TSY MAINTSY HIFARANA IHANY NY FITONDRANA FENO RA
21. jakaka
(
11/02/2009 19:46)
Noue:
andrywui:dia hitohy hatrany zany ny rà mandrika , ny fandorana , ny fandrombana ! izay ny tanjona ve eee ????
na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka ,
marina izany rahavana
23. naughtyboy
(
12/02/2009 06:28)
zanaky mama len' ngamba elà ty ry xxx na diziny maina ka zao len'nden zao foan no atao tsianjery :-D :-D :-D
24. Oay
(
12/02/2009 06:40)
xxx:
Oay lel'ena!
Ary misarotava ndray ry xxx na d efa fantatra izao aza anefa fa rwandais tsy mahay teny Malagasy hihihi...
25. madamakely
(
12/02/2009 09:13)
xxx:
zah nando be sady nivalana nahita lay monja roindefo lay niteny hoe miera @ vahoaka ntsika alaina sa tsy alaina ambohitsirohitra!dia mamaly koa ny noana ery hoe alaina dia lasa tokoa !heveriny fa biraon-drainy any dada monja jaona angaha io
Heverinao fa olon'olompoana angaha i Monja Jaona? Tokony nanana ny bureau-ny izy saingy tsy nomena miitsy satria nataorana. Saingy ny maty moa tsy miteny intsony, ka mora ny manambany azy soa ihany fa mba manantaranaka izy.Ny Ndaty toa ireny ihany no tena manana esprit kamikaze eto Madagasikara satria manana résistance be satria niaina tamin'ny situation mihafy be ny ndaty, fa tsy ohatra antsika haut plateau.
Ireny nataon'i Monja Roeindefo ireny no atao hoe démonstration de force, dommage moa fa nisy imprévu nahafaty olona maro, nefa ireny koa mbola handalo fitsarana dia ho hita eo ny valiny, tahakan'ny efa hitako sahady i Ra8 mamelona ilay force 1 sa 2 kay tsy nisy kerôzena de tavela eo, sady tsy antonona ny TIM rehetra fa 26 places fotsiny. Nanao azy ho babany ange raDidi eh, saingy izao ankilentika any ananona any ka na azo atao aza ny hanova anarana de atao. De izany koa no iafaran'io Ra8 Ra8 nareo io
Tokony hisaina ny mpomba ani Ra8 fa tsy menatra ny mitsipaka loha lakana nitana ange izy io e: jereo ny nataony an'i Pety, tsy nahazo ny Betsileo ange izy tamin'ny 2002 raha tsy noho i Pety eh! De lazaina oe dahalo e, dahalo, fa angaha misy maha samihafa ny dahalo sy ny mpivarotra tanindrazana. Mody hoe Baille amphithéotique, izany hoe 99 ans, nefa dans 10 ans ary efa mpitondra 3 no mifandimby dia affaire classée iny.
Ny amin'ny hoe nandoha sy nivalana indray manatona dokotera fa misy vitamina tsy ampy aminao angamba ka lasa marefo ny tsibolontsinainao na tsy nahalevona ny hanina be nangoninao tany amin'ny Magro talohan'ny nampandrobana azy enao. Ny endry ange mody voky fa ny ..... manesika ihany ry ise e.
De ise mba misehoa na ny solon'anarana fotsiny ihany fa aza dia misitrika ao ambadik'i xxx fotsiny aza, ohatra ny olona accro amin'ny resaka x.
26. andrywui
(
12/02/2009 09:27)
o ry akama xxx a!! aza miteny ratsy moa e!!
--de tsotra ihany ny ahy na hivovh mafy eo aza ny mpomba ny mpamono olona de tsy maintsy mirodana ny fitondrana mihoson-drà !! efa izany kou no voizin'ny Presse rehetra eran'izao ttlo izao ankehitriny fa tsy misy firenen-dehibe hanome na hampindrana vola azy intsony na hikiribiby hamono olona bedebe eo aza
--de tsotra ihany ny ahy na hivovh mafy eo aza ny mpomba ny mpamono olona de tsy maintsy mirodana ny fitondrana mihoson-drà !! efa izany kou no voizin'ny Presse rehetra eran'izao ttlo izao ankehitriny fa tsy misy firenen-dehibe hanome na hampindrana vola azy intsony na hikiribiby hamono olona bedebe eo aza
