Mila fanampiana e.

1. Fanampy ( 20/02/2009 06:37)
Salut à tous,za de bandy 27 ans nanambady forcé nefa io vadiko eo tena tsy ao mihintsy e,ma resaka experience @ zavatra rehetra de mbola kely no ananany.miezaka hatrany aho mizara fa tsy takany mihintsy.mariako fa vita soratra forcé izahay
répondu par Djhamhal le 29/05/2009 13:25
2. ni81 ( 20/02/2009 06:40)
Salut à tous,za de bandy 27 ans nanambady forcé nefa io vadiko eo tena tsy ao mihintsy e,ma resaka experience @ zavatra rehetra de mbola kely no ananany.miezaka hatrany aho mizara fa tsy takany mihintsy.mariako fa vita soratra forcé izahay
@ zao andro mazava be izao ve ianao dia novozonana nisoratra e? Kanefa misy fanontaniana mihitsy atao eny @ fisoratana raha toa ka noterena ianao na tsia? Mahagaga dia mahagaga ihany. :roll:
3. Fanampy ( 20/02/2009 08:01)
ka le izy anie nanadalo fitsarana mihintsy e,ni mpitsara no nilaza fa misorata aloha de oento aty le boky kely mba tsy azahoanao md fa le sipa mbola 15 ans.
4. ari.malala ( 20/02/2009 08:18)
ka mety nitsepatsepana tany zay nareo de noforcen'ny RAD ny ko! zaranao aza ts natao MD marina fa tena mbola zaza mitns nge zan 15taona izan e! d adinoy le forcé fa ezaho tiavin iz d ampianaro azy izay tianao ho hainy ko! sa in le fanampiana tadiavinao?
5. Fanampy ( 20/02/2009 08:45)
Ka efa nolazaiko fa tena mapita vao2 ny bandy fa tsy manadray ny entenne,de leo,ka manana hevitra ny hijery fampitana vao2 sa ahoana hoy nareo?
6. Rafahafahana ( 20/02/2009 09:00)
ari.malala:

ka mety nitsepatsepana tany zay nareo de noforcen'ny RAD ny ko! zaranao aza ts natao MD marina fa tena mbola zaza mitns nge zan 15taona izan e! d adinoy le forcé fa ezaho tiavin iz d ampianaro azy izay tianao ho hainy ko! sa in le fanampiana tadiavinao?

Tsy mahagaga fa dia tena mbola kely tokoa anie zany 15 taona zany raha eo @ lafiny tokatrano é, aza dia tia andrakandrana fa manenina avy eo, na ny taovany aza tsy mbola harifomba akory.


7. tongologasy ( 20/02/2009 09:58)
ampianaro izy ry Fanampy an ! ts nisy nahay nitondra toka-trano avy tany an-kibo-ndreny fa ts maitsy mianatra fa tena favy e!
8. Fanampy ( 20/02/2009 11:18)
okay ary e!hapita ihany ndray fa ra vao tsy tafa de miala tsiny.
9. ni81 ( 20/02/2009 11:49)
ka le izy anie nanadalo fitsarana mihintsy e,ni mpitsara no nilaza fa misorata aloha de oento aty le boky kely mba tsy azahoanao md fa le sipa mbola 15 ans.
Nataoko fa voatery tsotra t@ zao fotsiny ange e! Kay nioty voakanzo manta! :-P
Marina ny tenin'i tongologasy eo ambony io hoe tsy nisy nahay nitondra tokantrano hatrany an-kibon-dreny fa dia mianatra e! Fianarana daholo ny fiainana fa dia mahereza, ary esory an-tsaina ilay resaka hoe VOATERY fa manjary manimba ny sainao.
10. gabidemony ( 20/02/2009 12:07)
Tena hita fa le olona ty zazakely mintsy nareo zany!!!
Noho ianao no tsy napahita azy fiainana razoky de aza mimenomenona
fa aniza ny fahadisoné!

sady tsy mety mintsy zany manodina tsy ampy taona zany eh!zara fa tsy nigadra aza ko!

Sur za io zao fa hatramin'izao de mbola mijerijery tsy ampy taona io... 8O
11. gabidemony ( 20/02/2009 12:08)
Tena hita fa le olona ty zazakely mintsy nareo zany!!!
Noho ianao no tsy napahita azy fiainana razoky de aza mimenomenona
fa aniza ny fahadisoné!

sady tsy mety mintsy zany manodina tsy ampy taona zany eh!zara fa tsy nigadra aza ko!

