Izahay Mpomba an-DRAVALOMANANA ary manohana azy

1. tataka ( 03/03/2009 05:59)
Tsy menatra ary mijoro hatrany izahay Mpomba an-dRAVALOMANANA ary manohana azy. Tsy hiandry ny ho domin'ny lanifanahy foana fa mba mamaly ihany koa. Io no Président lanim-bahoaka aminay ka na hitatatata eny @ 13 Mai aza i TGVizana dia manohy ny asa izahay ary tsisy miala eo.
novalian'i penguin ny 04/03/2009 06:21
2. yuka ( 03/03/2009 06:09)
Marin'izany eee!
tehaka be ho anao =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. tataka ( 03/03/2009 06:16)
Tsisy miala eto fa ny mpandroba sy mpanao ratsy ihany ve no avela hanaram-po ? RAVALOMANANA no Président ary 2012 mifankahita.
4. yuka ( 03/03/2009 06:38)
andrywui
AIZA ZAY ZE MIALA EO!
AIZA ZAY ZE MIALA EO! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
5. ifiona ( 03/03/2009 06:45)
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
6. yuka ( 03/03/2009 07:01)
FALIFALY VAO MARAINA DAHOLO TSIKA TIM IZANY ANDROANY AA!!
VIVE RAVALOMANANA eeeeeeeeeeeeeee!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
7. papajames ( 03/03/2009 07:10)
RAVALO IHANY
RAVALO HATRANY
RAVALO FOANA
MISAOTRA EEEEEEEEEEEEEEEE :lol: :} :} :} :} :}
8. xxx ( 03/03/2009 07:42)
^:^ =D> ^:^ =D> Ravalomanana tokoa ny antsika e! filoha mamim-bahoaka sy ny seraseran-dresandresaka. Alefa ravalo an! alefa hoa.
:D
9. yuka ( 03/03/2009 09:23)
toa tsy sahy miditra ato ry andrywui sy ny tariny :-D :-D :-D :-D
10. andrywui ( 03/03/2009 09:31)
HIANAREO MANAO " VACHE KI RI " ATO FOTSINY FA VITA HALINA ONY ANE PREZIDA RY RETO E !! HENOY NY RADIO ZAO ! NISY NITIFITRA AFAKOMALY HALINA ONY IZY ! DE VITA TAM MARAINA ! HENOY NY RADIO EE
11. andrywui ( 03/03/2009 09:33)
Prezidan'ny Guiné Bissao zany tenenik zan so de mis hiteniteny ah eo ndray oe ts mety manozon prezida e ! ts manaja filoha e sns...
12. essera ( 03/03/2009 09:51)
yuka:

andrywui
AIZA ZAY ZE MIALA EO!
AIZA ZAY ZE MIALA EO! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>


Zany ko no nataon Ratsiraka ho : "TSY HIALA AHO E"
"TSY HIALA AHO E"
"TSY HIALA AHO E"

Fa iny hita iny ihany ny nataony. Za lo tsy maka an Ra8 satria d ny fanalavana ny TIM ange efa fantatrareo ihany e TEO IHANY NO MIVERINA
13. andrywui ( 03/03/2009 09:52)
hopy yuka

yuka [ Valio ] 03-03-2009 07:09:17
Lohateny : Re : Izahay Mpomba an-DRAVALOMANANA ary manohana azy
Marin'izany eee!
tehaka be ho anao > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > > >




mitehatehafa tsara eo eeeee
14. essera ( 03/03/2009 09:53)
Aza vonoina zan rangah izy fa aleo migadra fotsiny.
15. essera ( 03/03/2009 09:57)
Sao d voatorakareo voninkazo be loatra eo izy ka manitsaka ny tsy fanitsaka. Fa zao aza nge ra8 efa tsy manitsa-dinina fa efa mihanahana eo amin'ny ligne de touche tsy fantatra na hijanona eo ambony kianja hanohy ny lalao na hipetraka ery amin'ny sezan'ny mpilalao fanampiny.

Mapmé e.
16. essera ( 03/03/2009 10:00)
Raha vonoina ra8 dia tsy hitany ny fangirifirian'ny olona nitondra faisana tamin'ny fa oh hoe omena séjour milay be any tsiafahy izy dia mba miara-mirevy any izy mbam ranjivason, sy ny bandy akamany rehetra nampinaniny tany.

Mety milay be ange zao raha ry zalah reo no mifanena any.

Mba eritrereto ange : "Mba omeo tohin'io tantara io aho ho :"
Aleo version 2 :
1/ version avy amin'ny mpiondana TGV
2/ version avy amin'ny mpiondana ra8



:-D :-D
17. nyavo2000 ( 03/03/2009 10:48)
Hitan'ilisany rehefa izahay vahoaka no hisambotra an'i Andry eny @ 13 mai na eny Ambatobe ! miandry fotoana kely fotsiny sisa

Efa miha-manify ohatran'ny fen'antitra mantsy ny olona eny @ 13 mai omaly, de manao trucage TV +, ny sary mitana saom-bilany t@ sabotsy no naseho alatsinainy ...tena efa tsy misy ilana azy intsony.

18. Annie2006 ( 03/03/2009 13:13)
Miha mitombo mihitsy ny mpanohana andravalomanana izany: 4 aloha izao no hita raha ohatra ka ilaina ny "anonymat" sandoka na tsia.

Raha mitohy izao dia afaka 500 taona dia hitovy marina amin'ireo isan'ny olona tonga teny @ 13 mai ry zareo;

Fa hatramin'izao aloha dia mampalahelo fa mbola tsy tratra ilay isa 10.

Maromaroa fa mihamitombo ny ao @ 13 mai.
19. penguin ( 03/03/2009 14:41)
Diso ianao satria tsy minina eto Madagasikara fa ny sary amboarina no hitanao. Tsarovy fa na ny Taxi-be aza afaka nivezivezy nohon'ny fahavitsian'ny olona. Marary ary nihena an-toerana ka nangataka ny mpandraharaha i andry TGVendrana rajoely omaly.
Tonga saina ho azy ny mpandrahadraha sa hasaina ry TGVendrana a ?
20. xxx ( 03/03/2009 14:46)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.065