Ministra 4 vaovao indray hoy ry TGVoa ééé

21. andrywui ( 12/02/2009 12:54)
yuka == ny mahakamo aminao ane de le mamely tampka de mitsoak e!!
ataonao innn i hira io !! anga tsy fntatrao fa zana bahoaka ane izy e!!! malagasy zany !! Ny Hasina no mpamao politika malemy fihetsika indrindra fa tsy toa andra8 !! efa olona firy zay no matiny ?? fa i Hasina ve nahafaty olona 1 akory hatramzay ?? fa vao misy fofona rà latsaka de mi demission foana izy !!!
22. penguin ( 12/02/2009 13:06)
Zanaka pasitera sa zanak'Andriamanitra latsaka an-tany sahalan'i andry TGVoa ?
23. yuka ( 12/02/2009 13:08)
madevi.....atsalaka fotsiny reny fa be ati-doha ry se a!!
ny tombony fotsiny agaha dia izy nahita fianarana,sy niasa tsara tao @ poste tao.
fa ity filohanareo ity mintsy no tsy eken'ny fisainako izany hoe DJ zany no hitondra firenena!!
ary maninona moa izy no tonga dia manandratena ho filoha ee!
zany no porofo fa sady tia tena no matimboninahitra!!!
olona nahita fianarana hoa atao lohany eo de manaiky aho na TIM io naTGV.
24. heidi ( 12/02/2009 13:09)
Mpandefa : penguin [ Valio ] 12-02-2009 12:43:12
Lohateny : Ministra 4 vaovao indray hoy ry TGVoa ééé
Dia miandry ny asa ataon'ireo Ministra efa ho 8 ary izahay ééé. Dia arabaina Ny Hasina fa raharambahiny maninona tsara izy teo oooo ? Mampiomehy fa iarahana mahita eo ary ééé.


minisitry ny bal popilera, ministry ny mpangaropaosy, minisitry ny mpandroba, minisitry ny mpandro trano , ministry ny mpanao didyjadona, ministry ny moandainga sns ve izany :-D :-D :-D
25. tsinjo ( 12/02/2009 13:11)
io peo ekou ra ANDRYWUI A i YUKA io a ,refa tsy akamanla mantsy de efa azomla asiana satria r8
26. andrywui ( 12/02/2009 13:16)
tsy elah ry lety no mibaiko ahy fa mangina a!!! ndana mande mitsoaka any otrn penguin any ko elah !!! tsy sahy naketo tsony fa nasiako mafy tao !! na mety daitra ao amin hopitaly ao zay lery !!! ndana tkou lety tsinjo mba jereo ny akamanlah fa mety gly zay lery matoa tsy mamaly tampoka teto tsony a!!
27. penguin ( 12/02/2009 13:17)
I andrywui efa hantsoina ho ministry ny mpitendry zavamaneno manamoly. hehehehe
28. yuka ( 12/02/2009 13:18)
aza peana zany ranga zay fa in ary ty :-D :-D :-D :-P :°)
29. ngoiha ( 12/02/2009 13:20)
OK !kely sisa dia tafa-tsangana ny GOUVERNEMENT DE 13MAI,mba menatra ry andrywi a,efa jeren'ny goudron anie nareo e,fa NAKAIZA NY OL 13 MAI EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE, HI HI HI DIA ANARO IZY HOY ILAY MANAN-TSAINA
30. andrywui ( 12/02/2009 13:25)
arahaba velon'aina letsy Ngoiha a!! tena efa nalaelo anlah daolo letsy zahay oe daitra tamle orambe omaly iny ela fa voan'ny tazo mahery de mety efa gly halina ihany !! kay mba notahian razana tao elah letsy tsy maty fo amanaina !! arahabaina letsy a!! i penguin letsy no mbola ao amin hopitaly zao fa vao nanao supo sy nihinana ganida ony defa azoazo !! fa ela nanao ahoana letsy Ngoiha ???
31. xxx ( 12/02/2009 14:16)
njôôôô, reto gijo miady ato é!!! :lol: :lol: :lol: tara ngà ny fanomezana akonjo :?: :?:
32. sehenou ( 13/02/2009 06:48)
yuka:

koa rahatsy fanjakana ragitro izy ity kou!
andrywui tiko be le hira wouee zanak'i NDREMA AAAAhhh!!
de mba tohizo kely azafady :°) :-P :-D :-D


miaraminambary amini YUKA zay le tohiny. METY TSARA D ataovy rery ny feony fa efa io ny tonony mino a fa halaza b io hira io d makanesa eny mahamasina mihira azy aminy manaraka
33. penguin ( 13/02/2009 07:15)
Mitavozavoza eo ihany koa fa tohizin-drizalahy hatrany ny fampidirany baolina na revy antanimbary aza io. Ny fantatry ny olona dia maty ny baolina satria ny PDS aza manoroka an-DRatsivalaka ka miatamatama eo fa ho valavalahan-dratsivalaka ao. Na ny mpiasan'ny CUA aza haninona anao eo ny farany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1019