Sur za io zao fa hatramin'izao de mbola mijerijery tsy ampy taona io... 8O
12. Mirananirina ( 20/02/2009 12:59)
Niforcé-na ianao satria bevohoka ilay sipa?????????Azony toriana ianao satria mineur izy!raha tsy vadianao ilay sipa.
Raha tsy izay tsy hitako izay tokony hiforcé-ny anao.
13. mampahery ( 20/02/2009 13:07)
tsy milay kosa ny cause Ra Demony a,ita mintsy elà oe demony .mba mila fanampiana kosa ve ny namana de zany ny kozin'là le.
14. Papoose ( 20/02/2009 17:11)
fanampy......saraho ary izy eee
15. gabidemony ( 20/02/2009 17:26)
Inona tsony mo fa defa ianao no mòdeliny de ataovy
fomba hiovany fa ianao ihany no mahalala ny fiainany (toetra,fombafomba...)
Arakarak'izay no ampitainao ny lesona.Misy ny sasany resahina vao tonga ny hafatra,misy kosa ny sasany ampitainao @ fihetsika de kòpy izy sns...Io tsy hiova ratsy fantany izany olana izany ary Afaka ho aiza intsony mo ianao @ zany vita mariazy t@'olona tsy ampy taona izany fa defa amafiso ao ny fanambadiana fa rehefa milamina anie ny tokatrano,mifanaraka ny mpivady de misokatra oazy ny saina ka mazoto ny hiova ny vadinareo.
Fa de asakasakareo roa ihany io eh!
Ny olona manome hevitra,mi-kritika sns....fa iza moa no mibabo ny vokany
raha tsy ny tena ihany.

N.B Ny fifankatiavana no lakilen'io
16. Koditra ( 20/02/2009 17:32)
Fanampy:

Salut à tous,za de bandy 27 ans nanambady forcé nefa io vadiko eo tena tsy ao mihintsy e,ma resaka experience @ zavatra rehetra de mbola kely no ananany.miezaka hatrany aho mizara fa tsy takany mihintsy.mariako fa vita soratra forcé izahay
Mande pazzapa io ry zandry fa tsy mety ko ra tonga dé forcé-na be, apenaro manatono kitoza kalou izy vao apenarina mahandro henomby ritra, asaina manasa ba kiraro kalou dé tonga any @ bodofotsy no iafarany, dé òtraòtran'zay dòlidòly ry akama fa mazoto.


17. gabidemony ( 20/02/2009 17:33)
Mampahery,nisy fahadisoana izy ary tokony ho fantany anie zany zavatra izany eh! hoe tsy mitovy ny sain'izay roa satry firy taona moa ny elanen'izy roa ary ny iray koa mbola zaza.

Ka tsy hitako ze maha tezitra @zany.

NY ZAZA TINA HOE NO KAPONA @ROTSAK'AZO
18. ravol ( 21/02/2009 08:47)
Aleo tongadia MD razoky â !dia misaraka avy eo satria mitovy ihany raha hiaritra ao mandrapahafaty na md (afaka mifidy le mba efa mahazaka tsara ireny na ara-nofo na ara-tsaina, rehefa mivoaka). Mafy zany nefa ohatra ireny nihinana voankazo manta irzny tsy maintsy marary kibo, ny @ manaraka no tsy atao intsony. zay fa mahaiza misafidy sady voafetra ny iainana eto fa aza dia manao sorona tsy ampiheverana.
19. Lejoba ( 21/02/2009 14:24)
Leity eh, mba alaivo sary antsaina koa ny mahazo an'ilay sipa. 15 taona izany mbola manao cahier de souvenirs sns. Izao mitondra tokantrano noho ny fahataitairanareo nandalo fotsiny. Reveo manja @ izao fa matoa nareo niditra tany mba nanintona anareo ihany ilay zanak'olona. Sipa zokin'izany 10 taona aza misy mbola taraiky be koa inona no mahagaga @ izany. Raha efa tena "experte" izy no tokony hatahotra nareo. Aza terena hanaraka ny revinareo izy fa ezaho arahina @ rythme-ny ao eh. Raha mahatsapa fitiavana avy @ nareo izy, fa tsy fanenenana, miezaka tsy araka ny ampoizinareo.
Ny itondrany ny fiainany aza mbola tsy araky ny sainy, izao miampy ny anareo, aoriana indray hisy zaza. Raha mbola vesaranareo fanakianana sy ny sisa koa, sao mba tsy rariny kosa eh.....
Zakao rangahy fa sitrapo ah.
Te hirevy nareo dia reveo manja ny zanak'olona. Mety be anie izao no te ho eo @ toeranareo te hanambady sipa 15 taona izany eh, mbola jôjô pil.
OK lol
20. Papoose ( 21/02/2009 20:47)
:} :} :}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081