vaovao tamin'ny France 2 omaly
1. Mirananirina
(
24/02/2009 12:13)
Tsy nanaiky ny hanaovana batemy ilay zaza i mopera fa tsy manao katesizy hono ny zanak'ireo lehibe izay tsy mety hianatra katesizy..Eto France io
Dia efa tsy rariny intsony izy ty marina.Sakanana sy baikona ny olona hanao izao sy izao.
Nilaza koa ry zareo fa 30 taona lasa izay 80% ,ny zaza natao batemy.
Ankehitriny 50% sisa,izany hoe 1 Français sur 2 izany tsy mivavaka no tsy miditra ampiangonana intsony.
Ary ny gasy asa raha firy sisa no miditra ampiangonana.Mafy ny fiainana.Na akanjo hoentina mivavaka aza tsy misy fa efa rovitra sy maloto.
Marina fa vavaka no atao any ,

novalian'i deric ny 28/03/2009 08:11
2. Fanhaiky
(
24/02/2009 12:43)
Mirananirina:
Tsy nanaiky ny hanaovana batemy ilay zaza i mopera fa tsy manao katesizy hono ny zanak'ireo lehibe izay tsy mety hianatra katesizy..Eto France io
Dia efa tsy rariny intsony izy ty marina.Sakanana sy baikona ny olona hanao izao sy izao.
Nilaza koa ry zareo fa 30 taona lasa izay 80% ,ny zaza natao batemy.
Ankehitriny 50% sisa,izany hoe 1 Français sur 2 izany tsy mivavaka no tsy miditra ampiangonana intsony.
Ary ny gasy asa raha firy sisa no miditra ampiangonana.Mafy ny fiainana.Na akanjo hoentina mivavaka aza tsy misy fa efa rovitra sy maloto.
Marina fa vavaka no atao any ,
Katolika aho no milaza aminao fa efa hatrin'ny ela tany aloha no efa nisy koa fa efa novana ankehitriny dia ny tsy maintsy mandoa vola rehefa Hikonfesy sy hanao Komonio, @ izao aloha tsy misy izany intsony fa ny hitako koa teo aloha eny teto amin-tsika mihitsy aza dia maro ny zaza tsy vita 1er Communion satria tsy vita mariazy ny Ray aman-dreniny.
Ankehitriny anefa toa efa foana izany satria novoizina ilay hoe:"Heloky ny rainy koa ve dia ho heloky ny zanany"
Amiko inona moa no fantatry ny zaza ka hanaovana azy toy izany tsy fantatra anie mety iny koa no mety hanova ny fiainan-dray aman-dreniny any afara eh.
Zay fa samia mazoto amin'ny finoana daol eh
3. klauma
(
24/02/2009 13:14)
ny RAD aloha no tompon'andraikitra voalohany mitarika ny zanaka ary manoro azy ireo ny maha-zavadehibe ny fivavahana! ka raha tsy mivavaka ny RAD dia manaraka toa izay koa ny zanaka! tsy misy fahadisoan'ny ankizy fa ny RAD no tokony ho tonga saina! mazava be raha tsy manao batemy sy 1er communion ohatra ny mompera satria ny fanambadiana aza angamba tsy nohamasinina teo anatrehan'Andriamanitra akory! "zaro amin'ny lalana tena izy ny ankizy......" hoy ilay mpihira iray izay!!
4. ratavao
(
24/02/2009 13:34)
Ka raha izany ary no izy, raha amin'ny saina tsy mngatra tena fivavahana marina ve izany? Ambava homana am-po mieritreritra!
5. Mirananirina
(
24/02/2009 13:42)
Katolika aho no milaza aminao fa efa hatrin'ny ela tany aloha no efa nisy koa fa efa novana ankehitriny dia ny tsy maintsy mandoa vola rehefa Hikonfesy sy hanao Komonio, @ izao aloha tsy misy izany intsony fa ny hitako koa teo aloha eny teto amin-tsika mihitsy aza dia maro ny zaza tsy vita 1er Communion satria tsy vita mariazy ny Ray aman-dreniny.
Soa ihany fa tsy ny mopera rehetra no manao izany fa raha tsy izay angamba dia loza ny mahazo ny Malagasy izay betsaka mihitsy n y tsy manandray.
6. Nandra1
(
24/02/2009 13:43)
Individuel ny famonjena fa tsy miankina @ Ray aman-dreny, ary amiko tsy tokony hitsara fa aleo an'Andriamanitra irery ihany izany!
