fitiavana par pitié ve sa ........

1. Mirananirina ( 17/02/2009 11:16)
Tantara olondroa fantatro:hisaraka hono ry zareo fa i rangahy nanambady azy par pitié fotsiny fa tsy nitia azy hatrizay.Dia mety ho marina ve izany?
niaraka ry zareo taloha ny nanambadiany,2 volana taty aoriana dia maty accidentés ny RAD ity vhv.Ary tsy manana iraitampo izy.
Nalain'ilay rangahy vady izy 2 volana monja taoriany nahafaty ny RAD.
2 taona izay no novadiandry zareo.Te hiteraka mafy ramatoa fa tsy mety rangahy(izany hoe nanao capote foana izy isaky ny miray amin'ilay vadiny).
Dia izao nambarany izao fa tsy tiany ramatoa,fa olona hafa no tokony ho vadiny.
2. gidrokely ( 17/02/2009 12:05)
inona ndray zany zavatra lazain'i mirana zany :roll: :roll: :-@ zany ve tsy zavatra noforomporonina fatsiny le aza :-@ :-@ :-@
fa ny tena loza de le hoe mampiasa kondum fona ry zareo :p :p
zany ve de marina ??? o^o :miam: :p
3. sakaizakely ( 17/02/2009 13:38)
fedelamour koa zany
4. princesseN ( 17/02/2009 14:12)
enjana be ndray zany histoire zany ra marina an!!tsitako zay ambara fa mety ho possible iany ky zany ah!
5. sitlo ( 17/02/2009 14:53)
Fanararaotana izany dia mody we mody we
6. ikaretsaka ( 17/02/2009 15:55)
ka inona hono no antony niarahany 2 volana talohan'ny nahafatesan'ny Rad an-drakalakely?? mbola pitie koa?
7. Mirananirina ( 17/02/2009 16:08)
za koa aza tsy mino e.Izay no antony anontaniako anareo.2 taona ve dia nanao capote foana rangahy?Nefa ramatoa manao fanabeazanaizana dia tsy matoky hono rangahyRaha tsy manao io hono izy dia esoriny avy eo.
Mahatsiravina aloha fa dia tantara tena misy fa tsy foroniko izany.
Ny fiarahana talohany mariazy dia fiarahana tsara,fa ny nanambady no tsy mbola vonona hono ry ilay bandy.
Asa mbola jeune koa angamba izy 2 e.Samy 20 taona izy izao.
8. ikaretsaka ( 17/02/2009 16:35)
raha tsy te hijabaka izy de aleony misarondoha kosa ko..sady mbola 20 taona izany.... aleony aloha alamina..
raha teo @ plain'ilay ramatoa aho ka tratran'izany d'efa ela aho no nangoron'entana raha tsy hoe angaha tena tampi dalan-kaleha tokoa
9. soanja ( 17/02/2009 16:40)
Mirananirina:

Tantara olondroa fantatro:hisaraka hono ry zareo fa i rangahy nanambady azy par pitié fotsiny fa tsy nitia azy hatrizay.Dia mety ho marina ve izany?
niaraka ry zareo taloha ny nanambadiany,2 volana taty aoriana dia maty accidentés ny RAD ity vhv.Ary tsy manana iraitampo izy.
Nalain'ilay rangahy vady izy 2 volana monja taoriany nahafaty ny RAD.
2 taona izay no novadiandry zareo.Te hiteraka mafy ramatoa fa tsy mety rangahy(izany hoe nanao capote foana izy isaky ny miray amin'ilay vadiny).
Dia izao nambarany izao fa tsy tiany ramatoa,fa olona hafa no tokony ho vadiny.


Zaavamisy tokoa ny toy izany ka.

Misy fianakaviana fantatro dia mandalo olana (mangataka hisaraka rangahy) toy izany koa fa ny andry zareo efa nivady 15 taona lasa izay ary efa telo ny zanany saingy ilay hoe fahalahelovana ilay ramatoa maty dada tamin'ny nahafatesany no nahatonga ny mariazy. Aty afara anefa dia milaza ilay rangahy fa tsy mbola nitia io ramatoa io mihitsy. Rehefa anontaniana tsara anefa izy dia mihaiky fa noho ny vola sy ny harena nananan'ilay zazavavy tamin'izany no antony koa tsy maintsy nandraisany andraikitra teo satria tsy vitan'ilay zazavavy ny mikarakara an'io. Zah rahateo moa nahantra tamin'izany, hoy izy. Izy niangavay ahy hanampy azy hitantana ireo. Niteny koa anefa ilay rangahy fa rehefa misipa dia tsy voaetry tia anle olona velively foana fa indraindray mety kilalao sy andrakandrana ary fitiavana te hanala azy fotsiny. Nefa ny andry zareo hoy izy nivadika toy izany noho ny fahalaelovana fa raha izy hono dia efa nisy vehivavy efa nandriany fony efa ela tokony ho vadiny dia lasa niafy tsy fidiny noho ny zavanisy.
Rehefa tena alalinina anefa ny fanontaniana amin'ilay rangahy dia hoy izy hoe tantiko ihany ny nanambady (niafy, niaritra tsy nisy fitiavana) azy hatramin'izay sady efa niterahako izy saingy kosa ny tena tsy tantiko izao dia ny asarotam-piarony sy ny lelalela isanandro vaky. Tsy vitako ny miady amin'io hetsika io iray hoy izy na dia vitako aza ny niafy ny rehetra. Marihana fa tia mikarakara be ny zanany ilay rangahy ary toy izany koa ilay ramatoa. Mmpihanta tokoa ny fianakaviany izy nony nanankarena tamin'ny asany.
Dia asa na hanao ahoana fa tsy misy afaka mitsara olona moa ity tsara ity ratsy fa ny fiainana daholo no mitarika fiovana isan-karazany amin'ny fihetsika sy ny momba antsika mianakavy. Ny irariana foana dia ny ahitana maromaritra iraisana sy fitoniana ary fitomboana mahasalama ho an'ny ankizy.


