ROSSY

1. MANAKASINA ( 03/02/2009 16:58)
Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony tsy handany vola amin'izany r aha tena tia ani madagasikara , fa ny fanarenana ny tvm sy rnm no tokony hataony raha tena tia tanindrazana ry zareo
2. salopard ( 03/02/2009 17:06)
3. Noue ( 03/02/2009 17:27)
MANAKASINA:

Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony tsy handany vola amin'izany r aha tena tia ani madagasikara , fa ny fanarenana ny tvm sy rnm no tokony hataony raha tena tia tanindrazana ry zareo
inona moa no hivakian'ny olona loha @ zay rossiny any eee ??? fa nga dia biby be mampatahotra hono izy io no io indray no fika lazaina ee ??? tsy mba misy fisainana mahintsiny tsssss


4. MANAKASINA ( 03/02/2009 17:33)
ka tairina amin'ny fampisehony rossy ny olona de tonga maro ety @ 13mei
5. Noue ( 03/02/2009 17:46)
t@ voalohany aloha oe ratsiraka aaa oeee !!!! ho avy hono lery ee! avieo dia tsy nahomby zany dia zao indray oe rossy !! fa inona moa no hivakian'ny olona hatidoha @ zay rossiny any eee ????? fa iza moa i rossy no hampatahorana ny vahoaka tahakzao eee ??? iny aza efa notorahan'olona vato hatraiza zay nalehany ko mbola rossy aaa rossyy tsssssss
6. xxx ( 03/02/2009 18:17)
ianao io mihitsy zao no tokony ho torahina am vato fa miteniteny fôna! 8)
7. ainaheri ( 03/02/2009 19:54)
Noue:
fa iza moa i rossy no hampatahorana ny vahoaka tahakzao eee ??? iny aza efa notorahan'olona vato hatraiza zay nalehany ko mbola rossy aaa rossyy tsssssss


Aza atao ampahatezerana refa mamaly,jereo anie ny fomba famalinao ee,iza mou niteny oe atao hampatahorana rossy?, Inn mou ny asan'ni rossy?(Mpanakanto) Noho izany hira no ataony eny fa tsy anao kabary ndray oe ho lasa praiminisitra lol...........Ary taiza kay izy voatoraka vato zany??

Tsoriko fa tsy ankasitrahako ny fandrombam-pahefana nataon'i Andry,fa saingy kosa tiako ny nanomezana lesona andra8 !!
8. Noue ( 03/02/2009 19:58)
ahoana aza zany eee ??? resaka politika , resaka fanonganam-mpitondrana anie no nataony eee ! ka lazao aza oe inona no hidiran'i rossy @ zany ee ????
9. xxx ( 03/02/2009 22:42)
io lazainy MANAKASINA io no marina , mba hakana ny b sy ny maro ho tonga eny @ place 13 mai fa tsy atao hampitahorana vahoaka izany , nga izy io biby na inn ??? 8O
10. bonbongasy ( 03/02/2009 23:31)
c'est clair maintenant : ce sont tous ces malagasy naturalisés français (y compris Andry, Rossy, Ratsiraka...) qui s'agitent pour ce mouvement, les pantins des néo-colonialistes capitalistes, ces pays développés comme la France! la preuve? on passe devant l'assemblé français, et puis quoi encore?
laissez nous (Madagascar) tranquille...
11. xxx ( 03/02/2009 23:42)
bonbongasy:

c'est clair maintenant : ce sont tous ces malagasy naturalisés français (y compris Andry, Rossy, Ratsiraka...) qui s'agitent pour ce mouvement, les pantins des néo-colonialistes capitalistes, ces pays développés comme la France! la preuve? on passe devant l'assemblé français, et puis quoi encore?
laissez nous (Madagascar) tranquille...



eh ben dis donc !!! tu es sur de c que tu dis , et puis d'abord pourquoi tu ne t'exprimes pas en malgache, efa bonbongasy ihany .... tsy aleo natao hoe carambar na dragibus :-D :-D raha izany ?
12. xxx ( 04/02/2009 00:22)
Irosikely teo ambonin'imahamasina vé ?Tsisy fotiny ireny .Anontanio azy ra bayard dé ho tsapany ny ny @ tenany .
13. xxx ( 04/02/2009 00:43)
Tsy ilainay intsony mandrakizay izany vondron'olona mampilentika ny anjara-masoandronay izany, ary ampahafantaronao ilay nampita hafatra azy ireo , fa raha ny fiandrianam-pirenena tsy ho mendrika na oviana na oviana ho an' ny olona nivoaka avy @ haizina sy ny halotoan'izao tontolo izao .Ho anao mpiroy manokana ,tsiahivo manokana ny tantara tsy hahavery ny fanahinao . :{ :{
14. xxx ( 04/02/2009 00:58)
Ndana mahazo any ny andevon'androrossy é :evil:
15. ndenn ( 04/02/2009 01:09)
MANAKASINA:

Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony tsy handany vola amin'izany r aha tena tia ani madagasikara , fa ny fanarenana ny tvm sy rnm no tokony hataony raha tena tia tanindrazana ry zareo


Nao manakasina ao olondraty nao eto oi tsa mana pitia tsa misy saigna ,da olo jiaby amy no mavandy ka raha mendriky ,mavandy ano ,mavandy ndrakizay doria ,voaozon ,tsa mendriky abanao ,babanao ,mavandy ano ralaheh ,veloma !
:twisted: :twisted:
16. ndenn ( 04/02/2009 01:15)
marina ny anao rahalahy Kija Ambrois , liberté d'expression oblige ,on laisse s'exprimer les copains :{
17. Andribe ( 04/02/2009 01:25)
O ra ndenn fa ahoana no dia apriatanao ohatr'izao kosa ary ra Kija é ,zanaka filohan'antenimieram-pirenena anie ireny t@ andron-drafilibera é.
18. ndenn ( 04/02/2009 01:44)
Tsy any ny contenue an'ilay situation fa ny @ rivalités artistiques oubliées .Mahatsapa tena ry lehirony fa natao an-kilabao t@ ny lafiny ara-kira dia mba mampiseho fa mba manana ny maha artista azy ihany koa .Dé mandreoaka sy mitrosona , @ izay angamba hitan'ny mpokona . :lol:
19. ravatorano ( 04/02/2009 05:23)
raha o tonga eo aminny 13 mai marina v i rossy ouz nareo d tsy hanao fandrangitana sy fihetsika politika ankoatran'ny hira izay vazony eo !
iza no mbola tsy mahalala an'izany ! d hitarina indray ny tokony efa halamina !
tsy hai tsony izay hanome lesona eto amin'tiy firenena ity fa toa resaka samy manao izay saim-patany sisa no atao eto.


:wink:
20. Noue ( 04/02/2009 06:57)
"ravatorano":
raha o tonga eo aminny 13 mai marina v i rossy ouz nareo d tsy hanao fandrangitana sy fihetsika politika ankoatran'ny hira izay vazony eo !
iza no mbola tsy mahalala an'izany ! d hitarina indray ny tokony efa halamina !
izay indrindra manko eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489