Ministra 4 vaovao indray hoy ry TGVoa ééé
1. penguin
(
12/02/2009 11:43)
Dia miandry ny asa ataon'ireo Ministra efa ho 8 ary izahay ééé. Dia arabaina Ny Hasina fa raharambahiny maninona tsara izy teo oooo ? Mampiomehy fa iarahana mahita eo ary ééé.
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:15
2. andrywui
(
12/02/2009 11:46)
Taiza no nahenoanlahanzany any am hopilaty laty ry penguin ?? sa misy tele ao am HJRA ao ?? fa ela ve alo efa mba norma e!! mba saika hitondra voasary kely ho anla ane zahay sy madamakely ra mety elah e!! fa ela maharaka vao2 ao amin hopitaly ao no tena henjana ko
4. penguin
(
12/02/2009 11:53)
Aty Madagasikara aho fa tsy any ampita sahalan'elah ry andrywuiwui ka fantatro vao miposaka a. Ny an'elah vaovao diso no hitan'elah fa ny ahy ny hitan'ny masoko sy tsapan'ny tanako.
6. andrywui
(
12/02/2009 11:59)
vaovao diso ??? sady betsaka noho ny azon'elah ny vao2 azoko no eo noho eo daholo !! misaotra amin'ny satelite avo lenta fa hitako daholo na elah mbola tsy miarina ao amin hopitaly io aza !! hitako zao elah vao avy nanisika sipozitoara teo de naharary be elah !!!
7. ARINOFY
(
12/02/2009 12:01)
o ry andrywui a,manaraha vaovao ao @ sobika.com de ho hitanao ao io nomination n'i Hasina A.io.Enao ane variana manompa olona fotsiny ato @ serasera ato de lasa tsy mahara-baovao mihitsye!Sa andrasanao hivoaka @ journal officiel io nomination io vao hatoky enao?Zahay indray ve no maharaka alohanareo ny @ izay ministrareo e.
8. tsinjo
(
12/02/2009 12:01)
tena mapme be alou le ministra e nolazain'TGV e fai ANDRYWUI nga tsy maharaka e
ireto nyANARANY E
ministra ny varotra ;DEPUTE ANTSOHIHY
ministra ny fitsarana ;RAZANAMAHASOA CHRISTINE mpitsara any tulear
ministra tontolo iainana;RAKOTOVAO MARIO analanjirofo
ministra rarahambahiny; NY HASINA ANDRIAMANJATO
ireto nyANARANY E
ministra ny varotra ;DEPUTE ANTSOHIHY
ministra ny fitsarana ;RAZANAMAHASOA CHRISTINE mpitsara any tulear
ministra tontolo iainana;RAKOTOVAO MARIO analanjirofo
ministra rarahambahiny; NY HASINA ANDRIAMANJATO
9. madamakely
(
12/02/2009 12:02)
penguin:
Aty Madagasikara aho fa tsy any ampita sahalan'elah ry andrywuiwui ka fantatro vao miposaka a. Ny an'elah vaovao diso no hitan'elah fa ny ahy ny hitan'ny masoko sy tsapan'ny tanako.
tena mmbola donton'ny anestezia marina ve i Penguin fa toa tsy miditra a@ zay izy ny valin-teny e!
10. penguin
(
12/02/2009 12:04)
Satelita inona no resahan'ireto fa toa tsy mahalala ary aza mihevitra ho elah irery no an-dafy fa samy hiseho ny marina f'aza taitra dada a. hehehehe
11. andrywui
(
12/02/2009 12:06)
ngah i arinofy kou efa nitsangana ?? nanahoana ny tazo halina tratry le orambatravatra be omaly ?? efa mba metimety ve harinofy sa mbola malezolezo kely !! mihinana voantamenaka fa ireny mahafaka mangotsoka !! ny akamanao penguin sy lre tsinjo zao vao haingana teo no niafana !! fa enao no zao vao nahazo aina kely
12. miarina
(
12/02/2009 12:09)
Fanitsiana ny ahy :
Minsitre de commerce : Rakotonirina Jean Claude
- Solombavambahoaka
- Voafidy tao Vohipeno , VATOVAVY-FITOVINANY
Minsitre de commerce : Rakotonirina Jean Claude
- Solombavambahoaka
- Voafidy tao Vohipeno , VATOVAVY-FITOVINANY
13. penguin
(
12/02/2009 12:12)
Arabaina ary ho hita raha eken'ireo Commissaire de Commerce be de be ireo.
14. xxx
(
12/02/2009 12:14)
oay nahita an'io hoe depute antsohihy io za de tadidiko ilay dinika tatsy hoe "iza ilay nanao complet iny" de izay vao tadidiko koa fa nisy niteny anà hoe deputé antsohihy iny Jao Jean ,ary tena tafa lery a! tena lasa minisitra! gayyyyyyyyy!
16. andrywui
(
12/02/2009 12:15)
Ireo ny Minisitranay ee !! ireo no hananatra sy hitondra ny firenena manomboka izao !! ho ela velona e!! ho tahian'Andriamanitra hianareo eo ampanatantearahana ny asanareo eee!!! tsy ho tratry ny ranonorambatravatra famaizana ane hianareo fa ho tafita soa eee!!!
17. xxx
(
12/02/2009 12:18)
d reo vo votendry reo ko, inn daolo ko ny tsy mety @reo, forony haingana, himehezana eto ndray, AINGANA!!!!!!
18. penguin
(
12/02/2009 12:19)
Tena mitapy marina ity fa ny eny amin'ny kianjan'ny 13 Mai no tratran'ny orana isaky ny manao fandaharana. Jery alavitra marina ny an'ty mpitendry zamaneno manamoly ty.
19. andrywui
(
12/02/2009 12:28)
aza misendaotra penguin a!! torana eo ndray ny aina mbola marefo kely vao avy narary io !!! kalma fotsiny fa mpiakama ane isika e!!! manao sipozitoara iray ndray alou tamle effort natao teo !!
20. yuka
(
12/02/2009 12:50)
koa rahatsy fanjakana ragitro izy ity kou!
andrywui tiko be le hira wouee zanak'i NDREMA AAAAhhh!!
de mba tohizo kely azafady :°) :-P :-D :-D
andrywui tiko be le hira wouee zanak'i NDREMA AAAAhhh!!
de mba tohizo kely azafady :°) :-P :-D :-D
