Mila fanampiana e.
21. Fanampy
(
23/02/2009 06:14)
merci @ le toro-hevitra rehetra fa tena misy hisainana daholo ireo e.
22. ari.malala
(
23/02/2009 13:30)
Fanampy:
okay ary e!hapita ihany ndray fa ra vao tsy tafa de miala tsiny.
Miala tsiny @ in moa! inona no nitonantonanana tany am zazabodo tany! zaranao ts nigadra az enao fa!
23. Rafahafahana
(
23/02/2009 13:36)
Fanampy:
Salut à tous,za de bandy 27 ans nanambady forcé nefa io vadiko eo tena tsy ao mihintsy e,ma resaka experience @ zavatra rehetra de mbola kely no ananany.miezaka hatrany aho mizara fa tsy takany mihintsy.mariako fa vita soratra forcé izahay
Ndriiii, ividiano saribakoly izy ho lalaoviny
25. vale
(
23/02/2009 14:14)
Tena mbola kely be izany 15ans manambady izany, hmmm, de enao izany no mila mampianatra azy ny tokony atao koh! de mahereza fa zavatra efa natao ny anao de vitao h@ farany raha efa nanaiky, fa sinon hisaraho izy koh, ts'hitako ny olana, na oe forcé aza enao no nanambady anazy de tsory @ oul fa tu t'es planté tu t'es trompé de te hiala de zay fotsiny! mahereza !!
27. ravonjison
(
25/02/2009 08:26)
Izao angamba no azoko lazaina : tsy hiditra @ fanakianana sy fitadiavana ny antony intsony aho fa tonga dia ny vahaolana no arosoko : misaráha ianareo, ataovy ara-dalána sur papier io fisarahana io . Betsaka loatra ny andraikitra sy risques miandry anareo raha toizanareo ny fanambadianareo...
Mahereza.
Mahereza.
28. peta83
(
25/02/2009 10:57)
Tsy misy solution afa-tsy ny mi-assumer ny action natao iany io e!sady nareo efa niroso t@ soratra de aleo ande @zay fa manjary lasa simba ny fiainan'ilay sipa na nenao ko ary.Ampianaro izy , tiavo ary mbola tsy maintsy ho lehibe ao iany izy f'aza matahotra se! sady ny vehivavy ngeh mora matotra e! courage bdb :D :D
29. kotobekibo
(
25/02/2009 22:45)
Tsy vitako izany hiaraka @ zazabodo izany klé .
Izany no tsy hitiavako ny sipa mahia , lasa tahaka ny manao RS @ zaza élah ref manao aminy .
Tonga d voa ny saiko , na balita aza tena mila ezaka goavana vao mahavita asa .
Loooza !!!
korazy bainn a! :-P
Izany no tsy hitiavako ny sipa mahia , lasa tahaka ny manao RS @ zaza élah ref manao aminy .
Tonga d voa ny saiko , na balita aza tena mila ezaka goavana vao mahavita asa .
Loooza !!!
korazy bainn a! :-P
31. rasobakobako
(
14/04/2009 08:19)
Fanampy a!
Ny olona aza mitady hanambady tanora hatrany, ny vady koa jerijery. Ampianaro izy e! andraikitrao izany
Fa ho an'ny lehilahy rehetra
ANATRA izany, aza miaraka amin'ny tsy ampy taona, f'izay no vokany
Ny olona aza mitady hanambady tanora hatrany, ny vady koa jerijery. Ampianaro izy e! andraikitrao izany
Fa ho an'ny lehilahy rehetra
ANATRA izany, aza miaraka amin'ny tsy ampy taona, f'izay no vokany
32. Djhamhal
(
29/05/2009 13:20)
Ka efa nolazaiko fa tena mapita vao2 ny bandy fa tsy manadray ny entenne,de leo,ka manana hevitra ny hijery fampitana vao2 sa ahoana hoy nareo?Tsy vaha olana mihintsy zany amiko ! indrindra fa le oe :LEO , Somary hentitra kely za @ io !! Mahereza
33. Djhamhal
(
29/05/2009 13:25)
adinoko! fa ise efa tafiditra tao @ tokantrano ary efa vita soratra ara-dalana no naha hentitra ahy !
