vaovao tamin'ny France 2 omaly
41. Mirananirina
(
03/03/2009 16:23)
Iny azy sy ny konsiansiny ry ary...le facette ratsy taminao no mety hitan'ilay mopre tsy nety nanao batemy ny kilonga hoe bebe kokoa nohon'ny tsara. De teraka koa le ahiahy ny hi administrer ilay raha fahatany koa ....Azy iny fa efa vita ny zazah zao de mbola miaina tsara ny finoany dia izay no important
Matoa nitondra ilay zaza hatao batemy ireo RAD dia midika fa manana finoana izy ireo.tsy tokony ho sakanana izany mihitsy.
Dia ahoana daholo izany ireo mère célibataire:Tsy azo atao batemy ny zaza??????
Ireo tsy vita mariazy:tsy azo atao batemy koa ny zanany???????????
Hita ampabe maso ireo manko,fa tsy hitan'ireo mpitarika fivavahana fa na ao ampiangonana dia misy jiolahy,mpangalatra,mpamono olona,mpiteny ratsy sns............
Dia tsy hisy olona intsony hiditra ampiangonana raha izao no mitohy.
42. ikaretsaka
(
03/03/2009 17:17)
1-manana finoana izy fa le izy ve hampitainy any @ le zaza hatao sa ?
2_azo atao batemy ny zanaky ny mere na pere celibat rehefa avy mianatra katesizy sy hita fa ivelomany ny finoany

43. ari.malala
(
04/03/2009 06:22)
Dia ahoana daholo izany ireo mère célibataire:Tsy azo atao batemy ny zaza??????Raha ny lojikan'ilay mopera naika ts nanaiky ny hanaovana batemy ny zanako alou d ie, ts azo atao batemy ny zanaky ny mères célibataires satria hono zanaky ny fijangajangana sy fahavetavetana...
44. Mandefitra
(
04/03/2009 06:26)
Ilay fototry ny Batisa (Batemy ) mitsy ngamba no tsy ao ntsony.
- Asan'Andriamanitra ny Batisa ary Jesosy no nandidy ny hanaovana Batisa ny firenena rehetra. Tsy tokony ho mopera na pasitera mitsy no hanakana izany raha mbola vonona ny hanolotra ny zaza ny RAR.
- Manomboka eo dia raisin'Andriamanitra ho zanaNy ny zaza. Fahasoavana izany, ary tsy misy na iray aza RAR afaka hitompo teny fantatra fa maharo sy mahataiza ny zaza mihoatra noho Izy Ray.
Ka raha hoe satria tsy nanao katesizy ny zokiny dia tsy hatao Batemy ny zandriny dia hafahafaha ihany. Za zao mba nanao SA fa ngamba kilasy fahatelo dia nijanona. Mbola nanana zandry 2 aho ... Ireo zandriko roa ireo nefa natao Batisa soa amantsara, ary nahavita SA h@ farany. Ny iray zao mampianatra SA sady mpitendry orgue ao ampiangonana.
Raha sanatria ka nolavina t@ zany ny Batisan 'izy dahy satria hoe tsy nanao SA za zokiny, inn no nitranga?

