fitiavana par pitié ve sa ........

21. Mirananirina ( 19/02/2009 14:16)
Isika moa tsy manao contrat de mariazy loatra fa raha ny tokony ho izy de ny harenan'ny 1 misoratra @ anarany manokana sy azony talohan'ny nanambadiany...raha tsy hoe nisy fifanarahana natao hafa tany (misy le volan drafotsy na volan-drangahy no ividianan-javatra lafo vidy nefa soratana @ anaran'ny vadiny fotsiny le izy)...dia azy samirery normalement

Misaotra betsaka.
Tsy misy misoratra amin'ilay bandy na 1 aza.Dia nolaziny fa tsy maintsy mahazo izy.
Izay aloha tsy ferana,mety efa manana izy fa tsy hay.tsy mahalala aloha ny vadiny.1 contre rehetra anie izy e.Ny havany aza momba ilay sipa daholo.
22. ikaretsaka ( 19/02/2009 15:44)
raha izaho izany petahako @ izay
sans armes ni bagages koa aho en plus.. ronga de tir carreau izany .. de "sa maison est la"
23. ari.malala ( 20/02/2009 08:10)
oudry! tokony tsy mahazo in'in zany raha tsy nitondra in'in tao antokatrano ko! mivika kou nga zan ranga zany!
24. peta83 ( 25/02/2009 11:16)
ra toa ka efa niboraka le bandy fa par pitie ny amour-ny d aleo miala fa inona ko no avenir @zany???de avy eo ny fiainana reetra aty aoriana lasa par pitie daholo.Fa mba miaiky ny olombelona ankehitriny mihintsy a, maita an'zao retra2 zao, sao de mba ny influence -ny reny serie d'amour reny ary zany?tena mila mianatra ny definition ny atao hoe " AMOUR " tsika.
25. gabidemony ( 22/03/2009 11:52)
ISIKA OLOMBELONA DE TSY METY AFAPO

azo izay nirina, avy eo tsy afa-po fa mitady zavatra hafa indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0013