famakiana baiboly
1. ari.malala
(
25/02/2009 07:34)
Misy zavatra manitikitika ahy hoa e! ahoana kay zany hoe maka teny ao @ baiboly d iny no atao reference iainana tontolo andro? (tsy miteny ny vakiteny atolotra isanandro aho fa iny efa haiko hoe misy fandaharana omen'ny Fiangonana d iny no vakiana sy iainana mandritra ny tontolo andro) fa misy manao izany hoe alaina ny baiboly d sokafana d maka teny au hasard... fa mivavaka hono alohan'ny handraisana ilay baiboly hoe teneno ny sitrakao Andriamanitra o... ka raha inty moa izany ka ilay tenin'i Jesoa hoe ario any ivelany any ilay io fa any no hisian'ny fitomaniana sy fikotrohanify no azo @ iny au hasard iny d aona? averina fa tsy hoanao ilay teny sa inona no ho réaction eo ampandraisana ilay teny? mahavariana iany an!
novalian'i Nandra1 ny 19/03/2009 13:09
2. soanja
(
25/02/2009 07:41)
ari.malala:
Misy zavatra manitikitika ahy hoa e! ahoana kay zany hoe maka teny ao @ baiboly d iny no atao reference iainana tontolo andro? (tsy miteny ny vakiteny atolotra isanandro aho fa iny efa haiko hoe misy fandaharana omen'ny Fiangonana d iny no vakiana sy iainana mandritra ny tontolo andro) fa misy manao izany hoe alaina ny baiboly d sokafana d maka teny au hasard... fa mivavaka hono alohan'ny handraisana ilay baiboly hoe teneno ny sitrakao Andriamanitra o... ka raha inty moa izany ka ilay tenin'i Jesoa hoe ario any ivelany any ilay io fa any no hisian'ny fitomaniana sy fikotrohanify no azo @ iny au hasard iny d aona? averina fa tsy hoanao ilay teny sa inona no ho réaction eo ampandraisana ilay teny? mahavariana iany an!
Asa tokoa re ry Ari. Misy olona tena miaina izany anefa. Nefa mbola tsy tojo an'ilay hoe iannn niteraka andrann dia ranonna niteraka andrannn sns koa angamba ry zareo rehefa mamadika an'io baiboly io. Asa anefa tsy mbola niaina an'izay aho ka sarotra ny milaza fa diso ireo na marina.
i Ari ve anefa aloha mahalala fa misy olona tena mahay par coeur hoe raha havadiko eto ny boky dia mahazo an'i Jaona toko zao sy andininy izao ka hatramin'izao aho. Marina e. Misy tena efa maharaka tsara an'io boky io mihitsy manko ka indraindray mety tsy kisendrasendra intsony fa tena efa hay hoe ato no mamaly izay resaka izay.
3. ari.malala
(
25/02/2009 08:29)
Ie, mety misy tokoa aloha ny mahay par coeur an'iny baiboly iny hoe rehefa eto ho eto dia ny boky zao no mivoaka eo e! fa raha izany no mitranga dia efa tsy vavaka intsony indray raha amiko aloha e! fa efa lasa automatisme sy routine fotsiny... Aleoko ihany toa ahy mila mamadika sy mianatra raha izany :-P
4. jodasy2009
(
25/02/2009 09:56)
Hoi soanja
i Ari ve anefa aloha mahalala fa misy olona tena mahay par coeur hoe raha havadiko eto ny boky dia mahazo an'i Jaona toko zao sy andininy izao ka hatramin'izao aho. Marina e. Misy tena efa maharaka tsara an'io boky io mihitsy manko ka indraindray mety tsy kisendrasendra intsony fa tena efa hay hoe ato no mamaly izay resaka izay.
Ohatra ny tsy mino an'izany kosa aho aloha e! boky aman'arivony pejy iny ve dia ho fantany daholo hoe pejy fahafiry no eto na fahafiry? ny filaharana ao anaty baiboly: zany hoe ny jenezy (na genesisy) ka hatramin'ny Apokalipsy no betsaka ny mahay azy sy ny isan'ny toko sy andininy ao anatiny fa io lazainao io kosa tsy mino aho, na izany aza aleo tsy mino koa ilay hasard nolazain'i ari.malala fa tsy hasard no ilaina fa ny fiainana ny teny amin'ny fihetsika sy fiteny ary ny as rehetra e! "nahodinareo ny evaanjeliko" hoy ny tarika ny ainga izay...

