Izahay Mpomba an-DRAVALOMANANA ary manohana azy

21. orthon ( 04/03/2009 05:44)
Efa lany andro ny tolon'Andry Tgvizana fa aleo ho maina rer eo nedala
22. penguin ( 04/03/2009 06:21)
Manamafy koa izahay fa 2012 vao misy fifidianana Filoham-pirenena. Asa fampandrosoana izao fa tsy zaza entin'ny olona amin'ny sangany no tehafana hitondra ankady ity Madagasikara ity. Mijoro koa izahay na hiafara aiza io na ho aiza fa tsy ny barofo hatrany no avela hanjaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008