"hevitry ny maro mahataka-davitra\" sy \"fampitomboana fahalalàna\", raha mamosaka ny hevitrao enao dia tokony hanantena hatrany fa mbola misy hevitra milay vitraky be mbola ho avy eo izay mety hifanohitra tanteraka @ voalazanao aza.

Voabatibaty ve enao? Nankarary fo sy nahatezitra anao ve izany? Tadidio fa izay mihitsy no tanjon\'ilay nanabatibaty anao. Itsikio fotsiny, asehoy azy fa tsy nampiontsona anao akory aza izany (tsy mamaly ampahatezerana).

Enao ve ilay mpanabatibaty? Taratry ny tsy fahaiza-miaina izany, taratry ny fahataperan\'ny fahalalanao dia ny manabatibaty sisa no azonao atao. Ny fahazarandratsinao any @zay fiarahamonina misy anao any aleo tazominao hiainanao irery any fa tsy tsara aseho vahoaka eto.

Soanja : Iza zany olona be vinany taminao zany fa hotorahantsika @ lapoaly? :lol:
28. soanja ( 08/03/2009 14:26)
koditra> Misaotra noho ny fitiavanao hanampy ahy. Tsia, tsy nisy nanabatibaty aho fahatsapana tsapako misy eto an-tany fotsiny dia lazaiko. Fahatsapana no misy fa tsy fiaretana aloha hatramin'izao ary soa fa izay! :-* :-* :-*
29. ikaretsaka ( 08/03/2009 15:24)
koditra> tsy aleo letsy hanendasana mofo akonjo ny lapoalintsika le
30. fahamarinana ( 08/03/2009 16:54)
:arrow: ika : :-D :-D
koditra : ary izy kay tena olo-kendry mihintsy an ! Mba ampianaro an'izany hoe tsy misendaotra izany izahay fa mila fampianarana...za moa zany,tsy hoe tsy mahay fa araka ny fotoanany sy ny andro ny sy ny ao anaty saina.no hampisendaotra ahy na tsia :) (l)
31. ni81 ( 08/03/2009 17:42)
koditra : ary izy kay tena olo-kendry mihintsy an ! Mba ampianaro an'izany hoe tsy misendaotra izany izahay fa mila fampianarana...za moa zany,tsy hoe tsy mahay fa araka ny fotoanany sy ny andro ny sy ny ao anaty saina.no hampisendaotra ahy na tsia
dia tena marina ve hono fa tsy mora sendaotra io koditra io. :{ :{ koditra be zà @ zany :lol: :lol:
32. Koditra ( 08/03/2009 19:43)
Soanja : teneno iany zà ra misy zany fa hataoko tsara tahiry lé lapoaly au cas où.
Ika : lé lapoaly efa gòka be tsy azo anendasana tsony zany fa tsy lé jòjòpil akory. Tsika ko tsy vendrana zany knou!
Fahama - Ni81 : Za tsy niteny oe tsy mba misendaotra zany, fa kosa ra efa fantatra fa ny ampisendaotra anao no tanjon'ny lé olona dia tsy aseho azy oe io tokoa fa nisendaotra aho fa lasa ibitaka sy vao maika hahazo vahana izy, resaka forum sy serasera @ daolobe mo no resahatsika eto fa mbola hafa tanteraka indray ra oe eo anivon'ny ankohonana na fianankaviana na namana akaiky na olotina no horesahana nefa mbola azo ampiharina tsara ihany koa io fika io na @reo cas ireo aza.
33. ni81 ( 08/03/2009 19:57)
Hay ve e! :)
34. soanja ( 08/03/2009 20:51)
Koditra:

Soanja : teneno iany zà ra misy zany fa hataoko tsara tahiry lé lapoaly au cas où.
Ika : lé lapoaly efa gòka be tsy azo anendasana tsony zany fa tsy lé jòjòpil akory. Tsika ko tsy vendrana zany knou!
Fahama - Ni81 : Za tsy niteny oe tsy mba misendaotra zany, fa kosa ra efa fantatra fa ny ampisendaotra anao no tanjon'ny lé olona dia tsy aseho azy oe io tokoa fa nisendaotra aho fa lasa ibitaka sy vao maika hahazo vahana izy, resaka forum sy serasera @ daolobe mo no resahatsika eto fa mbola hafa tanteraka indray ra oe eo anivon'ny ankohonana na fianankaviana na namana akaiky na olotina no horesahana nefa mbola azo ampiharina tsara ihany koa io fika io na @reo cas ireo aza.



Ok Koditra misaotra mialoha. Zah koa efa mianatsa Kongofo ato dia izay tsy mandaitra apirimintsika.


:lol: :lol: :lol:
35. Koditra ( 09/03/2009 22:49)
Soanja:
Ok Koditra misaotra mialoha. Zah koa efa mianatsa Kongofo ato dia izay tsy mandaitra apirimintsika.
Raikitra, zà @io mbô mody mamono vorona manao kimônô miaraka aminao nefa ny lapoaly ankelika iany. :lol: :lol:
36. ikaretsaka ( 10/03/2009 01:43)
koditra sy soanja.. efa eritreritra mandalo ihany moa ity ka....
tandremo sao voasarangotry ny lapoaly ao ny fehikibo sy y taditadina kimono ka kongofo ...misy tohiny no ataonareo mianadahy ao an :wink:
37. soanja ( 10/03/2009 10:27)
Koditra:

Soanja:
Ok Koditra misaotra mialoha. Zah koa efa mianatsa Kongofo ato dia izay tsy mandaitra apirimintsika.
Raikitra, zà @io mbô mody mamono vorona manao kimônô miaraka aminao nefa ny lapoaly ankelika iany. :lol: :lol:


Raikitra ka, zah zany le mamono lolo dia ianao le maitre e, any aminao ny fitaovana rehetra!


:lol: :lol: :lol:
38. soanja ( 10/03/2009 10:31)
ikaretsaka:

koditra sy soanja.. efa eritreritra mandalo ihany moa ity ka....
tandremo sao voasarangotry ny lapoaly ao ny fehikibo sy y taditadina kimono ka kongofo ...misy tohiny no ataonareo mianadahy ao an :wink:


Kongofo sy toraka lapoaly no atao fa tsy tsingolobatita anie na hoe morengy na tolona.


:D
39. Koditra ( 10/03/2009 21:11)
Soanja : omeo fotsiny ny tôpy refa misy bevinany dé lasatsika. :-* :-*

Ika : Mbô eritreritra nandalo ko nenà ty, ny mety ho tohin'lé kongoFo dé mety kongoTratra, kongoTenda, kongoVava sns... :lol:
40. ikaretsaka ( 10/03/2009 22:03)
kiii nen la niakatra fa ny ahy nidina ..... :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898