ny sipa gasy any eropa

1. sitlo ( 04/03/2009 19:33)
Ianareo koa ve rehefa eny amoron-dranomasina mba tsy manao akanjo ambony?

Tamin'ny voaloha aho sadaikatra ihany fa nony zatra ohatra ny tsy koah ihany. Ilay reneny be ireny no manirikiry ny mijery azy.
2. tafita ( 04/03/2009 20:49)
Ny anah ndray mifanohitra amin'izany
3. dahuily ( 04/03/2009 21:12)
tafita:

Ny anah ndray mifanohitra amin'izany



MIfanohitra ahoana le ????
Tsy manao akanjo ambany ve ????
Aaaaaaaaaiza no misy an'zany le !!! :^) :^) :^) :^)
4. kotobekibo ( 04/03/2009 22:22)
dahuily > misy dôly ref plage , idrindra aty @ sud ouest na sud .
Any dago koa anie misy tahak'izany e!
Any dago aza misy fivavahana miboridana tanteraka ( ankaditapaka raha tsy diso aho ) .
5. Papoose ( 05/03/2009 02:53)
ny an'i kotobekibo v tsy izy mianakavy efa tsy miakanjo satria takon'le tabonaka be>???? :-D :-P
6. ari.malala ( 05/03/2009 07:17)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. mampahery ( 05/03/2009 08:10)
neny i kotobekibo hoa revinà bekibo foana.
8. Mirananirina ( 05/03/2009 14:21)
Soa ihany f vazaha no manao io.Mbola tsy nahita sipa gasy tsy manao akanjo ambony tany amin'ny plage aloha aho e,tany St Tropez aho no nahita fa nitanaka be.
9. sitlo ( 06/03/2009 03:38)
Efa nakaton-dravalo iny fiangonana iny ka. Dia nigrevy teo ivelany daholo ilay olona. Fa nanao akanjo. :-D

Izaho koa mba sadaikatra be tamin'ny voaloha. Fa avy eo, maromaroa ny ohatra izao. hahaha
10. fahamarinana ( 08/03/2009 12:29)
mirananirina:
Soa ihany f vazaha no manao io.Mbola tsy nahita sipa gasy tsy manao akanjo ambony tany amin'ny plage aloha aho e,

:arrow: Efa nahita gasy aho kah,tany an-dranomafana (fianara ) tamin'ny taona 2006 zany fa tena nitanaka be daholo...fa io moa ry zareo samy manana izay tiany hanaovany ny tenany sy izay mahafinaritra azy ihany koa ...
sitlo :raha za manokana aloha dia nadraso eo paoly e! :°) (l)
11. Mirananirina ( 08/03/2009 13:07)
Efa nahita gasy aho kah,tany an-dranomafana (fianara ) tamin'ny taona 2006 zany fa tena nitanaka be daholo...fa io moa ry zareo samy manana izay tiany hanaovany ny tenany sy izay mahafinaritra azy ihany koa

Dain....nefa misy olona bedia be ve sa ry zareo irery.Efa mahasahy kosa ny gasy izany ko.
12. sitlo ( 08/03/2009 21:45)
Mba manararaotra kosa ry zareo ah! Fomba malalaka tsy misy bedy ange ireny eh. :-D
13. fahamarinana ( 09/03/2009 11:48)
miranirina:
Dain....nefa misy olona bedia be ve sa ry zareo irery.Efa mahasahy kosa ny gasy izany ko.

:arrow: diso be ary za teo fa 1996 no izy...olona iray kah sady mino aho fa mpanao vacance ihany koa ! Tsy hoe mahasahy fa raha raisina hoe olona lehibe taty ampita dia tsy dia olana amin'olona na gasy na vazaha raha efa zatra ilay izy.
Isika gasy angamba no atao hoe efa nateraka ho pudique mandrakariva e !Ndao raisina amin'izay ! (l)
14. ikaretsaka ( 09/03/2009 20:39)
fa fa ahoana.... ianao ve no hananona de i paoly no andrasana?
15. Koditra ( 09/03/2009 23:12)
Za alo tsy mbola nahita eh. Ny ankabetsahan'ny vhv gasy aza raha vao ratsiratsy bika (miady lohalika, na diso nahia, na nahazo aina be lôtra ...) defa tsy sahy mampiseho bika eny @ piscine na plage mainka fa oe mbola ampiana fampideràna tratra ? :-D :-D
16. Papoose ( 09/03/2009 23:51)
za efa nahita teo analakely
17. fahamarinana ( 10/03/2009 04:23)
:arrow: papoose : :-D ,tokoa ve ? ohatran'ny hitako !
koditra : F'angaha kosa moa voatery ho ratsy bika na tsara bika ? Ilay fampisehoana ny partie-ny vatana mihintsy no mety ho olana,ohatran'ny hoe mitanjaka izany ! Fa misy na gasy aza mahavita ny vitan'ny vazaha.
ika:
fa fa ahoana.... ianao ve no hananona de i paoly no andrasana?

:arrow: :-D :-D ,eka ouz !! (l)
18. ikaretsaka ( 10/03/2009 18:35)
faha.. tsary zany ouzzzz
19. kotobekibo ( 10/03/2009 23:06)
Zà koa tany dago ( analakely ) efa nahita taloha .
Olona tena mirevy tanteraka aza kouh ( manao RS eo imasombahoaka )
Tsy haiko raha nahatadidy nareo , adala ankiroa lahy sy vavy , d ref misy manipy vola betsabetsaka ka miteny hoe raiketo ary , d manao tokoa ry zareo .
Ny anaran-dry zareo tsy tadidiko intsony . :-P

papoose:
ny an'i kotobekibo v tsy izy mianakavy efa tsy miakanjo satria takon'le tabonaka be>???? :-D :-P


Ny ahy tsy mila ravim-boaloboka intsony fa ny kibo d efa ampy . :-D :-D :-D
20. ni81 ( 11/03/2009 12:17)
Zà koa tany dago ( analakely ) efa nahita taloha .
Olona tena mirevy tanteraka aza kouh ( manao RS eo imasombahoaka )
Tsy haiko raha nahatadidy nareo , adala ankiroa lahy sy vavy , d ref misy manipy vola betsabetsaka ka miteny hoe raiketo ary , d manao tokoa ry zareo .
Ny anaran-dry zareo tsy tadidiko intsony .
Tena tadidiko ireny adala ireny ry bekibo a! Soanada sy Ra-Pauline no fiantsoan'ny olona azy ireny.
Fa ireo mpanome vola azy koa aloha no tsy misaina e! Maninona raha manome vola azy fotsiny rehefa te hanome :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2369