45. ikaretsaka
(
04/03/2009 07:02)
Ka ho anao irery ve ny batisa sy ny finoana sa ho aminareo mianakavy... sa tsy te hahalala afa tsy je aloha fa ils aleo ho any...
46. ari.malala
(
04/03/2009 07:51)
ika, fa manin nefa no forcéna e! tsy tokony hande hoazy v? zà alou (zà manokana) refa itako kamo ny zanako ts mba forcéko zany mitns hande hivavaka e! satria tsin lasa fanafintohinana hoazy ilay izy de manjary maditra am-piangonana sy mipelipelika mitady fika ivoahana foana izy, fa refa izy no mahatsapa hoe tokony hande hivavaka ah na tokony hivavaka ah refa hatory de itako tena concentré am ataony izy!
47. Mirananirina
(
04/03/2009 12:39)
1-manana finoana izy fa le izy ve hampitainy any @ le zaza hatao sa ?
2_azo atao batemy ny zanaky ny mere na pere celibat rehefa avy mianatra katesizy sy hita fa ivelomany ny finoany
Hampita any amin'ilay zaza tsy mahalala na inona na inona ve ry Ika dia ahoana?
Vao zaza menavava aza ny atsika dia atao batemy na batisa.Tsy mahay afatsy ny mitomany sy minono.
Misy nefa atoko finoana sasany,efa lehibe mihitsy ny zaza,tsy zaza intsony manko e,izay vao atao batisa na batemy.
48. Mirananirina
(
04/03/2009 12:44)
Raha ny lojikan'ilay mopera naika ts nanaiky ny hanaovana batemy ny zanako alou d ie, ts azo atao batemy ny zanaky ny mères célibataires satria hono zanaky ny fijangajangana sy fahavetavetana...
Marina izany,ny akamaroan'ny mopera dia mandà tsy hanaovana batemy ny zaza tsy manadray sy reny tsy vita mariazy ampiangonana.Forcé-na aloha ireo hanao mariazy miara-mizotra,zay vao atao batemy ny zaza.
Amin'ny pastera anefa io toa tsy dia misy problème loatra.
Ary ilazanao azy io mihitsy ny fomba fiteniny.
49. Mirananirina
(
04/03/2009 12:49)
- Asan'Andriamanitra ny Batisa ary Jesosy no nandidy ny hanaovana Batisa ny firenena rehetra. Tsy tokony ho mopera na pasitera mitsy no hanakana izany raha mbola vonona ny hanolotra ny zaza ny RAR.
- Manomboka eo dia raisin'Andriamanitra ho zanaNy ny zaza. Fahasoavana izany, ary tsy misy na iray aza RAR afaka hitompo teny fantatra fa maharo sy mahataiza ny zaza mihoatra noho Izy Ray.
Izaho koa dia momba anao 100% mihitsy.Rehefa izay dia tokony lehibe mihitsy vao atao batemy na batisa,fa tsy zaza dia atao.
Fantany tsara fa tsy misaina na inona na inona io zazakely sakanany io.
Sady ny fitaizana ankehitriny anie ka hafa e.
50. Mirananirina
(
04/03/2009 12:55)
ika, fa manin nefa no forcéna e! tsy tokony hande hoazy v? zà alou (zà manokana) refa itako kamo ny zanako ts mba forcéko zany mitns hande hivavaka e! satria tsin lasa fanafintohinana hoazy ilay izy de manjary maditra am-piangonana sy mipelipelika mitady fika ivoahana foana izy, fa refa izy no mahatsapa hoe tokony hande hivavaka ah na tokony hivavaka ah refa hatory de itako tena concentré am ataony izy!
Latsaka ny 10 taona izy mety mbola azonao forcé-na fa mihoatra an'izay efa sarotrarotra ihany.Mi-forcé zaza hianatra aza efa mazana be izao ,maika fa zavatra hafa.
Rehefa mino sy mivava izy oh:alohany ny sakafo sy alohany hatory dia efa tsara izay.
51. ikaretsaka
(
04/03/2009 14:36)
ari.malala:
ika, fa manin nefa no forcéna e! tsy tokony hande hoazy v? zà alou (zà manokana) refa itako kamo ny zanako ts mba forcéko zany mitns hande hivavaka e! satria tsin lasa fanafintohinana hoazy ilay izy de manjary maditra am-piangonana sy mipelipelika mitady fika ivoahana foana izy, fa refa izy no mahatsapa hoe tokony hande hivavaka ah na tokony hivavaka ah refa hatory de itako tena concentré am ataony izy!
Izay no nahatonga atsika hoe miaina @ societe..raha vato misakana ny rehetra izy dia tsy maintsy hoe voatery ianao mi force azy na maka disposition.
Tsy voatery ho resaka batemy ihany io fa na resaka fiaraha monina en general aza raha mamo ny 1 ohatra de maka dispo ianao
52. ikaretsaka
(
04/03/2009 14:37)

53. ari.malala
(
05/03/2009 06:32)
ika, inona no idiran'ny mamo @ resaka fanaovana batemy sy fi forceavana olona hivavaka na hianatra katesizy? Raha io cas tenenin'i Mirananirina io, hoe tsy mety mianatra katesizy ny zaza lehibe dia tsy atao batemy ny zazamena, inona ny hadisoan'ilay zazamena @ tsy fianaran'ilay zokiny katesizy? ary tena anjaran'i mopera tokoa ve no mitsara hoe ity azo atao batemy, ity tsy azo atao batemy?
Momba ilay hoe zanaky ny fijangajangana sy fahavetavetana ny zanaky ny mères célibataires, firifiry akory moa ny olona manam-bady no mbola mampirafy etsy sy eroa, ko maninona ny reny manana zanaka fa tsy misy vady no enjehina? raha izaho manokana no anontaniana dia mahafa-po ahy aloha ny fiainako amizao hoe izaho sy ny zanako irery fa aleo irery toy izay manana naman-dratsy tsy hitondra afatsy adintsaina sy fiferotan'aina! Firifiry ireo noterena hivady tsy vokatry ny sitrapony de refaveo mifampijaly ao fts, tsy ny ankizy tsy ny lehibe fa samy mijaly aby... Vavan'ilay mopera nahay vava anà zay mantsy de hoe tsy misy demony mitaiza anjely hono 8O hanky vare hoy aho! izy moa no iza sa masina noho iza no sahy hitsara anay ho demony!!!

54. ikaretsaka
(
05/03/2009 13:03)
Ny fanembatsembanany ny fiaraha monina no ifandraisan'ny mamo sy ny tsy mety mianatra kate eto ry ari an.
Ny mamo fiaraha monina en general
Ilay tsy mety mianatra kate ny fiaraha monina ara pinoan'ilay fianakaviana

55. ikaretsaka
(
05/03/2009 13:04)

56. ari.malala
(
05/03/2009 13:37)
ika, vao maika ts azoko! fiarahamonina arapinoanilay fianakaviana maninona? ny finoana hoa tsy azo forcéna! ataoko ity enao miteny foana refa sendra misy manery ato @ forum ko manin ny zaza no terena! aleo hande @ sitrapony! atoro moramora sy taritina moramora fa manjary lasa corvée hoazy ilay fandehanana any de lasa tsy mazoto izy! tsy tokony ho sakana @ fanaovana batemin-jaza mintsy ny tsy fetezan'ny zokiny hanao katesizy! au contraire tokony atao batemy ny zandriny d iny sakramenta raisin'ny zandriny iny no itaritana moramora azy
57. fijo
(
05/03/2009 20:56)
io resaka io amiko arakarak'ilay olona.teo antanimena aho efa nahita faty tsy nampidirin'ny mopera tao ampiangonana fa tsy nahavita adidy hono.za nefa mahafantatra mopera tsy manaiky izay fomba izay koa.ka arakarany io,aza hadino fa ny mopera koa anie olon afa tsy masina e
58. ari.malala
(
06/03/2009 05:54)
fijo, marina mitnsy zany fa olombelona toy ny olombelona rehetra iany ny pretra noho izany tsy manana fahefana handrara an'itsy na izaroa tsy handray sakramenta na tsy hiditra am-piangonana!
59. fijo
(
06/03/2009 21:56)
izay mantsy.misy ny tena sarotiny amin'ilay hoe "fanaovana adidy masina"misy kosa ny mijery hoe nanaoahoan any fiainan'ilay olona taloha.io arakaraky ny mopera tsirairay
60. deric
(
28/03/2009 08:11)
Tsy tany France ihany inge fa teto Mada koa e! vavolombelon"izany ny tenako.
Katolika hono hatramin'ny dadabenay dimy aman'enina, saingy indrisy...
Tsy nahazo nianatra katesizy aho satria tsy nahavita adidy hono ny ray aman-dreny.
Veloma ry katolika, zaho tsy any intsony.