Tsy mba menatra ve ??? Ville morte, stade plein

1. Noue ( 11/02/2009 13:41)
*Andry TGV appelle à une journée ville morte mercredi: “demain, personne ne sortira de chez soi.
Les travailleurs n’iront pas travailler
et les élèves n’iront pas à l’école”


*DIA INONA NO NAVALIN'NY OLONA TAMIN'IO OE VILLE MORTE IO ???


*11:30 - En ville, les marchés sont ouverts, les gens vaquent à leurs activités quotidiennes. les supermarchés sont ouverts.

*10:00 - Beaucoup de voitures circulent et les transports en commun fonctionnent.

*12:30 - Grosse affluence à Mahamasina malgré une pluie battante, tribunes et gradins remplis. Beaucoup de monde continue à se diriger vers Anosy. Un important service d’ordre autour du stade.


FA INONA ALOHA NY PAIKA ATAO MBA TSY HIVOAHAN'NY OLONA ?


*[11:00 - Rolly Mercia du quotidien La Vérité aurait déclaré sur la radio Viva que les artistes qui se produiront à Mahamasina pour la contre manifestation pacifique, pourraient avoir des répercussions sur leur carrière professionnelle. L’animatrice de Viva aurait aussitôt donné une liste de noms d’artistes censés se produire à Mahamasina.

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49928f303d977

KA INONA NO ATAO OE VILLE MORTE RY TGVISTES ?????

2. Noue ( 11/02/2009 13:45)
NA DIA AVY BE AZA NY ORANA , ALEO NY TANTARA NO HITSARA !!!

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img212.imageshack.us/img212/3949/stademada432mw0.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img212/stademada432mw0.jpg/1/][IMG]http://img212.imageshack.us/img212/stademada432mw0.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
3. xxx ( 11/02/2009 13:57)
Marina mitsy zan e.
Ville morte oe nefa ny VIVA ny INJET miasa daôlo.miertreret ry vaôka f nareo iany ane n atôn ts miasa s ts maaz karama eo nefa n biznany mande iany atsy ambadika.
Tsy aleo miasa, zay iany n solution mba iverenan filaminana.miasa de mverin @normal n fiainan.tsis makeny @13mei,d ny eny mamasina @ora ts fiasana iany
Mlay kosa zan pro zan an:mias @8 katr@12 d mande eny mamasina d aveo mverna miasa.maromaro ny ôtrnle adroan ren f zay mzto fôna oeny e.na orana latsaka na inona
4. Noue ( 11/02/2009 13:58)
15H17 : La foule commence a se disperser dans le calme

tsisy nandromba , tsisy nandoro =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
5. Oay ( 11/02/2009 13:59)
Noue:

NA DIA AVY BE AZA NY ORANA , ALEO NY TANTARA NO HITSARA !!!




Ka vao manomboka ny mach ry Noue a! rapitso zao d tsy antonona indray i Imahamasina ny artiste aza zao d nanamafy fa manomboka rapitso d gratuite ny préstation ndry zareo eo Imahamasina d ny mpitatitra kou efa nilaza fa gratuit ny frais ho an'izay te ho aty Antananarivo ny olana kely d tsy ampy ny trano fandriana lafo loatra Carlton eny fa efa niteny ihany alou ry zareo hoe afaka manome chambre satria tsy misy ny touristes é! D ny eny @ 13 mai kou moa d mitohy i Sareraka efa gratuit d inn ny vao² manerana ny tany d ampy.
Efa nandeha koa izao ny tsaho fa fantome daholo hono ny oul nifidy an'i Ngahy Rajoelina satria raha ireny oul nameno ny stade n'i Imahamasina ireny d nahagaga ihany hoe ahoana ny nahalany an'ilay kely iny ho maire.
Ho anay moa ry noue tsy hoe fitia te hi-nouer fa zara-nay aza io délier fa d manomboka rapitso d miandry izahay hoe iza ndray ny mahery iza no be oul.Fa mafy alou io zandry kley io sahy manao amin'i beronono tiam-bahoaka.
6. andrywui ( 11/02/2009 14:06)
Oay !! manaova kaonty oa ry vendrana fa zany olona 50.000 zany de 4% amin'ny vahoaka eto Iarivo zany !! satria 5.000.000 ny mponina eto Iarivo !! ny an'ny TGV ane 1.000.000 no manatrika e!! voambotavo ireo raha tianao ho fantatra !! sady nofaizin'Andriamanitra tamle ranonorambatravatra be !!!
7. tsinjo ( 11/02/2009 14:15)
o ry ANDRYWUI akamanareo ve de ataonareo vendrana e i OAY nge ka namanla e ,hahahaha toa very ela zany fa na ny namana aza de tifirina ,tena efa fanina mitsy nge ela zany e hihihihihihii
8. xxx ( 11/02/2009 14:25)
oadray ,azafady ra OAY ,tsa noheveriko ny anaran'la no nosoratany :?
9. Oay ( 11/02/2009 14:32)
tsinjo:

o ry ANDRYWUI akamanareo ve de ataonareo vendrana e i OAY nge ka namanla e ,hahahaha toa very ela zany fa na ny namana aza de tifirina ,tena efa fanina mitsy nge ela zany e hihihihihihii


