vaovao tamin'ny France 2 omaly
21. ari.malala
(
26/02/2009 05:49)
Ika, io ekeko ilay hoe manao azy ho fombafomba, fa raha ny cas ko manokana no teneniko, izaho dia olona active tsara ao ampiangonana nefa d izany no nahazo anà ko :-P tantara efa hainao tsianjery le izy :-P fa zany hoe ts manin k! resaka ftsn sisa no atao eto fa le zaza aza zao efa vita batemy soamantsara, efa miservy lamesa, efa scout ;), ny zandriny efa "aton neny mivavaka" (manao Famatara'ny Hazo fijaliana d manao hoe Jesoa o tahio ny tooomasnay)alohan'ny hatory ;)
22. Mirananirina
(
26/02/2009 12:34)
Nisy ramatoa izay ,tanora mahafatra-po tao ampiangonana,mahavita adidy maro ao ampiangonana,dia bevohoka tampoka,ka tsy nalain'ilay bandy vady.
Hitan'ilay mopera hono izy taty aoriana dia noteneniny hoe:Tsy mila mahita anao miditra aty ampiangonana intsony aho fa mampianatra ratsy ny ankizy ato,sy manala baraka ny zaza notaizanay ato.
Dia namaly aho hoy izy;tsy maintsy miditra aho na tianao na tsy tianao ry mopera.Ny fahafahambaraka ahy fa tsy anao.Raha tsy izay dia vadio aho dia vita.Fa tsy te hiherika intsony hono ilay mopera.
Ilay vhv moa avy eo niova fiangonana.

23. Nandra1
(
26/02/2009 13:18)
Tena mba "hono" kosa ngamba zany ry Mirananirina an! fa raha tsy izany, @ ilay mitori-teny iny mihintsy no tsara valiana: indrindra fa le hoe ze tsy mbola nanota taminareo no aoka hitora-bato Azy!
Ny zvt hitako fotsiny de ireny fikambanana masera ireny aza no mandray an-tanana ireo olona sahirana sy lavo ireny eo @ fiaraha-monina ireny, indrindra fa ireo hahilikan'ny fiaraha-monina !
Amiko, tsy misy olona lavorary fa sitrapon'Andriamanitra iny zaza iny matoa nisy ary tsy safidin'ilay zaza ihany koa ny hoe tsy mpivavaka ny RR na mpanota be ny RR, fa bitsikin'ny Fanahy Masina ny fampanatonana azy ho eny @ Mopera hangataka batemy izany, ary Jesoa Kristy, sûre fa mankasitraka an'izany ary tsy nifidy na nanilika izy t@ izany fotoana izany!
Io na atao Batemy na tsia, tsy hahasakana azy hivaralila izay rhf te hivaralila izy? Inona no tsara² koa ho an'ireo mpitory, ny mahita ny zaza lasa kristianina ve sa lasa mpisikidy sy manompo sampy?

24. Mirananirina
(
26/02/2009 13:38)
Tsia:tsy misy honohono ity resaka ity fa tantara marina,
Io na atao Batemy na tsia, tsy hahasakana azy hivaralila izay rhf te hivaralila izy? Inona no tsara² koa ho an'ireo mpitory, ny mahita ny zaza lasa kristianina ve sa lasa mpisikidy sy manompo sampy?
25. ari.malala
(
26/02/2009 13:58)
Mirana, hihihi tiako be le valinteny hihihi!
nandra1, marina ny anao, miombonkevitra @ le hoe
nandra1, marina ny anao, miombonkevitra @ le hoe
Io na atao Batemy na tsia, tsy hahasakana azy hivaralila izay rhf te hivaralila izy? Inona no tsara² koa ho an'ireo mpitory, ny mahita ny zaza lasa kristianina ve sa lasa mpisikidy sy manompo sampy?
26. vahiny2004
(
26/02/2009 15:53)
Manao boka mialom-poza (mialotra foza fa tsy mialona foza) i mompera izany, manosika ny tokony ho azo
Tsy aleo ve nanazava t@ ilay olona hoe tokony hotohizanareo ange ilay voadinareo t@ batemin'itsy voalohany itsy hoe hitaiza azy @ finoana ?
Anjaran'i mompera ve ny mitsara ? Tsy haiko fa izaho tsy katolika .