Aiza le hoe "Aleo ny zaza hanatona ahy"? Nahoana no sakanana?
Eto amintsika aza izao, de raisina anarana mihintsy ireo zay mamonjy APV ary raha toa tsy manatrika an'io fotoam-bavaka io de mety ho tsy ho rarahin'ny fiangonana le olona! Nahoana no terena ny olona nefa Andriamanitra aza manome safidy malalaka ny tsirairay? :?:

7. Mirananirina
(
24/02/2009 13:46)
tsy misy fahadisoan'ny ankizy fa ny RAD no tokony ho tonga saina! mazava be raha tsy manao batemy sy 1er communion ohatra ny mompera satria ny fanambadiana aza angamba tsy nohamasinina teo anatrehan'Andriamanitra akory! "zaro amin'ny lalana tena izy ny ankizy......" hoy ilay mpihira iray izay!!
Ka izay mihitsy ny mahavitsy ny mpiangona.Raha manao adisona kely dia henjehina ery,ka fomba ny manao batemy na batisa ny ankizy,dia manantona fiangonana ihany.Inona no adisoana amin'izay??????????
Tokony ekeny satria ilay zaza no atao fa tsy ny RAD.
8. Mirananirina
(
24/02/2009 13:54)
Ka raha izany ary no izy, raha amin'ny saina tsy mngatra tena fivavahana marina ve izany? Ambava homana am-po mieritreritra!
Nalefako mihitsy ity fa betsaka ny mpitondra fivavahana ao Madagascar ao no manao io toetra io.Nisy fandraisana tamin'izay.dia tsy nomen'ilay pastera ilay lhl fa hoe:mijangajanga hono,efa manambady ,nefa manao sipa??????????
Voalohany:afabaraka izy eo anoloan'ny mpivavaka rehetra.Tsy rariny kosa amiko izany.Maninona raha nantsoina ilay olona manokana dia notenenina.
9. coopsal
(
24/02/2009 14:16)
Marina tokoa fa d tena manaouain ireny lazaina ampahibemaso ireny.
Imagineko hoe ho tahaka ny ahoana ny maha ouain eo anatrehan'ny fitsaran' Andriamanitra ? Satria araka ny voasoratra dia "samy hotsaraina araka ny asny ny rehetra". Ka tsy maintsy ho ouain ihany izany ilay razoky (sy izay nanao ratsy rehetra), fa raha ety izy no mahatsapa fa zavatra kely toy izany no nahatonga azy tsy ho voaray ho mpandray! Ny any @ fanjakàn'ny lanitra dia ho mafy lavitra noho izay rehefa miseho daholo hatramin'ny fijangajangana tsy nisy actes fa tao am-po! Ny fahatezerana tamin'ny olona ary niainana fiatsaram-belatsihy, ny fanompoan-tsampy, ny fanaovana ratsy rehetra nafenina ny vady na ny zanaka na ny ray aman-dReny, ho hita daholo, araka ny voasoratra hoe :
"Tsy misy nafenina izay tsy haseho ary tsy misy ny takona izay tsy ho hita!"
Amin'ny lafiny iray aho, par raisonnement dia tsy mi approuver ny nataon'ilay pasitera raha izany! Fa tokony ho izy nanota no nitsotra.
Na ahoana na ahoana anefa mety ho tao am-pon'io Pasitera io, fantatro kosa fa tsy ho afaka nanao izany izy raha tsy nanome alalana (fahefana) azy Andriamanitra. Koa ny tsara indrindra dia ny manontany an' Andriamanitra hoe : "nety ve ry Tompo no nataon'io Pasitera io sa tsia ?".
Tsy maninona au début na dia hiteny amiNy aza hoe "tsy tokony hotorahim-bato (au sens figuré na au propre) ve ry Tompo io Pasitera io sy le mopera ireny noho izay nataony ?". Izaho resy lahatra fa hamaly ny Tompo! Mamaly vavaka ny Tompo.

10. niryna
(
24/02/2009 15:24)
Mirananirina:
Tsy nanaiky ny hanaovana batemy ilay zaza i mopera fa tsy manao katesizy hono ny zanak'ireo lehibe izay tsy mety hianatra katesizy..Eto France io
Dia efa tsy rariny intsony izy ty marina.Sakanana sy baikona ny olona hanao izao sy izao.
Nilaza koa ry zareo fa 30 taona lasa izay 80% ,ny zaza natao batemy.
