Tsy mba menatra ve ??? Ville morte, stade plein
21. Noue
(
11/02/2009 15:29)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/1664/mahamasinapinned110209cs3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img15/mahamasinapinned110209cs3.jpg/1/][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/mahamasinapinned110209cs3.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img15/mahamasinapinned110209cs3.jpg/1/][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/mahamasinapinned110209cs3.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
22. andrywui
(
11/02/2009 15:30)
Noue mpandainga !!! miteniteny foana ze azon'ny vavany any !! tsy menatra !!
alefaso eo ary ho hita zany !! haingana !! haingana hoa !!
alefaso eo ary ho hita zany !! haingana !! haingana hoa !!
23. Noue
(
11/02/2009 15:33)
io ary eeeeeeeeee
17:30 - Avant de se disperser, la foule a scandé à plusieurs reprises « Arrêtez TGV, Arrêtez TGV ! ».
http://www.topmada.com/
17:30 - Avant de se disperser, la foule a scandé à plusieurs reprises « Arrêtez TGV, Arrêtez TGV ! ».
http://www.topmada.com/
24. andrywui
(
11/02/2009 15:40)
ze sary votany kely tsy miteny io ve no mba porofo entinlah eto ry le dondrona ty a!! inona zao no zavatra tenenio ra8iste manao tee shirt io?? sa hamoroporona eo ndray lety !!!
25. Noue
(
11/02/2009 15:47)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ny azy zao dia hoe :D dia ampy ka tsy handoro tsy handrava na handromba eee
ny azy zao dia hoe :D dia ampy ka tsy handoro tsy handrava na handromba eee
26. Noue
(
11/02/2009 15:49)
andrywui:jereo anie ity didy jadona ataonao eee
Noue mpandainga !!! miteniteny foana ze azon'ny vavany any !! tsy menatra !!
alefaso eo ary ho hita zany !! haingana !! haingana hoa !!
27. andrywui
(
11/02/2009 15:50)
sary mandainga votany kely tsy mapte hijery akor ny anlah fa fandrebirebena vahoak fotsiny !! mba te hamoak vao2 nefa tsy maripototr akor !!! Noue Rainiketaka kely !
28. Noue
(
11/02/2009 16:05)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ireo aza ilay izy koooo ! nga io azo hafenina kosa eee ??? :-D :-D :-D :-D
30. Oay
(
11/02/2009 16:20)
andrywui:
marenina elah ry le tsinjo fa tsiparifary otranlah iany io a!! jereonlah aza atsy ambany atsy ra tsy mamotsipotsitra sy mande vorimbava mitsy lery manaratsy TGV fa fika be io !!!
iza lety ry andrywui ilay manaratsy an'i TGV, olona mbola tsy nitondra ve letsy d hoharatsiana sa misy mahita volana aloan'ny biby eto, fa elah alou ry andrywui d mampatahotra satria toa mitady hanao ny fanaon'i TIM a, tandremo ralahy a, za d mbola averiko fa mafy i Andry satria sahy miady @ beronono fa za kosa alou tsy mandeha eny @ 13 mai tahaka ny tsy nanarahako an'i Marc no tsy hanarahako an'i Andry.
Ny mahafinaritra ana alou d tsoriko fa mba hiova ny eto an-tanana satria nisy an'i Andry Rajoelina nahasahy nifanohitra amindry be ronono (Ravalomanana io be ronono io ry andrywui an Andry oui ,Ravalo non hihihi... fa ho an'i Oay d miandry ny rapitso izy ka manao hoe iza no mahery Imahamasina sa 13 mai, fa misaotra an'i Andry Rajoelina i Oay satria nahasahy nanohitra an'i be ronono i zandry kely (avec tout le respect que je lui dois. il est mon cadet [il=Sir Andry Rajoelina an!)