27. ari.malala
(
27/02/2009 05:44)
vahiny2004, misy anie manazava e! misy manoro hevitra tokoa fa misy dia misy koa anefa ireo manao vava manafintohina sy mandratra...
28. Mirananirina
(
27/02/2009 12:42)
Tsy aleo ve nanazava t@ ilay olona hoe tokony hotohizanareo ange ilay voadinareo t@ batemin'itsy voalohany itsy hoe hitaiza azy @ finoana ?Izay indrindra,ary tokony tsy ho sakanana ireo te hanatona ,ny mitsoaka aza tokony ho henjehina hoe:avia aty e,manantona ahy.
Anjaran'i mompera ve ny mitsara ? Tsy haiko fa izaho tsy katolika
ireo manao vava manafintohina sy mandratra
betsaka mihitsy ny be vava mahagaga,nefa tsy izay no ametrahana azy eo.
Mirana, hihihi tiako be le valinteny hihihi!
Nihomehy aho namaky io. :lol: :lol: :lol:
29. xxx
(
27/02/2009 13:25)
Aoka kosa aloha hazava fa ny Sakramenta na dia maimaim-poana aza dia tsy ataotao foana, fa manjary tsy misy dikany. Tadidio fotsiny rah mangataka zavatra iray ianao dia tsy mety ny omem-potsiny fa mitaky ezaka avy any aminao izany. Matetika Jesoa rehefa avy nanasitrana olona iray na aloha dia milaza foana " ny finoanao no nahavonjy anao". Noho izany ny famonjena dia tsy unilatéral fa misy fandraisana anjara avy amintsika mandrakariva.
Ka na mandray andraikitra aza ny Rad kanefa ilay zaza mihitsy no tsy mazoto amin'izany, satria tsy nianatra katesizy izy, dia mbola omena ihany ve ny Sakramenta. Tsy condition ahazoana batemy akory ny fianarana katesizy fa fanampiana an'ilay zaza( satria efa vory saina izy) hahafantatra an'ilay Fahasoavana horaisiny. Ka rariny loatra rah tsy vonona hanome izany ilay pretra.
Farany, aza dia entina sentiment loatra ity resaka ity fa Finoana io ka tsy maintsy misy Exigeance takiana amintsika ihany.

30. Nandra1
(
27/02/2009 13:49)
Ka i Jesoa Kristy mihintsy ange no niteny hoe tsy tonga ho an'ny olo-marina aho fa ho an'ny mpanota hibebaka e? ho an'ny olona rht izany!!!! Maro ny ohatra noraisin'ny t@ izany: ny zaza mpandany, le vhv janga, ireo zaza nanatona azy etc..... nefa moa ve tsy fandavana ny tsy hanekena azy ho lasa kristianina?
Ary eto ilay fanontaniana mety hipetraka: fa noana aho tsy nomenao hanina, nangetaheta aho tsy nomenao hosotroina, nandodona aho tsy novohainao? ...
Tokony handinika ihany le fiangonana hoe izay tokoa ve no tian'Andriamanitra ho ataontsika sa izay no mety² @ eritreritritsika?