Tsinjo ary nareo izany ve tsy mahatsinjo é, Oay dia namanareo retraretra satria i Oay d malahelo ny tanindrazany. ary i Andrywui tsy mamely an'i Oay fa manazava izy hoe no-gonflena ilay chiffres.Fa Oay kosa alou d niaran'ny tsindry azo lena n'ity fanjakana ity ny fianankaviany, fa kely aina i Oay d mipetraka. i Oay tsy mankeny @ 13 mai ary tsy mitarika anareo ho eny fa midera an'i Ngahy Andry Rajoelina izy sahy miady @ Marc be ronono sy tiam-bahoka ka lany foana refa misy fifidiana d mahavory vahoaka antapitrisany fona refa mamory vahoaka ary ny vahoaka d tonga na d efa matin'ny hanoanana aza ary tsy miandry karamaina ny artiste fa tonga d mirotsaka antsitra-po hanohana ny filou d jereo anie rapitso fa hangoropotsy i Imahamasina é satria i Babaiky efa nilaza fa ny namana artiste rehetra d ho avy ary araka ny henoko izao d nosakanana hono ny Mahaleo Zokiny fa hoe tsy ampy ny fotoana fa d aleo ny Mahaleo zandriny no halefa fa ho avy ry zalahy ka
10. andrywui ( 11/02/2009 14:39)
Oay aza mody manao saka manafi-koho eo fa tsy hitako anga nyhevitrelah ery ambanimbany ary io??? anisan'ny demony koa elah fa aza mody migorera eo lety fa hitroatra tampoka avy eo !! anga tsy hitako io hevitria*elah atsy io !! nga misy paiso eto !! ka amidy fa Ravalo iringiriny elah fa mandevitay antsalaka !!
11. tsinjo ( 11/02/2009 14:45)
ANDRYWUI :-D :-D :-D :-D :-D ela lets aza de apme a marina e efa tratra alou de tratra ,ny namana avy tony ka tifirina mafy ery ,aiza mo ka vonjena doly ny sujet retra ato ka aiza no tsy fanina ny farany :-D :-D :-D :-D :-D
12. Noue ( 11/02/2009 14:46)
mifanaraha ianareo ao eeee ! ianareo aza tsy mahay mifanaraka akory =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. Oay ( 11/02/2009 14:52)
andrywui:

Oay aza mody manao saka manafi-koho eo fa tsy hitako anga nyhevitrelah ery ambanimbany ary io??? anisan'ny demony koa elah fa aza mody migorera eo lety fa hitroatra tampoka avy eo !! anga tsy hitako io hevitria*elah atsy io !! nga misy paiso eto !! ka amidy fa Ravalo iringiriny elah fa mandevitay antsalaka !!




Aoka letsy ry andrywui fa tsoriko amin ela fa raha mba nanana ny hery ananan'i ngahy Rajoelina za d efa ela no nanao toa io ataon'i lery io ary jereo ny zavatra nolazaiko fa d midera an'i Andry za. fa zao kosa alou an za tsy mahatoky hoe hanao zavatra milay be lery refa tonga eo an!
14. yvonKEL ( 11/02/2009 14:52)
Andrywui
ela tly tena efa lany morsa aaa ary manao resaka aller retour .Raha cd de efa nisoty ary ra k7 d'efa nangorona.Mitadiava ndray gazety de la grande ile de adikao eto .Tsy manana personnalité ela
15. Noue ( 11/02/2009 14:52)
15H17 : La foule commence a se disperser dans le calme


TSISY NANDROMBA , TSISY NANDORO , dans le CALME !!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
16. tsiafoi1 ( 11/02/2009 14:52)
FAHENDRANA LALINA tokoa!
Fa TSY KANOSA NY FILOHA,
Hainy ny nanaja tena,
Fa FILOHAM-PIRENENA!

FILOHAn'ireo Mpankato,
FILOHAn'ireo Mpikomy koa,
Tsy mpandranitra adim-poko
Na mpanindraindra foko,
Tsy mpiandany atsy sy aroa,
TENA HENDRY zany raha FILOHA!


17. andrywui ( 11/02/2009 14:54)
marenina elah ry le tsinjo fa tsiparifary otranlah iany io a!! jereonlah aza atsy ambany atsy ra tsy mamotsipotsitra sy mande vorimbava mitsy lery manaratsy TGV fa fika be io !!!
18. Noue ( 11/02/2009 14:58)
"tsiafoi1":
FAHENDRANA LALINA tokoa!
Fa TSY KANOSA NY FILOHA,
Hainy ny nanaja tena,
Fa FILOHAM-PIRENENA!

FILOHAn'ireo Mpankato,
FILOHAn'ireo Mpikomy koa,
Tsy mpandranitra adim-poko
Na mpanindraindra foko,
Tsy mpiandany atsy sy aroa,
TENA HENDRY zany raha FILOHA!


ka izay no maha-filoha azy eee !!

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
19. andrywui ( 11/02/2009 15:03)
zay no maha filoha azy !! heveriny fa TGV daholo angamb ny nanatrik tao fa tsa nis bleu,vert de natahorany hatram TIM !! nefa ane de TIM ihany reo tao ire fa de le saina mits no efa matahotr ny ratsy vita de tsa sahy nakeny !! mahina ny mpanao ratsy ,de nanao vorondolo matahotra andro tany zay !!
20. Noue ( 11/02/2009 15:26)
17:30 - Avant de se disperser, la foule a scandé à plusieurs reprises « Arrêtez TGV, Arrêtez TGV ! ».
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082