tiripy

61. simplex ( 11/02/2009 13:00)

eny wa,
matsiro be tokotrany o
mba hasao zahay na dia hoe ny fofony fotsiny aza

;-)
62. heidi ( 11/02/2009 17:48)
draisss aza matahotra fa hasaiko tsara mitsy sady zà manana tripy efa ho firy kilao ao! :P
63. pseudo38 ( 16/06/2009 16:12)
Sali,
Tapaka leitsy ny tsinaiko @ mail nalefan'ialahy. Asa, fa hoy aho hoe :"Mao ve ialahy efa namelona afo kitay na charbon ?"
Ny tripes leitsy mila fikarakarana fa tsy vita ohatra izao fotsiny ary mila fandrahona ela dia ela (surtout si tu n'as pas de cocotte mn).
Avec une cocotte min, il faudrait compter au moins 1H de cuisson et encore.
Hoy ilay pseudo38 anankiray, ny vorovoro-kena mainty no tena tsara. Saingy na any M/car dia tsy ahitana intsony depuis le mise en place du nouvel abattoir municipal.
Aiza leitsy ny tsiron'ny hena kisoa t@ ny fotoanan'ny abattoir teny Anosipatrana ?
Ny ravin-toto sy hena kisoa t@ izany fotoana tsy misy fifandraisana @ ny ravin-toto @ izao fotoana izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2157