Ho sitranin'Atra ny tany raha hanetry tena ny vahoaka

41. Fody ( 27/02/2009 15:40)
klitika:
Atra ho'a tsy formule, tsy taharo simika, na kajikajy fizika, ka hoe ity ampiana an'ity. Na hoe ireto voasoratra ireto, na hoe araky ny voasotra ao anatin'ny boky fianarana.

Fa raha mino an'Atra ianao dia izay, fa aza adikadika fotsiny ny voalazan'ny sasany na ny voasoratry ny sasany, fa lasa Atra tsy mivoatra no sady tsy mivela-pijery ilay Atra itokianao. Ka moa va tsy vatolampy miziriziry fotsiny. Sanatria an

Ny an'ny sasany indray dia hoe "Atra manasitrana", dia mitalaho amin'ny zanahary mafy mba ho sitrana. Dia hoy aho hoe: "Misy mihevitra an'Atra ho adala mihintsy namelona ireto biby sy zava-maniry ireto talohan'ny olona"

Marina izany rakoto ò!

Iombonako hevitra.


Am-pitiavana be.
42. coopsal ( 05/03/2009 13:02)
Aza dia mba variana mitsaratsara olona loatra fa amiko izay mahasoa no voizo hifampizarana sy ifankatiavana.

==> Raha mitsara aho dia efa voatsara sahady koa! Satria izay itsarako ny hafa no mba hitsaran' Andriamanitra ahy koa. Raha fitiavan' Andriamanitra kosa no itenenako ireny rehetra ireny ... dia ianao no mitsara.
Jesoa koa mba nolazain'ny Fariseo fa nitsara (nanameloka) olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0778