tiripy
41. mirianah
(
09/02/2009 19:10)
simplex:
:-D :-D :-D
otr'izao ilay dessin: :* :*
sali sali an
;-)
sali sali ,
:-D :-D :-D f'angah tsy resaka tripy njay izy teo e :-P , toa lasa kisarisarina bosa bosa :-D :-D :°)
43. mirianah
(
09/02/2009 19:17)
:roll: inn njay zany bôsy a bôsy klé ??? :^) trafo kena ve zany ? :°)
44. heidi
(
09/02/2009 19:18)
ka nanao ahoana tokotrany aloha ilay kibo tao ry simp ah!
fangah mbola tsy de ao no mila bosy à bosy fa oe mihinana sokola ndray :-D :-D
fangah mbola tsy de ao no mila bosy à bosy fa oe mihinana sokola ndray :-D :-D
45. heidi
(
09/02/2009 19:20)
42. Mpandefa : mirianah [ Valio ] 09-02-2009 20:17:29
Lohateny : Re : tiripy
inn njay zany bôsy a bôsy klé ??? trafo kena ve zany ?
bouche à bouche fa mbola mambosibosika ilay tripy foana izy angamba de lasa bôsy à bôsy :-D
46. simplex
(
09/02/2009 19:23)
mirianah,
tsy haiko fa otran'ny zavatra mibotsimbontsina izany ny fanenony :P
heidi,
efa sitrana ny kibo ka
sokola sisa no tsy ampy :)
in kay zany bouche a bouche :P
47. mirianah
(
09/02/2009 19:29)
heidi, hahaha feno lotra lé vava fa mafy beuuu lé tripy de mibotsimbotsina ao am bava :-D :-D :-D
simplex, bouche à bouche azoko tsar fa saingy tsy mahay kisarisary ny aty :-D :-D sady mibontsimbotsina no manenoneno :°) , otrany rahrah iany zany rah eritreretina an !! :D
simplex, bouche à bouche azoko tsar fa saingy tsy mahay kisarisary ny aty :-D :-D sady mibontsimbotsina no manenoneno :°) , otrany rahrah iany zany rah eritreretina an !! :D
49. heidi
(
09/02/2009 19:35)
ny aza kendany fotsiny fa gravy raha kenda ho bôsy à bôsy ihany no anarany
simp: famelomana ny dikan'io e! :-D
simp: famelomana ny dikan'io e! :-D
50. mirianah
(
09/02/2009 19:38)
simplex, ko tsy mandé misakafo aza rah noana e! :lol:
heidi, nga akia misy maty no oe famelonana ny dikan 'io 8O :-D :-D
heidi, nga akia misy maty no oe famelonana ny dikan 'io 8O :-D :-D
52. heidi
(
09/02/2009 19:51)
49. Mpandefa : mirianah [ Valio ] 09-02-2009 20:38:06
Lohateny : Re : tiripy
heidi, nga akia misy maty no oe famelonana ny dikan 'io
NON TSY MAHATSIARO tena fa kenda ka! de velomina kely am bôsy à bôsy alou! :-D
simp: zà miadana be misakafo tsy ho kenda mitsy kanou :°) i mirianah no tsy haiko :-D
53. mirianah
(
09/02/2009 20:05)
sempotra dé vonjena zany :-D :-D , zah miadana misakafo koa ka, sady kely tenda :°)
54. mirianah
(
09/02/2009 20:08)
simplex:
:-D :-D
ho velomin'i mirianah ve i heidi ra maty?
fitiava-namana =))
:lol: :lol: tena vonjeko izy ka , fitiava namana marina, tsy mijery namana ho faty zany k :°)
56. heidi
(
10/02/2009 18:22)
tripy mbola ao tsara aloha ny ahy e!
ary inona no sôgany androany??? ny ahy sosisy sy tsaramaso
ary inona no sôgany androany??? ny ahy sosisy sy tsaramaso
58. mirianah
(
11/02/2009 09:58)
simplex:
dia tsisy maty indray zany nareo 2
sao dia tsy tripy perimE aza no andrahoin'lisany? :-w
sali sali njay aza e!!! :-*
atao inn mou zany tripy perimé zany , tsy aleo frais iany , fraicheurrrr oblige , efa tripy iany kou vao mé maaimboo beuu eo rah périmé :-D :-D :-D
lany tripy de tsy nahasoratra tsouny zah =)) =))
59. heidi
(
11/02/2009 10:45)
56. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-02-2009 00:43:15
Lohateny : Re : tiripy
Manimanina zava-davalava sy boribory indray ikalakely ity
de in no boribory alzany ry ika! ny tsaramaso anie ka lavalava kely e! :-D
vanjobory angaha ka boribory fa tena voky be tsy nahazàka kibo zà lol miaraka am sakay, fa tsy narary kibo alou e! :-P
marinah:; ka ny ahy izao efa lea no novidina fa notehiriziko ao anaty congélatera ao fa miandry tsaramaso maina.... :-P
60. mirianah
(
11/02/2009 12:23)
heidi, tripy lena congelé miandry tsaramaso maina , hummm mifameno tsara zany ka ;-) :-P