TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA

1. andrywui ( 11/02/2009 17:50)
na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka ,
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 09:27
2. xxx ( 11/02/2009 17:59)
marina izany
3. Noue ( 11/02/2009 18:01)
andrywui:

na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka ,
dia hitohy hatrany zany ny rà mandrika , ny fandorana , ny fandrombana ! izay ny tanjona ve eee ????


4. xxx ( 11/02/2009 18:03)
ka maninona moa, izay hampiala an'ile8 ihany io
5. Noue ( 11/02/2009 18:05)
xxx:
ka maninona moa, izay hampiala an'ile8 ihany io
mahonena izato ianao ry fantome tsy sahy akory mivoaka tao fa miafina @ io XXX io tssssssssss


:evil: :evil: :evil:
6. xxx ( 11/02/2009 18:06)
mba mianatra ny fisainan'i andrywui re ah
7. heidi ( 11/02/2009 18:10)
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 11-02-2009 18:50:14
Lohateny : TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka ,


DE HOE HITSANGANA NDRAY ve ny fitondràna feno fandrombàna sy ny doro trano, fanjakan'ny baroa sy ny totakely :^)
8. xxx ( 11/02/2009 18:11)
rehefa miala le8 dia izay fa na fanjakan'ny baroa aza no eo tsy olana
9. Noue ( 11/02/2009 18:14)
xxx:
rehefa miala le8 dia izay fa na fanjakan'ny baroa aza no eo tsy olana
oe aza izy jereo ity zavatra rehetra simba sy potika n maika fa tsy eo izy dia ahoana eee ?? dia tena mety @ nao zany fanjakan'ny baroa zany aaa ???


10. heidi ( 11/02/2009 18:23)
7. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-02-2009 19:11:29
Lohateny : Re : TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
rehefa miala le8 dia izay fa na fanjakan'ny baroa aza no eo tsy olana


tsy olana aminareo jiolahy fa olana ho an'ny gasikara, de aleo ihany ravalo no eo raha izany :^)
11. heidi ( 11/02/2009 18:24)
7. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-02-2009 19:11:29
Lohateny : Re : TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
rehefa miala le8 dia izay fa na fanjakan'ny baroa aza no eo tsy olana


de rehefa ho voatifitra aby ny mmpandromba dia aza be menomeno sy be ranomaso fa tsy maintsy tofirina refa jiolahy :-D
12. Andribe ( 11/02/2009 18:34)
Na jiolahy na tsy jiolahy ve de tifirina daholo kosa 8) 8) 8) 8)
13. patrick2002 ( 11/02/2009 18:42)
manisa andro sisa io fitondrana io ,aleo hitatatata eo ireo izay mba nahazo tombotsoa kely @ fiasana eny @ projet ,ireo sisa no mpanohana an'i ra-8
14. Oay ( 11/02/2009 18:42)
Noue:

xxx:
rehefa miala le8 dia izay fa na fanjakan'ny baroa aza no eo tsy olana
oe aza izy jereo ity zavatra rehetra simba sy potika n maika fa tsy eo izy dia ahoana eee ?? dia tena mety @ nao zany fanjakan'ny baroa zany aaa ???





Noue a tsy fanjakan'ny baroa izany kosa ny ho avy eo fa ny amin'izao aloha d fanjakan'ny filou é jereo ny dictionnaire filou=personne qui vole avec adresse. hihihi... celle là elle est bonne..... Service Après Vente Homar et Fred.
15. kelly13 ( 11/02/2009 18:44)
iza no mety hisolo azy zao?
16. naughtyboy ( 11/02/2009 18:56)
gadraina kalo izy vao soloina sao de adino ary tsy mila an'i Andry na Ratsiraka na akamany le8 fa izay manana traik'efa sy tia tanindrazana defa izy lay,20 millions ny malagasy 1 fotsiny no andrasana zany oe 1/20 000 000 de chance...
mahavelombolo ihany ka :lol:
17. xxx ( 11/02/2009 19:02)
zah nando be sady nivalana nahita lay monja roindefo lay niteny hoe miera @ vahoaka ntsika alaina sa tsy alaina ambohitsirohitra!dia mamaly koa ny noana ery hoe alaina dia lasa tokoa !heveriny fa biraon-drainy any dada monja jaona angaha io
18. patrick2002 ( 11/02/2009 19:20)
fa biraon'iza ? biraony TIKO angaha .
19. xxx ( 11/02/2009 19:22)
ny sur aloa dia tsy any dada monja e!ary tsy natao horobaina koa mazava ve?????????????
20. heidi ( 11/02/2009 19:33)
15. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 11-02-2009 19:56:08
Lohateny : Re : TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
gadraina kalo izy vao soloina sao de adino ary tsy mila an'i Andry na Ratsiraka na akamany le8 fa izay manana traik'efa sy tia tanindrazana defa izy lay,20 millions ny malagasy 1 fotsiny no andrasana zany oe 1/20 000 000 de chance...
mahavelombolo ihany ka


izay mitsy: ilay ramatoa ni- demissione no tohananay amzao :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077