31. ifiona
(
11/02/2009 16:24)
mapme be mitsy andrywui reveko be hahahahaha :lol:
weeeeeeeeeeeeee tsara kosa zany rehefa nilamina ny manifestation, tsy nisy nandroba tsy nisy nandoro.
weeeeeeeeeeeeee tsara kosa zany rehefa nilamina ny manifestation, tsy nisy nandroba tsy nisy nandoro.
32. andrywui
(
11/02/2009 16:46)
tena raha olona elah ry OAY de mampatahotra ahy ny minamana amlah fa tena ra miaraka amlah eny andalana ah sady mitoriteny amiko elah de otran'ny oe hanindrona antsy ahy tampoka zany foana elah !! tsy azoko antoka fa misy hevitra navoakanlah hafahafa ao ambanimbany ao ka!!! an an an tsiparifary ihany elah kah !! tsary mahatokitoky aho letsy !! hafahafa izy zany !! manafikoho elah !! mitady porofo tsara aho fa ny teninlah aza mikofonofono be mapatahoatra ahy
34. zandikely
(
11/02/2009 17:24)
J'aimerais organiser un ressemblement contre RAVALOMANANA et ANDRY RAJOELINA probablèment à Anjontsombe. Je suis sûr et certain que j'aurai au moins 2. 000 000 de tananariviens.
Ceux qui étaient présents à Mahamasina et à la place de l'indépendance ne seront pas admis.
`
À ce moment là, je veux montrer à ces deux assassins e(RAVALOMANANA -ANDRY) et à leurs fanatiques qu'ils ont tous tort. Il faut qu'ils retournent à LA RAISON ABSOLUE et à ceux qui sont précieux aux Malgaches, le FIHAVANANA, LE RESPECT, L'ÉCOUTE.
MAIS CE N'ÉTAIT QU'UN RÊVE!

35. andrywui
(
11/02/2009 17:30)
elah ane ry Noue tonga de fantatro zao oe adva zany !! fa lery tena misy kozy mikifonofono be zany lery e!! otrn hoe hamely tampoka zany le ngama
36. Noue
(
11/02/2009 17:55)
zandikely:
J'aimerais organiser un ressemblement contre RAVALOMANANA et ANDRY RAJOELINA probablèment à Anjontsombe. Je suis sûr et certain que j'aurai au moins 2. 000 000 de tananariviens.
Ceux qui étaient présents à Mahamasina et à la place de l'indépendance ne seront pas admis.
`
À ce moment là, je veux montrer à ces deux assassins e(RAVALOMANANA -ANDRY) et à leurs fanatiques qu'ils ont tous tort. Il faut qu'ils retournent à LA RAISON ABSOLUE et à ceux qui sont précieux aux Malgaches, le FIHAVANANA, LE RESPECT, L'ÉCOUTE.
MAIS CE N'ÉTAIT QU'UN RÊVE!
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img19.imageshack.us/img19/4655/p0340e55ecyg5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/7023/ra8andry02zh2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img8/ra8andry02zh2.jpg/1/][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/ra8andry02zh2.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
rêve sa réalité ? iza moa no nahalala fa fihinana ny valala ??
37. Oay
(
11/02/2009 18:27)
Tena navokan'i Noue avy any ny sary klé ka ho-délier ihany zany ty tantara ity
_Ary i Andry tonga d mijery tsara an'i Marc fa i Marc toa ohatrany miala pas klé.
_Ahoana izao tsy maintsy ny fanisana ny vahoaka tonga eny Imahamasina sy 13 mai ihany vao vovaha ity klé. Tongava tongava é!

39. Andribe
(
11/02/2009 20:33)
ary kay reto samy manafintay antsalaka omeo ronono io bboaikely io ra 8 aaaaa :^) :^) :^) :^) :^) :^)
40. Noue
(
11/02/2009 20:35)
grave koa aloha ilay endrika @ sary eeee ! franchement !! fa tena nahavita zavatra lery aaaa !! mody hitsikiana kely aloha fa ao ambadika tena zavatra hafa eeee :evil: :evil: :evil: