Vita soa aman-tsara ny fambolena zanakazo !

1. ravatorano ( 02/03/2009 05:25)
:D Misaotra an'Andriamanitra Andriananahary nanome fotoana indray nahafahantsika nanatontosa ny fihaoanana izay natao hambolena zanakazo iny
Misaotra koa antsika namana rehetra tonga nandray anjara tamin iny andro iny na dia soamry mandi fotoan-tsarotra ihany aza ny eto amin'ny tanana.
Tsy dia tatitra loatra no ataoko eto fa isika izay tonga tany no iangaviakao hilaza izay hitany tany indrindra fa ireoizay sambany vao nandeha tamin'ny fihaonana namana serasera dago.
Ialana tsiny koa ho an'ireo namana izay tara fa efa niandry ihany izahay nefa moa ny andro efa niakatra ihany sady ny toerana hambolena ireo zanakazo dia teny antampo-tendrombohitra ary mbola hianika ambony be ny ankizy ka voatery niainga ihany izahay fa ny manetsa be mbola ho avy satria dia tsy ho ela dia hisy fotoana indray izay hatao hivoahana mihitsy ny tanana atsy ho atsy .


http://img87.imageshack.us/img87/843/andranovelona195.th.jpg[/IMG][/URL]
2. ravatorano ( 02/03/2009 05:37)
[URL=http://img87.imageshack.us/my.php?image=andranovelona195.jpg][IMG]http://img87.imageshack.us/img87/843/andranovelona195.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img87/andranovelona195.jpg/1/][IMG]http://img87.imageshack.us/img87/andranovelona195.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

mbola misy namana anakitelo variana tary amin'ny terrain de basket tsy hita amin 'io sary io !
3. naritsimba ( 02/03/2009 05:44)
Nahafinaritra iny fambolen-kazo iny, ary ny nahafaly dia maro @ ireo hazo nambolena teo aloha no maniry tsara @ izoa fotoana.
Isaorana ireo namana izay sambanay nandeha t@ iny indridnra ireo namana avy any alavitra.
Manaraka indray mihaona ô!
4. ravatorano ( 02/03/2009 05:48)
5. heureuse ( 02/03/2009 06:00)
Salut daholo !

Nahafinaritra ny fihaonana ary mahafinaritra daholo ny ankizy.
Miandry ny sary izany e!
A+
6. ravatorano ( 02/03/2009 06:11)


[URL=http://img230.imageshack.us/my.php?image=andranovelona191.jpg][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/8683/andranovelona191.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img230/andranovelona191.jpg/1/][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/andranovelona191.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

7. ravatorano ( 02/03/2009 08:05)
[URL=http://img57.imageshack.us/my.php?image=andranovelona189.jpg][IMG]http://img57.imageshack.us/img57/2074/andranovelona189.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img57/andranovelona189.jpg/1/][IMG]http://img57.imageshack.us/img57/andranovelona189.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

ireo zany ry zalahy ireo e =D> =D> =D>
Mbola misy ihany ny lava tongotra nefa efa we aty klouh maka sary fa inn ary ty pevaka lava tsiss fiafarany ty
8. jaya ( 02/03/2009 08:37)
heureuse : andefaso ny sarinao manokana za mba jereko tsara, hihihi, atovy en pv
surrrrrr
9. ravatorano ( 02/03/2009 09:15)
[URL=http://img80.imageshack.us/my.php?image=andranovelona010.jpg][IMG]http://img80.imageshack.us/img80/5488/andranovelona010.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img80/andranovelona010.jpg/1/][IMG]http://img80.imageshack.us/img80/andranovelona010.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
fahatongavana teny Andranovelona

[URL=http://img230.imageshack.us/my.php?image=andranovelona012.jpg][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/1260/andranovelona012.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img230/andranovelona012.jpg/1/][IMG]http://img230.imageshack.us/img230/andranovelona012.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
10. ravatorano ( 02/03/2009 09:52)
[URL=http://img216.imageshack.us/my.php?image=andranovelona015.jpg][IMG]http://img216.imageshack.us/img216/1213/andranovelona015.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img216/andranovelona015.jpg/1/][IMG]http://img216.imageshack.us/img216/andranovelona015.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
marina raha mba atonona anah ty tee shirt fotsifotsy ty

[URL=http://img90.imageshack.us/my.php?image=andranovelona017.jpg][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/8784/andranovelona017.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img90/andranovelona017.jpg/1/][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/andranovelona017.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
ary mba aiza ny anao sa efa rovitra teo ampnalana anazy =)) =)) =))
11. ni81 ( 02/03/2009 10:27)
:-D :-D :-D :-D :-D
12. fahamarinana ( 02/03/2009 12:21)
:arrow: Misaotra anareo tamin'ny sary e! Mahafinaritra ny firaisa-kina ato amin'ny sera.
O Razoky o ! mba niandry ilay sakafo za fa tsary nahita..hi!hi!
Ilay coms-na tee-shirt koa manapatsinay.Mankasitraka o ! :-* (l)
13. glou ( 02/03/2009 13:40)
dia vita soa amantsara indray izany iny adidy @ tanindrazana iny , misaotra ny rehetra tonga tany fa dia mahafinaritra foana ny fiarahana, misaotra manokana nan' ny ekipan' ny naritsimba t@ fiara, ekipan' ny ravatorano t@ fikarakarana mialoha ny toerana , ny ekipan' ny voahirana t@ fikarakarana ny kaly, ny ekipan' ny angotiko t@ fanomanana ny kaly fa milay be sady natsiro be daholo, ny ekipan' ny thiel nanao echauffement alohan' ny match :^) , sns rehetra ary tsy adino koa ny association milasoa izay nandray antsika tany, milay daholo eh ;-) ;-)
tsiky de ampy
glou_
14. glou ( 02/03/2009 13:50)
dia vita soa amantsara indray izany iny adidy @ tanindrazana iny , misaotra ny rehetra tonga tany fa dia mahafinaritra foana ny fiarahana, misaotra manokana nan' ny ekipan' ny naritsimba t@ fiara, ekipan' ny ravatorano t@ fikarakarana mialoha ny toerana , ny ekipan' ny voahirana t@ fikarakarana ny kaly, ny ekipan' ny angotiko t@ fanomanana ny kaly fa milay be sady natsiro be daholo, ny ekipan' ny thiel nanao echauffement alohan' ny match :^) , sns rehetra ary tsy adino koa ny association milasoa izay nandray antsika tany, milay daholo eh ;-) ;-)
tsiky de ampy
glou_
15. glou ( 02/03/2009 13:51)
dia vita soa amantsara indray izany iny adidy @ tanindrazana iny , misaotra ny rehetra tonga tany fa dia mahafinaritra foana ny fiarahana, misaotra manokana nan' ny ekipan' ny naritsimba t@ fiara, ekipan' ny ravatorano t@ fikarakarana mialoha ny toerana , ny ekipan' ny voahirana t@ fikarakarana ny kaly, ny ekipan' ny angotiko t@ fanomanana ny kaly fa milay be sady natsiro be daholo, ny ekipan' ny thiel nanao echauffement alohan' ny match :^) , sns rehetra ary tsy adino koa ny association milasoa izay nandray antsika tany, milay daholo eh ;-) ;-)
tsiky de ampy
glou_
16. angotiko ( 02/03/2009 17:02)
[URL=http://img262.imageshack.us/my.php?image=img4111.jpg][IMG]http://img262.imageshack.us/img262/5263/img4111.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img262/img4111.jpg/1/][IMG]http://img262.imageshack.us/img262/img4111.jpg/1/w2048.png[/IMG][/URL]
17. angotiko ( 02/03/2009 17:03)
ravatorano: tsy mety le sary eh, lasa nisaratsaraka le sary
18. ravatorano ( 03/03/2009 05:46)
ô lty ry zandry e!
variana be mihitsy lah zany an ! =)) =)) =))

[URL=http://img90.imageshack.us/my.php?image=andranovelona020.jpg][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/9950/andranovelona020.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img90/andranovelona020.jpg/1/][IMG]http://img90.imageshack.us/img90/andranovelona020.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
izy no lehiben'ny association mialasoa tompon'ny toerana nambolena ny zanakazo ary ilay akiray d bandy akama tompon'ny adkle !

19. ravatorano ( 03/03/2009 05:58)
association milasoa ilay izy fa diso fanoratra io ambony io !

[URL=http://img6.imageshack.us/my.php?image=andranovelona021.jpg][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/5888/andranovelona021.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img6/andranovelona021.jpg/1/][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/andranovelona021.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

mba ento ity angady iray ty fa an lah ange ty ry chemise eh ! :-P
20. ragaldybe ( 03/03/2009 09:31)
resak'izy roa teto :
-ô rikala ah (ilay miakanjo orange no miteny eto)
andao amizay hande fa inn fona aza ty phone tsy fefarany ty
-za ngah hiakatra eny e hoy ilay miphone;za aza tamin'ny heritaoana saika afaka teny ambony be tena ny aiko kou :-P :-P :-P
[URL=http://img27.imageshack.us/my.php?image=andranovelona025.jpg][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/580/andranovelona025.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img27/andranovelona025.jpg/1/][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/andranovelona025.jpg/1/w240.png[/IMG][/URL]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352