10. Mirananirina ( 17/02/2009 16:45)
an an an tsy tapidalan-kaleha mihitsy izy ka.Manankarena ireo RAR ireo.tranon' ilay sipa no ipetrahan-dry zareo izao.Ilay bandy no miasa mamelona aloha e,mitondra taxi be.fa ilay vhv mbola mianatra.
Dia nilaza fa tsy hanohy intsony fa hiteraka dia nahazo izao vava izao.
Tsoriko fa tsy sahirana mihitsy ry zareo.
11. naughtyboy ( 17/02/2009 17:05)
sarotra ihany fandidiana raha izany kle,ny saosy no no hozatry ny fiainana nefa tsy any zany le olana fa ra tsy ao le fitiavana de tsy hisy zv ho vanona ,tsy
sympathy mintsiny aloha no substitute ny fitiavana e...
12. ikaretsaka ( 17/02/2009 17:09)
raha izay indray de oust le bandy raha za zany sipa izany...
13. Mirananirina ( 17/02/2009 17:32)
Hita hoa,inona angaha no hitazomana azy ao.Ny zaza tsy misy.Io foana manko ny olana aminy fisarahana ,ny tena jeune kely.
Ny olana aminy fotsiny dia tsy misy na dia iraitampo aza.
Ny havandreniny sisa no mihaona matetika aminy,fa ny havandrainy hoatra ny miady fananana angaha.
14. ikaretsaka ( 17/02/2009 19:01)
de inona no mbola mampiahotra @ zany...
ny misy bagazy sy efa soara aza mbola misy mandrombaka ko..
ity ny sosy misy, ny tena tanora, ny denominateur efa kely... rams efa velomimpotsiny sy nampiana indray no be fitetika..
15. bradley7 ( 17/02/2009 21:04)
possibl tsara ian zan kôz zan ka! fa mm na le ol concerné nge smar jamba zay ka ts hainy tson oe fitiavan inona ty itiavako ol ray ty e! de ref tena mandal sy manao retrospéction tsar iz vô itany oe! kay par pitié le fitiavana...

fa raha mbôl azo atao ihany ry namana rehetra de fadio ny miditra trop amna amour par pitié dieny mbôl tsy mby andàkana ny tongotra fa enjana io!! tsy ahitàna an le bonheur au foyer mints!!
16. Mirananirina ( 18/02/2009 09:52)
Misy fanontaniana apetrako ity,fa tsy haiko manko ny lalàna any Dago izay mahafantatra.
Tsy nitondra na ariary tao antokatrano ilay bandy.Dia hisaraka ry zareo dia nitaky vola sy fananana izy miaraka aminy avocat-ny.Ny fananana rehetra lova avy aminy RAD ilay vhv.Dia mety hahazo ve izy?Eo andalana ny divorce fa mbola tsy vita,mbola tsy manaiky hisaraka ramatoa manko.
17. xxx ( 18/02/2009 16:14)
alefaso aty izany fa za koa mba te hipitié
18. ikaretsaka ( 18/02/2009 17:51)
Mirananirina:

Misy fanontaniana apetrako ity,fa tsy haiko manko ny lalàna any Dago izay mahafantatra.
Tsy nitondra na ariary tao antokatrano ilay bandy.Dia hisaraka ry zareo dia nitaky vola sy fananana izy miaraka aminy avocat-ny.Ny fananana rehetra lova avy aminy RAD ilay vhv.Dia mety hahazo ve izy?Eo andalana ny divorce fa mbola tsy vita,mbola tsy manaiky hisaraka ramatoa manko.


Isika moa tsy manao contrat de mariazy loatra fa raha ny tokony ho izy de ny harenan'ny 1 misoratra @ anarany manokana sy azony talohan'ny nanambadiany...raha tsy hoe nisy fifanarahana natao hafa tany (misy le volan drafotsy na volan-drangahy no ividianan-javatra lafo vidy nefa soratana @ anaran'ny vadiny fotsiny le izy)...dia azy samirery normalement
19. gabidemony ( 18/02/2009 21:18)
ZE VO MANODIDINA!!!

F'EFA LEO KO RANGA no tena marina de efa mahita sipa hafa
milailay ndray izy any @ siisny de tady hanary ako-taman-trano.
De any @ sisiny any ndray izy no hanao fitiavana par pitié vao2

Inona koa kay no tsy itadiavan'ilay sipa bady fa de hiainoaino eo fotsiny
Mba mametrapetrakaka CV eny rehetra eny :D
20. ikaretsaka ( 18/02/2009 22:21)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2037