Ankehitriny 50% sisa,izany hoe 1 Français sur 2 izany tsy mivavaka no tsy miditra ampiangonana intsony.
Ary ny gasy asa raha firy sisa no miditra ampiangonana.Mafy ny fiainana.Na akanjo hoentina mivavaka aza tsy misy fa efa rovitra sy maloto.
Marina fa vavaka no atao any ,
Mirananirina a > zavatra kely mba zaraiko anao dia ity.Ny atao hoe batemy a dia ny fanaovan'ny olona iray vavolombelona eo anatrehen'izao tontolo izao fa anaraka an'i kristy izy,ilay zaza atao batemy kosa indray dia dedication na hoe atolotra ho an'Atra ity zaza ity ..no atao anarany tsy batemy io fa io fotsiny no ilazana azy any amintsika.Ka raha sanatria izany ka maty ny zaza na mpino io na tsy mpino dia miaraka amin'Atra daholo ireny satria ny zaza tsy manantsiny ,tsy mbola manana heloka ary tsy nahavita heloka sy tsy mahalala ny ratsy sy ny tsara
Ny fahalalako azy ny atao batemy ny zaza na tsia dia izy rehefa lehibe no tena mikaonty satria raha kely mbola tsy mahafantatra na inona na inona izy any aoriana any izy mbola hiova ,mety tsy ho mpino intsony akory aza.
Aleo izy rehefa lehibe manana ny safidiny vao atao batisa amin'izay izy tsy anome tsiny ny ray aman-dreny.Marina fa izay ataon'ny rar no mety ataon'ny zanaka,firifiry ireo nivavaka fahiny no manohitra an'Atra ankehitriny ? safidy io ary firifiry ireo zanaka tsy mba nianatra tenin'Atra na tsy nandeha niangona nantsoin'Atra itory sy izara ny teniNy ary nomeNy teny ihany koa mba hamonjy ireo mbola tsy mahalala ny tenin'Atra ?
Sarotra ny iteny sy itsara ilay mompera hoe mety sa tsy mety ny nataony ?
Fa ho anatra ho antsika rehetra fotsiny raha mbola tsy nandray an'i kristy dia raiso izy manomboka anio,ataovy foana hoy aho ny fanandramana, tsy fantatro izany fisianao izany ,midira ato am-poko ,ampifantaro ahy ny herinao,omeo fo aho ahafantarako fa miaraka amiko isan'andro hianao,ampio aho mba hino anao ,omeo ny fanahy masinao aho itaridalana ahy ,manomboka androany dia omeko tantananao amin'izay ny fiainako ...ary dia mibebaka sy mifona ny ratsy rehetra vita ary mianatra mamela heloka ny hafa ,andramo fa sahy mi-guarenty anareo 100% aho raha tena andray an'i kristy amin'ny fonareo tokoa hianareo fa mandaitra izany teneniko izany .
Mikasika ny hoe tsy miangona ny olona ,toy isika miakanjo isan'andro ihany io ,diovina madio dia izay fa tsy hoe tsy maintsy manana akanjo vao akory. Ilay fotsika mitady azy no tadiaviny ,ny ao anatiny fa tsy ny ao ivelan-tsika ,ka na dia hoe tsy afaka miangona aza isika afaka miaraka midera ny anarany ao antrano koa raha izay no olana fa fantany ny mahazo antsika ka,ny olona ankehitriny mihitsy no efa mandao an'Atra ka ary mbola vao fiandohan'ny fahoriana izao mahazo antsika izao
Andriamanitra dia mamonjy antsika amin'ny zavatra rehetra ary tsy ataony ho very ny zanany,izay rehetra mino azy dia omeny fiainana sy fiadanana tokoa,eny mafy ny fiainana fa rehefa manankina aminy tokoa isika dia omeny izay sahaza antsika ary tsy mamela antsika itondra hazofijaliana izay tsy zakantsika izy.
Tsotra ny teniko ,raha mbola tsy nijoro vavolombelona isika ka tsy mbola natao batisa dia manaova,izao lehibe izao isika no mahalala ny hoe mino Azy,mangataka famelana,mibebaka ny ratsy vita,izao lehibe izao isika no afaka sy sahy mijoro hoe tena anaradia ilay kristy aho ka asehoko ny olona rehetra izany ary dia indro aho ,diovy ny ranao aho tompo o .....batisa dia symbol fa hoe anaradia an'i kristy isika ary dia ho dioviny ny fahotantsika ary voassasan'ny rany ny fahotantsika rehetra ka tsy ho tsaroany intsony .
izay no mba azoko zaraina aminao
(l) niryna
11. ikaretsaka
(
24/02/2009 16:11)
Katesizy kely ary: :wink:
Ny principen'ny batemin-jaza katolika no tsy azon'ilay olona mora tafintohina @ izany na raha izany.