5. ari.malala
(
25/02/2009 11:32)
jodasy a ! misy manao anizany mintsy ka! izaho izao no nahita sy nilazan'ilay olona an'izany fa tonga saina kely mintsy aho tamizay hoe raha ireny ranona niteraka andranona sy ireny hoe afatory ilay io sy ilay hoe mivoaha aza no azo ao dia ahoana izany? :-D mety ho hafahafa ihany tokoa mantsy raha ilay hoe mivoaha @ io lehilahy io no voatsatoka tao :-D :-D
7. soanja
(
25/02/2009 14:26)
jodasy2009:
Hoi soanja
i Ari ve anefa aloha mahalala fa misy olona tena mahay par coeur hoe raha havadiko eto ny boky dia mahazo an'i Jaona toko zao sy andininy izao ka hatramin'izao aho. Marina e. Misy tena efa maharaka tsara an'io boky io mihitsy manko ka indraindray mety tsy kisendrasendra intsony fa tena efa hay hoe ato no mamaly izay resaka izay.
Ohatra ny tsy mino an'izany kosa aho aloha e! boky aman'arivony pejy iny ve dia ho fantany daholo hoe pejy fahafiry no eto na fahafiry? ny filaharana ao anaty baiboly: zany hoe ny jenezy (na genesisy) ka hatramin'ny Apokalipsy no betsaka ny mahay azy sy ny isan'ny toko sy andininy ao anatiny fa io lazainao io kosa tsy mino aho, na izany aza aleo tsy mino koa ilay hasard nolazain'i ari.malala fa tsy hasard no ilaina fa ny fiainana ny teny amin'ny fihetsika sy fiteny ary ny as rehetra e! "nahodinareo ny evaanjeliko" hoy ny tarika ny ainga izay...
Tsy mino ianao fa misy tsara tokoa io. Rehefa iny no angady iasanao isanandro sy andresehanao lahatra dia hilaza aminao aho tsinotsinona izany pejy anarivony manoloana ny fahaizan-draolombelona.
9. klitika
(
25/02/2009 15:15)
ikaretsaka
Aza akorotana loatra sao mihitsana ny litera sasany =)) =)) =)) =)) =)) =))

11. Koditra
(
25/02/2009 17:24)
ikaretsaka::-D :-D :-D
Akorontano ny filaharan'ny peji
Za ndray mafantatra olona mitsatoka pejy, toko sy andininy, fa nenazy tsy misy anzany oe tsy maintsy iainana sy tanterahana zany, isak'alina mialohan'ny matory izy no mamadika indraymipalaka dé mamaky, dé mitombo 1 isanandro zany ny teny ao @baiboly fantany. Ankoatran'zay, raha sendra andininy @lé mampahery sy mahafalifaly ireny izy dé mbò miramirana sy velombolo miditra eny ampandriana, ra sendra lé tantara sy ady tsy itany zé anoharana azy @fiainany andavanandro dé mikombona any fotsiny iny.
12. ikaretsaka
(
25/02/2009 18:37)
ka ny gravy @ izay mety mifandipatra le teny voavaky dia tsy mitohy ilay contexte ry koditra.
Androany izy mitsatoka ohatra de ny hitany ao de hoe "sambatra ianao Rapiera"
rahampitso izy mitsatoka de ny teny hitany ao Rajesoa mamely an-drapiera hoe "miala amiko ry satana"
avy eo izy lasa maka conclusion hoe rapiera Satana de Satana=sambatra .. rehefa tsary mitandrina! :-D

