ny sipa gasy any eropa
21. Mirananirina
(
11/03/2009 13:53)
Saika hadiniko fa misy gasy any aminy sisiny (côtière)ireny,iny sud est iny no hitako ,fa manao bain,misasa ry zareo fa tena miboridana mihitsy an,eny amorondrano na ranomasina,tsy menatra mihitsy.
22. ni81
(
11/03/2009 14:46)
Saika hadiniko fa misy gasy any aminy sisiny (côtière)ireny,iny sud est iny no hitako ,fa manao bain,misasa ry zareo fa tena miboridana mihitsy an,eny amorondrano na ranomasina,tsy menatra mihitsy.ka hisasa kosa ve izy tsy hiboridana ry mirana! :)
23. gabidemony
(
21/03/2009 13:41)
Ny vehivevy no mahazo vahana @le miboridana eny @plage reny
satry ra ny lehilahy no miboridana @reny ka raha mahita vehivevy reveny miboridana izy ka maha taitra azy tonga de mihenjana avy hatrany ny azy tsy misy fanafody de eo hitan'ny be sy ny maro eo
satry ra ny lehilahy no miboridana @reny ka raha mahita vehivevy reveny miboridana izy ka maha taitra azy tonga de mihenjana avy hatrany ny azy tsy misy fanafody de eo hitan'ny be sy ny maro eo
24. Mirananirina
(
21/03/2009 16:38)
Saika hadiniko fa misy gasy any aminy sisiny (côtière)ireny,iny sud est iny no hitako ,fa manao bain,misasa ry zareo fa tena miboridana mihitsy an,eny amorondrano na ranomasina,tsy menatra mihitsy.
ka hisasa kosa ve izy tsy hiboridana ry mirana!
Ka eny amason'olona nge le izy e.Ianao etsy milomano,izy etsy misasa.
25. lemenakely
(
26/04/2009 10:47)
Ny manala ambony aho tsy mbola nahita fa ny ambany efa betsaka !!!...