-Ny amin'ny kanto dia sakramenta ny batemy (izany hoe avy @ fitiavan'Atra, zanak'Atra foana isika, na lehibe na kely, na tonga saina na tsy mbola ) ... fa ho an'ny Kristianina sasany dia betsaka no mandray azy io ho consentment (... izany hoe mila tia mino sy manaiky Azy aloha sy ampiseho vao tiavin'Atra sy raisiny hoe zanany )
-@ katolika dia mandray anjara be @ izay tsy mbola fahamatoran'ilay zaza izay ny Ray amndrany sy ny fianakaviana sy ny manodidina. Izay no ilaina ilay hoe Ray sy Reny @ batemy rehefa @ io, mba hitaiza sy hanazava amin'ilay zaza io fitiavan'Atra io! ary aza adino fa avy eo ny kato natao batemy fahazaza dia mbola manao ilay hoe "fanavaozana ny toky nomena t@ batemy" rehefa tonga taona sy mahalala ny dikan'izany sy ny finoany ilay zaza iny!
Fandraisan'Anjara an'ambaratongany maro be ilay izy ny dikan'iznay, fa tsy heo notoritorian'ingahy pasy de "born again" tao fotsiny! fa ilaina fikolokoloina sy fitaizana hatrany am-potony any io fitiavana io fa tsy coup de foudre... ka rehefa tsa voataiza dia aleo tsary manao toy izay manaonao foana

12. Mirananirina
(
24/02/2009 17:47)
Ny any @ fanjakàn'ny lanitra dia ho mafy lavitra noho izay rehefa miseho daholo hatramin'ny fijangajangana tsy nisy actes fa tao am-po! Ny fahatezerana tamin'ny olona ary niainana fiatsaram-belatsihy, ny fanompoan-tsampy, ny fanaovana ratsy rehetra nafenina ny vady na ny zanaka na ny ray aman-dReny, ho hita daholo, araka ny voasoratra hoe :
"Tsy misy nafenina izay tsy haseho ary tsy misy ny takona izay tsy ho hita!"
Ka ny any anie tsy misy mahita ry coopsal e.Fantatra fotsiny fa rehefa maty dia hotsaraina,dia aleo izy ihany ary no hitsara fa tsy ny olombelona toa antsika ,izay hita fa samy manota
13. Mirananirina
(
24/02/2009 17:51)
Mirananirina a > zavatra kely mba zaraiko anao dia ity.Ny atao hoe batemy a dia ny fanaovan'ny olona iray vavolombelona eo anatrehen'izao tontolo izao fa anaraka an'i kristy izy,ilay zaza atao batemy kosa indray dia dedication na hoe atolotra ho an'Atra ity zaza ity ..
nyrina:marina mihitsy izany,izany hoe raha tsy manaraka ny didin'ny église ny RAD dia tsy mahazo koa ny zanany.
Ireo RAD ireo anie araka ilay vaovao dia mpivavaka tsara e,fa ilay zanany efa lehibebe dia tsy mety mianatra katesizy dia izay fotsiny,Forcéna izany ilay zaza hianatra ,zay vao mahazo atao batemy ilay zaza.
Dia an'iza ny faute indray amin'izay???mba tsy rariny ka
14. Mirananirina
(
24/02/2009 17:59)
io ho consentment (... izany hoe mila tia mino sy manaiky Azy aloha sy ampiseho vao tiavin'Atra sy raisiny hoe zanany
Mahagaga tokoa izy ity.Raha vao teraka izany dia tsy zanan'Andriamanitra raha tsy vita batisa na batemy.
Izaho aloha notaizana tamin'ny Katolika dia haiko tsara ny momba an'io.
Fa matetika aho no miditra ny fiangonana protestanta koa
katolika dia mandray anjara be @ izay tsy mbola fahamatoran'ilay zaza izay ny Ray amndrany sy ny fianakaviana sy ny manodidina. Izay no ilaina ilay hoe Ray sy Reny @ batemy rehefa @ io, mba hitaiza sy hanazava amin'ilay zaza io fitiavan'Atra io! ary aza adino fa avy eo ny kato natao batemy fahazaza dia mbola manao ilay hoe "fanavaozana ny toky nomena t@ batemy" rehefa tonga taona sy mahalala ny dikan'izany sy ny finoany ilay zaza iny!