13. Koditra
(
25/02/2009 18:55)
=)) =)) =))
Dé tsary haiko kalou ra efa sendran'zay izy. Ny nahatonga lé resaka mantsy t@ zay dé nisy kestion oe nareo ve mbò mamaky baiboly? Isaky ny inn nareo no mamaky baiboly? Dé nande teo ny oe za mpamaky sy ny tsy mpamaky, ny isaky ny inn sy ny impiry, dé io nolazaiko io ny anlé olona. =)) =)) =))

14. soanja
(
26/02/2009 02:07)
Koditra:
ikaretsaka::-D :-D :-D
Akorontano ny filaharan'ny peji
Za ndray mafantatra olona mitsatoka pejy, toko sy andininy, fa nenazy tsy misy anzany oe tsy maintsy iainana sy tanterahana zany, isak'alina mialohan'ny matory izy no mamadika indraymipalaka dé mamaky, dé mitombo 1 isanandro zany ny teny ao @baiboly fantany. Ankoatran'zay, raha sendra andininy @lé mampahery sy mahafalifaly ireny izy dé mbò miramirana sy velombolo miditra eny ampandriana, ra sendra lé tantara sy ady tsy itany zé anoharana azy @fiainany andavanandro dé mikombona any fotsiny iny.
Mahita ra tantaraina nareo ka!
=)) =)) =))
15. Mirananirina
(
26/02/2009 13:35)
Tsy tokony arahambakitena daholo izay soratra ao,satria mbola olombelona toa antsika ny nanoratra io.Misy ny mety ary misy ny tsy mety arahina.
Izay ny mahavoa ny musulman,manaraka izay voalaza ao amin'iny izy ,ka tsy dia mety loatra indraindray.
Ireny tantaran-dry Abela sy kaina ireny ohatra.
Misy tantaran'ady ireny ohatra:Davida ...............
Misy manambady maro sns........e

18. Nandra1
(
27/02/2009 09:02)
Zà koa anisan'ny le voadonan'le sujet an! :lol: Ankoatran'ny le any am-piangonana sy ny ato @ internet de tsy mety raha tsy mamaky baiboly kely aho rhf alohan'ny hatory ohatran'le tenin'i koditra mihintsy! =)) fa rhf tsy mety² amiko de tsatohako foana mandra-pà mety² an'le izy aloha e!!!!! =)) =)) =))
Ny mahatonga an'le fanontaniana anie de efa nasesy h@ voalohany le izy, ary efa mamaky an'le baibolin'ankizy ireny de na le zaza aza mahay tsianjery an'le sary ao e!
Ary mba nankaiza dhl ary le mpitory be de be ireny hamaly an'le fanontaniana e? sa =)) =)) =))

19. ari.malala
(
27/02/2009 10:26)
Nandra1, fa raha hatao au pif lava izany anie hoa de hafahafa e! otran'ny hoe refa tsy metimety aminao de tsizy zany... de lasa tsy tanteraka le hoe " hotanteraka anie ny sitraponao" ... Amiko manokana tsy ny fahaizana azy tsianjery no zavadehibe fa ny fiainana azy sy ny fampiharana azy eo @ fiainana. (Nefa koa tsy arahina arabakiteny sy atao betement :°))
20. Nandra1
(
27/02/2009 10:44)
Nandra1, fa raha hatao au pif lava izany anie hoa de hafahafa e! otran'ny hoe refa tsy metimety aminao de tsizy zany... de lasa tsy tanteraka le hoe " hotanteraka anie ny sitraponao" ... Amiko manokana tsy ny fahaizana azy tsianjery no zavadehibe fa ny fiainana azy sy ny fampiharana azy eo @ fiainana. (Nefa koa tsy arahina arabakiteny sy atao betement )
Ka le verset tratrako @ tsatoka matetika anie ka le milaza ny farany ireny foana e! Lasa saina ihany aho fa toa mifanandrify @ krizy mihintsy: ohatra izao le hoe Fa any aoriana any ny olona de ho tia vola, fahefana ......., sa efa signes apocalyptiques izao zava-misy izao e!
Iny hoe "ho tanteraka anie ny sitraponao" iny anie ry ari.malala ka tanteraka automatik foana e!