31. Mirananirina
(
27/02/2009 13:49)
Ka na mandray andraikitra aza ny Rad kanefa ilay zaza mihitsy no tsy mazoto amin'izany, satria tsy nianatra katesizy izy, dia mbola omena ihany ve ny Sakramenta. Tsy condition ahazoana batemy akory ny fianarana katesizy fa fanampiana an'ilay zaza( satria efa vory saina izy) hahafantatra an'ilay Fahasoavana horaisiny. Ka rariny loatra rah tsy vonona hanome izany ilay pretra.
Farany, aza dia entina sentiment loatra ity resaka ity fa Finoana io ka tsy maintsy misy Exigeance takiana amintsika ihany.
tsy azonao angamba ilay tantara:
Ilay zaza angatahina atao batemy dia zazakely tsy mahay miteny.
Ilay tsy mety mianatra katesizy dia zokiny.
Tsy mety mianatra katesizy ny zokiny dia tsy azo atao batemy ny zandriny
32. ikaretsaka
(
27/02/2009 14:40)
ari.malala:
vahiny2004, misy anie manazava e! misy manoro hevitra tokoa fa misy dia misy koa anefa ireo manao vava manafintohina sy mandratra...
anisan\'ny zavatra anaovan\'ny mopre examen de conscience foana koa ny hoe rehefa mi administrer zavatra izy (sakramenta na tsy haiko aby) dia hoe sao lasa nataotao fahatany ilay raha na io lazainao io
33. tywa68
(
28/02/2009 14:38)
Mirananirina : tsy maintsy nolavin'ilay môpera mba hahatonga saina ny RAD hoe fitaizàna hafa no andrasana @izareo fa tsy hoe batemy tsy maintsy atao satria zazakely tsy manantsiny... :wink:
34. ari.malala
(
02/03/2009 05:26)
Ika, kanefa tokony ho hitandry zareo @ fiainan'ilay olona ao ampiangonana koa nefa izany fanomezana sakramenta izany satria izy tsy hoe indray andro no eo fa amam-bolana voire aman-taonany...
35. ikaretsaka
(
02/03/2009 14:52)
Iny azy sy ny konsiansiny ry ary...le facette ratsy taminao no mety hitan'ilay mopre tsy nety nanao batemy ny kilonga hoe bebe kokoa nohon'ny tsara. De teraka koa le ahiahy ny hi administrer ilay raha fahatany koa ....Azy iny fa efa vita ny zazah zao de mbola miaina tsara ny finoany dia izay no important
36. ari.malala
(
03/03/2009 06:11)
ika, zay alou e :) fa izaho tsy sasatra miteny hoe tsy ny fanaovana teny mahery mintsy no hanintonana olona, indrindra hoe hoany ampiangonana, tsy ny fanaovana chantage @ fanomezana sakramenta no hanitonana olona sy itazomana olona fa vao mainka manosika azy hoany @ secte izany, raha olona marivo salosana sy malemilemy saina. Mba ampitapitao any e :-P
37. ikaretsaka
(
03/03/2009 15:05)
marina mihitsy izay...
raha le olona mora tohina sy/na sarintahotra aloha de eeeeee
ary izany no mora mampivadibadik'antoko finoana ny Xtianina...
mandeha ary izy voan'ny teny mahery, mankary izy ampitahorina devoly sy afobe, mandeha ary izy tratran'ny hoe manohitra ny tenin'andriamanitra raha tsy manaraka ny toriteny diso afafy! :-D

38. Mirananirina
(
03/03/2009 16:11)
Mirananirina : tsy maintsy nolavin'ilay môpera mba hahatonga saina ny RAD hoe fitaizàna hafa no andrasana @izareo fa tsy hoe batemy tsy maintsy atao satria zazakely tsy manantsiny...
Hitanao ihany ny fitaizana akehitriny,dia tsy maintsy faute-ny RAD foana ve???????
Ny ankizy ankehitriny samy manana ny heviny indrindra ny zaza vazaha,tsy azo kapohina,sarotra anarina,mafy loha :nefa tafita ry zalahy.
Ka tokony hojerevana amin'izay ny atao ankehitriny,
Hafa ny taloha hoe azonao atao izay tianao ny ankizy,na tsy homenao hanina ,na fatoranao,nasazina mafy mandohalika aminy fasika ,na maty vono.
Hafa ny fandehany ankehitriny.
39. Mirananirina
(
03/03/2009 16:16)
fa izaho tsy sasatra miteny hoe tsy ny fanaovana teny mahery mintsy no hanintonana olona, indrindra hoe hoany ampiangonana, tsy ny fanaovana chantage @ fanomezana sakramenta no hanitonana olona sy itazomana olona fa vao mainka manosika azy hoany @ secte izany, raha olona marivo salosana sy malemilemy saina. Mba ampitapitao any e
Marina mihitsy ny teninao,hafa anie ny taloha sy ny ankehitriny e.
Efa niova daholo ny rehetra.
Dia ireo olona manota rehetra miditra ampiangonana ,tsy misy mahalala izany.
Tokony tsy hitsikera be fiainan'olona ilay mopera,satria na ireo manodidina azy anie dia tsy maintsy misy foana ny manota e.
Amiko dia ota ny nataon'ilay mopera nanakana ilay zaza hatao batemy.
40. ikaretsaka
(
03/03/2009 16:17)
ie... normalement ny ray amandreny foana aloha no faute voalohany...
"rehefa tsy velona de aza ateraka" hoy ny dicton amerikanina
(if you can't feed them, don't breed them)
"rehefa tsy velona de aza ateraka" hoy ny dicton amerikanina
(if you can't feed them, don't breed them)