tiripy

21. simplex ( 08/02/2009 21:21)

recettes fandrahoana laisoa ve?
tetehana dia ampangotrahina dia atao @ pasoara
dia asiana mayonezy dia vita ;-)

mety ho sitrana ny kiboko zany an :P
22. mirianah ( 08/02/2009 21:26)
simplex & heidi :-D :-D :-D :-D
23. simplex ( 08/02/2009 21:30)
:D :D
tena areti-mandoze nge izy ity retsy eee
marina moa
24. heidi ( 08/02/2009 21:31)
20. Mpandefa : simplex [ Valio ] 08-02-2009 22:21:54
Lohateny : Re : tiripy

recettes fandrahoana laisoa ve?
tetehana dia ampangotrahina dia atao @ pasoara
dia asiana mayonezy dia vita

mety ho sitrana ny kiboko zany an


io laisoa io no mampandeha ny tripy be laninao namparary ny kibonao fa ny re-7 nanaovanao ny tripy no antaniko :°)

mirianah ka marina izany :-D
25. mirianah ( 08/02/2009 21:35)
... :lol: fa io lazain i heidi io ve tsy mampivalana ??? :-D vao mé marary kibo ? :-D :-D , safosafoyy fotsiny namaaa de vita a :-D :-D :°)
26. mirianah ( 08/02/2009 21:37)
:-D :-D :-D heidi , hevitra iany koa aloha zay e, amzay lasa doly lé tripe périmé tao anaty kibo :°) :°)
27. simplex ( 08/02/2009 21:38)

hay ve ee
zany hoe ny nataoko t@ ilay tripy izany nohaniko ilay izy e... dia rehefa niteny enao hoe mankarary kibo io dia tsy ninana tsony ah... dia hoe tokony misotro laisoa ... dia efa metimety ny kiboko izao :P

misaotra betsaka @ fanampiana ^:^
28. simplex ( 08/02/2009 21:40)

mirianah,
ahoana tsara ilay safosafoina teo oooo
mbola tsy sitrana tsara manko ilay
sao dia misy tsy afaka tsara
aleo mailo kle :)
29. mirianah ( 08/02/2009 21:43)
simplex:


mirianah,
ahoana tsara ilay safosafoina teo oooo
mbola tsy sitrana tsara manko ilay
sao dia misy tsy afaka tsara
aleo mailo kle :)



:-D :-D :-D safosafoina kouuu , :-P :-P tsy mahay manao kisarisary zah fa miala tsiny 8) :-P :°) :°)
30. heidi ( 08/02/2009 21:45)
24. Mpandefa : mirianah [ Valio ] 08-02-2009 22:35:29
Lohateny : Re : tiripy
... fa io lazain i heidi io ve tsy mampivalana ??? vao mé marary kibo ? , safosafoyy fotsiny namaaa de vita a

mampivalana be io rapidos be ka! ka oe marary b hono ny kibon'i simp tam fihinanana ilay tripy enjana be de hoy aho hoe raha tiana hoe hivoaka haingana ilay izy mamparakibo iny de io no solution :-D :-D
31. heidi ( 08/02/2009 21:46)
26. Mpandefa : simplex [ Valio ] 08-02-2009 22:38:27
Lohateny : Re : tiripy

hay ve ee
zany hoe ny nataoko t@ ilay tripy izany nohaniko ilay izy e... dia rehefa niteny enao hoe mankarary kibo io dia tsy ninana tsony ah... dia hoe tokony misotro laisoa ... dia efa metimety ny kiboko izao

misaotra betsaka @ fanampiana
:-D :-D :-D :-D ary nde maka aina matoritory aloha mampody aina kely :-D
32. simplex ( 08/02/2009 21:48)

tonga dia atao pratika izany sa ahoana? :P
33. mirianah ( 08/02/2009 21:49)
heidi, sao dé maninn maninn ao ny zanak 'ol ??? :roll: raharaha be eo oe i heidi no nanoro ahy, hihihi :-D :-D
34. heidi ( 08/02/2009 21:52)
misotro fa atao tsikelikely ka! :wink:
35. simplex ( 08/02/2009 21:52)

heidi,
ie
ande haka aina tokoa
sendra izay kibo kely aina koa
soa fa nisy anao mahay mitsabo
A/tra anie hitahy anao sy izay tsaboinao :) :P
36. heidi ( 08/02/2009 21:54)
:wink: :-D lazao aho rapitso hoe nanao ahoana fa raha mbola mikorotana de mihinana sokola ndray aloha sao mitsoritika be loatra :-D
nà hatory kely radoko aloha fa alina be ny anjo :-D
37. mirianah ( 08/02/2009 21:54)
simplex:


tonga dia atao pratika izany sa ahoana? :P



:^) :^) inn njay zany atao pratika zany zao ???? :°) :°)
38. simplex ( 08/02/2009 21:57)


:-D :-D :-D
nda hatory tokotrany ah ry zalah fa mbola kandra radem a
misaotra nitafatafa

efa lany le tripy aloha na dia mbola tys masaka tsara aza...

rampitso indray mitady aretina
mety ho faty andrano... miomana @ bosy a bosy :°) :roll: :P ;-)

bonne nuit nareo 2,

;-)
39. booboo ( 09/02/2009 18:16)
ouz-ko hoe inona zany motika bosy a bosy ( bôsy a bôsy namakiako azy ) hay kay bosy a bosy :-D :-D :-D :-D :-D
mampihomehy be mamaky ny raha soratanareo 3 :-D
40. simplex ( 09/02/2009 19:05)
:-D :-D :-D
otr'izao ilay dessin: :* :*

sali sali an

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1578