Ikaretsaka:marina mihitsy izany,tokony efa lehibe izany vao atao ny batemy?
Ny antsika dia eo aminy batemy fotsiny io ray sy reny aminy batemy io,fa avy eo dia tsy hita intsony,raha tsy aminy kominio voalohany sns..........
15. ikaretsaka
(
24/02/2009 18:13)
misy hita ihany ka.. fa indrisy fa misy koa ny manao azy ho fombafomba fotsiny.
Le batemin-jazakely aloha dia plutot koa associe @ le hoe fanolorana ny zaza (cf Jesoa zaza natolotra tany t@ andron'i simeona) sy hoe zanak'Atra iny zaza izy de omena azy, sady atao batemy en meme temps
za manokana partisan an'ilay hoe tokony olona fantany sy hiaina manodidina ilay zaza a sy olona pratiquant(e) ary olona hiara lehibe sy hampianatra sy afaka hanampy ilay zaza @ fandalinany ny finoany ny RAD-ny @ batemy.
amiko raha tsy misy ireo dia aleo ho self discovery dia tonga mandeha any @ batemin'olondehibe rehefa tonga ny fotoanan'ny communion solanelina.. toy izay le ataotao fotsiny sous forme, dia any izy lasa hadinony hatr@ izany aza!

16. kotobekibo
(
24/02/2009 18:40)
Amiko tena diso tanteraka ilay mopera . 8-)
Tsy anjarany no mandidy hoe tokony hatao batemy na tsia ny ol iray na zaza iray .
Tsy izy no hanatonan'ny zaza fa A/tra , ny apostoly aza ol ratsy toetra no nalaina ho mpanompo sy mpitondra ny tenin'A/tra , maika fa izay ol tsy nanao katesizy fotsiny v d maninona .
Tsy mopera ( mpanompon'A/tra ) ilay ol iny amiko .

17. ikaretsaka
(
24/02/2009 19:21)
jugement io, raha hoe hita miharihary kosa fa hivaralila le izy de tsy hoe nohon'ny plaisir an'ilay RAD de ataoko ihany nmefa hanenjika ny konsiansiko avy eo rehefa tratran'ilay hoe iny hono ity zaza nataoko batemy fa lasa al quaida ohatra...
aza hitako
ny contrairen'izay koa anefa possible hoe le zaza tsy nety nataoko batemy ity no lasa evekako :-D :-D :-D
izya anoe no maha sarotra io asana mopre io e :-D
aza hitako
ny contrairen'izay koa anefa possible hoe le zaza tsy nety nataoko batemy ity no lasa evekako :-D :-D :-D
izya anoe no maha sarotra io asana mopre io e :-D
18. ari.malala
(
25/02/2009 07:15)
Za efa in 2 zay no tratranizany hoe ampifilailaina vao atao batemy ny zaza satria hoe za mère célibataire... dinika batemy no atao ao am birao fa ranomaso sy alahelo no mameno ny fo mivoaka avy ao @ biraon\'ny pretra satria dia teny mahery sy levilevy ary fanarabiana no azo tao... fa tsy mahakivy izany ary tsy mahasakana tsy hanatona ny Tompo satria tsy i mopera no ivavahako fa Andriamanitra izay tia ahy telle que je suis. :)
19. ikaretsaka
(
25/02/2009 14:13)
Le izy koa misy mandray azy ho fombafomba fotsiny kosa an...hoe kristianina de atao batemy na tsy hiaina an'iny aza...
De rehefa hampiditra le zaza an-tsekoly de mba prioritaire any @ ndry mopre fa manana acte de bapteme...
Efa hitako mpitranga matetika koa io cas io
De rehefa hampiditra le zaza an-tsekoly de mba prioritaire any @ ndry mopre fa manana acte de bapteme...
Efa hitako mpitranga matetika koa io cas io
20. xxx
(
25/02/2009 17:14)
Ie akevitry ny marina mitsy kaloha izay lazain'i kari zay e ! na mba anotanio ne reny olona reny e! fa inona no antony hanaovana batemy sy hivavahana @ io zezo io e ! fa tsy araky ny sasany zany tonde ozizy oe tsy tafiditra eny @ ndry mopera ra vo tsy vita batemy e! ;-) :* :-D